Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

IRC/// RALLY INTERNACIONAL DE CURITIBA

Messages recommandés

Mc Crash a écrit:

Ka tsy hinana ary ve ialahy e ???? Very HappyVery Happy ...za alony dia hinanana araka izay vitako e !!!!!! pigpigpigpig asiako manampy minsty raha toa ka ilaina zany !!!!!! petardpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
efa entrainé amin'ny clavier ve aloha ialahy

Aleoko nadaboka ny clavier fa tsy tafa mitnsy ko !!!! Evil or Very Mad .. efa vita indray alony ilay volant ato !! efa milay tsr fa mitady ny reglage sisa dia lasa io !!!.. fa na dia zany aza lasa tsr no ny taloha foana ve lesy nedala isaky ny avy simba lé !!!!! lol!lol!lol! .zao izy mahazo sensation be ny mitondra aminy fa mbola tsy mahavita tps mintsy alha !!!! EmbarassedEmbarassed

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy aleo ve simbaina kely mihitsy indray bedala izao dia mihatsara rehefa avy eo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Mc Crash a écrit:

Ka tsy hinana ary ve ialahy e ???? Very HappyVery Happy ...za alony dia hinanana araka izay vitako e !!!!!! pigpigpigpig asiako manampy minsty raha toa ka ilaina zany !!!!!! petardpetard

Tsy hinana fa hisotro eh makafoka , ny tena marina dia Pause kely mihintsy aloha ny RBR fa sepotra kely

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
emsics a écrit:
efa entrainé amin'ny clavier ve aloha ialahy

Aleoko nadaboka ny clavier fa tsy tafa mitnsy ko !!!! Evil or Very Mad .. efa vita indray alony ilay volant ato !! efa milay tsr fa mitady ny reglage sisa dia lasa io !!!.. fa na dia zany aza lasa tsr no ny taloha foana ve lesy nedala isaky ny avy simba lé !!!!! lol!lol!lol! .zao izy mahazo sensation be ny mitondra aminy fa mbola tsy mahavita tps mintsy alha !!!! EmbarassedEmbarassed

efa lé gotragotra tsara e...nefa manao b
genre le subaru an joda tsy mety mihidy ny varavarana.... mila ho asina karetsaka....
lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

marina fa efa vita ny fifampiraharahana rehetra niaraka t@ SICAM mikasika ilay 207 Fisakana nefa dia nantoniny ry zareo tao @ SODIAMA ary dia raikitra fa nanao essai an'ilay Polo S2000 koa noho ny nahavita ny essai sy ny niresaka ny condition naroson'ry VW dia toa resy lahatra ihany ny tenanay koa dia handao ny 207 FISAKANA ary dia hifindra hitondra Polo S2000 FISAKANA indray io moa zany dia tsy mifanohitra @ efa fitiavana ny fiara rain'boto izay tena nazefatra tao @ ilay safidy.....koa dia hiafankahita any Bresil indray zany miaraka @ Polo S2000 FISAKANA kanefa dia mbola hanavao kely an'ilay fiara fa tsy maninona izany fa dia hatao izay hahatsara ny resultats eeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia miasaotra an ra Prez nampandre anay specta zany é. Milay anié lé VW fa tsy haiko ko izay namilinao an zany 207 zay é. lol! Aok'izay fa ra CB+ moa kay pizo addicted. Shuttttt. D Rdv à Curtiba zany é.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
marina fa efa vita ny fifampiraharahana rehetra niaraka t@ SICAM mikasika ilay 207 Fisakana nefa dia nantoniny ry zareo tao @ SODIAMA ary dia raikitra fa nanao essai an'ilay Polo S2000 koa noho ny nahavita ny essai sy ny niresaka ny condition naroson'ry VW dia toa resy lahatra ihany ny tenanay koa dia handao ny 207 FISAKANA ary dia hifindra hitondra Polo S2000 FISAKANA indray io moa zany dia tsy mifanohitra @ efa fitiavana ny fiara rain'boto izay tena nazefatra tao @ ilay safidy.....koa dia hiafankahita any Bresil indray zany miaraka @ Polo S2000 FISAKANA kanefa dia mbola hanavao kely an'ilay fiara fa tsy maninona izany fa dia hatao izay hahatsara ny resultats eeeee

Fa dia nahoana no dia namadika palitao Ra-Prez lol! dia nilaozanareo izany ny Team 207 ? Crying or Very sad

