Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

RSRBR2009

Messages recommandés

Satria moa izany tsy misy A8 intsony dia tsy misy Mc Crash tsony koa zany Crying or Very sad ,login vovo ndray flower,vam vovo Evo X GrN lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
beurk

M12 anie zalahy ka mbola mety atao matanjaka noho'ny A8 e

nefa argueargueargue
amin'ny 2009 to mbola misy M12 aty amintsika

inn koa no ilain-tsika ze f2000 any camper

de ahoana koa io coeff 2 io; miady eo zahay asatana3 sy ny fmmsam a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
beurk

M12 anie zalahy ka mbola mety atao matanjaka noho'ny A8 e

nefa argueargueargue
amin'ny 2009 to mbola misy M12 aty amintsika

inn koa no ilain-tsika ze f2000 any camper

de ahoana koa io coeff 2 io; miady eo zahay asatana3 sy ny fmmsam a


lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!
F2000 letsy avy D trophée 205 zany annnnnnn lol!lol!lol!
zay koa hilavann fa maninn tsy hamoronana'laisany rallye ACCT??? lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy naharaka tampoka teo za!! silly Fa tsisy A8 intsony ahoana zalah?? Suspect Mba tsy mety kosa zany kleu!! Rolling Eyes

Dia efa lasako aloha ilay num 45 an!!! petard

Sinon, ilay reglément Mr Beels dia misy diso kely: ilay titre mihitsy no lasa misy hoe Espagne tampoka smach

Fa sinon ilay Team So6 koa tokony créer-na @ zay ao @ Rallyesim ao an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa no-verifier-ko zany ary @ ilay choix-na vam dia hita ao daholo ireo A8 rehetra, niampy Evo9 aza!!! Wink

Hita à partir an'io koa moa zany hoe inona avy ireo vam ho avy @ RSRBR09, genre: - Ilay Evo9 ao @ A8, C4 2008, focus 08, sub 08, Evo9 08, Polo S2000 etc... fa tsisy Subaru impreza A8 mihitsy ry Big a!! Rolling Eyes

Dia ny mahagaga koa zany dia: ao @ choix Championnat du monde wrc, hatreo @ wrc 06 ihany no misy azo alaina!! (adieu C4 07) Ao @ championnat Portugaise nefa zalah dia hatramin'ny wrc08 no ao!! Bizarre Suspect

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

His>

Loll mbola mety eo ampanamboarana kosa angamba ry zareo le resaka WRC08 io fa tsy hoe adieu C4 07 lol!

Hijaly indray za hisafidy Sub08 sa C408 loll

raha ny fitiavana hatrizay aloha de le Sub no mampite hitondra izany e ny endriny zany
Fa hita eo raha tsaratsara ny temps azo aminy ; mbola miankina amin'ny réglage koa nefa chaisechaisechaise

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraid

loll

Mc crash

Inn koa no tsy maha marina izany

lol!lol!

letia koa mbola miandry amin'ny Team Momo foana ve (tena tsy misy hifandraisany de A-z le izy e ) tsy hino mihitsy elà hoe izao ve de izy ;
tonguetongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Inscription faite !!.. DODANEN sera de la partie en 2009 ac le num 974 na dia mbola miketrika ny logistique rehetra aza @zao fotoana izao !!!... ny daba mbola tsy hay fa mbola eo ampandinihana ireo proposition ana contrat za io ka aleo au dernier moment mintsy vao misafidy sao manenina!!!!... RazzRazzRazz ...fa c'est soit Ford soit Citroen ..zay no sura.
Bref.. bonne fin de saison daholo na dia tsy tafainga ndray ary ny tenanay @ ty manche farany ty e !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Rehefa no-verifier-ko zany ary @ ilay choix-na vam dia hita ao daholo ireo A8 rehetra, niampy Evo9 aza!!! Wink

Hita à partir an'io koa moa zany hoe inona avy ireo vam ho avy @ RSRBR09, genre: - Ilay Evo9 ao @ A8, C4 2008, focus 08, sub 08, Evo9 08, Polo S2000 etc... fa tsisy Subaru impreza A8 mihitsy ry Big a!! Rolling Eyes

