Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Session Vendredi 18 juillet

Messages recommandés

@ Vendredi 18 juillet izany dia manasa any izay te hanao reco SRK miaraka aty Ampasamadinika à partir de 19h fa ny session dia atomboka à 20 h tsy diso @ izay tsy dia alina loatra

Mitondra pig masaka de préférence sy boisson hygiénique
NOS serait un plus lol!lol!lol!

dia izay tsy mahita ny toerana mandefa MP @-ko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

+1 afak atram'zao

cheers
fa mba 20h30 mo letsy e WinkWink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

présent amin'io éé. mety handalo atelier de peinture kely angamba ny lancia alohan'io fa hitady hevitra ana skin vaovao. "lancia millionaka??" rabbit ny pig masaka aloha zao no tsy hay Question

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 @ fahatongavana fa ny fahandraoana So6 aloh ngamba tsy ho vitako miala avy am-piasana mankany e!!

Soso-kevitra ihany fa raha ohatra isika ka mihoatra ny 20 dia tafalatsaka ny vidin'ilay Sticker vaovao. izany hoe lasa 17.500 Fr/sticker izany ilay izy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Afaka vers 21H boisson Ok fa ilay pig ngamba any aminao andriamatoa prez no antenaina dia manome fandraisana anjara ny tenanay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
-1 @ fahatongavana Evil or Very Mad Tsy vita alohan'ny zoma ny kandra aty dia tsy tafa
Tsi2 a écrit:

Soso-kevitra ihany fa raha ohatra isika ka mihoatra ny 20 dia tafalatsaka ny vidin'ilay Sticker vaovao. izany hoe lasa 17.500 Fr/sticker izany ilay izy.

Manafatra roa (2) be zao za lesy @ io!!! Wink Dia mba tahirizo any @ -là fa any no halaiko an!! Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+ sticker (his)+ 2 sticker (henintsoa) = 4 ----> 16 sisa.
a vendre sticker teamso6 ancien modèle excellent etat. collector. envoyer enchères par mp lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ao fa asiana session ho an'là hanaovan'là ny avy any e!!! study
Le sticker indray aleo ao @ raprez ihany no atao fa zà mety tsy ho hitan'là après an'io zoma io!!

Soaf>> Mety ho hipoka ihany lety ny trano amin'io raha ny fijeriko azy an!!!

Henintsoa>> iny indray lesy no tsy hitako le lol!lol! tena latsaka mihitsy ah e! lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
+ sticker (his)+ 2 sticker (henintsoa) = 4 ----> 16 sisa.
a vendre sticker teamso6 ancien modèle excellent etat. collector. envoyer enchères par mp lol!lol!lol!

Ny stickers ancien modèle mbola aty amiko ka de tena hamidy lafo b fa collector raha hita izao ilay tany anaty afo de voamaika tena lafo b satria grillés

Reny zao mbola andrasana ny vidiny lety a!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
+ sticker (his)+ 2 sticker (henintsoa) = 4 ----> 16 sisa.
a vendre sticker teamso6 ancien modèle excellent etat. collector. envoyer enchères par mp lol!lol!lol!

hahahahah lol! za maka an la ra hentss a!
+1 sticker pour ari vata9 ( 15 sisa)
prezda o! ahoana ra mba tou dé atao any ilay pig dia mba miregler anao aho avy eo e? (sady za mbola misy hetra tsy voa efako!) bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Ari Vatanen"]

Henintsoa a écrit:

prezda (hi ramose v zany??) o! ahoana ra mba tou dé atao any ilay pig dia mba miregler anao aho avy eo e? (sady za mbola misy hetra tsy voa efako!) bounce

pénalité de retard bouncebouncebouncelol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 ho avy fa le so6 marina ve tsy afaka participation no omena fa ny tenanay tsy mahay lakozia mihitsy ? Very Happy

(variana manao RBR dia may kila foana ny kaly) Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 am le rencontre
+1 am le participation fotsiny am le so6 fa raha tsy mana-potoana i Soaf de afaka atao so 6 100 ve? scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oké cheers!!!doda sera de la partie !!!!!!!! cheers ..fa hono houa ry zalah??inona no ataon'tsika @io?? SRK iany ve??sa ina???
dia mba soso-kevitra e !: afaka mba mampiasa WRC ve fa lé GPN sy lé gpeA tena Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad ..ms bon.....izay tapaka eo plaisir-nay foana eeee!!!!! faraofarao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kii, za ve lesy tsy any @ io Evil or Very Mad Nefa saika hanao revanche @ là mihitsy za lesy Twisted Evil Efa nikotrana: nanao footing kely sy nanao muscu mihitsy!!!! Twisted Evil Tsss..... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Kii, za ve lesy tsy any @ io Evil or Very Mad Nefa saika hanao revanche @ là mihitsy za lesy Twisted Evil Efa nikotrana: nanao footing kely sy nanao muscu mihitsy!!!! Twisted Evil Tsss..... lol!

