iamkosmis 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Salama daholo nareo ato é! Mahafinaritra ny mahita site misy gasy hoatran'izao sady mba mitovy passion amin'ny tena. Izaho moa efa naheno eno ity site ity fa izay vao nijery sy niditra membre. Efa mba efa nahita ihany ireo jeux maro hafa resaka simulation ireny aho fa naheno aho hoe ity no tena milay dia hiditra amin'ny RBR indray izao. ... Mbola zaza vao é! fa tsy maintsy hanokatra sujet ihany aho mba hahafantarana be be kokoa ny momba ny RBR sy MRALLY éé. Izany eo ihany fa izaho aloha dé tena Fanina amina resaka fiara, moto, sy Vitesse ary Sensation fa indrindrindra VW Cocc. Entre Pa leisy Tsi² sao dé mba mahita ho ahy leisy ialahy? Izay ny amiko aloha fa à + indray é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 23 mars 2009 tonga soa letsy a! tonga soa am zany tanana dia araky ny devise eto dia partager la passion ka dia mazotoa mandray anjara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Sali iamkosmis e!!! dia tonga soa eto indray izany, le resaka Cox mety ahitana ihany elà fa lazao hoe inn no tena tadiavin'là. d tonga d efa mandeh ve sa mbola vonona hanao restauration elà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Salut iamkosmis Tonga soa ary faly mahafantatra. Cox addicted koa zany an.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Tsi2 a écrit:Sali iamkosmis e!!! dia tonga soa eto indray izany, le resaka Cox mety ahitana ihany elà fa lazao hoe inn no tena tadiavin'là. d tonga d efa mandeh ve sa mbola vonona hanao restauration elà Raha misy dé 1302 na 1303, moteur 1600 no tadiaviko, satria efa manana réserve Jantes Champion sy Carbu 34 Pict amin'izao, raha azo ato atao dé lé tsy restauré-na bé intsony alo é. Efa nanana 1302 mantsy taloha fa nila ni-restauré-na bé dia teo no voan'ilay mpanamboatra aho dé tsy notazoniko intsonilay izy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Ok! ndraso fa mety mahita 1303 zà fa mety lafo kely fotsiny ny vidiny tonde mandeh Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Tsi2 a écrit:Ok! ndraso fa mety mahita 1303 zà fa mety lafo kely fotsiny ny vidiny tonde mandeh OK fa vao mainka tiko izany omeo vao² foana ary éé. mersss é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 mars 2009 tongasoa ianao missié iamkosmis ( azavao hoe letsy lé pseudo ) mazotoa mitafatafa eto éééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 23 mars 2009 tonga soa lesy e!!! sarotsarotra tononina ihany zany pseudo zany an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 23 mars 2009 Misaotra nareo rehetra amin'lé bienvenue Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 24 mars 2009 Henintsoa a écrit:tongasoa ianao missié iamkosmis ( azavao hoe letsy lé pseudo ) mazotoa mitafatafa eto éééé Ny nàtonga ny pseudo indray dia nanana fiara 405 Mi16 izay aho taloha, dia nanaovako touche-perso kely lé fiara mba tsy hitovizany amin'ny fiara hafa dé avy nasiako anarana somary novaina ny fomba fanoratra ny anaran'ilay fiara hoe Kat'0 Sink MI Seize (KOSMIS), dia avy eo nanokatra compte mail aho dia tsy nety nahazo an'io Pseudo io mihitsy dia tsy maintsy no-modifié-na ilay PSEUDO dia lasa I AM KOSMIS. Dé izay izy io ry Msissié isany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 24 mars 2009 tongasoa IAMKOSIS milay zany fa izahay "tsy ho mavomavo fa tonga namana" ee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 24 mars 2009 sali; tonga soa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 24 mars 2009 Dé mbola misaotra anareo foana é! NB farany: tsara ho fantatra ihany fa somary bé vazivazy i IAMKOSMIS ! lool Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 24 mars 2009 aisss, eto ko de bon...humour daôl ka tonga soa enao ee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
checkp0int1 0 Posté(e) le 25 mars 2009 Tonga soa ooo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rajoù 0 Posté(e) le 25 mars 2009 Tonga soa kosmic aaa!!!!! hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 25 mars 2009 Rajoù a écrit:Tonga soa kosmic aaa!!!!! hihihi tena EXPDR miits zà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 25 mars 2009 tonga soa bandy a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 25 mars 2009 iamkosmis a écrit:Henintsoa a écrit:tongasoa ianao missié iamkosmis ( azavao hoe letsy lé pseudo ) mazotoa mitafatafa eto éééé Ny nàtonga ny pseudo indray dia nanana fiara 405 Mi16 izay aho taloha, dia nanaovako touche-perso kely lé fiara mba tsy hitovizany amin'ny fiara hafa dé avy nasiako anarana somary novaina ny fomba fanoratra ny anaran'ilay fiara hoe Kat'0 Sink MI Seize (KOSMIS), dia avy eo nanokatra compte mail aho dia tsy nety nahazo an'io Pseudo io mihitsy dia tsy maintsy no-modifié-na ilay PSEUDO dia lasa I AM KOSMIS. Dé izay izy io ry Msissié isany Manino maninona Spear'O mic a ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 26 mars 2009 thomas_radstrom a écrit:iamkosmis a écrit:Henintsoa a écrit:tongasoa ianao missié iamkosmis ( azavao hoe letsy lé pseudo ) mazotoa mitafatafa eto éééé Ny nàtonga ny pseudo indray dia nanana fiara 405 Mi16 izay aho taloha, dia nanaovako touche-perso kely lé fiara mba tsy hitovizany amin'ny fiara hafa dé avy nasiako anarana somary novaina ny fomba fanoratra ny anaran'ilay fiara hoe Kat'0 Sink MI Seize (KOSMIS), dia avy eo nanokatra compte mail aho dia tsy nety nahazo an'io Pseudo io mihitsy dia tsy maintsy no-modifié-na ilay PSEUDO dia lasa I AM KOSMIS. Dé izay izy io ry Msissié isany Manino maninona Spear'O mic a ? Ka i KOSMIS tsinona tsy mpitondra rôplannn sady tsy mpihira, manjary mandoa droit d'auteur izy raha manao izany! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 27 mars 2009 be vazivazy koa lesy ny team So6 a, indrindra fa izay "Mignon" izay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites