Dzaomalaza 0 Posté(e) le 25 juillet 2008 Salu daolo Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo. Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 26 juillet 2008 Mlay zany ka Tongasoa ela é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 juillet 2008 Nerone a écrit:Salu daolo Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo. Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 26 juillet 2008 arabaina tonga soa ny akama a! (ary compte tour na pizôt izy zany an! refa kelikely hivadika Oo=w=oO koa!) mahareta hatramin ny farany e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 27 juillet 2008 Dodanen a écrit:[Tonga soa ngiah!!...tao @ runmada ianao ity no tena abonné ann !!..hiriana mba hiresaka be tahaka ny tao e !!!!! ..zany akory tsy midika hoa avela runmada ann !!! Tsy ankanavaka io ka, Runmada aloha zao fa Asacm ny fototra niaingana, arak le teniko teo hoe rehefa misy kodiarana 4 dia mtabataba be dia efa poince Compte tour na Pizot io (205 plus précisément), tokony hietsika nedala fa tsy haiko ze blem any eo am 4 000tours Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TVN 0 Posté(e) le 10 août 2008 Salut Nerone, Za iany lesy le nivarotra t@ ela any 1479 a, le tany avarabohitra. Nainga niantso an'ela iany za fa otrany tsy mandé tsony le phone an'ela efa talou b iny. Fa nainga anontaniako an'ela oe efa nanao mutation ve ela t@ le acte de vente nataotsika t@ zany fotoana iny? Effectivement in-2 zay za no nahita an'iny numéro iny ni-circule fa tany @ iny coté Ilafy iny foana, faha-2 vo il y a 15 jours, va ny tena enjana d Golf 1 4 portes zay no mitondra le numéro fa tsy lay caisse talou tsony. Ny atahorako fotsiny manko ra oé sendra mbola tsy natao lé mutation, oé bandy fôpla ohatran'izany so d mba manao zavatra tsy milamina any ambadika any izy na manao accident d manjary tsika tsy maninona aty ambadika aty no voakitikitika. Efa nisy bandy akama tratra problème otran'zany manko fa sahirana ihany vo afaka an! Na ra mbola tsy vita mutation d afaka alaiko any ny vam d omeko an'ela ndray, lol! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 11 août 2008 Tô efa kely sisa dia hiverina any am'tompony am'zay ngamba ty taratara ty an . tongasoa anao ra TVN dia aza adino manao présentation atsy ambadika atsy éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 11 août 2008 Salu! le mutation aloha mbola tsy nataoko fa efa nasiako an le soratra nolazainla iny taorian'ny carte grise dia tsy haiko hoe ampy ve zay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 18 août 2008 omeo an i KISARA ny anjaran i KAISARA alohavy aty amiko ny droit de mutation fa mila vola ny fanjakana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites