Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
SystemeD1

Les voitures qui ont marque les rallyes malgaches

Messages recommandés

salut a tous,

en lisant les posts et les reponses donnees a Marcus206, l'idee m'est venue de creer un post sur les voitures qui ont marque l'histoire des rallyes de Madagascar..on pourrait decrire et donner des infos ou anecdotes , ou specifications de celles ci. on pourrait mettre des photos aussi...

qq exemples de voitures : La 540, 504 tonnerre, 504 des freres Rakontrabesa ( 5423tk), la Golf Sodiama, la premiere 205 rallye, les premiers Lancia, la 206 "MRC", les Subaru sans oublier les premiers rallyes pour ceux qui ont connu ca.

Peut etre un sujet pour chaque voiture si on a assez de contenu? cheers

Qu'en pensez vous et qui pourrait ouvrir le bal?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 kle. Tena milay le hevitra. Ny ahy ny tena reveko alony dia le 309 an'i Riri sy Dofa.

Ary nareo marina ve ry zalahy misy mahatadidy an'i Zaza (tsy aiko na izao no fanoratana an'azy fa mbola tsy ampy 7 taona akory t@ izany), miaraka @ le 404.

Dia nisy fotoana koa fa efa nisy 404 bache nanao rallye teto @ tanana. Asa raha nisy nanana ny sarin'ireny.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay be le hevitra. Il ne faut pas oublier aussi l'Opel Ascona 400 S de Joda au Rallye de l'Amitié 87, la Visa Trophée de Gino (qui est conduite par Mme Elefanta actuellement tongue ).

A propos de la 309 de Riri et Dofa, je vois Dofa tous les jours, je pourrais peut-être lui demander qq photos.

Vous souvenez-vous de la Mazda B2600 (9422 TN) qui a gagné un rallye avec Yves Razanamasy au volant ? où Haja Danielson avec un 504 pick-up chargé de sac de sable pour que le cul ne partait pas cyclops

Effectivement, il y avait Zazah bogosy et sa femme Michou au volant de la 404. Fa ireny lé mitsangatsangana fotsiny.

La 104 ZS noire (6470 TN) de Nirina aussi ! Quand tu regardais les palmarès de l'époque, il fût un temps où Rado et Jaona Andriamahazonoro gagnait des rallyes avec une 305 (pas si loin que ça l'époque, car je me souviens encore jusqu'à maintenant du n° de la voiture : 5503 TJ)

Iza no mahatadidy an'i Chuck Maurice (Dennemont) : nisy fotoana izy nanana Golf II VR6 jaune iny ? ireny ary anefa tadidiko nitondra R18 TL Break n° 0509 TL t@ ny Rallye Paul Ramart (Tanà-Ampefy 1984).

Ampiko eo ihany ny infos rehefa miverina ny mémoire-ko. Ah oui : Alcazar avec la fameuse R15 Turbo (moteur R18 T) !!!

La première venue des réunionnais (Ricquebourg, Ah-mouck..... en 87)
lors du Rallye de l'Amitié 87.

Avec mes parents, j'ai regardé la spéciale "Mandraka" t@ izany, sous la pluie : Ricquebourg-Joda, Ah-Mouck sur une R5 Alpine Turbo, ry Bache avec une 505 STI....il y avait aussi les Maurice-be et Nanoo avec des R30 V6...........

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Danz be zany souvenirs anlisany zany fa tena tadidin'lisany hatramin'ny ny numeron-ny kle!!!
tsy maintsy hijery an'ilay boky "pour que vive nos rallye" ndray zany vô hatadidy ny numero-ny. lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jereo ihany ilay boky nosoratan'i Alcazar "Madagascar 50 ans de rallye 1950-2000" fa misy anecdotes milay be dia be mihitsy. Izaho manana exemplaire iray fa andraso aloha tadiaviko.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrew a écrit:
Jereo ihany ilay boky nosoratan'i Alcazar "Madagascar 50 ans de rallye 1950-2000" fa misy anecdotes milay be dia be mihitsy. Izaho manana exemplaire iray fa andraso aloha tadiaviko.

tena mba tiako ananana izany boky izany klé! aiza no mety mbola ahitana exemplaires an io???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

+1 bouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Tao @ CORA lesy nahitako an'io boky io 4 mois zay fa ts aiko ra bol isy ao No

pale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ari Vatanen, je crois que je peux encore te trouver un ou deux exemplaires mais dis moi comment te le donner ? Smile

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrew a écrit:
Ari Vatanen, je crois que je peux encore te trouver un ou deux exemplaires mais dis moi comment te le donner ? Smile

zay kouh letsy mbo mila aa!! apetraho ao ampasamadinika ééé cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrew a écrit:
Ari Vatanen, je crois que je peux encore te trouver un ou deux exemplaires mais dis moi comment te le donner ? Smile

na ny birao-ko aza letsy itan la kou!

