Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009

Messages recommandés

Salut daholo rizalahy a

Ity sujet ity zany dia ho an'ireo izay hanao Monte-Carlo (na Alpha na Zen Very Happy ) mba mifanome sopapa eto e Very Happy

Atomboko @ ny ahy aloha ary (207 no entiko)

3 premières spegany aloha tsy maintsy pneus neige (cloutés), tsy dia olana loatra io @ ES3 (Joux Plane II) fa mila mitandrina be fotsiny.

(Ho an'ny spegany mod Monte-Carlo rehetra : ahenao antsasany ny détente (rebound) fa ohatran'ny mihatsara ny adhérence - somary miteraka sous-virage kely nefa - saingy raha ny ahy aloha aleoko sous-virage toa izay holiday on ice lol!

Azo atao koa io raha voatery hametraka pneus tarmac wet nefa sec ny terrain)

Ny réglages par défaut an'ilay 207 presque ça va @ spéciales rehetra (il suffit juste de quelques ajustements, comme réduire les freins arrière à 2000 sur la descente de Cote D'arbroz II).

ES8 jusqu'à 11 : raha ny ahy aleoko tarmac wet ny pneus fa mba azo leferina io @ ES9 sy ES10 toa izay ilay pneus sec.

ES11 : somary nampiakariko kely ny détente dia nahavita chrono tsaratsara kokoa aho fa ... à tester pour chacun koa (pneus tarmac wet)

ES12 sy ES13, mahavita chronos tsaratsara kokoa aho @ boite courte, saingy à tester pour chacun ...

ES15 et ES17 (Joux Verte Mod Monte-Carlo) : tandremo ary @ faramparany (descente) fa verglacé hatrany @ arrivée, ny pneus aloha na tarmac wet aza tsy mitana e Very Happy , fa mbola ho andramako ny clous dia ho jereko ny temps (asa raha ho very be @ ireo portions sèches ?).

I Beels milaza fa ilay Polo no tsaratsara kokoa, nanao tests aho fa tsy dia hitako loatra ny différence tongue (fa saingy izaho koa mbola tsy mahay mitondra noho i Beels angamba Very Happy )

Dia izay rizalahy fa dia mazotoa a, dia milaza eto ihany aho rehefa mahavita tests misimisy indray.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy miala mintsy anie enao zany Tomasy e !!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil ..mba tsinjovy ihany ilay toka-trano na d zany aza !!! otrany eo foan elah manko !!!! lol!lol!lol!lol! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka tsisy fika intsony ange Doda fa efa tena accro tanteraka e lol!

Fa Rafotsy efa mi-comprendre ka Very Happy aza matahotra ialahy fa tsisy olana ny @ iny lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary congé annuelle angah i Big no tsy hita sabata maraina intsony? SleepSleepSleep

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha tsy misy ny sampona tokony au départ n'ny Monte koa am ty sur Sub N11, misy azo iriranana amtsika tia glisse iany le izy fa ilay choix des pneus no sarotra scratch . Mersi lou Thomas am le partage fa andramana ndray reo e clap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy alou zany dia ny hitako: pneu clou raha vao misy mod monte-carlo Rolling Eyes fa hitako hoe ça va ihany ilay Polo Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ny ahy alou zany dia ny hitako: pneu clou raha vao misy mod monte-carlo Rolling Eyes fa hitako hoe ça va ihany ilay Polo Rolling Eyes

Izaho koa lou mahita hoe ca va le Polo e!! Ca tient le cap CoolCool enfin la A5_1 avec un vitesse de pointe à 130 km/h LaughingLaughingLaughingLaughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
on entend souvent dire ces dernier temps que VW va s'impliquer davantage en IRC - avec un développement plus sérieux de la Polo S2000- et quitter petit à petit le Raid. En tout cas, il était clair, sans la victoire eu Dakar cela se serait fait plus vite.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Monte carlo cuit pour moi... pc H.S !!mila mandalo any @ atelier bigbang dc tsy fantatra raha ho retablit @ty smn ty !!!!.. sinon tsofiko rano ny membre ny TEAM amiko izay anao monte carl !!!! aleefaaa ry zalahh !!!! cheerscheersclapclap .. sady reo Alpha reo efa sportifsportifsportif be

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sinon za ve no doma sa ahona ry zalah fa otrany tsy hitako ilay manao inscription @ manche IRC!!! ( au cas ou vita a tps ihany ny daba ( ilay pc lol)...hitako ao hioe misy 3 journée ilay izy fa tsy hitako hoe aiza no manao inscription !!.sa tsy mila tsony fa tonga dia manao otrany @ session public reny ihany?? scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto dia hiezaka mafy hanao an'io Monte Carlo io fa ny pilote mbola tena valaka nefa ny vam efa vonona tsara!

tsy mbola hiditra daba mavesatra klou fa mbola Polo ihany koa no ho entina sady ôtrany mba efa mety² ny reglage hatreto

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Sinon za ve no doma sa ahona ry zalah fa otrany tsy hitako ilay manao inscription @ manche IRC!!! ( au cas ou vita a tps ihany ny daba ( ilay pc lol)...hitako ao hioe misy 3 journée ilay izy fa tsy hitako hoe aiza no manao inscription !!.sa tsy mila tsony fa tonga dia manao otrany @ session public reny ihany?? scratchscratch

Ohatrany ireny manao session public reny ihany kah!! Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Apparement, toa tsy misy ilay mod nuit @ ty Monte carl ty an!!! Lasa jour daholo no atao hono!! jocolor Ato io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Team alpha ooo lasa izao eee fa tsy misy hataka'andro tsony eee

Ho avy ts o ela... sad mbol mi-wait an'lay zavatra QuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Ohatrany ireny manao session public reny ihany kah!! Wink

Hay kosa a !!!milay zany !.. bon rste plus qu'a fixer le RDV any @ Big bang zany dia raikitra io !! Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
session groupé zany an!!! :bball: makafoka

aaa tsy session groupé fa session de reparation aloha ka !!!! Laughing ..mbola mila amboarina mitnsy ilay daba aloha !!!! ( lada io an !! @ IRC !!mdrrr)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tapa-kevitra ny hanao ihany i Doda ? Very Happy milay e Very Happy

Torohevitro farany :

ES14/16 - ES 15/17 : pneus clous dia mba afaka mi-attaque tsara fa misy adhérence - izay no hitako

Dia "course d'attente" io Monte-Carlo io rizalahy a, izany hoe miandry ny sasany higebona ianao sady manao izay tsy higebonana ihany koa lol! tsy dia conseillé loatra ny "attaque à fond" raha tsy sûr ianao @ ilay spegany, indrindra @ ireo spéciales mod Monte-Carlo izay miovaova be ny adhérence.

Izaho @ week-end any vao hanao, aleo aloha mikotrana session public sady miandry andro tsaratsara koa fa ity orana be ity tena mampisy jiro tapaka foana Evil or Very Mad

Dia bonne chance daholo e cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Au fait efa mazava @ rehetra fa ny fiovana lehibe 2009 dia ny session dia tsy misy inscription intsony fa tonga dia misy session isak'ny heure et demie (12h30,15h30,20h30) donc raha hanao session à 20h30 dia mi se connect 20h25 dia manao session 20h30.

2 ème nouveauté dia misy 3 manche (leg) dikany dia afaka hatao en 3 fois ilay IRC ny leg1 ohatra androany ny leg 2 rahapitso ets....nefa dia afaka hatao mifanaraka koa fa isak'iny ora sasany

Zay ry zalah fa tsy misy ihany koa ny mod nuit eeee !!!

Misy koa ny

Citation :
Un nouvel outil est mis en place afin de vous permettre de suivre la dernière session de chaque rallye en direct.

Accédez à "FINAL ROUND".

Il vous suffit de sélectionner le rallye que souhaitez suivre, et d’actualiser la page de temps en temps.

Bon spectacle
koa dia jereo ao @ acceuil rsbr09 io fa tena afaka manaraka ny live cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay kosa io live io zany, aleo alou ary hivoaka hijery kely fa teren'ny harnais eto fotsiny fa mbola elaela ny depart, lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NoNo be ilay verglas !!!!!!!! Evil or Very MadEvil or Very Mad .. tsy tiako e!!.... juste pour l'amour du TEAM no anaovako an'io Monte carlo io raha vita à tps ny pc-ko !!!! No .... en gros tena ataoko fotsiny izay hatongavana hazahoana points participation pr le TEAM dia zay !!!.. rienà espere d'autres.. scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Au fait efa mazava @ rehetra fa ny fiovana lehibe 2009 dia ny session dia tsy misy inscription intsony fa tonga dia misy session isak'ny heure et demie (12h30,15h30,20h30) donc raha hanao session à 20h30 dia mi se connect 20h25 dia manao session 20h30.

