Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009

Messages recommandés

bon, apres une Leg1 catastrophique
demain on verra pour le Leg2 et le Leg3
mais en tout cas tena tsy ao am feeling lotra le neige lé No

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
bigbang a écrit:
ela ty ngamba mila mamono omby kely mitsy lol!lol!
in ko mo le fombafomba reny...

hay... torao am vatokely alo le wrc na le groupe N na le s2000 hihihihihihi

za lesy dia gaga mintsy le !!!!! tena kozy e !!!!..teo nande ndray ilay konect fa dia nivoka houazy ndray e !!! ten tsy arako tsony hoe ina ilay blm !!!!..

Sinon ny an'laisany ve tonga si miseho daholo ny classement après an'ilay spécial.. ny ahy manko tsy misy classement zany fa toundé banga be fotsiny !!!!pfff..
Breff... majtou daholo fa tsss.. aleo mande mijery vao².


Nena koa manao anio blem io tam leg 1 fa miandry kelikely de mivoka ihany. Ny olana angamba ra azoko tsara plus betsaka be le mpanao le session satria efa 180 mahery any le izy, plus milona vo mivoka ny classement.
Nena alou le leg 1, 1er sy 2ème speciale mba nety kely (teo am 20-30ème teo angamba) fa le SS3 amzay tsy afaka nanova pneu neige nefa iny no nahazatra ana de vodihazo tsotra zao e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao avy nahavita Leg 1 sy 2 fa dia ...

Na dia tsy manao erreur aza mbola tsy tratra mihitsy ny temps an-dry Beels et compagnie e Very Happy mandeha mora loatra ve ? tsy hay intsony ! Very Happy

Tsy nanao erreur mihitsy jusqu'à Joux Verte II (ES7) fa tary @ ilay mahitsihitsy tarmac iny (ny pneus moa neige) dia nanitsaka be dia t@ ilay
avant-dernier virage kely iny juste ni-dérape kely loatra fotsiny ilay daba dia nanitsaka bozaka - dia tonga dia ni-lacher-ko daholo sady niezaka namerina t@ piste fa tsy tafa e Evil or Very Mad avy dia vodihazo be ! Evil or Very Mad

Heureusement tsy nisy naninona ilay fiara fa ny niala teo no tsy maintsy naka DA fa mi-patine fotsiny ilay daba Evil or Very Mad

Dia sosit** t@ iny dia nanenjana be t@ ilay East-West tarmac, fa saika nirefotra koa fa soa ihany fa voa-rattrapé ihany ilay daba ka sortie de route kely fotsiny, fa mi-patine foana indray ilay fatina 207 rehefa anaty bozaka Evil or Very Mad dia ---> DA

Dia farany dia ni-se relaxer kely mihitsy hoe aoka izay ny adalana fa ndao hi-assure @ izay, fa tsy nijanona teo anefa fa mbola tete à queue be manadala t@ Cote D'Arbroz II (ES9) fa soa ihany fa tsy nivoaka ny piste dia tsy mila niantso DA fa manoeuvre no natao lol!

Rahampitso angamba hamarana azy dia hiezaka ny tsy hanao erreur koa fa ny 4 dernières ES rahampitso koa mbola gidragidra Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rallye terminée au beau milieu du Leg2, niredemare tampoka lay pc je sais pas pour quelle raison! fa dia alo nijanona d niprofité ny paysage d nanao bonhomme de neige teny am sisiny lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita ny Monte-Carlo leg 3 dia tsisy ambara ... ny erreur grave tsy nisy fa ny chronos aloha mbola tsy ao mihitsy e Very Happy (tokony hanome cours de pilotage mihitsy angamba Mr Beels ! lol! )

Résultat : 40ème provisoire (tsy dia ratsy kosa aloha io raha sur + de 300 participants e lol! ) juste 3 places derrière Fablide Very Happy

Sa tokony hi-invest @ G25 @ izay ve ? Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon tapitra ny rallye!! Bobaka ny abandon Evil or Very Mad Ny fog rehetra dia tsisy ambara Evil or Very Mad On en est vers les 160ème ! Mbola mila manao cours marina angamba Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena torana @ ilay connexion moov ao lé!! Tonga dé tapaka ny connex dé retour bureau!!!! chaise