Oui oui oui Hampetrao aty aloha hanalana andro Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

i 256 kosa azo lazaina nimarké ny tantara amin'ny maha unique azy e lol!
i 540 iny koa tena hananako souvenir bdb, iny no daba rallye notaingenako voalohany tamin'ny adron'i Darola (dadabe anay iny an!)
Andrew>efa ela ela ihany nareo no nanaraka rallye zany an,tena grav le mémoire

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

......et une certaine pizot 304 décapotable 0227 TN conduite par Pika/Rabronz (modèle unique transformé par garage 2000 à l'époque des "James Club" afro )

.....et une autre 304 Break "Riri/Dofa"

.....et la 305 de Rado Razakaboana,........TJ (à l'époque des "TDC" flower )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary inona moa ry zalahy le vam an'i freddy taloha iny. Daewoo v iny?

D aza adino koa ireo tsikovoka maro isan-karazany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mba lazaiko eto ry zalahy zé tsaroko dans le désordre

504 V6 an' i Nanou, GT Turbo Maurice be, Gt Turbo haja D, Ny Fiat 125 spécial, R30 V6 turb an'i Maurice be, Delta Freddy, 205 gti 3380 an'i eric Be (Course de cote), Clio Williams Dzama madauto, R12 Tristani, R5 alpine Johary, 505 Trophy Nanou ratsiraka, M3 E30 3003 Eric Be (course de cote), AX Sport mena sy fotsy (tropicar)... Mitanisa eo ihany refa mahita hafa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
......et une certaine pizot 304 décapotable 0227 TN conduite par Pika/Rabronz (modèle unique transformé par garage 2000 à l'époque des "James Club" afro )

Reveko iny baina, 304 mena decap avec roue de secours sur le coffre, nitsiriritra an iny mihintsy aho taloha rehefa andé hody d mandalo eo am lifr, mbola tena bandy kely mihintsy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

anisany (tanisako araka izay tonga ao an-dohako)

Peugeot 204 Rabenjamina (izay lasa pasitera Benjamina) sy Jackson avy any Toamasina fa mafy be izany. Tamin'ny GRM (Tana-Mahajanga-Antsiranana-Toliara-Tana), 1986 angamba izy izay, ny lalan'i Janga tamin'izany tena gidraka be fa izy tafita foana niaraka tamin'ny R18 an'i Karl sy ny R12 an-dry dadan'i Max.

ny fiara baché Danielson dadany nitondra 504, dia i Nonot 305 efa nitondra Peugeot 404 baché ihany koa

Teo koa ny DS 21 an'i hery dadakely. citroën CX an'i Nanoo, Austin Mini an'i Benaivo.

Miresaka 540 lesany sy ilay 304 an'i Pick fa tany amin'ny 85-89 tany nisy simca 1100 izay fa efa nanapahana koa ilay izy.

Fa aza adinoina koa ny 505 an'i Elie Razakandrandria. Be dia be raha tanisaina fa aleo aloha hikandra kely amin'izay studystudystudydodododododododo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

Miresaka 540 lesany sy ilay 304 an'i Pick fa tany amin'ny 85-89 tany nisy simca 1100 izay fa efa nanapahana koa ilay izy.

io Simca io dia hi Tsamy (gérard Andrianoely)sy Rapasy (Pascal Huo) no nitondra azy t@ izany fotoana izany ary nanao GRIM fa nande be izy io.

