Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Ireo cox eto amin'ny tanana

Messages recommandés

nahafinaritra e!!! dia faly miarahaba an i Tsi2 koa zay aloha 1er tam slalom!! tena nisy dikany ny session tam G25 tam zoma sy ny So6 control!!! dia aza adino koa ny drift control nanome base de glisse sy plots ooooooo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nahafinaritra tokoa ny meeting maly e!
fa dia ny fisaorana no tena atao bobaka satria raha tsy teo ny mpanampy anay tsy vita ireny.

Lieu: Commune Ambohimalaza
Sono:Wintv
Photo: Tophos
Chapiteaux & Coordinations: TEAM SO6
Plots & marquage: ASA TANA - Drift Control
Média audiovisuel:MBS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daolo é cheers !
Mankasitraka antsika reetra tokoa t@ lé omaly iny é clap !tena efa misy hoankafizina mitsy lé park cox-tsika é prier !

Ny sary azoko ato tena tsy mena-mitaha @ lé meeting-ndry zalà any ivelany tsony fa tena clapclapclap !

Mankasitraka ny Biraon'ny Madacox tarihin'i Toon kou @lé hetsika é cheers !
tohizo zalà fa tsara a clap .

Misaotra ihany koa @ lé mari-pankasitrahana:

BEST COX 2008 dance sy 1er PRIX "RUN 1200cc" petard !tena tianareo mitsy ve zany zà ry zalà a lol!lol!lol!

Hiezaka andefa sary ndray vao malalaka é silly !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay sady tsy naazo coupe no simba ny daba lol
-lasa manao 46,666666666666666666666666666667l/100km ny fiara fa tsy aiko we manin satria deia lasantsy 7l no novidian ary dia lany teo @ io toerana io izay ahitana borne 15km
-Nony tonga tany antrano nojerena ny battery ka akory fa ra tokony ho 12 v no ita dia 1.2 v sisa tavela.

Fa na izany aza MLAY iny maly iny e (sady b sipa nefa teo mme) ka dia misaotra anareo tonga nanotrona sy nanampy e

Mankasitraka zala d @ manaraka ndray e

PS: i 1790 dia tsy ivoka intsony zao fa ho ravana tanteraka averina ny resto partie meca.Misaotra antsika tsy nahafoy azy sy izay rehetra nifidy azy lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Zay sady tsy naazo coupe no simba ny daba lol
-lasa manao 46,666666666666666666666666666667l/100km ny fiara fa tsy aiko we manin satria deia lasantsy 7l no novidian ary dia lany teo @ io toerana io izay ahitana borne 15km

zay mbamin-dry 6535TE ,0107 TK nanao course (am-pahendrena an geek )teny @ bypass mandé 150kmh hono zalà nefa mbola ao aoriana ihany lé 1200 keliko ka tapitra ary lé tableau 140-ko koa ataoko aôna cheers !

Nisy 305GTX nanenjika anay dé farany naka sisiny fa tô tsy hahazo an'lé volsa bédébé prierprier !

lé anà lou michigan tena manao 6l/100 mitsy an scratch !

michigan a écrit:
Fa na izany aza MLAY iny maly iny e (sady b sipa nefa teo mme) ka dia misaotra anareo tonga nanotrona sy nanampy e

resahatsika ra-prezy oé mba asiana pom-pom Girls ndray @ manaraka é clapclap sa tee-shirt mouillé cheers !sô dé tsy zakan'ny tsenatsika zany geek

michigan a écrit:
Misaotra antsika tsy nahafoy azy sy izay rehetra nifidy azy lol


Tsy ampy kou ny hoenti-manana fa tokony ho tonga h@ top10 lé fifidianana ngé é Rolling Eyes dé @zay mba bebe ny mitondra loka mody sady mba fantatra ny ezaka atao @ 2009.

Hodinihintsika ny momba izay @ manaraka é cheers !

Michigan vé tsy mba tao @ top5 t@ reny omaly reny?clapclap !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nafnaritr iny maly iny zalà, zay mo zany vo iny mits vo nandé meeting madacox fa d nafnaritr e! Fa ref nody ko d tena tositosika partie b mits teny andalana teny, nifandimby maty ry COX mianakavy fa valaka niasa daolo bounce
Misaotra an'ny mpikarakara reetr e, Team So6 t@chrono sy ny Frailleur kely t@RUN.
Mankasitrak e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz ô 305 GTX zany r'ise raha vô valaka kely fotsiny d 'efa tsy mahazo antsika tsony a!

fa ny fikarakarana alou d mbola averiko fôna hoe tsy vitan'ny olom-bitsy mihitsy raha te hanao zavatra tsara.
vita iny ny programa 2008 dia anjarantsika rehetra indray ny manapaka ny taona ho avy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Catz ô 305 GTX zany r'ise raha vô valaka kely fotsiny d 'efa tsy mahazo antsika tsony a!.

tsy mila valaka akory reny dé efa tsy maazo antsika tsony lol! indrindra @ 2009 clap !

Tsi2 a écrit:
fa ny fikarakarana alou d mbola averiko fôna hoe tsy vitan'ny olom-bitsy mihitsy raha te hanao zavatra tsara.
vita iny ny programa 2008 dia anjarantsika rehetra indray ny manapaka ny taona ho avy.


oui M'sé,dé samia kou mikarakara tsara ny cox-ny mba ho favy daolo @ 2009 é prier !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zà zao mety 411 ndray no entiko @ 2009 Very Happy !
dé "best inona zao no mety mba hahazoana loka @zany rà mba vita milay bé Rolling Eyes ?

lé loka mba ezahina atao bédébé @ 2009 zalà à!dé atao lé tena manaingo salon reny lol!lol!lol! !

non...tena sérieux an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo elesany,

azfd leitsy mi-s' incruste @ topic an' elesany fa saika mba haka contact an' elesany ftsn hanomezana invitation ho an' elesany @ le fetikelinay @ sabotsy é.

Siora daholo é

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut Rila,
ireto avy lesy ny contact azon'là antsoina

Toavina 033 11 157 91 / 034 07 398 04
Nonau 033 04 00227
Tsito:034 20 048 22

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Salut Rila,
ireto avy lesy ny contact azon'là antsoina

Toavina 033 11 157 91 / 034 07 398 04
Nonau 033 04 00227
Tsito:034 20 048 22


Ok merci leitsy à. Nisy akaman' elesany nomena (rama popa) azy any é, leiry izany no sendra hita de nomena azy le izy. Sinon afaka tonga fôna koa na tsy nahazo invitaka aza à. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...