Bigbang 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 ono wa rzala !! za tsy dia mi adhérer lotra am le principe an le rzala sasany atsy am Zen atsy hoe des points coute que coute.... Je m'explique: je préfère hoe tsisy consigne d'équipe zany hoe i A atsy am s2000, i B groupe N, i C atsy am 2Rm d'ailleurs otrany misy bandy mse plaindre ao oe 2RM lery nefa mbo s2000 no tiny fa zao netsika an S2000 no tin laisany asio Groupe N asio 2RM ASIOOOO LESY AAAAA!!!! breff, avant tout l'essentiel c'est de participer, de se faire plaisir et de rejoindre l'arrivée!! sa aona oz Manager anay?? les points viendront tout seul et on ne seraient pas sous pression et frustrés comme certains autres.... sérieusement faire le MontéCarlo avec une 2RM c'est pas du tout une partie de plaisir on se la joue FREE zany e!! D'ailleurs même si on est tous en S2000, les S2000 Alpha seront devant les S2000 Zen non!!! Mais j'annonce que je serais en Groupe N déja parce que je le veux bien et n'oublions pas que il y d'autres écuries à battre surtout ces vzongo PS: mahazo mipost ry Zen Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 Izaho koa 100% d'accord @ Big fa aleo isika Alpha maka milamina sy izay mahafinaritra antsika ihany. Mahazo manenjika points izay te hanenjika points. Mahazo mi-roule libre izay te hi-roule libre. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 Tsy ratsy koa zany hevitra zany ka. S2000 207 angamba nena no mafatifaty ana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 22 janvier 2009 bigbang a écrit:je préfère hoe tsisy consigne d'équipe zany hoe i A atsy am s2000, i B groupe N, i C atsy am 2Rm d'ailleurs otrany misy bandy mse plaindre ao oe 2RM lery nefa mbo s2000 no tiny Hahintsiko kely bigy!!.. tsy forcé anie ilay izy e !!! chacun peut conduire ce qu'il veut !!fa zany hoe decision pris par toute l'equipe ilay izy fa tsy IMPOSE mintsy!! d'ailleurs anotaniana alony ilay pilote raha d'accord dia zay vao officialisé ilay izy !!ohatra hoe Dadah ohatra tsy tia gpeN nefa no-proposéna dia tsy olana zany!!!! izay plaisir-ny ihany io !!! ohatra hoe beels ohatra tsy tia S2000 nefa aleony milako 2RM dia tsy blm zany rehefa zay no hitany fa genial!!!! Citation :avant tout l'essentiel c'est de participer, de se faire plaisir et de rejoindre l'arrivée fa perso moi je pense hoe matoa niditra ecurie dia c'est pour faire mieux que les autres ecuries satria compète io!!..ka noho izany tsy maintsy misy ny fandaminana atao pr le bien de l'ecurie. Fa araka ny noteneniko hoe TSY IMPOSE io!!.. l'essentiel c'est de se faire plaisir d'accord fa aussi tout en etant bien classé et donc c'est à chacun de voir!! Citation : les points viendront tout seul hihi.. ça c'est facile à dire heinn.. tsoutsoutsement be zany !!!hihih...faut être realiste mon ami !!..ny points tsy tonga hoazy zany fa mila alaina io!!ça ne tombe pas du ciel!!..lol..dc pr cela tu dois elaborer des strategies pr y parvenir à moins que tu soit le meilleur des meilleurs de tout les tps !!!hihhi.. Hanampiako an'izay rehetra izay rehefa manao zvt ve tsy aleo mi-viser le plus haut possible??( na dia sarotra aza !!)... zay no mahavoa antsika gasy manko zatra mionona!.. Si on a un but commun (TEAM ZEn ohatra hoe mi-viser 6 premiers pour objectif d'ici la fin de saison ohatra zany sao mimémé eo aa) autant se concerter pour elaborer un plan pr y parvenir fa tsy hoe samy maka ho azy dia tratra ilay tanjona tsr tsy tratra izy on s'en fou (raha izay manko dia tsy hitako ny interet namoronana ilay ecurie na ilay TEAM autant rester comme electron libre)!!..lol... Breff... point de vue perso-ko alony io e !!.. mais c'est à chacun de voir !! Zay fa atory aho fa kay efa soirée be !!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Nenà ndray dia tsotra ny fahitako azy! raha niditra écurie d il faut avoir l'esprit d'équipe, fa izany tsy manakana ny tsirairay hanao privé (io alou amiko le mila deuxième pseudo e). Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Citation :Sinon ny hatsika Team Alpha dia tsy asiana consigne @ ity IRC ty fa prise en main hoan'tsir1r1 ilay rallye io koa dia samia mitondra ny fiara heritrerentiny tsir1r1 dia mijery ny resultat tsika dia avy eo hamboarina ny paik'ady fa mbola manana droit miova fiara indr1 tsika eee !! Ity post ity dia tao @ "Filazana Team So6 Alpha" efa omaly marina à 7:00 zany tsy midika sanatria oe tsy hitady resultat fa jerena aloha ny potentiel tsika dia avy eo mifanome traikefa mba hampandroso ny tsirairay (indrindra ny reglage) dia ny fomba fitondra isaky ny karazana Mod fa io dia marina fa "partager la passion" foana noho leitmotive Ohatra zao izay hanao IRC dia faka maka ny reglage izay hananako fa 207 N4 noho aty eee fa ireo mila Polo dia any @ Beels fa sur aho fa na Zen aza hi lery dia vonona hifanakalo traikefa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Ben oui!!! Za zany alou anisan'ilay nahazo setup Polo omaly Fa ça change la conduite tanteraka mihitsy an!! Fa milay!! Bon, marina dawl zay kôzy ato e!! Samy milalao @ vam reveny dia samy mahita hoe inona no tokony hataony mba hampisy resultat ho an'ny team Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /.... Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 2CV!! ra vo asina pneu clouté io d rovitra ny aile-ny zao ary e ataovy mlay rzala a!! quand on est a l'aise avec la caisse il est plus probable de faire un bon résultat et donc de ramener des points Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 His a écrit:Ben oui!!! Za zany alou anisan'ilay nahazo setup Polo omaly Ny tenanay koa mba mila setup Polo azafady ô! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Henintsoa a écrit:NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /.... Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Citation : asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... Aza adino fotsiny ilay reserve essence kely @ tavohangy eau vive sao lany eny an-dalana ny lasantsy !!!!!hihihiii Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 23 janvier 2009 Soafahana a écrit:Henintsoa a écrit:NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /.... Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 24 janvier 2009 Citation : FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany Peno<<..fa tena 2cv tokoa anefa no entin'lah @zany?? sa WRC fa tsy miteniteny????mdrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 24 janvier 2009 Peno a écrit:Soafahana a écrit:Henintsoa a écrit:NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /.... Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany Ovina lety noho nisy trophée 2 CV Zany fa tena hasina zany kle Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 24 janvier 2009 Tsy trophée 2cv nge le izy fa le challenge reny d le 2cv ny 1ère spéciale. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites