Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Skin saison 09

Messages recommandés

Alefao eto daholo indray ny skin 2009 tsika e! na Alpha na Beta na Gamma so6

Atomboko amin'ireto alou zany e!

Mitsu evo 8 baptisée Evo 8 Tsi2 Drift

io no hanaovana MRC fa Polo S2000 VW PERFORMANCE-THB no hanaovana Frenchcup tarmac

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

EFa vonona be mintsy anie tsi² galli zany eee !!!!!!!... milay ka. ny ahy ny C4 efa mande² any @ rubrik hafa any ny skin, fa ny evo 7 @ mrc sy @champ fce gravel no mbola en preparation fatratra; ny IRC no mbola tsy aiko na anao na ahoana fa mbola miankina @ spons !!!! santasanta

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola misy tsy mahafapo kely a ny 206WRC03 sy ny Evo8 Gr A Netbox fa efa misy aperçu iany reo am signature reo e
Ho avy ooooo!!! le bandy nametraka le autocollant otrany ny NOS ngambany d nivadika ny autocollant sasany lol!lol!
ary otrany le bandy io ko ny nanao le RAYS eo am parechoc avant droit an la io lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
ity ny ahy ny IRC aloha ee

mifona prez marina !!! efa resy dien'voalohany sahady za lé !!!@ skin io an !!!! so mihevitra zvt hafa e o!!!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, ny WRC zany dia io Sub io!! izay efa eo hampanaovana essai (ireland zao io).
Ny ambiny, IRC mbola tsy hay QuestionExclamation
Misy Evo 9 Gr A koa zany no ho hafarana raha concluant ny test lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ayayaa !!!! hilay izy zany an !!! clapclap ...parc coloré mitnsy ny an'ny TEAM So6 @ ty !!!.
Sinon aiza hono elah no manao ny essais an'ilay evo9????? RazzRazzRazz eny an-tanikatsaka sa eny @ circuit TMF??( sa acct moa?? Laughing ) lol!lol!lol!Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola tsy hay fa rehefa tena misy hilana azy ilay vam vao ho atao essai tsara!! lol!
Mety eo Ambohitrimanjaka dia milamina ange e!! sillylol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny @ ty dia daba hafa indray ny entina, mandamina essais kely fa midy i Lazaina, be vovoka loatra... I love you

Mila fanampiana kely fa mila skin milay koa Very Happy
Ho an'izay mahay azy... merci (mp)

Team Colin McRae Motorsports
Ford Focus WRC08: BP Ford Abu Dhabi WRT

sponsor Arabe cheers tsy maintsy halal ny sôsisy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Mila fanampiana kely fa mila skin milay koa Very Happy
Ho an'izay mahay azy... merci (mp)

Ny an'lah anie tonga dia skin officiel an'i Ford dc tsy tokony hisy probleme e !!!!!! RazzRazz .. sady ilay anarana @ vitre laterale an'i latvala tonga dia ampina hoe "za" fotsiny dia vita !!!!! clapclap "latvalaza vita houazy !!! Surprised

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ARy le Doda ty tena mandinika akaiky mihitsy an!
n58>asiana logo so6 fotsiny marina kay moa zany ny an'là sisa d vita d ovaina ny numero

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny MRC ngamba no tian'i Nirina58 tenenina e ExclamationQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa ny daba ange, afaka asiana team so6. Anarana, saina gasy partout koa, dia numéro 858, point pacom koa lol!
Wrc io an.

Mrc, mbola tsy fantatra fa betsaka laotra ny championnat ry zalahy, sady aleo koa mba milalao tsara koa ny hafa, motivé tsara

Tsisy anao IRC angaha leisany?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Mrc, mbola tsy fantatra fa betsaka laotra ny championnat ry zalahy, sady aleo koa mba milalao tsara koa ny hafa, motivé tsara

Tsy mba tsara V letsy raha mba manao MRC daholo tsika gasy, raha manao mankony ela dia mba miakatra ny niveau antsika (anay moa zany Embarassed ) rehetra ao. Ny MRC rery ihany kouh anié lty no mahazo coupe tena izy any am'remise de trophées en fin de saison ééé lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Avelao lesy lery ho any rehefa tsy hanao an lol!lol!lol!,tssssss chaisechaise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

N58> Soafahana hanao IRC avec 207 S2000 "FISAKANA et Fier de l'être"

Ity indray ny C4 HY motion4 hanaovana WRC fa mbola misy finition sisa

efa niova ilay sary ooo
ny MRC mbola miandry spons fa saison mbola mai vao manomboka dia tsy dia maika loatra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
io zany no hifaninana am le Polo ra prez?
efa ho avy tsy ho ela koh ny POLO VW PERFORMANCE -THB fa mbola miady am spons kely klou am hametahana le soratra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

soaf>>> hahahaaahahahahahahahaha

latsaka letsy za am'ty sarin'la iray inty kléé,

lol!lol!lol!lol!lol!lol! otran sokatra reny ny lohan'la am'lé izy fa kely B ny "face avant" par rapport am'lé vatana lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ôtrany hoe manao minerve zany lery am le izy

ity ny POLO VW PERFORMANCE -THB hanaovana IRC sy Tarmac

D mangataka ireo malala tanana hanampy @ fi-regler an'izy io fa tsy mety mipetraka mihitsy ny vodin'le fiara

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
N58> Soafahana hanao IRC avec 207 S2000 "FISAKANA et Fier de l'être"

Ity indray ny C4 HY motion4 hanaovana WRC fa mbola misy finition sisa

sady toundé hybrid mintsy ny an'ry soaf an !!!!! dance ...hihi..

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:

Avelao lesy lery ho any rehefa tsy hanao an lol!lol!lol!,tssssss chaisechaise

@zay koa betsaka kokoa ny chance azahoan'tsika ny coupe !!!!! lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
efa ho avy tsy ho ela koh ny POLO VW PERFORMANCE -THB fa mbola miady am spons kely klou am hametahana le soratra

diesel diesel makafokamakafokamakafokamakafokamakafoka alefa Tsitsi galli SOA NY FIARAHANTSIKA E

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
soaf>>> hahahaaahahahahahahahaha

latsaka letsy za am'ty sarin'la iray inty kléé,

lol!lol!lol!lol!lol!lol! otran sokatra reny ny lohan'la am'lé izy fa kely B ny "face avant" par rapport am'lé vatana lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

jereo fa efa niova ilay sary oooo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Thomas>Subaru Impreza N12 le izy, à la base blanche aloha ny couleur fa le logo an 'ny spons no mbola ketrika b

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty ny evo8 netbox entina am MRC

dia ny 206 WRC Netbox

ny anarana teny am fitaratra mbola tsy novaina satria tsy hay hoe n° firy bigy lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
N58> Soafahana hanao IRC avec 207 S2000 "FISAKANA et Fier de l'être"

Ity indray ny C4 HY motion4 hanaovana WRC fa mbola misy finition sisa

efa niova ilay sary ooo
ny MRC mbola miandry spons fa saison mbola mai vao manomboka dia tsy dia maika loatra

iza lesy no anaran'lay bandy vaza io Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Thomas>Subaru Impreza N12 le izy, à la base blanche aloha ny couleur fa le logo an 'ny spons no mbola ketrika b

Okay, alefaso mail aty amiko ny spons an'ialahy (sous jpeg), inty ny mail : nary@business-opportunite.org

Sady manana choix koa ialahy @ ireto "ateliers de peinture" be dia be ireto :

NARC

NETBOX RACING TEAM

TSI2 PERFORMANCE

TRRT (Thomas Radstrom Racing Team lol! )

Aleo mankany @ ilay farany io lol!

Alefaso aty koa ny skin an'i Nirina58 Very Happy

Hay i His koa hitondra Sub WRC ? eisy efa 3 zany ny mitondra sub cheers

Ho entintsika avo rizalahy ny voninahitr'i Prodrive rehefa tsy misy hitondra ihany izy @ réel lol!

Sady aza adino fa misy adversaire ngezabe atsy @ BP-Ford Abu Dhabi atsy, sady izy team officiel isika team privé Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
4 tsika hatreto Thomas no Sub eto @ forum Wink Mbola ao koa i KGB Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ty ndray zany ny sub WRC06 Team Rallygasy amty saison ty, le evo9 A8 mbola tsy nivoka any am garage His fa ho avy tsy ho ela
hono

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy nanana fotoana nanaovana test ary sur fa tsy hanana fotoana firy hanaovana reco mihitsy rehefa tena raikitra ny saison fa hatreto izany ny fiara tsy hita fa nanano sarotra ny fandraisana an-tanana azy dia

Subaru Impreza N12 no hanaovana MRC. Fa mety hiketrika location Sub N12 any Europa koa hanaovana an'ireo championnats nationaux hafa

Ny WRC hatreto aloha dia Sub 2001.

raha tsy izay dia VW Polo A5_1 (eh oui 1,4 litre, ce qui équivaut à peu près à deux bouteilles de THB) Championnats any Frantsa ankoatra ny Terre (izay atao amin'ilay Subaru N4 location).

