Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

proposition ana hetsika pour asa tana 3

Messages recommandés

ahoana ny fandehany! fifaninanana glisse misy juge 5 manome note 1à 10 ve?
dia aiza no atao eny am PC ve sa any am pif paf sa aiza?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za kosa lo tsy sa ra eo @ pifpaf kle raikitra anarako eo ndray io toerana io Aleo eny anosizato iany d otrany style slalom no mianga ka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
précision kely! tsy isika no manao drift fa ny concurrents am rallye fa tsika manao juge sy animations fotsiny!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ilay izy zany dia izao niresaka t@ predident Asa tana zany t@ saut 29,5 dia nanontany oe mety ve raha ny team manao animation concours drift eo@ pifpaf @ rallye ASA TAna de ozin'oe tsra raha hatao any @ PC satria misy animation izay hataon'spons any ka mikasikan'ireo fiarany koa tsara ny team raha mahazo 1 heure hanaovana animation drift ka eo zany no mila jerena oe iza no hanao drift ary otran'ahoana ilay genre hatao :

- concours milaza @ ireo izay te handray hanjara ary dia manomana systeme notation sy loka (mavesatra) ary mijerykoa ny serieux an'ireo handray hanjara fa tsy hanao Mr Been

- demonstration de drift : mila pilo hanao demons ,asa hi C.I raha afaka manao, mila mijery ny daba, sns sns

Ny no proposer-na koa dia handefa projection film mampiseho ny ambiance team dia nanao ok ny organisateur.

Izay fa misokatra ny ady hevitra koa dia samia mandinika ny faisabilité ny zavatra proposer-na sy ny indrindrindra ao hanaty fotoana fohy study

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay anao anle drift le fa mila ita le parcours anovana mba ijerena ny zvtr atao sy ikotranana e.

Mon Dieu faites que la pluie tombe avant le rallye ASA Tana car il faut que je glisse.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra pc d poins sady mila mianatra fa ra pîfpaf tsy poins kle laa pifpaf michigan eo io lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nivory kely taty ny tratra antso t@ asabotsy 04 mikasika ilay hetsika @ ASA Tana :

Ny fikasana izany dia :

- Hanao ilay concours na drift, ny tena marina izany dia maka virage lava ao anaty parcours SS (PC io) dia eo no hanaovana ilay faninanana.
1°-Pour la sécurité sy mba hampisehona ny maitrise de hasiana Plot hi baliser an'ilay courbe ary dia hatao juste mahatafiditra an'ilay fiara en glisse (mila ny aide technique any CI @ io) kanefa koa ny touche-na plot dia pénalisant.

2°-Mba tsy hanaovan'ireo concurrent conduite propre sans spectacle dia ho metarina ny longueur an'ilay glisse (ilay marque de glisse au sol )

3°-Hisy koa ny notation any "maitrise de conduite " sy ny "hatsaran'ilay glisse" (efa fantara mialoha fa mety tsy de evident loatra ny notation an'io)

Ny Notation zany dia cumul des points azo entre le nombre de plot voakitika,longueur du drift et "la beauté du drift".

Tafaresaka t@ organisateur de mety eo @ 45 à 50 minutes eo no hanaovana an'io hetsika io ny alahady avant remise des prix koa hita fa fohy ny fotoana de ny proposition dia hanao pré-selection ny WE avant rallye dia ho tanterahana eny @ tany malalaka mahazatra (Ambohitrimanjaka) sady mianatra manao ny asany koa @ izay ireo izay ho juges. Ka ny alahady rallye de final entre fiara eo @ 5 ka ha
tr@ 8 eo no hatao eny @ PC
Mbola hanao annonce any fisian'ilay concours eto refa milamina tsara ilay programme.

- Mikasa koa hi inviter any Madacox sy MK1 ny team So6 hanao défiler @ io fa dia mbola miankina @ fotoana imparti par les organisateurs.

- Misy proposition koa ny hanao projection demo RBR satria ny Team So6 dia niainga t@ virtuel dia raha mahazo fotoana @ organisateur de hanao projection sur ecran géant du Live d'un pilote RBR , c'est à dire oe misy bandy iray manao RBR de filmer-na de avoaka dans une fenêtre ilay olona mitondra dia hampiseo koa ny image de sa voiture avec skin personnalisé. Fa mbola miankina @ temps imparti par les organisateurs ihany io.

