Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

RDV Beels

Messages recommandés

Session miaraka @ Mr Beels Master ka @ 20 h leitsy aty Ampasamadinika manomboka @ 20 h ka mila mitondra cadeaux de bienvenue hoan' lery daholo izany fa ..... tsy Gvintssssss a cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Session miaraka @ Mr Beels Master ka @ 20 h leitsy aty Ampasamadinika manomboka @ 20 h ka mila mitondra cadeaux de bienvenue hoan' lery daholo izany fa ..... tsy Gvintssssss a cheerscheers

20 heures rahoviana io?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha izao lesy dia hisy 3ème session ity raharaha ity fa zà matahotra mafy ny tsy ho tonga ara-potoana eto tana amin'io andro io kle!!!!

(je sens que je vais rater quelques choses) SadSad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Soafahana a écrit:
Session miaraka @ Mr Beels Master ka @ 20 h leitsy aty Ampasamadinika manomboka @ 20 h ka mila mitondra cadeaux de bienvenue hoan' lery daholo izany fa ..... tsy Gvintssssss a cheerscheers

20 heures rahoviana io?

Azfd fa Zoma 25 juillet à 20 hilay tantara eeee EmbarassedEmbarassed

Citation :
Mahazo mtondra sosisy sy fandehany v tompoko?

mahazo hentina daholo eee fa ny sosisy atao masaka fa tsy mahavita mahandro ny tenanany an lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zà letsy tena tsy afaka fa hijery cabaret Rija Ramanantoanina ary @ CEMES kle scratch

Tsy azo ialana intsony fa efa ni-promettre hoe ho any scratch

Faly mahafantatra an'i Beels dia @ manaraka indray mihaona e (enga anie)

@ Alahady izao aho manao SRK ao à RSRBR Live, Mitsu Evo 6.5 no daba (mitovy @ ny an'i Soafahana Very Happy ) - mbola hanamboatra skin raha tratra (fa version "fotsy be" tsisy stickers zao no hanaovana essais Very Happy )

Ho apetrako ao @ blog ao (www.racing-passion.info) ny compte-rendu-ny essais sy ny course. Ny essais aloha mandeha tsara izao sady mba nahita réglages mba intéressants ihany (fa miankina @ pilotage sisa ny ambiny Very Happy )

Okay daholo e !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
normal bé ra ha annulé io fotoana io ngamba Neutral

+1

NoNoNo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1
Za mipropoz aza oé tokony hifanao fotoana iany isika dé mandé makany @ zalah tsirairay avy, na ny 2 iany loh dé radem ndray ny ambiny, sa aoana ??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:

alo asina ny fotoana fa atao famangiana rzalà a Crying or Very sad
ra sam anie ka mbola niaraka tam tsika tao zoma teo e
za aza mo nanadala an'lery ho tsy aiko ny manoratra lay pseudo-ny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
+1
alo asina ny fotoana fa atao famangiana rzalà a Crying or Very sad
ra sam anie ka mbola niaraka tam tsika tao zoma teo e
za aza mo nanadala an'lery ho tsy aiko ny manoratra lay pseudo-ny

Hi Sam Romain (rahalahiny) no lasa fa tsy Sam Alain fa +1 @ ilay famangina fa amboaro ny fotoana fa izaho any @ restaurant "Hong Kong" any @ misy ny razana fa raha hiaraka hoany @ ireo toerana hafa misy ny sasany dia +1

Aiza o aiza lay resto Hongkong?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ô ry zalah tsr tsika raha auj no mande mamangy sa ahona??? je propose hoe rdv eo @ big @19h30 sa aiza no mety hifankahitana???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...