hihihi...za anie no tokony anao revache @lah e!! RazzRazz ..tsy asian'tsika abondon dès la 1e ES kosa @ty e!!!! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo anao revanche srk kely mintsy aloha éééé cheers sady miaraka am'lé fog sy bad conditions io mety misy maratra an Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zà koa aloh ôtrany mba mitady repechage kely @ rencontre manaraka fa tena tsy afaka mihitsy le farany teo e!!

Dodanen>>Tsy ampy an'là intsony ny GrN sy ny Gr A an! tena ho avy masiaka mihitsy ngeh elà zany e!!

Henintsoa>>Aiza indray lety elà no mahita Fog @ Srk a???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
aleo anao revanche srk kely mintsy aloha éééé cheers sady miaraka am'lé fog sy bad conditions io mety misy maratra an Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Efa tazako aty fa mefa misy ho matyu kotrana ndray ao an!!.mora² iany lah hents fa malama ny lalana a!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 >> Zany hono no roadbook any @ rallyesim ko Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sô d mba roadbook Dzama lesy no hitan'lisany kle scratch

Citation :

SRK Rally 2008 ( 21/07/08 to 27/07/08 )

Gravel mod

ES1 Mangatany-ampahimanga 9 Fraizer wells BAD COND
ES2 andoharina-amparihy 14 Diamond creek
ES3 ss imerintsiatosika Hill climb prospect ridge v.1
ES4 amparihy-andoharano 37.3 sikakama
ES5 antavinomby-antsiramby 16.3 côte d’arbroz
ES6 Mangatany-ampahimanga 9 Fraizer wells
ES7 andoharina-amparihy 14 Diamond creek
ES8 ss imerintsiatosika Hill climb prospect ridge v.1
ES9 amparihy-andoharina 14 Diamond creek II BAD COND
ES10 ampahimanga-Mangatany 9 Fraizer wells II
ES11 ss imerintsiatosika Hill climb prospect ridge v.1

Sa ve ny Rallyesim koh no sampona lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny SS atao izany dia ny SRK ary aleo tonga dia ny fiara ampiasana @ MRC fa lasa tsy réaliste ilay reco sady asiana ilay météo BAD

recap kely ny milaza ho tonga @ io:

1 -Mikahh
2 -Big bang
3 -Hents
4 -Tsi²
5 -Ari
6 -Boum
7 -Radstrom
8 -Peno
9 -Doda
10 -Papale
11 -Sam Al1
12 -Rado
13 -Sitraka
14 -Rija hoerson
15 -Emsics
16 -KGB
17 -Joda

izay aloha ny fantatro fa ahoana ny sasany

Ny matos izao dia ny ahy ihany avec MOMO no fantatro

fa ny any Doda, Big, Latva, Maximum tsy mbola aiko

raha azo atao dia mba afaka tonga aloha v izay hitondra matos izany hoe misy mikasa hody aloha ka mba @ 20 h no tena hatomboka dia manao ny temps ny sasany tonga tara avy eo.

Ny momban'ny So6 dia hanao 5 kg izaho miaraka @ salade de pâtes (pour changer du vary @ anana ) dia aveo nareo mandoa hetra hihihihi ( tena nifindrany arentin'ilay akama iray izay )

MBA AMEO VALINY AZFDY INDRINDRA MOMBAN'MATOS EEEE

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
miaraka @ salade de pâtes (pour changer du vary @ anana )

cheerscheerscheers :cheer: tsyhiady varotra am'lé 5kg so6 tsony an ra-soaf aa!! (hay kay bobaka ihany lé nividiana tany ambanitsena) lol!
ary iza lty lé Sam Al1???
ary hi max vé ho avy hiaraka @tnt sy fond_de_6???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Soaf>> Aretin'iza indray no nifindra tany @ là e?? lol!
Zà aloh hitondra Matos sy clavier e! sady mety hateriko mialoha ny matos
Dia efa any @ là dawl mihitsy zany aloh ny kaly d avy eo zà mandoh hetra e!

