Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Fred1302S

Fred

Messages recommandés

Aza manahy fa efa nataoko anaty valopy ato ilay izy, raha sendra mandalo eny amin'ny galaxy aho dia antsoiko Eric

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

FELICITATIONS RA-Fred à cheers ! cheers !
Efa tena enjana zany 2è zany rà ny fikafikan-dry zalà sasany no jerena duel

Zà moa zany lé notantarain'i Njaka 6535 fotsiny fa tsy nahita mivantana argue saingy azoko an-tsaina ihany daolo clap

Mankasitraka é clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Meo vaovao Fred a!!! zà nangitakitataka an-tany lavitra mihitsy


zà teto ihany fa mbola nasain'ny Tompo dé tsy sahy nandà cheers !fa hoe refa mirava mankany!

t@ 12h45 vao nirava,saika handé ihany saingy ny papier an'lé volsa kay moa natao t@ volsa hafa nolokiona Sabotsy any Ambohibao !

tena ngamba t@3 vô tonga tany raha nandé lol! !

Lé izy koa zany tsy maintsy Alahady Fandraisana fôna é Evil or Very Mad !
Sarotra bé lé safidy Rolling Eyes !

ngà moa tsy efa nisy resaka hoé 22 Septembre t@ zany é Suspect ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...