Tena mivavaka tsy ho anao an'io koa @ wrc ity moov

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay ry zalahy mamaky ny post an'lisany a!!! mba kôzy e. On s'y croirait vraiment clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
tena torana @ ilay connexion moov ao lé!! Tonga dé tapaka ny connex dé retour bureau!!!! chaise
v


a croire que personne n'a été à l'abris des pepins !!! (à part nos pilotes alony zany e !!! beels et fab !!!!) SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
rallye terminée au beau milieu du Leg2, niredemare tampoka lay pc je sais pas pour quelle raison! fa dia alo nijanona d niprofité ny paysage d nanao bonhomme de neige teny am sisiny lol!


ary izay izany no nahatonga ny leg1 ko tsy namely mihitsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nanao IRC leg1 ny tenanay dia 1ere ES no vita dia kkk ny 2 ambiny, apres nanao leg2, au cours de la première speciale voadonan ny ankizy ny Phone(modem) tonga dia déconnecté tsy envoyé ny temps... tsy nanao leg 3 tsony fa démotivé be!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:


Résultat : 40ème provisoire (tsy dia ratsy kosa aloha io raha sur + de 300 participants e lol! ) juste 3 places derrière Fablide Very Happy

Very Happy


Aiza no misy resultat zany fa le express results otrany tsy mbola nivoka ny MC QuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Classement t@ zà nanao session io ka, ny résultats mbola tsy mivoaka fa mbola manao calculs be hono rizalahy


Be loatra koa anie ilay participant e !!!!!lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bravo Beels (VW Polo s2000-Team So6 Zen) pour le podium au rallye de Monte Carlo 2009 : 3ème à 1 min 12 du vainqueur

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitations Beels @ ilay podium dia félicitations koa i Peno eo alohako an Very Happy

Tsy mitsanga-menatra ny team Alpha e cheers

Manao mise au point an'ilay Sub WRC 06 aho ato - omeko an'izay hanao Irlande ny réglages rehefa vita. Nahita réglages intéressants ihany aho.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arrowlol! kay tonga de classé na tsy mamita spécial ray ary!!! Rolling Eyes
za nijery fotsiny oe mba aona zany monté carlo zany fa tsy tapakevitra anao ....kay tonga de classé lé drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Félicitations Beels @ ilay podium dia félicitations koa i Peno eo alohako an Very Happy

Tsy mitsanga-menatra ny team Alpha e cheers

Manao mise au point an'ilay Sub WRC 06 aho ato - omeko an'izay hanao Irlande ny réglages rehefa vita. Nahita réglages intéressants ihany aho.


Sotsé, nandaitra ihany le course d'attente lol!lol! .
Mety v ny reglage an'le Sub anla fa nena tsy ao mintsy lty e. mba omeo raha mahita ela fa manjary tsy miady ny bol Wink , surtout am le mix mod

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadou a écrit:
Arrowlol! kay tonga de classé na tsy mamita spécial ray ary!!! Rolling Eyes
za nijery fotsiny oe mba aona zany monté carlo zany fa tsy tapakevitra anao ....kay tonga de classé lé drunken


hahaha.... mampimé lesy elah ty !!!!hihihihihi..... LaughingLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
jereo ato sao dia nivoaka gazety ny anaran'lesany (maromaro ihany no voatonona ao)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
jereo ato sao dia nivoaka gazety ny anaran'lesany (maromaro ihany no voatonona ao)


Ao i Penetoky lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hi hi hi hay efa malaza mihitsy ntsika ty ! lol!

Izahay team Alpha izany dia MITAKY ny hifindran'i Beels aty aminay, RAHA TSY IZANY DIA HILAHATRA ENY @ 13 MAI IZAHAY DIA HO ALAINAY NY FAHEFANA AO @ RALLYESIM.

ULTIMATUM HATRAMIN'NY ALAHADY IZAO FARAN'NY RALLYE IRLANDE


lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
wouww!!... efa tena médiatisé mihintsy anie ity kilalao antsika ity e!!!!..mahafinaritra !!..

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Hi hi hi hay efa malaza mihitsy ntsika ty ! lol!

Izahay team Alpha izany dia MITAKY ny hifindran'i Beels aty aminay, RAHA TSY IZANY DIA HILAHATRA ENY @ 13 MAI IZAHAY DIA HO ALAINAY NY FAHEFANA AO @ RALLYESIM.

