Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Session Vendredi 18 juillet

Messages recommandés

Henintsoa a écrit:
zany hono ra tsi2 aa cheerscheers tsika mitsam ihany zany no mahazo drunkendrunkendrunken
----> io kosa ary vé dia tsy ho jerena ny avatar ry ari!! variana kely any foana ny maso rehefa mamaky zavatra eto za hihihihihii


zay sy big ko ange manette ee lol!lol!

za mitondra sira am le tekila lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raikitra tokoa vé ny tekilaaaaaaaaaaaa!!!!!! drunkendrunkendrunkendrunken
ay ay ay arrrrrrriiiiiiiiiiiiiiiiiibbbbbbbbbaaaaaaaaaaaaaaaaa lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

'faut monter dans les tours pour les atmo !! lol!lol!

= vers 6.500 verres/mn vao misy puissance lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hi Fond de 6 zany efa ho avy miaraka @ So6 matos fa toa tsy niteny hoe téquila aloha an lol!lol!

tsara ilay concours de téquila rapido fa ny tena henjana de ahoana ny hodian'ny lisany avy eo ny fandrianako tsy omeko an!!! sa tonga mitondra matelas daholo leitsy aaaa lol!lol!lol!

Citation :
Dia raha tsy manao NOS fa atmospherique fotsiny dia ahoana? Team SO6 ATMO ve?


Raha tsy mi NOS de Team NO NOS (allez toto va chercher le nonoss à pépère)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

j'rigolais pour la tequila les gars hein Very Happy ! za aotr'ani mamo t'@ lé 4h maraina be iny nody drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
any aminai'lahy moa ry soafahana tsy misy diesel?


innn dray ty diesel???lol!lol! ngah nareo hivadika POLO TDI kle?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ny diesel Tsy Hay Bataina na koa hoe Tsisy Hafats' Bota na..... scratch



THREE : Tokony Hosotroina Raha Enjehin'ny Eritreritra
HORSES : HOsootroina Raha Sendra ny Eritreritra Sarotra
BEER : Be ny Eritreritra Entin'ny Rano

Biodiesel io a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ofet le Joda v efa tena serieux sa vinavina fotsiny lol!
alo o betsaka ny matos fa ra tsy zany tsy vita am 8 maraina io zala a lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mora² @lah no miteny an'zany satria elah tana-polo no tonga any annn!!!! Twisted Evil .....

Za zany ry zalah mba mila voiturier refa tonga eo a !!!!!!...enjana be le hivoka ny daba miaraka @ ordi roa sy volant lé !!!!! affraidaffraid

Ary manina koa moa @manaraka raha samy mitondra ny matos_ny?? lol! ..tena t** be manko lé efa té atory vao maraina iny mbola hi-demenager an'lé entana ao anaty fiara lééé !!!!! No ..tonga dia lasa ny torimaso !!!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola aiza aza lety le mitady pikla @ 4 maraina hody any Ambohitrarahaba a??
zà aloh anio d'efa hitondra matos (UC + Clavier)fa le latabatra asiana azy zao sisa no hiangaviana @ raprez:lol!: lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izay mba manana manche WRC 2008 va vcd na dvd na vhs dia mba mitondra indramiko fa za mbola tsy nahita mintsy tam ty saison ity o! misaotra tompoko. (Ny Gr B moa izany efa tsy lazaiko intsony fa mandeha hoazy!) Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Izay mba manana manche WRC 2008 va vcd na dvd na vhs dia mba mitondra indramiko fa za mbola tsy nahita mintsy tam ty saison ity o! misaotra tompoko. (Ny Gr B moa izany efa tsy lazaiko intsony fa mandeha hoazy!) Twisted Evil



ento any tokotrany lesy le rack an'ialahy misy mexique a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mia bobaka izy zany!! mitondra matos zé afaka mitondra e!
za amty mbola tsy afaka itondra aloa fa mbola hi invest kely i boosténa le ato fa mrame b Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
Izay mba manana manche WRC 2008 va vcd na dvd na vhs dia mba mitondra indramiko fa za mbola tsy nahita mintsy tam ty saison ity o! misaotra tompoko. (Ny Gr B moa izany efa tsy lazaiko intsony fa mandeha hoazy!) Twisted Evil



ento any tokotrany lesy le rack an'ialahy misy mexique a!!!

za ve? Questionscratch za tsy manana rack Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nisy bandy cousin'ny Ratsi² miara misa @ ra Msix vao teo fa mitombo indray izany ny RBRista cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vaovao ratsy kely zalah!! Vao niantso ahy teo zalah Joda:
- Misy zavatra homanin-dry zareo hono ka @ manaraka izy angamba vao mety ho afaka Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
affraid aza hitako ka adinon'i Tsi2 ilay stickers new model affraid


Tsy mbola namboarina ilay izy satria mbola tsy ampy 20 no hividy sady nisy vidin'ilay teo aloh aza mbola tsy azo d tsy maintsy miandry an'ireny aloh vô manambotra fa banky ny orinasa kle lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ka iza tsony no hividy an'lé teo aloha geekgeeklol!lol!lol!


Ireo efa nanao kômandy e!!! iza ndray aza?lol!lol!

Héhé hay kosa misy clavier logitech G15 an!!!! iza no tin'lisany G25 sa G15???



ity tena saika izy mihitsy fa le azoko ngamba solisansà
lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
k'aiza daolo ry RBRiste rehetra. Iza no volahany tamin'ny session omaly? napoakan'i zandry kely daholo tao lesany?

Ny anay moa fandraisana anjara ihany sady mbola maika hody hatory (fiara tsy reglé, tsy dia tadidiko daholo ilay lalana) fa amin'ny manaraka manao misimisy soa ihany aza fa Sub N12 no netina fa raha tsy izany angamba tataka be

Milay le revy fa tohizo. Dia alivo amin'izay tokotrany lesy ny championnat WRC ra Latvalaza

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Un mot fotsiny pour résumer an'ilay omaly :

MILAY

en 2 mots :

TENA MILAY

en 3 mots :

TENA SUPER MILAY

Very Happy

Félicitations ho an'i zandry kely cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zandry kely a.k.a "mini moi" a.k.a "minimum attack" ou encore "mini/maximum attack" SITRAKA ------> kingkingkingking
tena chapeau lesy zandry kely fa degany bé tro ela cheerscheers
tena henjana lery aloha raha zao dia efa zany ny fahaizany cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitation au vainqueur, tsy ratsy kosa le pseudo an'lery Sissi mini-moi an;
félicitations à tout le monde, d mba ho bonne rétablissement ho an'ilay voan'ny sery tongue

merci koa ho an'ilay assistance-nay t@ nody fa saika hadino teny an-dalana teny zay!!!

indro-kely, hatramin'izao mbola tsy recuperer ny torimaso lol!lol!

Vizaka tsara aloh fa afa-po TOTAL mihitsy!!! dans 1 mois ndray e!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Slt daholo é!! afro

Désolé pour Vendredi fa tsy afaka za à la dernière seconde, fa nitondra ra Mikkah tany Pra fa nisy nangalatra ny kitapo leryé!!! EmbarassedEmbarassed

dé félicitation ho any Sitraka (Sissi) lol! !!
Ita mihintsy ny lery fa vacances zao dé mikotrana 8h par jour pendant 3mois!!! lol!

