Smam 0 Posté(e) le 27 avril 2010 Nanohy le resaky rimorimo aho, de manao ty proposition de recap isaky ny jeudi ty, ahoana ny hevitrareo? Inona ny fanatsarana? Raha OK de M.le Manager zany no micoatch antsikaRallye--Type--Coefficient--Classe/Groupe--PilotesChill out--Gravel--4--Groupe+Classe--XXX Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 27 avril 2010 smam a écrit:Nanohy le resaky rimorimo aho, de manao ty proposition de recap isaky ny jeudi ty, ahoana ny hevitrareo? Inona ny fanatsarana? Raha OK de M.le Manager zany no micoatch antsikaRallye--Type--Coefficient--Classe/Groupe--PilotesChill out--Gravel--4--Groupe+Classe--XXXNy tena tsara tonga de i Manager no mametraka isak'herinandro satria lany fotoana eto hanontany izay pilote conncerné. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 28 avril 2010 aleo isakin'ny début de semaine samy mandefa ny rallye tiany hatao dia raha misy tokony ovaina dia anjaran'ny manager manova azy avant vendredi,sinon aleo aza tonga dia rallye sur 2 na 3 semaine no resahina satria misy bandy ex:Hajax manao rallye début de semaine en fonction ny asany @izay tsy excuser intsony hoe nanadino ny cocher cas sandbach cette semaine. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Proposition hafa indray ity: izay rallye b coeff indrindra @ semaine dia asiana bandy 4 hatrany. Raha miabana ny 1 dia mbola misy 3.Mila miinsiste koe isika @ tarmac fa ny team gasy tsis manao tarmac afatsy i beelaba, fablide, zos, d i zazamaditra (tsy régulier). Donc any koa isika no tokony hanao ny différence. Tsy maninona fa afaka manao tarmac ho stable izaho. Noriza ko tokony hanao anzay fa mila mandefa reglage 207 s2000 ela amzay atao mi tsara ny point!!! Raha resiko mo ela dia honneur hoan'ny RPR ihany!!!Profile Stable par défaut: -Gravel: smam, andrinoa, noriza, tweet, hajax, irina, rimorimo, alex w, ragra (4 par rallye)-Tarmac: noriza, rimorimo, irina, hajax.Raha fitinina izany dia tsy maintsy mi-cocher tarmac isankerinandro noriza rimorimo, irina, hajax.Tokony handramana d hohita ny résultat. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Proposition hafa indray ity: izay rallye b coeff indrindra @ semaine dia asiana bandy 4 hatrany. Raha miabana ny 1 dia mbola misy 3.Mila miinsiste koe isika @ tarmac fa ny team gasy tsis manao tarmac afatsy i beelaba, fablide, zos, d i zazamaditra (tsy régulier). Donc any koa isika no tokony hanao ny différence. Tsy maninona fa afaka manao tarmac ho stable izaho. Noriza ko tokony hanao anzay fa mila mandefa reglage 207 s2000 ela amzay atao mi tsara ny point!!! Raha resiko mo ela dia honneur hoan'ny RPR ihany!!!Profile Stable par défaut: -Gravel: smam, andrinoa, noriza, tweet, hajax, irina, rimorimo, alex w, ragra (4 par rallye)-Tarmac: noriza, rimorimo, irina, hajax.Raha fitinina izany dia tsy maintsy mi-cocher tarmac isankerinandro noriza rimorimo, irina, hajax.Tokony handramana d hohita ny résultat. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Tsara ny hevitra satria nisafidy aho tamin'ity semaine ty woé iza no rallye mbo ho ataoko pour lundi fotsiny satria go mission pour deux semaine indray radem.NORIZA moa niteny woe France cup atao nefany 5SS fotsiny ilay izy sady sarotra b no mahazo points stable amin'izany tarmac 5SS izany fotsiny.Donc mi-rejoindre ni hevitr'i Rimorimo ihany woe asiana bandy betsaka tsy maninona any amin'ilay sûr fa mizara points betsaka. WRC io resahiko io fa saiky mila mihady par classe fotsiny mbo hizarana ny point ao anatin'ny rallye iray. Oa : misy mi-courrir WRC (2 Pilotes), GRA (2 pilotes), GRN (2pilotes), 2RM (2 pilotes)...Asa ny hevitrareo... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Autres conseils pour tous :Mbo samia ry zalah mi-gérer ni pooints stables ny drivers isanisany aby a.Satria saody par malheur tsy haraka itsika ny attribution de points par rallye dia tsy hita ny erreurs mbo hafahana manao reclamations à temps....Valable io amin'ny points carrière sy stables.A+ daholo.PS : DJIAN MBOLA TSY NAHAMALY FOANA I ANTHONY MALGRE LE MP OMALY ALINA; Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 3 mai 2010 irina a écrit:Tsara ny hevitra satria nisafidy aho tamin'ity semaine ty woé iza no rallye mbo ho ataoko pour lundi fotsiny satria go mission pour deux semaine indray radem.NORIZA moa niteny woe France cup atao nefany 5SS fotsiny ilay izy sady sarotra b no mahazo points stable amin'izany tarmac 5SS izany fotsiny.Donc mi-rejoindre ni hevitr'i Rimorimo ihany woe asiana bandy betsaka tsy maninona any amin'ilay sûr fa mizara points betsaka. WRC io resahiko io fa saiky mila mihady par classe fotsiny mbo hizarana ny point ao anatin'ny rallye iray. Oa : misy mi-courrir WRC (2 Pilotes), GRA (2 pilotes), GRN (2pilotes), 2RM (2 pilotes)...Asa ny hevitrareo...Tandremo sao retired any @ mission any Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 3 mai 2010 Zaho aloha tena d'accord hoe aleo enjehina miaraka le rallye be coefficient sy hoe hatrany @ 30eme ny mahazo point, zany hoe ny WRC sy IRC. Avy eo moa zany ny France cup sy championshipDe ze mba somary mahavoa tarmac manenjika tarmac koa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 3 mai 2010 aleo iray @ ialaisainy 2 lahy(Smam na Rimorimo) na miaraka no manao ny coach interne satria Irina tsy eo matetika moa izaho koa tsy dia dispo loatra dia tonga dia tairo @ ity semaine ity pour préparation rallye semaine prochaine omeo proposition ny tsirairay,miandry izahay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 4 mai 2010 Salut daholoTena mila mii-assure isika fa miakatra be point teamSO6. IRC no stable-ko tam semaine teo iny. Mbola mila miezaka b le rallye tarmac . nahazo point kely ihany anefa. Ny am semaine 19 10/05-16/05 Rallye des Hautes Fagnes Championnat Belgique. Ny am ti semaine ty WRC nouvelle Zelande.Am samedi vo hiditra session fa hanainga raalina. Bonne route ho any zay manao nation’s cup. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 4 mai 2010 NORIZA a écrit:aleo iray @ ialaisainy 2 lahy(Smam na Rimorimo) na miaraka no manao ny coach interne satria Irina tsy eo matetika moa izaho koa tsy dia dispo loatra dia tonga dia tairo @ ity semaine ity pour préparation rallye semaine prochaine omeo proposition ny tsirairay,miandry izahayRaha afaka i Rimorimo de omeko an'ialahy ny familiana, sinon azoko atao raha toa kah... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 4 mai 2010 Proposition rapide be fotsiny ty ho an'ny semaine 19 mandra-piandry ny valitenin'i Rimorimo.Ahoana ny hevitrareo? Kely coefficient kely le gravel io fa raha misy mahasahy tarmac isika de milay be. zaho mianatra fa tsy mahay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 4 mai 2010 irina a écrit:Autres conseils pour tous :Mbo samia ry zalah mi-gérer ni pooints stables ny drivers isanisany aby a.Satria saody par malheur tsy haraka itsika ny attribution de points par rallye dia tsy hita ny erreurs mbo hafahana manao reclamations à temps....Valable io amin'ny points carrière sy stables.A+ daholo.PS : DJIAN MBOLA TSY NAHAMALY FOANA I ANTHONY MALGRE LE MP OMALY ALINA;EFa ao anaty team RPR i djian, aza adino lesy Djian ny micocher ny rallye hakana point @ stable isa-kerinandro a, ao @ http://x.rallyesim.com/profil_edit_stable_list.asp Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 6 mai 2010 smam a écrit:Proposition rapide be fotsiny ty ho an'ny semaine 19 mandra-piandry ny valitenin'i Rimorimo.Ahoana ny hevitrareo? Kely coefficient kely le gravel io fa raha misy mahasahy tarmac isika de milay be. zaho mianatra fa tsy mahayAhoana ny hevitry lisany fa tsisy namaly?Rimorimo ve vonona hicoatch? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 6 mai 2010 ny ana aleo italian lesy smam a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 6 mai 2010 ny ana aleo italian lesy smam a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 6 mai 2010 mety daholo izay atao ,mety amiko koa ny italian io raha tsisy proposition hafa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 7 mai 2010 Ty ary ny proposition momba ny calendrier semaine 19 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 7 mai 2010 tsy ampy iray ny ao am italian, nefa 5 ny ao am netherlands, mila avadika ny anankiray Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 7 mai 2010 Ka ny olana de bandy tsy mahasahy tarmac daholo ireo. Zaho aloha de mifona fa tena tsy mbola mahafehy tarmac mihitsy.Alex, Sandbach, Djian, Tween: raha misy 1 aminareo mahasahy tarmac de mba mivadiha ao @ Rally targa, mianagavy. Sinon, de aleo @zao e. De mba miady point kely eo isika aloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 8 mai 2010 eh za anie ry zalah ka any toulousy amin'ny week 19 e.WEEK 20 ny bandy vo eo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 16 mai 2010 Bravo à tous, nous étions 13ème à juste 3 points de notre poursuivant en début de semaine.Malheureusement, les évènements qui nous ont tous dépassés cette semaine, nous feront perdre quelques points.Sinon, juste un mot, les killers de chicken sont 17 ème, très près de nous.Parlons de stratégies efficaces...A vous... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 16 mai 2010 aleo a travers ny resultat rapitso no anaovana strategie e! fa mi assurer arrivee daholo alou ny tena priorite Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 17 mai 2010 mbola confirmeko ihany fa raha tonga arrivee daholo tsika = mampiditra point daholo d tafajanona eo alou an`ny So6 foana.En generale zao eo am 100points de difference par semaine ny elenelan`ny points antsika aminy.Donc jouable tsara io fa manjary lasa manisy pression an`ny tenantsika fotsiny isika raha ande mafib nefa tsy tonga atram farany akoryD aleo mi-assure arrivee foana na efa nanao reparation na abandon azy fa mitondra point foana refa tonga arrivee.Alefalefaaaaaaaaaaa!!!!! RPRT Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 18 mai 2010 Ty ndray ny fanomanana ny rallye @ semaine 21Ahoana ny hevitrareo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 18 mai 2010 Izaho ok am le WRC, Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 18 mai 2010 tena very am`io sika, aleo ny telo iany no manao wrc satria manjary tsy mampiditra point ny 2 nefa tokony mba mampiditra any am rallye hafa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 18 mai 2010 izaho koa ok @ le WRC fa mifandamina ianareo 3 lahy ao @ PWRC izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 18 mai 2010 Nga moa tsy mizara hoe 3 ny pilote wrc de 3 koa p-wrc ? A confirmer Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 19 mai 2010 Nahazo confirmation rallyesim aho fa tena 3 ihany, ze be point indrindra ihany no mitondra point. Le wrc be coeff be de raha mety 4 ny bandy no ao de misy chance isika na de misy midoboka 1 aza.Iza amitsika no mahasahy tarmac de mankany sinon mankao @ race 7 greece ny bandy 1 / na ajanona @zaoHevitrareo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 21 mai 2010 Ty ndray ny proposition-ko ndray ary e, i Tweet moa zany tsy ao ntsony aloha.I Andrinoa zany no proposer-ko nankao @le rallye Race 7 GREECE II, mety ve?I Sandbach zao nicocher France Cup h@zao, ny itako hoe i alex no tsara mankao @ France Cup de ialahy manao Championnat HongrieAlex sy Djian: tsy mbola nicocher nareo h@zao, tandremo sao adino Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 21 mai 2010 Smam a écrit:Alex sy Djian: tsy mbola nicocher nareo h@zao, tandremo sao adinook fa hampatsiahiviko ry leirony, i Boobarak efa OK pour le team fa miandry ny confirmation manager sur rallyesim Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 26 mai 2010 danz b ry zala fa tsy vo decocher-ko le rallt della marca de lasa iny ny stable-ko am ty semaine ty.De KK be nefa. tsy mitondra point ndray zany am ty semaine ty. sorry e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 26 mai 2010 @ semaine 22 ndray e, feno rallye milay be @io. Boeny, IRC, France Gravel... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 27 mai 2010 Ty zao ny situation antsika zao momba ny stable @ semaine 22. Sao de misy tokony ivadika hafa ny 1 ao @ rallye Boeny, sady misy bebe coefficient kokoa. Zaho koa aza mety iova rallye portugal fa ita eoIrina tsy mbola nicoché h@zao sa mission ialahy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 27 mai 2010 aleo ary izaho hivadika any rali do porto koa e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 28 mai 2010 sady ao coefficient 7 be zao, mbola afaka mivadika ao kou ela ry smam a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 28 mai 2010 Ty ndray zany aloha ny etat zao, zaho mbola handinika kely Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 31 mai 2010 Mahafinaritra ry zalahy ny maita ny etat'ny stable ndray zao aloha, 13eme isika, sady naita an'i djian nitondra ny premier point ao @ team, toizo lesy de asio mafy. Raha zao koa zany de tsy miala kay zany ny point nentin'i Rimorimo sy Ragra. Asa zay ho ataon'i Jim fa i lery atsy @ forum atsy nilaza fa hanome cadeau antsika, tsy hay na ny gasy no hahazo cadeau na ny teamRond point13 Rond Point Racing 105011767 smam 20891617 hajax 1974418 NORIZA 13115577 andrinoa 12352856 alexwelson 12182749 IRINA 10823569 tweet 578518 sandbach 5725835 Rimorimo 246618 djian 1228979 ragra 74 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 31 mai 2010 Tena tsara mintsy ary tokony mbola tsara b lavitra ary fa ny an`i noriza tsy azoko fa toa kely fotsiny ny point azonla? ngamba tokony mivadika Gr N S2000 kou ela fa to tsy d mirapporte le Gr N tsotra nefa 2eme ela am`io groupe io sady eo aloako am generale sa aona lety?D mba milahatra ao am S2000 ao daolo tsika RPR hajax, smam, noriza, irina,andrinoa. Seulement mila alamina dia eny izao ze mi marker point stable 3 am tsika 5 isaky ny misy WRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 31 mai 2010 Ny nahakely ny point nentin'ny Noriza lesy le Wrc portugal io J-WRC + S-WRC + Cup WRC fa tsy nisy P-WRC. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 31 mai 2010 kay le! mila mijery an`izany kou kay? tonga d mivadia S2000 lesy zany ry noriza ela kou inona mou Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
hajax 0 Posté(e) le 31 mai 2010 Ireto ny vam am championnat WRC : Evo9 A8, subaru N12, ary ignis 1600 rehefa tarmac. tsy milay le mitondra WRC fa dia ze kozinareo fotsinyam stable. le N12 ny ana raha misy PWRC raha tsy izany dia le mitsu. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 31 mai 2010 andrianoa a écrit:kay le! mila mijery an`izany kou kay? tonga d mivadia S2000 lesy zany ry noriza ela kou inona mou kanefa ndray mety misy championnat wrc tsy misy s-wrc. Aleo fa jereko @ manaraka de teneniko mialoha isika eOhatra: le WRC finlande @ semaine du 26 juillet zao misy WRC + PWRC +S-WRC + Cup. Complet daholo ny championnat @io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 31 mai 2010 hajax a écrit:Ireto ny vam am championnat WRC : Evo9 A8, subaru N12, ary ignis 1600 rehefa tarmac. tsy milay le mitondra WRC fa dia ze kozinareo fotsinyam stable. le N12 ny ana raha misy PWRC raha tsy izany dia le mitsu.Koa tsy à fond partout ve lesy ialahy @le evo9 hanenjika wrc leuh Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 31 mai 2010 deconnecté total ny manager an'laisany.Ay misy an zany kou... LOLMisaison tsika ry zalah après boeny, tsara asiana brief kely sy rencontre entre tsika indray an.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 31 mai 2010 irina a écrit:deconnecté total ny manager an'laisany.Ay misy an zany kou... LOLMisaison tsika ry zalah après boeny, tsara asiana brief kely sy rencontre entre tsika indray an....Tsy olana fa mifanampy ze manana infos de mifampizara eto e. Tsita fa ny kandra avant toutZaho ry zalahy @ty boeny ty ohatran'ny rallye tsy de isy recos fa de participation no hatao. Be loatra le speciale nefa ny rallye hafa koa betsaka. Ny Rallye @ stable-ko le IRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
NORIZA 0 Posté(e) le 31 mai 2010 Smam a écrit:Ny nahakely ny point nentin'ny Noriza lesy le Wrc portugal io J-WRC + S-WRC + Cup WRC fa tsy nisy P-WRC.ki!! teneno mialoha letsy fa tena tsy arako io fa naleoko ihany izany nitondra WRC fa t@ le Hungrian aza aho nitondra evo 9 Gr A fa mbola tafiditra 6é général Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 1 juin 2010 tena very ry zala le phone-ko d ty ndray a 034 41 84970, firy mou le anla ry noriza? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites