Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

DEPLACEMENT RALLYE TAMAGA

Messages recommandés

iza aby no partant ho any ary éé.
tsara mba groupagena raha ohatra kah am'resaka déplacement mba ho maivamaivana sa ahona hozz lisany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

partant alou fa zany oe tsara ian raha miaraka daol zé afk reetr amzay maivamaivana comme dit hents... appel à manifestation d'intérêt zany ty e!
>nerone cheers mlay e...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Noho ny adidy tsy afaka ialana dia tsy afaka fa vonona hifarimbona hikarakara ny fandehanan'ireo izay handeha eee....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsy afaka ééé!!! mandé mariazz @ io...

mba teneno eto zay mandé miaraka@ contact mba antsoina anontanina vao²!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho an'izay ho any Tamaga sao dia mba misy places 2 libre ho an-drabôfinay
lol! sy tantine-nay andeha ho any Very Happy

Raha tsy possible tsy olana ka !

Tsisy probleme miaraka @ ndrizareo fa rizareo mi-NOS lol! (tena sérieux) sady mbola jeunes e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
... lol! (tena sérieux) sady mbola jeunes e lol!


lol!scratchscratch dia nosoritana mihitsy lay hoe sady mbola jeunes ve???? lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ho an'izay ho any Tamaga sao dia mba misy places 2 libre ho an-drabôfinay
lol! sy tantine-nay andeha ho any Very Happy

Raha tsy possible tsy olana ka !

Tsisy probleme miaraka @ ndrizareo fa rizareo mi-NOS lol! (tena sérieux) sady mbola jeunes e lol!


prierprierprier tena mahalatsaka vao maraina leitsy elah ty !!!!! tena lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...