Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Invité

Lahery

Messages recommandés

Invité

Salama daholo ny passionné fiara tsy an-kanavaka
Tonga ndray ty i Lahery...
Izy dia tanora mankafy fiara rehetra, sinon passionné ana Golf Série 1...
Ny sary ho tonga miandalana eo ... ny sasany efa nalefan'i andovw chaiselol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa azoko an eritreritra ny ketrika b hivoka eo zany ry lahery an.
Lé golf no lasa andriana v avy éo am zany?
Kourajy e.
Ny ahy ko mantsy mba homeko arodana lol! raha vo vita ny an'i lahery.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Ny ahy ko mantsy mba homeko arodana raha vo vita ny an'i lahery
d aza adino az ny post sary step by step ehhh WinkExclamation

Messsii makafoka

D tonga soa Lahery (azafady) makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Citation :

D tonga soa Lahery (azafady) makafoka


mitady tsy halala fomba annn lol!lol!lol!lol!


Ef misy azafady io ooooo (AZAFADY TOMPOKO)

lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa e! tapakevitra ny hanao presentation iany ny farany!

Mafnartra e!ataovy milay be le sary!! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lé vam lahery io rajù lé nandalo kely tao am tanana taloha.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ahhhhhh lahery golfoo lol!
tongasoa ela,
alefaso ny sarin ny chantier fa mlay fona ny mjery an reny
tngava am laad na tsisy daba aza an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

tsy hadinon ny sary ka... tsy hadino
Irina sy Rajoù zao efa mahalala azy tsara.
Tsy tenenina tsony moa i andovw sy ny équipe solidany... chaiselol!
Bonne e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
io zany lé kalesako fa mbola ketrehana e
Miandalana eo ihany fa tsy vita ndray mipi-maso...
Omaly zao efa narary ny fo sy sain satria type1 an zala tafiaona daholo...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy foiny lahery ampideraina mits lé vam zany an.
Io ouz lery nefa tsy misy sary akory. lol!Shockedafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
irina a écrit:
tsy foiny lahery ampideraina mits lé vam zany an.
Io ouz lery nefa tsy misy sary akory. lol!Shockedafro


hoavy tsy hoela , mbola vao maka... lol!bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lé golf an'Lahery io v par azar ts lay teo Tsiazotafo apres Panasia eo talou no nipetraka QuestionQuestionQuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mafinaritra daholo kosa ny type 1 any zay an, vitsy kely ny Jacky, ra an'ny bandy eto am forum loa dia ao tsara daholo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Mikkah a écrit:
lé golf an'Lahery io v par azar ts lay teo Tsiazotafo apres Panasia eo talou no nipetraka QuestionQuestionQuestionQuestion


ie, voalazanao, otrany toa teo antsahavola kou raha tsy mahadiso

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Hirvo a écrit:
mba tanatarao ny mombamomba le gooooolllfffffffffffff lahery a scratchscratchscratch


io dia VW Golf Série 1 1600 de '82 ary BV5 azo hiafiana...
Somary kizitina kely...

Mbola eo am panarenana ny tsy mety rehetra fa courage foana...

Bonne clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vita v ny vam lahery fa maika anao sortie type 1 kely indr1 isik a?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
irina a écrit:
Vita v ny vam lahery fa maika anao sortie type 1 kely indr1 isik a?


cheers salama leroa aa!!!

Tsy arakiny heverana anazy lé izy lol!chaise

tsy maintsy vita io e prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
tsotsotra ny présentation...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mbola milay ééé!! faly nahafantatra an'la éé Wink milay ny mahita type 1 mbola état tsara sy voakarakara Wink

sinon otran hitako efa iva ihany nedala an Question firy ny monte penu amin'io? d'origine izy tô 185/60R14 ngamba?

lahery a écrit:





Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lien pour forum lesy no coller'nla eto a.







ny ahy mbola "vintage" noho io!! fa Blaupunkt koa

cheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
henintsoa a écrit:
tena mbola milay ééé!! faly nahafantatra an'la éé Wink milay ny mahita type 1 mbola état tsara sy voakarakara Wink

sinon otran hitako efa iva ihany nedala an Question firy ny monte penu amin'io? d'origine izy tô 185/60R14 ngamba?


oui monte d'origine ka...
sinon ny hauteur mbola mampiasa saina satria mafy zany t hanana fileté zany... scratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary am'lé sary ao am'présentation ambony ao letsy tô ty no tao?





caisse hafa mintsy V io sa io ihany no navadika? betsak ihan ymanko no tsy mampitovy azy reo scratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
manja izy izany an! 3 tsika zany zao (4 ambakan lé 4portes zany) no mitovy loko drunkendrunken


iza lisany no tena mifangalatahaka zany ? What a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
Christophe B+ a écrit:
manja izy izany an! 3 tsika zany zao (4 ambakan lé 4portes zany) no mitovy loko drunkendrunken


iza lisany no tena mifangalatahaka zany ? What a Face

aleo atao hoe samy nagalatahaka an lé couleur d'origine ary e! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...