Dia ny mahagaga koa zany dia: ao @ choix Championnat du monde wrc, hatreo @ wrc 06 ihany no misy azo alaina!! (adieu C4 07) Ao @ championnat Portugaise nefa zalah dia hatramin'ny wrc08 no ao!! Bizarre Suspect


fa ny RSRBR09 nga efa nivoka??
tsy mbola vao ny insciption fotsiny io
mbola mi espérer sub A8 fona a io lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Inscription faite !!.. DODANEN sera de la partie en 2009 ac le num 974 na dia mbola miketrika ny logistique rehetra aza @zao fotoana izao !!!... ny daba mbola tsy hay fa mbola eo ampandinihana ireo proposition ana contrat za io ka aleo au dernier moment mintsy vao misafidy sao manenina!!!!... RazzRazzRazz ...fa c'est soit Ford soit Citroen ..zay no sura.
Bref.. bonne fin de saison daholo na dia tsy tafainga ndray ary ny tenanay @ ty manche farany ty e !!!


za anie efa niteny fa tsy hoe manozona an la akory e
miandrasa oa am erin-taona lol!lol!
au moins mahazo le casquette citroen klou lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hi Soafahana dia efa niditra nanao inscription ao @ rallyesim2009 satria fantatra fa manahirana ny mitady spons manao organisateur koa dia nandoa ny droit d'inscription mba hahafahany organisateur mihetsika WinkRazzRazzRazzRazzRazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

I Penotoky koa zany efa nanao inscription fa le vam mbola miankina am père Noel am 25, ny num 557.
Soaf> tsy otsany makarary maso be ve le mijery anle rose-rose? drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba aza atao bobaka b kosa tsony ranga le compte a!!!
mba on joue le réalisme e!! Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
mba aza atao bobaka b kosa tsony ranga le compte a!!!
mba on joue le réalisme e!! Cool


+1000000

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
mba aza atao bobaka b kosa tsony ranga le compte a!!!
mba on joue le réalisme e!! Cool


+1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba teneno an'i Zokin'ny Soafahana nge zany e!!! arguechaisesml2
Lazainy fa Belazao lisany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics = 1580

i M-Six hono tsy hanao amin'ny MRC fa amin'ny championnat hafa izy hanao ouvreur an'i emsics

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
mba aza atao bobaka b kosa tsony ranga le compte a!!!
mba on joue le réalisme e!! Cool


elah ngah hiainga ndray @ ty??? RazzRazz ..dia veloma Yabadou l'afgan zany ko !!!!hihihi lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Mba teneno an'i Zokin'ny Soafahana nge zany e!!! arguechaisesml2
Lazainy fa Belazao lisany lol!

okay ary fa ho tenenina ilay zandrinay Belazao iny eeee lol!lol!lol! fa mety haka nationalité hafa hi lery no tsy aiko an !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Liste ireo efa inscrit @ zao!!! (manaova inscription zalah zay tsy ao!!)
Iza ary reto ô!!!

45- His
54- Thomas Randstrom
102- dadoutek
122- Bigbang
146- The Doctor
158- Dadah
205- MAX
213- Ari vata9
555- KGBMAX
557- Penotoky
858- Latvalaza
888- Zavouna
974- Dodanen
979- Nari9
1100- Fablide
1580- Emsics
2032- Checkp0int

vao 17 reo zalah lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha azoko tsara zany d herim-po very maina ny niketrehanay an'le EVO 8 an!!!
k'inn fa tsy hiverina ary @ ry suba mianakavy ihany ndray zany.

Proposition:
sô d mba tsara asiana 2 roues ihany koa lesy d am zay afaka manana pseudo 2?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misy Evo8 ao @ MRC ra-Tsi2 a!! Wink Fa za ohatrany hiandry ilay Evo9 vao fixer tsara Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Misy Evo8 ao @ MRC ra-Tsi2 a!! Wink Fa za ohatrany hiandry ilay Evo9 vao fixer tsara Cool

vata9 sera sur une evo6.5 mais pour la conex wait and see

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
His a écrit:
Misy Evo8 ao @ MRC ra-Tsi2 a!! Wink Fa za ohatrany hiandry ilay Evo9 vao fixer tsara Cool

vata9 sera sur une evo6.5 mais pour la conex wait and see


Misy GrN ngah ny 6.5

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
His a écrit:
Misy Evo8 ao @ MRC ra-Tsi2 a!! Wink Fa za ohatrany hiandry ilay Evo9 vao fixer tsara Cool

vata9 sera sur une evo6.5 mais pour la conex wait and see


Misy GrN ngah ny 6.5

misy Gr N ny 6.5 fa za koa tam lahady nahita evo X GrN fa nakako tsirony kely aloha sady nieritreritra hoe any zay MC e! clapclapclaplol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
zay lty otran efa inscrit tao annn???? scratchscratch adinon'la ndray V letsy ramatoa létiéééé