Akoahatran'ireo efa voatonona dia nisy ilay visa 100 pistes iza y nentin' Zo Razakaboana (fa toa nisy olana foana io fiara io), dia ilay Karenjy fa tsy tadidiko iza no nitondra azy, nisy GS ihany koa fa tsy tadidy ko ilay nitondra, dia Bx nentin'ilay bandy mpanodina daba izay fa tena tsy misy tadidy ny nitondra azy fa ny tena tsara ry zalah raha misy sary no tena milay be aaa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
emsics a écrit:

Miresaka 540 lesany sy ilay 304 an'i Pick fa tany amin'ny 85-89 tany nisy simca 1100 izay fa efa nanapahana koa ilay izy.

dia ilay Karenjy fa tsy tadidiko iza no nitondra azy,

Bandy ingénieur an'ny IMI (institut malgache d'innovation, izay namorona ny karenjy sy ilay rôplana hazo hoe hitsikitsika) no nitondra an'ilay karenjy Jeannot Raherisoanjato ny anaran'lery.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
O ry zalah a! Je n'ai pu avoir qu'un seul exemplaire du livre "Madagascar, 50 ans de rallye" Il va falloir que vous vous le passiez. Comment faire ?

Saika hadinoko : mbola nisy an'i 6130 TN 205 Rallye an i Alliotte, (lay lasa mangamanga an'i Tsanga @ izao iny, manao run iny !), la première NISSAN GTI-R an'i Déthier koa.....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny mpitondra an'ilay GS ve tsy Clo clo alias Clovis Arthur sy Naf naf? le 404 diesel raha tsy diso zà Nono no nitondra an'azy le 4 sisa ry lerony no tonga d tao anatiny le 204 kely iny.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
adinon'lisany koa ny Daihatsu charade sy ny R9 maxi turbo an'i Terrinen dia avye eo niantin'i Alcazar sy Val, Golf I Iresa an'i Donné, R18 sy GTT an'i Mamy kely, R17 ny bain Kopela sy Pipo, 205 craben'i Karl sy Tsiresy, Celica 1205 moa mazava ho azy,...
tamzany ny daba avy manao rallye ny alahady dia entina miasa ny alatsinainy tsy olana mitsy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
GTT an'i Mamy kely

io ve ilay R5 KRD? ce n'etait pas l'ancienne R5GTT de Maurice Be? efa nanenjika an'iny ahako niakatra teo @ Antanimora, elle venait de debarquer, les sieges baquets avaient encore leur emballage plastique....tena grave be (Maurice Be lui meme au volant)...sady izy tena misetrasetra foana cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrew a écrit:
O ry zalah a! Je n'ai pu avoir qu'un seul exemplaire du livre "Madagascar, 50 ans de rallye" Il va falloir que vous vous le passiez. Comment faire ?

Le boky ve tsy mety mbola hisy any amin'ny mpanoratra?

Andrew a écrit:
Saika hadinoko : mbola nisy an'i 6130 TN 205 Rallye an i Alliotte, (lay lasa mangamanga an'i Tsanga @ izao iny, manao run iny !), la première NISSAN GTI-R an'i Déthier koa.....

dommage tapaka goujon lery tamin'ny dernier rallye tamin'ny 1995 fa raha tonga fotsiny ilay ry dia i Alliot no champion à la place n'i Nono.

Ny Celica isan'ny nalaza sy nanana palmarès betsaka indrindra angamba dia i 1205, fa ny nitondra Celica voalohany tamin'ny rallye tany amin'ny 1994 tany dia Ranary bouliste. Ilay rangahy io no nitondra Mercedes 300 tany amin'ny faramparan'ny taona 1980 tany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sendra mba tsaroko eto, izy ty moa izany soamary insolite no ilazana azy fa tsy dia hoe tena ny marquer ny tantaran ny rallye: ilay Feroza nohetin i Mika kely sy Pika tamin'ny rallye des litchies fin 93.

Avy eo mbola fiara tsy dia tena ni marquer ny rallye gasy fa nefa kosa tena ni marquer ahy satria anisan ny nampy tia ahy:
204 cocotier plage (9383ab) swappé moteur 305 s5, ilay 104 comebat (0079tL) an'i japa fahiny, 104 zs manga sy mavo (2265tp) an'i charly.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba tsaroako koa ireo Renault mythiques :

- Floride S tamin'ny Rallye des pistes !
- 4L nandray depart GRIM !
- R8 gordini de Tristani.....à Mam Beta !
- et surtt la Dauphine proto moteur R5 turbo, dommage que les susp et chassis ne suivaient pas

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:
Nerone a écrit:
GTT an'i Mamy kely

io ve ilay R5 KRD? ce n'etait pas l'ancienne R5GTT de Maurice Be? efa nanenjika an'iny ahako niakatra teo @ Antanimora, elle venait de debarquer, les sieges baquets avaient encore leur emballage plastique....tena grave be (Maurice Be lui meme au volant)...sady izy tena misetrasetra foana cheers

tena tsaroaka tam mbola boay kely d nipetraka tao aorinan'ilay 4L fourgonette nay za, d ilay GT Turbo io manaraka tao aoriana, to voa tonga ko iz tamzay fa tena rarakivy a nijery an lay vam hoe milay izy zany, sady nipetraka koa ny rampe de phares-ny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
checkp0int a écrit:
toa nisy an ilay R12 manga iny koa, toa i "fond de 6" no nanao course de côte taminy

Ilay R12 Tristani ve?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

R12 metisse gordini iny nampindram Patrick Tristani...dia nisy Nissan Datsun 240Z volant à droite koa, nozarainay sy Hery Razafindramboa,
dia nisy 504 Familial koa nanaovan lery course de côte Ankatso, niaraka époque tam Austin Healey, nampiakarin'i "Lala" tao ankatso koa, dia nisy Peugeot 204 "3020Tg" nalefanay tam Avgas 100%, dia nisy koa Simca 1307 nanao Spaga,dia ny Cox bdb à l'époque tompokolahy Ramanantsoa, ry Ntsoa, sy ry Dida, Ds21 noantin'i Hery-Mpianina, R5 Turbo Hery-Mimi, Toyota Corolla, nifandimbiasan'ny frère Rabetsaroana, Alain, Sylvain, Princy...Mbola betsaka any... cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

....ary iza lé 404 Injéction nanaovan'i "Mahaison/Sasaka" Safari tany Kenya, za mbola tsy teraka tam'zany fa sary no hitako, lol!

...dia lé Austin tompony record teo Ankatso koa (Fournier moa sa iza no anaran'lé vozongo nitondra azy)

...dia bain'i Freddy koa nanao taloha fa tsy haiko hoa in ny daba scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
emsics a écrit:

Miresaka 540 lesany sy ilay 304 an'i Pick fa tany amin'ny 85-89 tany nisy simca 1100 izay fa efa nanapahana koa ilay izy.

io Simca io dia hi Tsamy (gérard Andrianoely)sy Rapasy (Pascal Huo) no nitondra azy t@ izany fotoana izany ary nanao GRIM fa nande be izy io.

Akoahatran'ireo efa voatonona dia nisy ilay visa 100 pistes iza y nentin' Zo Razakaboana (fa toa nisy olana foana io fiara io), dia ilay Karenjy fa tsy tadidiko iza no nitondra azy, nisy GS ihany koa fa tsy tadidy ko ilay nitondra, dia Bx nentin'ilay bandy mpanodina daba izay fa tena tsy misy tadidy ny nitondra azy fa ny tena tsara ry zalah raha misy sary no tena milay be aaa

karenjy pilotée par les mecanos de karenjy pour demo
GS piloté par Ignace, garagiste teo antohomadinika

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza adino ry zalah ny R30 an'i Maurice Be (natao look Audi Quatro dia skin Jaune/Blanc/ Noir: Madauto) sy ny R30 an'i Nanou dadan'i Kmickaz.

Ny Opel Ascona an'i Ricquebourg sy Joda

Nisy Diane izay koa mpanao course de côte t@ zany andro zany

Raha côté Moto indray dia bobaka ihany koa:
ny SUZUKI PE an'i Razafy (année 80?)
ny montesa an'i Golaz, ny Yamaha YZ, DT sns.
Marihina etoana f'efa t@ izany andro izany ry Freddy sy Irina no efa nilalao moto. I Dina Ratsimbazafy (zanak'i Dear Henry Smile na Ditsa no isan'ny kalaza t@ izany. Ry Haja Danielson indray toa efa taty aoriana kely niray "promo" t@ i Roi Lion

ny Bultaco maromaro nanao Trial teny Andranomena (t@ fety nimarqué-na ny fahatongavan'ny Boeing 747)
ny Honda CR an'dry Billy sy Tony Teng Son
taty ao aoriana kely vao nisy an'ny Kawasaki KX (nentin'i Rapà sy Freddy)

Efa année 2000 vao nanomboka tonga daholo ny materiel naharaka ny Parc mitovy ny any an-dafy: toy ny Honda CRF, Yamaha YZF, Suzuki RMZ, Ktm SXF sns...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy adino kely; nisy diane Evil or Very Mad izay koa nanao course de cote fotsy mena ny lokony tena henjana, dia ny tadidiko i bain'i zzmdrt nanao course de cote tamin'ny R12 gordini dia resin'i lery cheers ny temps ilay 309 gti izay dia tsy nandray départ intsony ilay 309 argue nefa ny conduite tsy mitovy mihintsy poulet .

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay GS ihany io lasa diane io!! chassis,moteur GS dia novaina carrosserie diane, piloté par Ignace tjr, tena tsara be ny rapport poids puissance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SRX a écrit:
ilay GS ihany io lasa diane io!! chassis,moteur GS dia novaina carrosserie diane, piloté par Ignace tjr, tena tsara be ny rapport poids puissance

f'anga moa tsy moteur ID19 iny diane iny ?? tadidiko mihitsy io nanao slalom teo Andranomena : biby be mihitsy nu feony t@ zay. Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mba nisy tsaroko iany ko ny 4L Riri sy Dofa avec l'echappement qui sortait directement sur l'aile avant gauche ,
golf mk1 de Laza (2711..) aza adino koa fa nisy caravelle no entiny Razily , teny andranomena ny depart , R8 gordini ,
tao koa ny course poursuites tour d'anosy , 1er Haja Danielson sur R5 GTT , 2eme Olivier sur golf mk1 gti 1.6 kel bo spectacle fa dommage najanona lé izy fa betsaka laotra ny accident t@ io
R5 KRD moteur williams , voiture digne d'une preparation de WRC de A jusqu'a Z , apres celle la , Kock Be avait preparer une autre mais innachever , dommage j'ai pas les tofs , une R18 break encore plus mechante que la R5 KRD ,
slalom geant a iavoloha , avec Jaha Mr Elefanta sur honda civic mk2 qui nous a offert un bo tonneau et repartit sur ces roues comme si de rien etait (lol)
les peugeot 504 aussi des freres Tahirisoa , 504 egalement du gendarme mais je ne me rapel plus kel est son nom avec les grossses bavettes ( la mode be t'@ zany , celui ki avait la plus grosse MDRR) a l'arriere en mille bande ( kel imagination se gars la lol! ) , la 504 de tonnerre avec les 2 roues de secours sur le toit ( on les a vus ds les liaisons mais je ne vous dis pas le ballotage de la voiture en virage , tena grave be ) ,
y avait ossi la R5 GTT de phillipe le français ki a fait un tonneau lors du course de cote dont le rol cage s'est tordus , cause en alu
la meme course je crois , on apperçus Coca sur une fiat uno turbo ( une petite bombe a l'epoque ) Coca ki sera le futur propriètaire de la golf mk1 16s de Laza (2711..)
sur cette course ossi , y avait une ford escort mk2 de TO avec derrapage de ouf au premier epingle de bibilava ( bo spectacle mais perte de temps )
Mr Tristani quant a lui niaraka niasa t'@ko fa mbola adala na vam faona atraminy zao , il conduit defois la M3 e30 de son fils avec laquelle il s'amuse dans les virages et les rond point , j'ai kelke video de lui en action mais il ma formellement interdit de diffuser , sinon mandé manenjika rallye cross ny ataonay refa WK
zay aloha ny tadidy fa tena betsaka tokoa ny souvenir

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rafabre a écrit:

R5 KRD moteur williams , voiture digne d'une preparation de WRC de A jusqu'a Z , apres celle la , Kock Be avait preparer une autre mais innachever , dommage j'ai pas les tofs , une R18 break encore plus mechante que la R5 KRD ,

slalom geant a iavoloha , avec Jaha Mr Elefanta sur honda civic mk2 qui nous a offert un bo tonneau et repartit sur ces roues comme si de rien etait (lol)

Le premier Rallye de Mamy Kely était avec cette R18, la voiture de ses parents qui a fini en tonneau eur la route de tsiroanomandidy. Surnommé Bebette, cette R5 KRD a également marqué le début du champion de Mada 2003

Eh oui , je me rappelle de cette honda civic piloté par Jaha-Jeff qui ont oublié leur voiture dans l'enceinte de Socimex à Ankorondrano à cause de leur sommeil Sleeplol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza a écrit:

en parlant de KRD , y avait trois voiture en rallye avec le gros logos sur les cotés marké KRD , la bebete , la golf d'Olivier (2711.. egalement ) , et la lancia de Zo avec Jackpot si je me rapel bien,
y avait aussi l'equipage Razily sy Ambroise sur renault 16 qui rever encore alors ke le depart eté donner Sleep
y 'avait aussi le gros crash de Bibi sur toyota corrolla qui a fait un grand saut dans un ravin ( c'etait terrifiant rien que de voir la voiture comme une boule de papier tt en bas )
n'oublions pas la fameuse 104 ZS MATV (zay tonga iany no arabaina )
y'avait aussi le rallye des assistances , les pilotes eus , assurer le spectacles dans les specials , et les assistances dans les liaisons avec parfois des voitures encore plus performantes que celle ou ils assistes lol!
la sonnoritée des fameuses FIAMM qui , eté en va dire , presque l'identité de chaque concurent lors des passages en liaisons pour que les assistances se preparer a les recevoirs ( zay manana ny tena milay sy maneno lava indrindra e!!)
la fameuse 205 groupe B (enfin , une T16 ) de Ernest qui a fait son bonheur que de courtes durée

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

petite précision Wink
la 2711 TK c'est la type 1 avec laquelle mon oncle a passé sa jeunesse et ensuite ils ont fait quelques slaloms avec.

Moi j'ai conduit une autre MK1 qui avait été "récupérée" à Troyes pour 1000 FF mais qui était excellente pour apprendre (8soupapes gti)

Une des voitures qui a réveillé la passion c'est la golf de Sodiama...bra bra bra.... bounce surtout sur la côte d'Isoarana à Fianar, quel son!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
c'est vrai , Nirina58 avait la golf jaune mk1 bomba be iny , si je ne me trompe pas , c'etait au run d'arivomamo qu'on la aperçu pour la premiere fois , ton père faisait ecarter le publik avec la voituire tout le long de la piste (lol)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andrew a écrit:
SRX a écrit:
ilay GS ihany io lasa diane io!! chassis,moteur GS dia novaina carrosserie diane, piloté par Ignace tjr, tena tsara be ny rapport poids puissance

f'anga moa tsy moteur ID19 iny diane iny ?? tadidiko mihitsy io nanao slalom teo Andranomena : biby be mihitsy nu feony t@ zay. Twisted Evil

moteur sy chassis GS iny kah! fa ilay Citroen Traction avant noentin'Itklahy Manantsoa nanao GRIM no moteur ID19, t@ le Rafala sy Joda no 1er sur 504

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Garage Soalaza no tompon'le traction avant, d nanana COX 4corps degany be koa lery, nanao slalom tany moramanga d nisy open avy eo d i Hery Rakotondrabesa mbola tsy nanana permis no nifanandrana taminy t@ cinq's d voan'i Hery lery!! T@ zany mbola dauphine gordini ny an'i Murice be 3131TJ ny num-ny, dia simca 1000, R8G de Zazah bogosy et Raininamy, ny Hesama no specialiste gordini sy 4 corps t@ zany!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
petite précision Wink
la 2711 TK c'est la type 1 avec laquelle mon oncle a passé sa jeunesse et ensuite ils ont fait quelques slaloms avec.

Moi j'ai conduit une autre MK1 qui avait été "récupérée" à Troyes pour 1000 FF mais qui était excellente pour apprendre (8soupapes gti)

Une des voitures qui a réveillé la passion c'est la golf de Sodiama...bra bra bra.... bounce surtout sur la côte d'Isoarana à Fianar, quel son!

fo pas oublier 2658TK de ton père avec laquelle il a raflé toutes les courses de côte et les slaloms (stade velodrome d'antsirabe) et 2711TK tjr en 2è position conduite par ton oncle, et en 3è position, on trouvait Maurice be sur sa fameuse DS21 (qui prenait tous les virages en 3roues), il y avait également les COX de ton père (avec les ailes bien larges), de ton oncle avec laquelle il a remporté un grand rallye de 5000kms (de couleur marron je crois et il avait comme copilote Milaylay si ne me trompe pas), et celle du grand frère de To (je ne me rappelle plus de son prénom) une cox noire avec des ailes bien larges également et des jantes en alu.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...