(Sûr mihitsy zao fa ni-charmer-n'ireo hotesses-ny SODIAMA Ra-Prez dia tsy nisalasala akory ni-signer contrat lol! )

Zà koa aloha efa nanao essai an'ilay Polo S2000 fa ilay paoziny no tsy dia naharesy lahatra ahy fa ilay 207 no hitako bôgôsy lol! sady tsy dia nifankaiza ny temps vitako t@ ilay Polo sy 207 scratch (dia nanontaniako rafotsy hoe iza no tianao @ ireto dia ilay 207 hozizy lol! )

Ary zà zany koa toa miresaka an-drafotsy foana ... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
[
Ary zà zany koa toa miresaka an-drafotsy foana ... lol!

Vao nainga hiteny mintsy aho hoe tsy mitsahatra ny miresaka anie ry tomasy sy rafoutss zany e!!!! Smile ..ndray² za mihomehy irery mamaky ny post an'i Toum'asss.....lol...
Bref.... mapamangy any@rafotsy any e!!!mdrrrrrr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Thomasy>>>ny olona rehetra zao dia maminavina an'drafotsin'lah daooolo fa izao irery ihany noho efa nahita azy @ zao ......fa tsy ilay hotesse zany ny nahatonga an'ilay choix fa ny performance eeeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

(

Zà koa aloha efa nanao essai an'ilay Polo S2000 fa ilay paoziny no tsy dia naharesy lahatra ahy fa ilay 207 no hitako bôgôsy lol!

izahay mpankafy fiara rainiboto moa zany dia tafalatsaka tanteraka am lé Thanks Dad (POLO S2000) fa lé fotoana hanaovana prise en main an lé polo no toa territery ka dia aleo lou Hiafy am 207 e!
Raha ny Bôgôsité-kosa aloha dia tsy mitovy hevitra am Tomasya ho I love you POLO I love you je t'aime

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nenay moa izany dia efa vonona ao ny POLO Sherlog (mbola nofaina le izy manko zao) hanaovana IRC fa ny SODIAMA mbola tsy afaka mankany bresil hono! fa amin'ny manaraka ho hita eo dia Prezidà no nomena tombon-dalana amin'ny hanaovana ilay POLO FISAKANA.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary tena manao angaredona ireto mpitondra polo ireto an ! lol!lol!

(izaho koa ange mpankafy fiara rainiboto e - surtout les belles de Stuttgart : Porsche e ! Very Happy ) dommage fotsiny aza ilay Porsche @ RBR tsy ahavitana temps ...

Citation :
fa tsy ilay hotesse zany ny nahatonga an'ilay choix fa ny performance eeeee

Eo ra-Prez dia mitady hi-se défile eo lol! nangatahan'ialahy num tél mihitsy aza hono ny hotesse iray ! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

Eo ra-Prez dia mitady hi-se défile eo lol! nangatahan'ialahy num tél mihitsy aza hono ny hotesse iray ! lol!lol!

kiiiiiiiiiiiiii ...ngah elah koa naka ny numn'iny ry Raddsssssss lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita aloha izany hatreto ny Leg 1.... somary nandiso fanantenana kely ihany fa misy notes diso matetika sy mémoire tsy nandeha tsara na dia efa natao serieux tsara aza ny recos... a 100m de l'arrivée an i Diamond creek II dia nanao sortie apres ciel fa diso ny apréciation du virage dia very environ 10sec teo ho eo satria dia lasa lavitra mintsy vao tafajanona. tao shephedrs indray dia efa mba ni attack tsara efa mba nety ny rythme fa eo am 2.1Km avant arrivee dia nicoupe corde be teo ambonin ilay pont anefa Iva kely ny amortisseur an ilay 207 hany ka tsy nahavoadingana ilay bord (erreur be satria ny mullet nanovana reco dia mitsu evo6.5 somary avo, nahadingana ilay izy fa ilay 207 tsy ni passe)... nanomboka teo aloha dia tsy dia naka risque firy mba tsy ho repéché... ny adversaire Gasy mba nifanakaikikaiky taminay moa dia i Tsitsigalli (na dia presque 20 sec any aloha aza izy)... hatreto aloha dia 32ème fa mbola betsaka no tsy niainga!...
ny objectif napetraka tam ty rallye ty moa zany dia top 25 nefa otrany sarotra ka dia mba manatena top 50 e! sml2sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:

Hitako tsara io pont io Wink Mila ampiakarina koa ny 207 (cf garde au sol partie géométrie av ar)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny anay moa dia tsy misy tantaraina mihitsy ny Curtiba fa ngamba noheverin'ny officiel fa voiture ouvreuse ny tenanay isaky ny mandray ES ka tsy noraisiny tsotra izao ny temps-nay e!