2 ème nouveauté dia misy 3 manche (leg) dikany dia afaka hatao en 3 fois ilay IRC ny leg1 ohatra androany ny leg 2 rahapitso ets....nefa dia afaka hatao mifanaraka koa fa isak'iny ora sasany

Zay ry zalah fa tsy misy ihany koa ny mod nuit eeee !!!

Misy koa ny
Citation :
Un nouvel outil est mis en place afin de vous permettre de suivre la dernière session de chaque rallye en direct.

Accédez à "FINAL ROUND".

Il vous suffit de sélectionner le rallye que souhaitez suivre, et d’actualiser la page de temps en temps.

Bon spectacle
koa dia jereo ao @ acceuil rsbr09 io fa tena afaka manaraka ny live cheerscheers

fangatahana fanzavana kely

izany hoe 18h30 19h30 20h30 izany no misy? tena hirava alina indray izany kle lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fanontaniana mikasika ny choix pneus!
raha atao automatique ve le izy d tonde clouté sa aôna? fa nanandrana ny tena omaly alina fa 1-4 sur place le fiara fa tsy mihetsika mihitsy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

Zay ry zalah fa tsy misy ihany koa ny mod nuit eeee !!!

Tss.. tao nefa no tena nainga mba hamenona ny banga klé!! ny ahy ilay mode nuit manko mazava be tahaka ny maraina ihany rehefa reglena ilay rampe de phare !! hihhi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Team alpha ooo lasa izao eee fa tsy misy hataka'andro tsony eee

Aona ny fandaminana ny fiaratsika ry Alpha mba ikotranana alou fa nena ato zao lasa zatra S2000 nefa mety tsy mahazo point akory. Manager o, asio resaka kely otran'ry zareo Zen ary. sa efa misy fa za no tsy maharaka? scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:

+1

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izaho 207 S2000 @ IRC dia Sub WRC 6 @ WRC fa afaka
mitondra GrN na S1600 koa aho @ manches WRC sasany raha ilaina ho an'ny écurie.

MRC Evo7 A8 na EVO9 A8

Tsara hifampidinihana mihitsy io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za alou sur fa 2RM @ IRC e!! Mbola misalasala @ ilay Swift 1600 sy ilay Polo isan-karazany ao Wink
Ilay Swift tena sensation be mihitsy no mba en confiance ny pilote Cool Nefa matahotra ihany sao tsy ampy puissance ilay vam rendeer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Niainga omaly ny 207 S2000 "FISAKANA" koa toa izao ny fanadehany fifaninanako :

1 ère boucle : Tsy ampy reco satria efa herinandro noho tsy mikasika volant dia lasa matahotra be dia tsy nanao faute mihitsy nefa dia tena halavitra be dia tena kivy !!!(39 ème provisoire)
Tandremo ilay Prospect fa tena tsy mijanona ny la neige ka mila mihaino tsara ny copi(es 2 io )

2 ème Boucle: dia tapakevitra fa dia hi attack @ zay nefa dia tonga dia East West Snow Fog be noho niandry tao dia nanao ze afaka fa tonga @ ilay droite 90 iray dia Adinon'ilay copi namerina fanindroiny ilay naoty (io ilay "souligné-na") dia tonga dia tany anaty hantsana koa dia DA iray aloha.
Niova indray ny tetika oe aleo ihany mi-assure satria hita fa betsaka ny "retired", nefa noho tonga tao @ "parc assistance" dia nijery ny classement (satria afaka mijery ny classement general provisoire @ ilay touche loupe kely iny) dia hita fa toa lasa 20 ème tampoka, niova indray ny tetika dia tapakevitra fa hamely mba ho tonga any @ top ten.

