Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404

Messages recommandés

andriasandy18 a écrit:
sali daolo an awona zany 309 zany mety milay be izany ry zalahy an!!!!!!!!

cheerscheerscheers mety zany kah!!! sady ny tenanay malaka be @ Asabotsy 16 août cheerscheerscheers
RAIKETO EEEEE bouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Hé izaho +1 @ seance manaraka an Very Happy

Tsy maintsy daba propuls ve ? sao dia mety 309 motera be (matanjaka sy be couple fa saingy traxxx
lol! )

mety tsara eo ka.

Raha mety dia teneno aingana dia manao programma santa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena ilay rahampitso angamba tsy tafa fa atomotra be fa hay moa androany efa 15 Embarassed (zà koa rahampitso mbola tsy afaka indray)

Izaho koa variana be tsy mahalala izay ambonin'ny tany kle Embarassed

Okay io 309 io (dabako ihany io) fa izao koa no adinoko no nilaza azy :

efa vizana ny amortos aloha dia ny trains arrières koa efa mi-grince be ihany, ny ankoatr'izay nikel (ny motera mbola manao tsara - 90 chevaux).

Mbola tsy vita aloha izao ny nanamboatra azy fa tsy maintsy ho atao ihany.

Mety ve io @ izay état-ny izay mr le professeur ?

Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Puissance tsy bleme mintsy ary raha mety tsara ny direction sy ny freins dia OK! Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK rahampitso aloha rizalahy tsy afaka, 23 sy 24 koa nefa aho any Antsirabe , izany hoe après an'izay zany (mba mahandrasa kely e Very Happy ).

En attendant aloha manaova révision lol! (miaraka @ cahier 100 pages)

Laissez-moi le temps aussi de dépoussiérer "mémé" Very Happy et de la remettre un peu en état Very Happy

(mémé = 309 Very Happy )

Reste à trouver une 2ème voiture et c'est bon alors.
309 c pas encore une mémé Wink

j'ai une 505 gti mais j'ai quelques frais dessus.

Y a qui qui est intéressé pour la prochaine session et on voit en fonction. Faudrait arrêter rapidement la liste

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:

ary lé camion b iny v lty ry chef instructeur azo anaovana n"ireny koa???? sady propuls?? naheno zà mantsy tao anaty cours hoe na 4tonnes aza d mety!!!! Rolling Eyes

Jereo kely eo cams mi-drift be eo... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

cheerscheers génial cheerscheers par contre j'espère que les mecs de chez nous ne verrons pas cette vidéo car tena mety degany be raha mifanena @ cams mi-drift dans la montée de Mandraka lol!lol!lol!

Quand à leur circuit il est bien car il est fait sur plusieurs plans donc on a la possibilité d'avoir la sensation de "montée" et de "descente" dans le drift studystudystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga soa indray vatanen refa avy conzé kely. faly aho ry zalahy tam ilay sesssion an laisany iny nefa nalahelo koa fa tsy isan olona fa nande mariage tsy afaka nialana mitsy.
+ 1 000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000000 am ilay session manaraka e!
INSCRIPTION DE VATANEN CONFIRMEE. (reste a savoir la date)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

Misy daba zany tsika e Very Happy
Vatanen tany Janga koa anga? Very Happy

Ilay 309 an'i Radström sy lé cinqs

Raha ity asabotsy ity tena mbola tsy mety ve lé daba Thomas?

>tsi2, sao dia tokony antsoina ihany Poty hoe inona ny daba dispo?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aona sy aona ny fandehan le frais kely am le cinqs, so dia tokn jerena dien'zao amzay efa mlam tsara refa raikitra ny combat

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ré-inscription indray e!! Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
aona sy aona ny fandehan le frais kely am le cinqs, so dia tokn jerena dien'zao amzay efa mlam tsara refa raikitra ny combat
.
+1 ra misy azo ifanampiana nirina 58 dia teneno a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tairo asiana liste dia asiana maximum ana participants dia hita eo ny frais engagés.

Za hitondra plots, tableau blanc sns.. aotr'any t'@ farany teo

Kitana tsika di aingana milalao eee

(tsy samedi zao an!)

