Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

super session RBR du 06 et concours RBR du 07

Messages recommandés

Durant le slalom ACCT TEAMSo6 on organise une super session le 06 au soir et un concours de RBR ouvert à tous moyennant paiement le 07 dans la journée.
Envoyez vos poropositions et organisons nous pour son bon déroulement. merci à tous pour leurs participations.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

au fait @ io zany samy mitondra ny matos-ny daholo ny tsiray²??

Dia ny ahy proposition ihany ny hoe tsr asiana ecran geant iray dia andefasana replay non stop eo hisitomana ny kil !! ( mba rpl milay fa tsy lé midofodofotra be reny a !!!!:! RazzRazz d alefa eo daholo ny daba @ rallyesim dispo ( ny wrc sy ny fiara MRC surtt moa zany e !)..sa ahona ouz laisany?dia na ny video ilay nataon'i tomasy du styl combat entre prèz et Mc crash reny ko ary afaka alefa eo koa pr montrer hoe tena combat ity resaka ty !!! sportifsportif

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 @ Dodanen

Sinon, tsara lister-na eto avy ireo hitondra ny matos mba hijeren'ny logistique hoe inona avy no hilaina @ zany Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny deroulement an'ilay concours koa tokony homanina mialoha sa efa voadinika t@ tsy nahateo anay?? !!ka ireto misy fanotaniana tonga ato an-tsaiko:
1- Just hoe mandoha vola ilay olona dia manao 10min otrany any @ salle de jeux?? Razz D otrina? 25.000 ra gvintss d 10.000 raha momo???? RazzRazz
2- Sa Isika ve no mi-fixer ny special atanony dia izay tsr tps indrindra no mahazo ny loka @ farany
3- Ary raha tsy maharitra atr@ farany ilay nandresy d ahona??
4- Ny so6 ve afaka manao koa?? Razz ..sa limité ny samedi alina ihany ny antsika??? petard
5- Et finallement et non des moindre: Ahona ny momba ny samedi alina? Mody ve rehefa vita ny lanonana sa tonga dia any dia any?
momban'ilay matos bdb hijanona any manko no mahatonga ahy hanotany an'zay! Shocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

Tsy nijery compte rendu an !!!

Ny hevitra ireo dia mety sady hitako fa ilay 25.000 dia hatoniny pour une promotion

Fa ny 06/12 hifoha ny 07/12 dia misy chambre koa dia mila mamandrika ialahy ry Doda (raha tsy oe hanao quadruple monté miaraka @ ry Tsi sy Hents fa mety ho sarotra ihany an !!!) fa ny matos mbola hilaina ny Alahady eeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
raha tsy oe hanao quadruple monté miaraka @ ry Tsi sy Hents fa mety ho sarotra ihany an !!!)

lol!lol!lol!lol!

mety ho sarotra mitsy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Soafahana a écrit:
raha tsy oe hanao quadruple monté miaraka @ ry Tsi sy Hents fa mety ho sarotra ihany an !!!)

lol!lol!lol!lol!

mety ho sarotra mitsy

Na ra ts t anao quadruple montee twa d ts matory mitsy na mitondra tente d manao double montée élah sy ny g20'tsss makafokalol!lol!lol!lol!
lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ahona ty fikan'ny JIRAMA ity ndray?? tô hoe ho faty hono ny jiro eto Antananarivo sy ny manodidina du 06 au 08 decembe ho avy zao !!! ka tafiditra ao ve imerts??. Shocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
tsy "manodidina BE" ve Imerts?lol!lol!lol! mbola tafiditra anaty Tana ve iny??

Otrany efa milamina ary kay ilay izy ka... sady tô adin'2h fotsiny ilay coupure kay! Surprised

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola aty an-tany lavitra ny tenanay dia 6 hariva mits vao tonga fa inona marina le prog @ 06 alina io zany ry zalah? drunkendrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
farak'zé milay léty éééééé
fa io V RBR fotsiny sa efa misy RSRBR08 ao?????

+1
???
tena tsara tarehy sady équitable beuuuuuuuuuh

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers

Tsara kosa koa

merci letss a
Fa azo hitadiavam-bola hoan'ny Team marina io a

Za aloha mila anio sady ny install-ko koa tsy haiko na mety na ny CG no faible mety excuze koa zany

Fa mila asina RSRBR08 sy ny add-on rehetra sy ny MAJ rehetra
de voa maika tena tsara raha misy RSRBR09

flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

DVD 1 toundé miaraka am RBR + RSRBR + MAJ + des petites videos obscènes

laingako zany e
lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

on aura le choix entre 2 packaging au fait

ty ko ny ray
Cd

couverture pochette

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oui satria io sary io d'origine mitodika a droite
nefa tsy maintsy natodika am le pochette cd satria misy vm ray takonana ao
dia tsy maintsy natao an'io vo takona lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
oui satria io sary io d'origine mitodika a droite
nefa tsy maintsy natodika am le pochette cd satria misy vm ray takonana ao
dia tsy maintsy natao an'io vo takona lol!

milay ialahy e! prierprierprierprierprier

Ilay an'i radstr ve ilay hoe vidaka obscène?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
amidy hono zalahy ilay UC PROLINK nampiasaintsika tam session reny a! lé Pentium 4 200 000Fmg mety misy possibilité ana lavalava....
pentium Dual core
DD 140
CG 512
RAM 1Go

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamy no hanarany Lahifotsy fa ao tsy aiko raha hita ao @ Pro-link lery fa ny tena marina toa mandehadeha lery fa halaivo any @ Vata ny num an'lery

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...