Dia lasa nahazo ilay tarmac tao @ EW dia nahavita fotoana tsara fa efa mba 7 ème temps koa dia velom-mbolo sady ohatran'nety ilay reglage tarmac an'ilay 207 (merci Beels). Kinanjo vao tao @ ilay ss cote d'arbrozII mod MC dia nahita tarmac mainty be dia nanitsaka nefa kay ilay adherance tsy mitovy satria ny pneu dia natao tarmac dry (mba oe izay fotoana very ao @ MC dia azo any @ tarmac), donc tonga dia nidona t@ ilay "falaise" tao @ corde dia natsipiny tany anaty ravin dia nitsenan'vodi hazo ka dia vita ny boite fa tsy nihetsika tsony!! donc tonga dia ss 3 zany retired donc 9 min de pénalités (vita hatreo ny espoir rehetra)

3ème Boucle : Tena ni assure tanteraka hatr@ farany dia natao izay hahatongavana. FA TANDREMO NY MANAO BE TONGOTRA @ ILAY MODE MC FA DIA "LOHA RAMBO"

bref dia classement provisoire 55 ème nefa ohatr'mety miakatra io satria misy retired maro maro nefa mbola nanao boucle dia mbola ao ny temps nefa tokony hisy penalité fa ny tenanay mantsy tonga dia natao abondon ireo SS misy "Retired"

Conclusion: mila mi assure be izany @ ilay IRC satria betsaka ny KKK nefany mahazo mi-attack tsara @ ireo SS Snow sy tarmac fa tandremo ny Fog saaady "on est là pour se faire plaisir" eee fa tsy manin raha misy sortie kely, dia refa mod MC dia "accelère quand tu vois du tarmac noir et met au point mort quand tu vois du blanc" lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao première journée no vita de naleo naka aina kely mitsy alou fa NoNoNo

Misalasala be am choix de pneus am 2è boucle 2em journee, tamac wet ve sa tarmac dry !!! QuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Vao première journée no vita de naleo naka aina kely mitsy alou fa NoNoNo

Misalasala be am choix de pneus am 2è boucle 2em journee, tamac wet ve sa tarmac dry !!! QuestionQuestion

izay no hilana double compte mba hanaovana reco e! makafokadanceduelpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

en résume ny Monte carlo nay d'ia c la cata

Merci aloha ho an'ny bigbang logistics e prierprier

6 DA tamin'ny ES1 ny antony? nikotrana Mines neige be mihitsy fa refa tao anaty session vao kopy hoe mines II kay ilay izy. izaho mbola tsy nitondra mines II snow mihitsy. Tsy évident mihitsy ny adhérence

vokany : tara départ ES2 dia vita hatreo ny boucle I

Mbola mandinika tsara aloha ny momba ny boucle II

fa revena manja foana io e pour se faire plaisir ry zalah6 a so6so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

fa revena manja foana io e pour se faire plaisir ry zalah6 a so6

L'essentiel est là letsy aa se faire plaisir

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

vokany : tara départ ES2 dia vita hatreo ny boucle I
:

iny ndray no tsy hitako léé!!!hihhihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Vao première journée no vita de naleo naka aina kely mitsy alou fa NoNoNo

Misalasala be am choix de pneus am 2è boucle 2em journee, tamac wet ve sa tarmac dry !!! QuestionQuestion

Tarmac wet letsy papa a ! fa il faut rester prudent foana ihany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za ko zany omaly nanao an'ilay leg 1,ny fiara 2 roues motrice, Citroen C2, fa tonga d tonneau tsy tonneau ny 1 ES, simba ny vam, misarik'ila fa natao fotsiny sisa izay hatongavana any @ arrivée. Fa ohatrin'ny niverina en forme ihany ilay vam avy eo t@ ES2 na dia tsy misy parc assistance aza.
De nitohy ny rallye fa tena tsy afaka mihitsy ilay vam.
Andeha hanao ny leg 2 zao, de hita eo zay fiaingany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa ohatrin'ny tsy afaka manao choix de pneus koa @'ilay boucle 1 an!
pneus snow avy hatrany @ ilay mode MC Shocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bary a écrit:
fa ohatrin'ny tsy afaka manao choix de pneus koa @'ilay boucle 1 an!
pneus snow avy hatrany @ ilay mode MC Shocked

si afaka ialahy rehefa mandalo parc izany hoe rehefa vita ny boucle iray dia hiditra amin'ny manaraka (c'est plsu réaliste)

Sinon vita omaly ny leg 2 ho anay. Isaoarana ny NARC pour la logistics (mbola congé e!)