ULTIMATUM HATRAMIN'NY ALAHADY IZAO FARAN'NY RALLYE IRLANDE


lol!lol!lol!



Dia ampidirin'ialahy ao amin'ilay hoe MES IDOLES ve lery aloha ary e


miteny aminareo namany ao amin'ny Team SO6 Alpha aho, anaro i Thomas. ny terroriste manao otage no manao utlimatum

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hihi...tandremo fa raha tsy mety beels mety hanaovan'i Tomasy Coup d'Etat eo koa io aaa !!!!!!! Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka raha alainay ange ny fahefana ao @ rallyesim dia tonga dia 2CV ihany no mahazo manao WRC e lol!

Dia ny MRC 106 N1 daholo lol!

Ovaina daholo ny règlements ka ny team Alpha ihany no mahazo mitondra A8 lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol!lol!

Holà!!!!! Pas de politique chez les SO6 vous voulez bien. lol!lol!lol!lol!lol!

Sinon, bravo à tous pour le MC 2009 et l'Irlande 2009. Nous ne sommes pas loin du haut niveau, et je suis sur qu'en partageant la passion on y arrivera.
Bravo aux rédacteurs du journal, il est génial. Faudrait mettre le lien chez Rallyesim pour qu'il voient un peu ce qu'on peut faire.
Sinon, je suis très content de ma Skoda et de ma Polo, 2 places sur le podium c'est super. Mais je suis sur que la suite sera plus corsée. Qu'importe, vivement la Norvège!!!!!
Il faudrait que l'on se fasse une session ensemble une fois la situation politique réglée à Mada.
Encore bravo à tous et bonne route!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Re-Félicitations Mr Beels

Dia tokony ampianarin'ialahy pilotage mihitsy izay (virtual so6 control) fa on commence à se débrouiller avec les réglages mais les chronos ne suivent toujours pas ! scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J'avoue que depuis que Mr Beels m'a filé ces réglages sur la Polo, ça a changé tout. Avant si je me bat avec mon volant pour rester dans la route maintenant je me bat pour améliorer mes temps et ma conduite dance
Et ses reglages ont eu meilleur effet sur la Mitsu Evo 9 Cool Où je prend bcp de plaisir à la conduire Very Happy

Vivement les sessions réels!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
za ve no matory ry zalah za ny mpanao gazety express no taraiky???[url] RazzRazz
jereo anie ity e !! gazety androany:
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=24451


Ny mpanao gazetin'ny rallygasy.tk koa no matory fa tsy mbola nahavoaka ny article tamin'ny WRC ireland nefa efa vita ato ilay izy

hita kosa ange lesy fa hoe misy mpamaky isika e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hay elah mintsy io aa !!!!!!!!.... miala elahhh zao dia zao tsy misy hatak'andro !!!!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad .... tssss..... incompetant va !!!! lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

un point : ny mahafinaritra am'lé article mivoaka am'l'express io dia mba lasa malaza ny rallye virtuel sur RSRBR. Fa zany hoe si je me mets à la place d'un lecteur lambda qui ne connait pas encore RBR et le mode en ligne, drunken mety ho fanina kely ihany hoe inn'ary zany resaka zany leuhh lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Hay elah mintsy io aa !!!!!!!!.... miala elahhh zao dia zao tsy misy hatak'andro !!!!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad .... tssss..... incompetant va !!!! lol!lol!lol!lol!


lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba voahitsy kosa ary ilay Penotoky kou!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
un point : ny mahafinaritra am'lé article mivoaka am'l'express io dia mba lasa malaza ny rallye virtuel sur RSRBR. Fa zany hoe si je me mets à la place d'un lecteur lambda qui ne connait pas encore RBR et le mode en ligne, drunken mety ho fanina kely ihany hoe inn'ary zany resaka zany leuhh lol!


Ie za koa nieritreritra an'io !! tokony manao article kely tsika ngamba ...fa n'empêche merci à l'Express SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay ve nisy an'zao kozy zao tato e!!! milay dia arahabaina daolo ry zalah aaaaa!!!!!!!!!!!!! clapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany oé mila manitsaka bé kou tsik ry Ari_vata_tsivy d bo ita anaty article ahhhhhhh, ahahah petardpetard
lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...