INSCRIPTION
N°01 ARI VATANEN

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Asio date iray Mr le Proffesseur dia atao sujet hafa Wink Ao no manao inscription izay hafaka @ io date io Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Asio date iray Mr le Proffesseur dia atao sujet hafa Wink Ao no manao inscription izay hafaka @ io date io Rolling Eyes

Okay mr His, mety tsar mitsy zany hevitrao zany bouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena mijery ny sary sy ny comment an 1ere vague aho ry zalahy ato dia mangitakitaka irery eto a! mbola hoavy ny anjaranay e! hoavy tsy ho ela i Radanz. ho avotr'i inspecteur Toky ihany ve i Bobel? ho hitan tsika ao amin n'y boky KODITRA N°02 ny valiny.... sa Boky SO6 Drift?

lol!
Dates : miankina @ daba an'i Radström?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ré-inscription indray e!! Twisted Evil

+1 am lé migorisa². ataovy poinsa daholo aloha lé vam d hita eo e. Saod kakoo lol! indr1 no voa farany eo. lol!afro

Inscriveo foana lo zay é. Fa milay lé ambiance. Very Happyafro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

tsara ange lé kangoo e lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ilay 309 asiana batterie sy pneus de secours sisa dia OK fa ho any Antsirabe aho @ ity week-end (22-23-24) dia après an'izay zany.

Zany hoe week-end 29-30-31

Raha andavanandro koa mety raha misy afaka Very Happy (je suis au chômage lol! )

Aleo aloha miditra park de rep kely lé kakoo geek fa tsy ampy prépa. Lé 309 nefa tena ho préparer b lol!

+1 am lé inscris é!
afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ilay 309 asiana batterie sy pneus de secours sisa dia OK fa ho any Antsirabe aho @ ity week-end (22-23-24) dia après an'izay zany.

Zany hoe week-end 29-30-31

Raha andavanandro koa mety raha misy afaka Very Happy (je suis au chômage lol! )

Je m'inscris dès maintenant e!!!

fa dia tena pneus de secours mihitsy ve ra thomas scratch tsika ve d sanatria ho vaky pneu in-4 lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali zalah!!! somary naka rivotra kely dia tsy nandalo mihintsy e!!

tena enjana ny mamaky ny voalaza rehefa ela tsy mi-connect an!!!

dia rahoviana indray izany ny manaraka? ny 404 mbola en pleine préparation fa hita eo na ho vita na tsia.

raha misy hanampiana nirina58 @ lé cinqs dia lazao a. ny entan-jaray mora zaka hono!!!

soafahana>tena mety mahita carcasse 505 V6 lesy zà fa kôziko MP eo ialahy a!!! mbola misy moteur lé izy fa toa hoe mitapy dia ketrehina ny moteur any @ lah any sa ahoana?

miheritreritra aho zalah fa tokony asiana participation @ zay ho fisaorana ny chef instructeur sy ny mpampindrana vam. ny lasantsy koa mba heritreretina ihany fa aiza v dia maimaim-paona daholo ny zava-drehetra?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Hitsapeta a écrit:

ary lé camion b iny v lty ry chef instructeur azo anaovana n"ireny koa???? sady propuls?? naheno zà mantsy tao anaty cours hoe na 4tonnes aza d mety!!!! Rolling Eyes

Jereo kely eo cams mi-drift be eo... lol!

tena trop b lesy lé drift an'ilay cams klé!!! ampianarin'ialahy an'ireny v zahay ra nirina58???? lol!lol! sady lé izy aza tao misy partie asphalte nefa mandeha ihany!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

marina ilay hoe participation aloha e! fa maninona raha ovaina kely ny formule cours + pratique > chrono satria drift so6control ihany cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
marina ilay hoe participation aloha e! fa maninona raha ovaina kely ny formule cours + pratique > chrono satria drift so6control ihany cheerscheerscheers

aleo aloha tsy hisy chrono fa manjary manisy pression dia manaonaofoana dia simba eo ny fanana-tsika mianakavy fa aleo klou mba hianatra tsara

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
fa dia tena pneus de secours mihitsy ve ra thomas scratch tsika ve d sanatria ho vaky pneu in-4

Ka ilay daba ange efa ela be tsy nampiasaiko dia na pneu de secours aza tsy misy intsony Very Happy

Citation :
Raha pneu de secour zany bain ao fa ho etiko a,za manana jante+pneu pizot

Ento ary e, fa ny jante misy (165/70 R13)

@ week-end du 30 izany e cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daolo an!!! mila maharaka film ato izany fa tady ho taraiky eto ry zalahy an dia rahoviana indray izany ny session manaraka? ary 404 elah anga ry hitsapeta tsy tokony ho ketrehina @ zay sa awona bouncebouncebounce .