boucle voalohany : adino ny ny nanala ny logitech dia lasa par défaut dia tsy maintsy no parametrer na tamin'iny. fa après 3 km angamba dia voa ny boite fa mafy loatra ny fidirana virage dia nanao tout droit dia nidona tamin'ny hazo (en fait tsy mahazatra koa ilay système de note ''Elena'') nefa ny fiara efa reglé aux petits oignons par El Prezidente Soafahana (tonga dia Leader Price = Mety be Amiko!) Muchas Gracias Prezidente

boucle faharoa : naentina tamin'ny clavier. Merci thomas amin'ilay conseil pneumatique (any amin'ny poste any aloha any hoa n'izay mbola tsy nanao) Tarmac Wet. Naverina amin'ny ankapobeny ny reglages ny Prez. niha ca va hatrany spéciale après spéciale. quoique spéciale 3 (cote d'arbroz) . Fa tao amin'ny spéciale 4 (boucle 2) dia nafana fo loatra (tsy heno tsara ilay note hoe gauche 120/70 droite 110 dia nigebona teo. resultat hatreto aloha 155è fa sûr aho fa raha miassure tsara miaraka amin'ny logistique mahazatra dia largement jouable ny top 100.

tohiny? mizatra tsara an'ilay Polo dia ho hita eo ny tohiny

HS
Merci pour les articles sur Rallygasy je suis allé voir ça récemment, pour éviter les malentendus même au niveau de mes sponsors locaux, merci de garder pour le forum les propos que je tiens sur le forum, et je suis tout à fait ouvert à une discussion destinée à rallygasy.

C'est un projet d'aller courir en France, et sur n'importe quelle voiture d'ailleurs. Pour pas qu'il y ait de malentendus. Et je pense effectivement à la C2R2 Max, on en a d'ailleurs parlé avec Toavina qui lui a déja sa voiture apparemment.

Merci d'en tenir compte

MODE HS OFF/

Sinon: mbola tsy afaka tena nanao reco fa spegany ray ihany noho vita, nahazo réglages tany @ beels master koa izahay, misaotra @ fair play prier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, résumé premiere journée MC/

Après avoir appliqué les réglages de Monster Beels Twisted Evil, fallait changer la façon de conduire Cool On avait une journée test donc on s'y est mis quoi!!! Résultat: on roule avec plus de confiance qu'avant et la voiture reste .... plus longtemps sur la route que d'habitude lol!

On avait entamée donc la première journée avec beaucoup de stress (ça s'est comme d'hab Very Happy )

Première ES: On prend des risque dans les rapides et on se fait qlq petits frayeur sur un long gauche 3 au milieu de la ES tongue
Mais on est 27ème au général au point stop jocolor

Deuxième ES: l'ES me va jusqu'à la fin de la rapide mais après j'apprécie pas trop car la voiture a réagit bizarrement surtout lors de la descente où elle survire beaucoup!! Donc, on s'est dit: on roule à fond dans la ligne droite et on lève beaucoup le pied dès le virage gauche 2.
Mais évidement 1 km après le G 2, on se fracasse sur un arbre dans un G 3 et ça à cause justement du survirage. Boite bloqué à 4!! 200 m plus loin (sur les cassantes) un autre arbre. Abandon définitive!! smach On passe du 27 au 180ème Evil or Very Mad

Alors on décide de rentrer au parc directement pour réparer et préparer les autres journées!! Bref on est très loin derrière en ce moment sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho ndray nanao ny Leg 1 dia efa nitapy ilay interface fa tsy mety mampiseho ny tps sy ny classement !!!!pffff Evil or Very MadEvil or Very Mad ... nainga anao ny leg2 za teo dia tsy mety tafiditra tsony ndray !!!..
Breff.... ho hita eo ny tohiny fa kely finoana aho sady sorena be

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ela ty ngamba mila mamono omby kely mitsy lol!lol!
in ko mo le fombafomba reny...

hay... torao am vatokely alo le wrc na le groupe N na le s2000 hihihihihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
ela ty ngamba mila mamono omby kely mitsy lol!lol!
in ko mo le fombafomba reny...

hay... torao am vatokely alo le wrc na le groupe N na le s2000 hihihihihihi

za lesy dia gaga mintsy le !!!!! tena kozy e !!!!..teo nande ndray ilay konect fa dia nivoka houazy ndray e !!! ten tsy arako tsony hoe ina ilay blm !!!!..

Sinon ny an'laisany ve tonga si miseho daholo ny classement après an'ilay spécial.. ny ahy manko tsy misy classement zany fa toundé banga be fotsiny !!!!pfff..
Breff... majtou daholo fa tsss.. aleo mande mijery vao².

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny tsy azoko hoe refa public session le iz to mandé norm tsara nefa an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...