IZAY NDRAY ALOHA KA DIA MIANDRY NY AVIS TSIKA NEFA TSAROVY FA NY FOTOANA FOHY KA MILA HAINGANA NY FANAOVANA IREO REHETRA REO SADY EFA HO LAZAINA @ CONFERENCE DE PRESSE @ TALATA NY FISIAN'ILAY HETSIKA.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miala-tsiny indrindra alou fa naheno tsara an'le fivoriana fa ny tena mintsy no tsy afaka. Tena tsara daolo le fikasana ary tena original mintsy. Amiko tsy hitako tsony ze hanampina fa eo am le fanomezan-tanana amzay angamba no atao tsara, ny matériel ilaina sy ny rehetra. clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

HS kely loh zalah an: lé coticota mba hefao azafady fa sodé tezitra eo i Veron'i prezda lol! . tonga D mba aterina ao @ prez ao leiz fa efa nasina boatin-drakitra ao. D @ ny hetsika manaraka aleo atao mialoha lé tsipaipaika ra mety. zay sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

momba le projection RBR tsara ra aseo ao i Nirina58 sy maximumattack ohatra, fa dieny zao d tsara tournéna la video sa?? Cool
le coticota to efa nanome za ra KGB e??? sa misy hafa ndray nga

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
HS kely loh zalah an: lé coticota mba hefao azafady fa sodé tezitra eo i Veron'i prezda lol! . tonga D mba aterina ao @ prez ao leiz fa efa nasina boatin-drakitra ao. D @ ny hetsika manaraka aleo atao mialoha lé tsipaipaika ra mety. zay sml2

tena za mbola tsy nanefa kléty e! nefa za dia tany tam zoma , itan Vero teo mintsy aho nefa dia adinoko ny nametraka kely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le coticota otrin????


mba aeo fotsny le grama fa za tena mbola tsy aiko na aona na aona fa voa mafy ny lamosina sy ny V.dy fa nianjera tao @ douche t@ lahady apres run (fa marary ny entana refa menjera na d somary matevina iany aza a lol).
Le session eny ambotrm no tena ilaina @ zay vonona fona ra poins le @ ASAtana.

Merci de maztou e


PS: i mich de tsy ho tazana firy eto @ forum lo fa mbola miotra v.dy fa mba antsoy za ra vo misy ny pro an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vao avy niresaka tamin'ireo mpankafy cox fa dia ho avy mavitrika izahay ary faraha-keliny dia 3 izahay no hanao an'ilay demo drift, fa kosa mila fanazavana tsara mikasika izay fandraisan'anjara @ drift izay. sy ny condition ilaina @ io (ceinture, casque, arceau, sns...)

PS: Michigan ô! misy inn ny V ny kam???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Le coticota otrin????


voa mafy ny lamosina sy ny V.dy fa nianjera tao @ douche t@ lahady apres run (fa marary ny entana refa menjera na d somary matevina iany aza a lol).


Merci de maztou e


PS: i mich de tsy ho tazana firy eto @ forum lo fa mbola miotra v.dy fa mba antsoy za ra vo misy ny pro an.




fa voky vady ialahy sa vaky v.dy?

io mantsy no tonga amin'ilay ohabolana hoe ''ny tranom-pody no vitan'ny vava, fa ny tranonkala vitan'ny v.dy''

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mahalatsaka lesy lisany reto lol!

Sanatria tsy mihomehy loza an'i Michigan fa bon rétablissement letsy e Very Happy

De toute façon ataoko fa tsy hisy problem ialahy fa misimisy tsara ny amortisseur lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny drift anié ra Mich amin'ny ASA TANA voa misy concours fa tsy ao am douche é... lol!
Bon rétablissement ialahy é. afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ra za lisany mianjera ao à douche daoly fa mlay b le v.dinla orina sipa tsy heno atramle marary le fa mlay a.

tsi>manin ny cam a tsy azoko.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Dans cette épreuve, Gasy est en tête du classement. Pour couronner le tout, des démonstrations de quad, de glisse avec Joda, avec Madacox et Saut 6, et des compétitions de cross-kart sont au programme


démonstration de glisse avec joda io vé ry zalah lé ho ataontsika sa zavatra hafa??? sô dé ny sarety no lasa alohan'ny omby letsy??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fanazavana na ny akony zalah!!!!! Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha ny fazahoko azy aloha dia demo ena glisse amina propuls fotsn ny an Joda fa hafa mitsy zany concours zany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

i joda izany hanao demonstration de concours amina sarety propulsion alohan'ny omby e! lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mila fanazavana kely ny bandy fa misy tsy mazava ry zalah, raha azoko tsara zany dia concours style open indray ilay drift fa i Joda ireryno manao demo???

raha izay dia misy participation indray izany ilay drift ka ohatrinona ilay izy?

sô when eo manko zà raha miteniteny zavatra tsy fantatra @ ry lerony scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Avy niresaka t@ organisateur Asa Tana zaho fa dia:

Ny temps imparti ho an-tsika izany dia :

- 1 h ny Asabotsy après 17 h (avant spectacle mike&Franck) dia ny proposition de Défilé madacox + essai/eliminatoire concours de glisse

- Projection RBR sur ecran géant en tandem avec autre animation

-1 h ny alahady pour final concours de glisse + demons sy possible

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

d iza no manao le concours de glisse mo zany!!! d ina ny loka... Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloh zany dia efa misy 4 ny madacox no vonona hanao ilay concours drift avec participation 5.000 Ar fa ny fandaminana sisa no avy amintsika nefa na izany aza mangataka detail misy² koa ry zareo ka dia rariva tsika mahita azy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
recapitulation kely ny hetsika Drift So6 Asa tana 3 :