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tiako jeren'i Nirina58 aloha ilay 309 alohan'ny ampiasaina azy fa nentiko kely ilay izy androany dia manao "fandehan'alika" ilay daba, misy voa ny parallélisme - hafahafa be ny comportement-ny.

Ilay daba vizana tsy quoi fa sao dia hamono olona any (manao tonneau ohatra scratch ).

Miandry ny feu-vert-nao Mr Le Professeur ô !

Ho ezahako amboarina ihany aloha raha tratra @ week-end prochain.

Sinon, tiako handraman'i Mr Le Prof kely ilay izy dia ho hita eo izay verdict-ny.

Raha afaka miantso ahy i Mr Le prof dia ity ny n° : 033 08 953 90 (Nary no tadiavina)

Okay daholo e Very Happy

P.S : Na sao dia misy essieu et trains arrières-na 309 ? na misy mahay manamboatra an'io ?

ok antsoiko enao rehefa avieo fa mbola be asa Wink
Tokony tsy maninona aloha raha zany trains ar zany fa glisse a 50km/h eo e fa tsy rallye

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za ko rzala manana cox kely zay azo ilalovana iany fa ny frein fotsny no somary tsy de tena norm (3 roue /4 no misy).

Mr Prof>1200 ny motera ao ka asa na ho ampy ny Cv na tsy sinon ilazao vaovao iany za.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:

tonga soa ianao ny avy am berceau de general motors aza adino ilay présentation ary ambadika e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Za ko rzala manana cox kely zay azo ilalovana iany fa ny frein fotsny no somary tsy de tena norm (3 roue /4 no misy).

Mr Prof>1200 ny motera ao ka asa na ho ampy ny Cv na tsy sinon ilazao vaovao iany za.

tongava sabotsy à 13h30 eo @ ilay tany malalak'i Ambohitr'imanjaka (zay angamba lé anarana) eo akaiky marché artisanal...mandeha @ ilay aotr'any digue ao aloha ao. Ao ny fotoana, @ zay hita lé vam sns Wink

Tongava e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Ok chef fa sabotsy rovina lo io e le 30 zao v.Le toerana itako ka.

sabotsy zao, 30. Ho eto ilay daba dia milamina e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
otran mba tena mi-intéréssé ahy le kozinareo zalah a.
tsy quoi ve rah tonga any koa ny bandy ?

ny fiara golf gti kely fa tsy foina anaovana drift aloh fa sady fentina miasa ka sao bory tongotra rah pilaka ny transmi sy ny embray ...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ok chef fa ho avy any za @ sabotsy a.
d mba atovy ao anaty liste ny mnao inscription za ra mety an lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kirikou sy Michigan>>Mahazo tonga lisany e! d aza adino ny APN ry kirikou an d elà ra Michigan aza adino ilay cam

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
otran mba tena mi-intéréssé ahy le kozinareo zalah a.
tsy quoi ve rah tonga any koa ny bandy ?

ny fiara golf gti kely fa tsy foina anaovana drift aloh fa sady fentina miasa ka sao bory tongotra rah pilaka ny transmi sy ny embray ...

Sali Kirikou54, tokony tsy misy blem e! Ny momban'ilay daba dia tsy misy gidra zany leisy fa tsisy atahorana zany. gorisa tsy mi-accélère fotsiny

Tongava fa "partager la passion ity e"

Aza adino ny présentation atsy ambadika Wink

Misy gestion kely ihany ilay izy = President Soafahana

309 de Radstrom 505 nirina58. Peugeot powaa
ça va être sympa... mais ça va être plus difficile faut pas rêver hein, les exercices vont être plus dur pour cette promo lol!

Hitondra plots sy tableau izahay

Plan de cours: (lol)

13h30
> Aspects théoriques (cf cours inscription virage/mm pédale)
>Mise en pratique
>Debrief

16h30

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...