Ny IRC no mbola manandrana an'ilay Peugeot 207 S2000 fa ho hita eo amin'ny farany na mety hijanona amin'ilay Sub N12 ihany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

saika adino ny spons vao en cours de négociation amin'ny Paramount sy DreamWorks fa mety ho ity ny base n'ny skin (au fait piste pour un spons ho an-dry zalahy ho any andafy io) miaraka amin'ny logo rallygasy sy team SO6 mazava ho azy.

Afaka manao offre izay atelier de peinture inspiré, base Sub N12

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

in ty mciter tena ty lol! ! tafiditra ao anaty vam an ra emsics v reo biby rehetar reo!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers tandremo fa efa kely sisa dia vita ny réglages an'ilay Ford Arabo... fa somary anadala kely izy io eny @ classement an ... Sady Team Colin McRae mba te ahazo points betsaka koa lol!

Blagues à part, raha misy soucis @ réglages afaka manampy izay vitako ao

Ny suspension an'lé Focus06 "STADE TOULOUSAIN" tsy milamina mihintsy Mad fa so de mba afaka ampindram'elah suspension Foc08 Laughing

Toulousainnnnnnnnnnn Wink

J'ai des pistes... je finis mon réglage final et je te montre ça sportif

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
cheers tandremo fa efa kely sisa dia vita ny réglages an'ilay Ford Arabo... fa somary anadala kely izy io eny @ classement an ... Sady Team Colin McRae mba te ahazo points betsaka koa lol!

Tsy quoi e Very Happy na efa somary "tsy à la page" intsony aza ny fiaranay il y a 4 Subaru boys du Team So6 prêts à te coller aux fesses lol!

Et l'un vient de gagner le challenge Thomas Radstrom lors du rallye GB de 2008 ! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zavouna est dans la place .....fa mila asina team so6 Alpha daooolo ny vam tsika ry ALPHA aaaa tirrrrrretirrrrrretirrrrrre

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Blagues à part, raha misy soucis @ réglages afaka manampy izay vitako ao

Tsy soucis kely lety fa tena glady be mihitsy a! tsy mety mipetraka mihitsy le polo VW performance r'efa @ tarmac fa manao sôsisy fôna, efa tapitra nokitihina dawl ny ao @ suspension fa tsy mety mihitsy inn no fika?

EDIT MODO : EFA MISY POST NATAO HO AN'NY RESAKA REGLAGES ATSY KA HIANGAVIANA MBA TSY ETO NO HATAO IO RESAKA IO. Misaotra tompoko
héhé, aleo hiasa kely ny modo fa tô misavôna B ny forum Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rehefa nanao essai privée omaly dia tapaka ny hevitra fa ajanona ilay sub 2001 fa efa hita fa tsy hanampotoana hanaovana reglage. Sady sao dia misy la poisse ilay izy fa ex Burns (lol)

Tsy hanao WRC fa kosa arakaraka ny calendrier dia hanao PWRC amin'ilay Sub N12 na JWRC amin'ilay VW Polo A5

Fa i M6 no mety hanao WRc indraindray hitondra Sub 99 na 01 (rehefa amin'ilay épreuve feno lala-mahitsy ireny). Fa lery tsy ho afaka hanao MRC fa raikitra any ivelany. Championnats nationaux sy JWRC na PWRC.

Mahafa-po aloha ny comportement an'ilay Polo hita eo ihany raha hiady championnat de France A5. Fa propre be ilay mitondra azy à fond amin'ilay izy tsy mandeha mihitsy. Mbola misalsala aho hoe hiakatra classe ve?

Izaho koa mahay noho ialahy ra doda raha blablablabla (aiza le skin telma e!)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Première voiture sorti des ateliers de peinture ZDRC lol!lol!

Tonga rangah dia alefako any amin'ny ZDRC ialy sub sy Polo fa rahoviana isika no afaka mi discuter an'ilay izy?

lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Première voiture sorti des ateliers de peinture ZDRC lol!lol!

Tena enjana BEEEE prierprierprierprier ra Heninn'tSolberg kle
prierpriermakafoka
Fa ouno oa lti inn lay ZDRC lou QuestionQuestion

Big merci ehhhh

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...