Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

MRC RALLYE SRK #3#

Messages recommandés

Arahabaina DJIAN, TWEET, RIRI, indrindrIRINA izay niezaka tokoa.
Atao ahoana moa fa sendra ny tsy ambinina isika sa tsy izany KGB Max

C’est plus pire qu’un cauchemard les gars ; WELKA en dira de ses nouvelles pas vrai KAMICKAZ ?...
Matos hors d’usage ; ram ; pedalier ; volant ; serveur ; casque.
J’ai préféré me garrer pour ne pas succomber à mon tour .
Oui, J’en connais qui vont pousser des hauts cris mais en bon adepte du toujours plus,
je ne pense me contenter de cela , rassurez vous.

Sarotra atelina iny nefa aleo ihany milamina fa ny tany indramina. ‘Zay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
alexwelson a écrit:

salut mon pote!! lol!
am boina manao misymisy e

Je n'ai jamais douter de la combativité de mon oncle. Tena manche iray tsy nahitana fahombiazana firy iny fa le bon revers de la médaille c'est que des nouveaux jeunes sont montés au tableau, donc le comba ne peut que continuer. Vraiment dommage pour vous les welson, ainsi que pour KGB, mais RDV surtout au BOINA (à ne pas manquer) afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
welka a écrit:
Embarassed Vao nanomboka dia mi-rame mampisalebolebo ny Leg 1. Rehefa manao reconnaissance dia mety tsara. Nanao ny rallyeny Alexwelson dia mbola grave be fa mi-Rame foana . Aleony ny abandon. Nanova ordi ny afak'ampitso . Essai mety be. Connection puis rallye, vita ny ES1 leg2 dia maty ny ordi . Bye bye . Vita teo ny tantarako . Remarque ,rehefa miconnecte dia misy ilay olana. confused Welka Félicitations aux vainqueurs . cheers

Mila hatao visite ilay ordi zany fa be be ihany ny flexions sy pompy tsy maintsy hampanaovan'azy an !!!

Raha misy hifanampiana dia mazoto ny aty eee eee

Merci beaucoup e cat

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arahabaina ho an ireo vaolohany e!
Tena nahafinaritra b lay izy na dia mitady ho tapaka lalan-drà aza ami ilay pression e!lol
Tena endrana b lay combat an ry zala tao ka!

Tsy d misy ambara moa momban ilay rallye
fa tamin fraizer bad no vaky ny radiateur tamin arrivé,d tamin ilay sikakama tsy niakatra tsony lay vam efa akaiky ny arrivé, ankaohatra izay ohtrany mba nety ihany ka!

Amin boeny indray zany no manaraka!d mbola arahabaina ihany ho an ireo izay nahazo vaolohany!
moa zay nisyy probleme d mampirisika hatrany aho hoe tohizo fa tena nahafinaritra lay teo iny na mahita an ilay drapeau gasy bobaka b ery amin vaolohany ny liste ery e!! lol

zay zany d amin boeny indray!mazotoa daholo ary misaotra ho an'ireo mpikarakara!six!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...