Mbola misy leg2 tonton aa!!! aza kivy !!! Smile ... za vend any no anao ny leg1 angamba... mbola manao ny dernière mise au point io !!!....DC2 efa ça va, East West sy Tanner sisa dia afaka mi-assure ho tonga soamatsara !! Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ny anay moa dia tsy misy tantaraina mihitsy ny Curtiba fa ngamba noheverin'ny officiel fa voiture ouvreuse ny tenanay isaky ny mandray ES ka tsy noraisiny tsotra izao ny temps-nay e!

Ilay connection an'lah hoa no mahatonga an'io !!!... misy tsy milamina iny fone an'lah iny !!! Sad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa rehefa any @ lah ihany izy no tsy milamina fa any @ Hents izy mande tsara drunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Fa rehefa any @ lah ihany izy no tsy milamina fa any @ Hents izy mande tsara drunken

Tena tsy resaka connection lety le izy fa le resaka serveur a!!! zà ngamba tafiditra ao am le ora be mpiditra indrindra dia tratran'io d'ailleurs fifou ni-confirme an'le izy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Hitako tsara io pont io Wink Mila ampiakarina koa ny 207 (cf garde au sol partie géométrie av ar)[/quote]
ka matahotra aho sao ampiakarina ny hauteur de caisse dia hiva daholo ny reglage-nlé trains.... dia vao maika loza! so6 tsy ankijanona eo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
His a écrit:
Fa rehefa any @ lah ihany izy no tsy milamina fa any @ Hents izy mande tsara drunken

Tena tsy resaka connection lety le izy fa le resaka serveur a!!! zà ngamba tafiditra ao am le ora be mpiditra indrindra dia tratran'io d'ailleurs fifou ni-confirme an'le izy

Za kou lou depuis lundi ts tafiditra Rs center mitsy eh NoNo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mila patient zany fa za omaly efa t@ 9H30 vao tafiditra Wink Za sy Bobota no tao Smile

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za aloha tsisy problème serveur zany.Tafiditra partout Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vita leg 1 sy 2 curbita fa dia erreur uray dia depart anticipé t@ SS1 fa tsy aiko fa tsy nandeha ny embrayage sinon apres leg 10 ème sur 65, hajax 17, emsics 40, tsitsigalli 61 fa mbola tsy nisy nandalo ry henjana ee fa sinon dommage hajax nisy faute iray fa sinon efa mandeha ka !!!

Ry double pseudo tsy ho lazaiko ny classement fa ny officiel ihany tongue

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
sinon dommage hajax nisy faute iray fa sinon efa mandeha ka !!!

tongue

Mi-evoluer mitsy nedala io k Wink
Ny setup kou zara ra mikitika ledala ouno makafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, vao vita ny Leg 01, fa tsy mafantatra na faha firy na faha firy. Blem dia ny plante i RSRBR09 dans derniere speciale donc tsy hay mintsy. Fa na zany na tsy zany aza dia dans la 6ème spéciale dia 1'74" derriere RallyeDam22. Sady tao nahita an'i Latvalaza pas loin dans le top 10 avec l'autre Polo S2000.
Sinon, sady mandé no manao réglage fa nahita setup vaovao zay mi-apporter motricité kely en plus. Hita tam essai fa misy bonus kely lay izy na dia somary mbola vao andrana iany iny. On verra pour le Leg 02 demain ngamba fa sao dia tapaka eo ny jiro am ty hery famoretana ty.
Ra misy manao Leg 01 dia mba teneno eto hoe faha firy aho a la fin du Leg 01 au général ahafahako mi-adopter conduite a tenir pour le Leg 02. Merci d'avance.
Alefa ry gasy kely a! Ny tolona misy sur RSRBR09 koa, ataon'tsika mamay reo.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao nahavita leg 1 aho Beels fa VOALOHANY ialahy a ! clapclapclap