Arabaina ko Ra-prez fa nanao retoour en force avec la Evo666!!
Mety nanao 8h/jour ko angabany!!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
felicitations hoa an i zandry kely e! Tojo a! saika voako ihany kay ialahyraha tsy abandon definitif aho an hahahaha.
Dia isaorana entoana koa ilay copilote-ko izay nafarana avy tany Angleterre. mahy ilay co fa ilay pilote mintsy no mazefa-tongotra e! lol
misaotra antsika rehetra fa nilay iny a!
samedi sy dimanche aho tsy nisy natao afatsy natory.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay moa ES 2 dia niala!! Tsy mbola en forme dia aleo natory aloha Evil or Very Mad Felicitation an'i Sitraka cheers Amin'ny session manaraka ra-Dodanen ny combat fa tsy tao mihitsy t@ iny!! tongue Faly ery lery vao hoe samy kkk ilay ES2 lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aiza ny sary o!
mba mety ihany kosa ny classement an kresta zany pour un premier rallye a!(za ihany no tsssssss. efa nitaky koa aloha ny torimaso tam 3h e!)
ARY ZA KAY MANDRAY COUPE ANAKY 3: DEUXIEME AM 2ROUES, 1ER AM MOINS DE 1600, PREMIER AM N2 cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Slt daholo é!! afro

Désolé pour Vendredi fa tsy afaka za à la dernière seconde, fa nitondra ra Mikkah tany Pra fa nisy nangalatra ny kitapo leryé!!! EmbarassedEmbarassed

dé félicitation ho any Sitraka (Sissi) lol! !!
Ita mihintsy ny lery fa vacances zao dé mikotrana 8h par jour pendant 3mois!!! lol!

Arabaina ko Ra-prez fa nanao retoour en force avec la Evo666!!
Mety nanao 8h/jour ko angabany!!!! lol!


Ra sendra misy maheno oe mvarotra Logitech Rumblepad2 any ambadibadika any d ba MP za fa anisan'very tanaty le sac t@zoma teo!! EmbarassedEmbarassed

Msaotra tompoko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Zay moa ES 2 dia niala!! Tsy mbola en forme dia aleo natory aloha Evil or Very Mad Felicitation an'i Sitraka cheers Amin'ny session manaraka ra-Dodanen ny combat fa tsy tao mihitsy t@ iny!! tongue Faly ery lery vao hoe samy kkk ilay ES2 lol!


hehehe..ra naharitra atr@farany elah nefa dia sura fa teny alohako !!!lol..za zavt rendrika tao anaty mouchoir léé !!!! SadSad ..hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
za zavt rendrika tao anaty mouchoir léé !!!! SadSad ..hihihi


Sitrana tokoa ve elà Ra-Doda ????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mineshaft lety io sa Prospect le miaraka @ le copilote vaovao, misintona an'le vitesse hi-retrograde??? lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Mineshaft lety io sa Prospect le miaraka @ le copilote vaovao, misintona an'le vitesse hi-retrograde??? lol!lol!lol!

lol! aza ataon la an izany ny copilote vao nafarako avy any UK a! efa tsara hofana ireny.
ary lasan la ilay drift 1.2.3 fa tsy niteniteny a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol! Le izy aza adinon'là tery @ le graveur d gaga dawl ny kil hoe no graver-na le izy fa tsy nentina akory! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
FILAZANA

Misy cd 4 adino tao @ ilay toerana nilalaovana t@ Zoma alina fa efa somary nisy kika kely ka izay tompony dia hiangaviana mba hanantona ny tomponandraikitra ankain'ilay toerana io na ao @ ilay toerana io

misaotra tompoko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
FILAZANA

Misy cd 4 adino tao @ ilay toerana nilalaovana t@ Zoma alina fa efa somary nisy kika kely ka izay tompony dia hiangaviana mba hanantona ny tomponandraikitra ankain'ilay toerana io na ao @ ilay toerana io

misaotra tompoko

ilay tao anaty sachet teo am graveur tsy ana intsony fa vierge nentiko nanoloana an ilay an i hentssssss. fa ilay any am tsi² no ana.
misaotra tpk.
sinon ra mbola misy ambiny dia asian i raprez an ilay Gr B ao aminy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo à Sitraka!! décidément les SISSI marchent fort en ce moment lol!
Il a quel âge au fait?
Merci à Soafahana pour l'organisation sans failles comme toujours avec du sakafo comme toujours et des so6 comme pour toujours!!! Merci au team so6 pour tout!

A bientôt pour les prochaines!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...