Christophe B+ 0 Posté(e) le 5 août 2008 iza no manana na afaka manao conversion ana fichier son .ogg avadika mp3 o? misy an ilay intro_long.ogg iny ao anaty rbr ilay hira am WRC dia tiako alaina atao sonnerie ana phone. ilay izy winamp no mahavaky azy fa win media player tsy poince. efa nanadrana nanao conversion tam nero koa aho fa tsy mety. efa nanao tam pc suite fa tsy nety. na koa ny tsotra indrindra dia iza no manana iny hira iny am version mp3??? ilay ilay hoe: tsin tsin tsin tsin tsin tsin tsin tsin tsin tsin vooooooommmmm Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 août 2008 misy logiciel zay "super" ny anarany gratuit sady mamadika ny rehetra mintsy video audio de n'importe quel format vers n'importe quel format http://www.erightsoft.com/Superdc.html Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bogins 0 Posté(e) le 5 août 2008 misy logiciel zay mahavita mamadika an'io "total video converteur" no anarany.Otrany gratuit izy io. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 5 août 2008 misy an'lè Mp4 kely ireny koa efa manao enregistrement de kopy enao e alefa mafy ny son de asaina mangina tsara daholo ny oul de record tonde azo somatsara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 août 2008 dadah a écrit:misy an'lè Mp4 kely ireny koa efa manao enregistrement Dictafone no anaran'iny ra tsy kobon'lah..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 7 août 2008 isaorana isika rehetra nanome hevitra dia Isaorana koa i SUPER fa nety ilay izy! tandremo sao hoe alefaso bluetooth aty ilay hira an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 7 août 2008 Ari Vatanen a écrit:isaorana isika rehetra nanome hevitra dia Isaorana koa i SUPER fa nety ilay izy! tandremo sao hoe alefaso bluetooth aty ilay hira an efa Dzin dzin dzin dzin dzin dzin dzin dzin....VAOOOOOOOOOOOOOMA izany izay refa mba miantso anao zany zao Ari ????? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 8 août 2008 Sao maheno zay hoe tchin tchintchin tchin tchin pink no sonnerie an'i Ari an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 août 2008 fa ny message d'acceuil an'ny messagerie vocal an'i Tsi² koa milay an "5 4 3 2 1 gooooooooooooo voummmmmmmmmmm" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 8 août 2008 Henintsoa a écrit:fa ny message d'acceuil an'ny messagerie vocal an'i Tsi² koa milay an "5 4 3 2 1 gooooooooooooo voummmmmmmmmmm" ie! efa enoko koa ilay izy ! aotr'any tonga dia te hamelina machine Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 8 août 2008 Ary lisany mihaino fotsiny fa tsy mba mametraka hafatra akory a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 8 août 2008 Tsi², vonoy vetivety oe ny phonen'là Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites