Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

Messages recommandés

Misaotra betsaka ny tsirairay ny tenanay e!
+1000 mihitsy am le hoe président auto-proclamé fa tena mendrika ho an'lery le izy (zà zany tamin'io anisan'ny bedin'lery matetika mihitsy)
d miala tsiny koa raha tsy nisy vitako ny andraikitra nampiandraiketina ahy tamin'iny fa tena traumatisé maxi ny tenanay après an'le saut raté iny.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay iny hetsika iny zany e!!! clap

cheers Ho an'i Soaf, izay tena à fond partout mihitsy (sy ny Veron'lery an) sportifprier

Sinon, avec le peu de moyen teo nanatotosaina azy dia hita fa tena avo ny passion antsika zalah prierclap

Saotssa antsika isika e!!!! clap

[size=9]Farany: Fa maninona marina raha mba ny virtuel indray no hanaovana hetsika ngeuuuuza beu pour 2009 [/si
ze]e Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ampitao any am'Veron'lisany any daholo marina ny fisoarana lehibe ééé (surtout moa zany ny Veron'ny so6)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mankasitraka zalah fa tena nilay ny hetsika aaa!!!!!!! clapclapclap
Tsy nitsanga menatra mitsy ny so6 .
Misaotra ny prezda, ny bandy akama nikarakara rehetra fa tsis raharaha vanona teo raha ts teo oatranay leisany t@ fikarakarana Very Happy . tena nanaiky mits za t@ iny Alahady iny fa mahery le passion eee!!! makafokamakafoka
Le prezda @ io tena feno azy ny tanàna! milay e!!!! isaorana manokana anao mits satria be ny tsy vita raha ts teo enao. ny vero koa amin'io tena niasa mafy clapclapclap
Milay ny mahita an'leisany nanao combi, feno vovoka, ..... ny semizy mena sy mainty @ io henika azy ny SRK!!! cheers
saika adinoko fa arahabaina koa enao Hents le vrai master! prierprier manaiky ee!!! vaky vava ndray raha hirvo raha teo lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

saika adinoko fa arahabaina koa enao Hents le vrai master! prierprier manaiky ee!!! vaky vava ndray raha hirvo raha teo lol!lol!


lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Et oui ra Hents l'eclair io an!!! sady izy tsy mila misahirana maka lavitra zany fa ny akaiky ihany d nety.
zao lery tsy hita miserana ary ambadika ary tsony. clapclaplol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oka zay ny fisaorana ry zalah fa lasa auto satisfaction fotsiny ny ato ...mdrrrrrrrrrrrr.......fa sinon marina fa dia mahery be tokoa ilay passion fa mba hisaorantsika ireo Verontsika dia nifampiresaka t@ Zalah ACCT dia tsara raha asiana "revanche "ilay t@ Asabotsy alina avant fête fa ...Sooooooooooooooooooo6 izy reo tena Sooooooooooooooo6

Ari>elah tsy mahazo midongy micro ohatran'ireny tsony fa asiana tour..mdrrrr

Rajou>tena lasan'Hents aloha ny amboara "le + rapide " eeeee

Tsi>tsy nibedy leitsy zaho fa mba mananatra eee...azfd raha naha tohina ilay teny eee...fa io ohatran'ilay Tim ..."rano raraka ka tsy azo ho raofina intsony eee"

His>marina izany fa ho tairintsika ny MBS fa mazoto hiara hiasa fa ny concrétisation sisa no mila ketrehina (@ ilay virtuel io )

Zalah so6 > hi radstrom hono miandry top dia raikitra indray ny So6 control fa efa ok daooolo ny pièces any @ ner1
dia handao hiaraka any @ CFM daooolo @ Asabotsy eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Lé CFM inona lty moa? Rolling Eyes


izany ve tsy hoe chemin de fer malagasy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...