Izahay moa zany dia 55è au général après leg 1 fa nirefotra t@ vato dernier virage sur Diamond Creek II (spéciale mila exorciser-na io lol! ) dia mbola nihinana hazo koa sur Shepherds Shields II.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Bon, vao vita ny Leg 01, fa tsy mafantatra na faha firy na faha firy. Blem dia ny plante i RSRBR09 dans derniere speciale donc tsy hay mintsy. Fa na zany na tsy zany aza dia dans la 6ème spéciale dia 1'74" derriere RallyeDam22. Sady tao nahita an'i Latvalaza pas loin dans le top 10 avec l'autre Polo S2000.
Sinon, sady mandé no manao réglage fa nahita setup vaovao zay mi-apporter motricité kely en plus. Hita tam essai fa misy bonus kely lay izy na dia somary mbola vao andrana iany iny. On verra pour le Leg 02 demain ngamba fa sao dia tapaka eo ny jiro am ty hery famoretana ty.
Ra misy manao Leg 01 dia mba teneno eto hoe faha firy aho a la fin du Leg 01 au général ahafahako mi-adopter conduite a tenir pour le Leg 02. Merci d'avance.
Alefa ry gasy kely a! Ny tolona misy sur RSRBR09 koa, ataon'tsika mamay reo.

J'ai un équipier qui a roulé taleur, rapport : tu es 1er Beels à 1s et des poussières de rallyedam's cheers !
Sinon je suis 6ème pour le moment (top10 quoi)

Viser les cinq 1ers ça serait déjà pas mal. C'est pas fini... Gasy powaaa! Beels>je roule avec les réglages que tu m'as filé pour la neige, réhaussée et les pneus touojours à300 kPa, mety ve io? bon moi je fais pas trop de chichi je m'adapte, mais si t'as mieux mba miady classement kely ihany manko zay io
lol!

Stekam>8ème

Il reste Fablide et tel que je le connais, ça va chauffer. Donc, pas mal de gasy top ten.

1st Leg.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Es1: nivoaka kely tao anelanelany fa ça va ihany
ES2: nandona hazo premier virage dia nivika ny embrayage!! Tsy nisy aina loatra hatramin'ny farany
ES3: nanao TAQ in-1 nefa saika tsara ihany
ES4: tsara noho 1er passage Wink
ES5: malama be kay ilay lalana, dia aleo nijaikojaiko
ES6: nanao tonneau in-2 dia very +de 40s Sad
Es7: même erreur qu'au premier passage!! Embrayage foutu!! Puis deuxième gorisagorisa dans la sortie d'un G2, vody hazo indray!! Abandon avy hatrany Sad

Beels> 1er elah à 00:01:98 de RallyeDam Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
After Leg One :ts afak mitsy za wa an NoNoNoNo

1- Beelabba
6- Latvalaza
8- Stekam
23- KgbMax
33- Penotoky
39- Soafahana
45- Hajax
47- Scratt
49- Bobota
56- Thomas Rads
60- KKmaster (fantatray io an makafoka
92- Ari_vata9 (manao beu makafoka )
113- Zavouna
117- Emsics
123- His
137- Negrita
138- Nari9
145- TsitsiGalli
153- Titof
171- Bigbang
177- Jojox

Provizoir io annn (NB: Leg1)

On attend le résult de Maximumattack aussi @zao, Fablide, Barii, Dadah... Madbouncebounce
prier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao nahavita leg 2 fa tsy nisy lasa ny temps (mi-bloque indray ny serveur ? Evil or Very Mad ) dia tsy fantatra mihitsy ny classement final.

Tsy maintsy miandry résultats zany ...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Latvalaza et pour ceux que ça interesse <<<<<< Ben pour le set-up, ceux que je t'ai filé sont pas mal. Mai c'est sur que sur la terre, 300 Kpa de pression ça sert à rien. tu peux revenir à 220 Kpa à l'avant comme à l'arrière. Là ou c'est plus important, c'est au niveau du pincement. Si tu mets du -0.15 à -0.20 sur l'avant, ta voiture va tourner plus facilement ce qui évite de trop user du frein à main mais ça tu me l'as dit(désolé pour les cableurs) faut aussi en mettre sur l'arriere car ça aide à motricer, même si ça rend l'auto plus sous-vireuse. Mais je vous garanti car ça motrice mieux surtout sur le mouillé.

Petit résumé de mon Leg 01:

ES1: Je pars doucement car je hais ces spéciales ultra rapides et kangourous a la fois. Autant ne pas se faire pieger.

ES2: Tanner me permet de me lacher un peu, mais la boite courte handicape la motricité de l'auto.

ES3: J'aime cette spéciale et je me lance à fond sans scrupule avec un petit saut de travers sur le dernier pont, trop bien.