Programme:

- Samedi 25 :
17h à 17h15 : Défilé madacox
17h15 à 17h30 : Essai libre drift

vers 18h30 : projection Live RBR

- Dimanche 26 :

15h 30 à 16h30 : Concours drift

Besoins effectifs Team So6 :

- 2 pers responsable Parc auto (Tâche relation avec Madacox et Participants Drift / mandamina ny fandraisana sy fandaminana ny fiara ao @ parking sy manome top départ an'ireo ao)

- 2 pers départ (réguler le passage des voitures)

- 4 pers commissaires de pistes ( mandamina plots sy manisy touche plots)

- 2 personne sortie (dirige les véhicules vers arriere file ou vers parking )

- 2 jury (notation et relation )

- 2 responsable resultats (saisie )

- 1 responsable animation

total : 15 dia miandry ny fandraisan'tsirairay andraikitra eee

- misy 1 na 2 responsable mise en place live RBR
- 1 responsable animation RBR Live

Besoins en Matériels:


- Plots =Soaf et Dadah
- Impression N° = Michigan,Hents
- talkie Walkie = ???? (mila hifandraisana entre piste et table resultats)
- Retro projecteur = Rija rama et Soaf
- P.C (pour RBR live ) = Dodanen et Tsi²
- Volants (Gvintss) = Dodanen

extra :

- Tee shirt = KGB
- Stickers = Tsi²

zay aloha hatreto fa ny heritreritra dia hanao fihaonana ao hafaran'ilay remise num @ alarobia

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ireto aby ny fonction atao mandritra ny hetsika ny Asabotsy sy Alahady.
Samy mijery ny andrikiny ary "soyez responsable".

Jury 1 = Hents
Jury 2 = Soafahana
Parc 1 = Tsi²
Parc2 = Thomas - Sandy
Départ voiture 1 = Peno - Mikkah
Départ voiture 2 = KGB - Hitsapeta
Plot 1 = His
Plot 2 = Doda
Plot 3 = Passpartojo - Michigan
Plot4 = Beels - Mandimby
Sortie voiture 1 = Hirvo - Irina
Sortie voiture 2 = Rajoù - Ari Vatanen

Animation = Emsics
Prise resultats 1 = Big
Prise resultats 2 = Boum

Zay matsapa tena fa tsy tafiditra ao anaty liste dia mitonona.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rôle an'ny tsirairay

Parc = mandamina nyfilaharan'ny fiara avant le départ mbola ao am'ny parc / s'assurer qu ela voiture et le pilote soient prêt pour le départ. les mettre par ordre de numéro. Aucun temps mort pour aller vers la zone de départ

Départ voiture = donne le top pour le départ des voitures. Les voitures ne doivent pas partir sans avoir reçu le top. Le top se fait selon ces appreciations (conditions optimales de sécurité / visibilté poussière OK / plot OK / jury OK)

Plot = remet en place les plots / fais signe à ceux qui prennent les notes du nombre de plot renversé et de leur valeur

Sortie voiture = afin d'eviter que les concurrents ne parcours toute la piste, il faut les rediriger directement vers le parc après le drift.

De la rapidité et la rigueur de chacun dépend le bon timing de l'évenement et sa réussite.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok ok, voaray ny andraikitra nomena anay e! lol!
ny ora hivondronan-tsika mialoha an'izany rehetra izany no mila lazaina hoe @ firy satria ny sabotsy ny tenanay mety tsy tafa mijery rallye fa hamita ny course rafotsy aloh (sady sô tenté mi-NOS any) silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ireto aby ny fonction atao mandritra ny hetsika ny Asabotsy sy Alahady.
Samy mijery ny andrikiny ary "soyez responsable".

Jury 1 = Hents
Jury 2 = Soafahana
Parc 1 = Tsi²
Parc2 = Thomas - Sandy
Départ voiture 1 = Peno - Mikkah
Départ voiture 2 = KGB - Hitsapeta
Plot 1 = His
Plot 2 = Doda
Plot 3 = Passpartojo - Michigan
Plot4 = Beels - Mandimby
Sortie voiture 1 = Hirvo - Irina
Sortie voiture 2 = Rajoù - Ari Vatanen

Animation = Emsics
Prise resultats 1 = Big
Prise resultats 2 = Boum

Zay matsapa tena fa tsy tafiditra ao anaty liste dia mitonona.


Mikkah tompoko dia ts miambou adidy aman'andraikitra fa no ho ny asa dia ts afa miala ny asabotsy fa kosa ny alahady izy dia Present

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
otran mila olona iray atao coordinateur général ihany lesy ty resaka ty an!! izy no responsable atonona raha vao misy blem ny "officiel" antsika ary izy no mijery sy mametraka amin'ny toerany ny "officiel"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...