Tsy tazako ao ialahy kou!! jereo ny mail dia valider-o ny inscription sao adino!! raha efa dila ny 48h dia tsy maintsy mamerina zany kou sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
QuestionQuestionQuestion kely ArrowArrowArrow
'reo fiara zay nosafidina tanaty inscription rallyesim09 reo v ts maintsy entina (obligatoire) sa afak ovaina iany QuestionQuestion
Ny @ MRC d championnat afa QuestionQuestion
Okay makafokapetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah> afaka manova ialahy avant première compet!!

Sinon, ilay choix ao @ championnat wrc kay tena voulu mihitsy!!
Ny team privé hono dia vam antérieur 2007 no afaka hanaovany championnat: zany hoe mbola focus 2006 zany no ho entina @ erintaona!!! Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

enga anie mba hanana fotona ilalaovana matetika ko,tena ni-rate ilay farany teo iny zao izahay palepale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vô hitako omaly tokoa le Evo 8 e! fa tena tsy afaka mihitsy le izy raha oharina @ le evo 8 ao @ A8 an!! tonga d misy différence be !
sinon le Kit car koa ôtran'ny tsy mahasosotra izany le clio.
Fa lisany ve hoà tsy tenté hoe mba asiana trophée 2 roues koa ilay izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fantatro loatra fa tsy dia miasa saina afa-tsy ny @ MRC tsika mianankavy fa ao @ WRC kou kay tena misy révolution be mihitsy @ saison 09. (sa efa ohatr'izao foana fa za no tsy naharaka?) geek Lasa ohatr'izao zany no mety ho fandehany:

- Misy ireo Team officiel (12 team) izay manana pilote 3 (miaraka @ manager), ny vam zany dia en fonction-ny team (fa tsy TIM hoaaaa) genre: raha Abu Dhabi ford dia Focus 08, fa raha Stobart dia Focus 07, ...
Ireo manager zany hono dia tena hi-manager ny equipe tokoa satria dia hisy monnaie virtuelle ahafahany hi-gerer ny pilote-ny (tsy arako tsara hoe ahoana, moa tsy mbola mivoaka ny reglement)
Ny team manager no efa nanao inscription izay vita t@ 1 déc. Ny pilote kosa mbola tsy nisy ny recrutement hatreto fa ho avy hono. (ireo elite no visé @ io raha tsy diso za) camper

- Misy indray ireo Team (ie T.E.A.M) privée izay composer-na pilote 4 (miaraka @ manager io) izay hitondra ny vam inférieur ou égale à 2006. Io zany izay te-handray anjara dia poince avy hatrany (za zao te mba hiaraka team @ zay bandy gasy mitondra Focus06 pour 2009 makafoka )

Io système io zany no mahatonga ny choix vam wrc ho inférieur ou égale 2006 no azo alaina!! smach

Fa ny tsy azoko indray dia hoe aiza ilay so6 no miditra an-tsehatra @ io
drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Twisted Evilsml2sml2
pff tsy mety amiko e

chaise

zay no mba maha virtuel azy afaka mba mipetraka amin'ny placen'ny henjana enao

Fa de zao zany de
Citation :
elite
lol no hahazo ny vam milay
de ny sisa mitsako vanjo amin'ny vam tsotsotra

elite + vam milay contre ampobo + vam kely tanjaka

de inn fa tsy ho izay foana no hiverimberina eo mandrapaha-fatin'ny rallyesim
de inn no maha elite sy vam milay azy raha natao ho resin'ny apombo ry zareo


fa bon ze tiany io e
manraka zay ataony eo
rehefa hamorona championnat otran'ny rallye force an'i JBmarcu21 ve za tsy hanandray anjara ao lisany e



arguetirrrrrre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Calme aloha isika fa mbola tsy validé ange ilay règlement e

Toa ohatran'ny betsaka koa ny mimenomenona ao fa tsy afaka mitondra C4 intsony izany @ herintaona nefa te hitondra C4, probablement mety hiova ihany io règlement io.

Izaho koa aza mba te hitondra C4 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aza asiana olana zalah!! Apoakan-tsika @ vam tranainy zalah fa tssss chaise

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...