ES4: Re-belote dans Diamond Creek 2 et je me fais une grosse frayeur mais ça passe heureusement sans casse.

ES5: Enfin la pluie et la boue. Je change les pincements de mes trains pour essayer de voir si je peux aller plus vite et explose de 4 sec mon temps de recos. Mais c'est aussi le moment pour le retour de RallyDam22 (Vainqueur du Monte Carlo) qui se debat comme un lion en furie. Il me reprend 1sec et des poussieres. Mais je tiens bon et mon set-up me semble OK.

ES6: La 207 S2000 de RallyeDam22 se bat encore et me prends 1 sec. Mon avance que j'estimai à près de 4 sec semble commencer à fondre. Mais j'ai espoir de l'avoir. Cependant, en regardant les results, je vois qu'il me bat déjà de 1 sec 74.

ES7: J'aborde toujours cette ES avec précautions, et encore plus quand il pleut, mais ça passe et je reprends le lead à RallyeDam22 pour pas grand-chose on dirait.

Ben pour le Leg 02, va falloir se tirer les doigts du cul. East West II et Prospect Ridge ça va encore, mais après, Fraizer Wells et Diamond Creek sont encore trop rapides pour moi. Mais bon, va falloir se battre jusqu'au bout.
Je pense que vu les perfs des Gasy boys, on devrait etre pas mal dans ce championnat IRC. je pense qu'on est pas mauvis du tout sur ces machines et on a une carte à jouer. Peut-etre qu'une nouvelle séance d'infos sur les réglages sera bénéfique à tous histoire de mettre en commun nos expériences.
En attendant, feu patate les gars! Ils sont plus très loins de nous ou on n'est plus très loins d'eux, à bous de voir. lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Peut-etre qu'une nouvelle séance d'infos sur les réglages sera bénéfique à tous histoire de mettre en commun nos expériences.

+ 10000000000000 mitsy bainnn ah bouncebouncebounce
makafoka
so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:

Ben pour le Leg 02, va falloir se tirer les doigts du cul. East West II et Prospect Ridge ça va encore, mais après, Fraizer Wells et Diamond Creek sont encore trop rapides pour moi. Mais bon, va falloir se battre jusqu'au bout.
Je pense que vu les perfs des Gasy boys, on devrait etre pas mal dans ce championnat IRC. je pense qu'on est pas mauvis du tout sur ces machines et on a une carte à jouer. Peut-etre qu'une nouvelle séance d'infos sur les réglages sera bénéfique à tous histoire de mettre en commun nos expériences.
En attendant, feu patate les gars! Ils sont plus très loins de nous ou on n'est plus très loins d'eux, à bous de voir. lol!

Check dans RS, mais Rallyedam's a fait quelques fautes avec DA. Wink à toutes fins utiles...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ca spasse pr l'instant ac la 207..29eme à 1min27 de beels jcrois rog , avec une DA ds sherpheds 2 mouillé.
On va essayer de remonter doucement ds le classement ms c pa evident vu que c un rallye très rapide qd mm..
à +

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Allez y molo le gars, ya pas le feu encore, mais si vous tenez le bon bout alors n'hésitez pas à lacher les chevaux.
On va voir le Leg 02 si rallyeDam22 est toujours aussi affuté. Mais de toute façon, ce sera pour demain lol!lol!lol!
Aujourd'hui c'est détente. makafokathbsportifdodo

On croit en toi Very Happy t'es notre Loeb virtuel à nous ! lol! (au fait, quand est-ce que tu passes chez les Alpha ? il y a 2 superbes mannequins qu'on va te présenter lol! mais faut que tu te dépêches parce que les gars commencent aussi à tourner autour ... lol! )

AAAAASSSSSSSSSSSSIIIIIIIIIIIIIIIIIIIOOOOOOOOOOOOOOOOOOO

(Enfin, Jim - de Rallyesim - m'a dit que mes temps ont été corrigés, est-ce que quelq'un peut me dire à quelle place je suis à la fin du leg 2 ? pseudo : thomas_radstrom - comme ça aussi, KKMaster n'a plus à continuer de rouler)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany a ! Mannequins 2 be izao ?! Ny atahorako ngé dia ny ao am ny Alpha sao dia mannequin tena izy noho ao fa tsy mannequin de chair. lol!lol!lol!lol!lol!lol!
Lay poupée gonflable mankony tsy dia gout ako loatra. Sinon, ra misy style tantely sady somary perverse kely ao dia je suis preneur. petardpetardpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...