Ari>>Poty koh mbola ao anatin'ireo lisitra ireo f'aza hadino a! zà manatitra matos d mety maka an'lery

(Tsy maintsy mitady vam ihany fa lavitra be Ambohitrarahaba) lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le pc nentiko iny anie any Dodanen e!!! fa natao location longue durée lol! tsy nadoavam-bola lol!lol! , ny ahy ato manko otrany tsy ampy RAM le pc d somary miraikitra d fanina a refa milalao le izy
d efa lasa niverina any am lery, d tafidy tao le ford-ko lol!
asa ra afaka apetran'lery mialo any am soafahana !!!
en tout cas be entana b lery zany ra itondra an reny rehetra reny Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny SS atao izany dia ny SRK ary aleo tonga dia ny fiara ampiasana @ MRC fa lasa tsy réaliste ilay reco sady asiana ilay météo BAD

recap kely ny milaza ho tonga @ io:

1 -Mikahh
2 -Big bang
3 -Hents
4 -Tsi²
5 -Ari
6 -Boum
7 -Radstrom
8 -Peno
9 -Doda
10 -Papale
11 -Sam Al1
12 -Rado
13 -Sitraka
14 -Rija hoerson
15 -Emsics
16 -KGB
17 -Joda

izay aloha ny fantatro fa ahoana ny sasany

Ny matos izao dia ny ahy ihany avec MOMO no fantatro

fa ny any Doda, Big, Latva, Maximum tsy mbola aiko

raha azo atao dia mba afaka tonga aloha v izay hitondra matos izany hoe misy mikasa hody aloha ka mba @ 20 h no tena hatomboka dia manao ny temps ny sasany tonga tara avy eo.

Ny momban'ny So6 dia hanao 5 kg izaho miaraka @ salade de pâtes (pour changer du vary @ anana ) dia aveo nareo mandoa hetra hihihihi ( tena nifindrany arentin'ilay akama iray izay )

MBA AMEO VALINY AZFDY INDRINDRA MOMBAN'MATOS EEEE

+1 amin'io

+1 laptop

mbola sahirana kel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Iza no manana Gvint's? scratch

milay kosa ilay fivoakan'ilay tuning an'ilay 205 T16 a!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
Iza no manana Gvint's? scratch

milay kosa ilay fivoakan'ilay tuning an'ilay 205 T16 a!!!

tuning maxxxxi .io ary efa hoe aza variana mijery avatar fa za ihany ty lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
Iza no manana Gvint's? scratch

milay kosa ilay fivoakan'ilay tuning an'ilay 205 T16 a!!!

Raha tsy mahay le mitondra an'i Timon @zao tonga d manao KKK ary @ tsy mahay maka ary a!!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za te ho tonga dia mbola mandamina programma kely e ...
Afaka atao jeux hafa koa ange e.... concours de celui qui avale le + de saosisy lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Afaka atao jeux hafa koa ange e.... concours de celui qui avale le + de saosisy lol!

Otran' tô tsisy adva za amin'io kouh lol!lol!lol! za ihany no tena nahalany an'lé so6 barbecue mankony t@ sabotsy lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ExclamationExclamation souviens-toi d'un belge qui disait qu'il "n'avait pas d'adversaire" lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
scratchscratchscratch je ne suis pas un compreuneur drunkendrunken

ah ok lol!

Dethier les io a, tam 1er rallye an'lery taty de natao interview lery de ozy lery oe "je n'ai pas d'adversaires" pour dire oe "tsy mifaninana amin'iza n'iza" fa hain'là iany le journalistes eto am tanàna tonga de nandray an'le izy am le côté "tsy misy maharesy ahy"... lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol! je me souviens de tous les pilotes qui étaient vachement remontés à cause de cette histoire! Pourtant Dethier c'est qqn de très courtois.

Concours téquila frappé + 1 spéciale ary e ... et le 1er qui finit le rallye lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
héhé la liste s'allonge mais il manque encore 3 participants à savoir!
Maximumattack, fond_de_6, TNT

aôna hono ry zalah reo ho avy sa tsia??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Concours téquila frappé + 1 spéciale ary e ... et le 1er qui finit le rallye lol!

"il faut choisir entre Volant ou boisson" donc izay drunken tsy mahazo G vints fa manette na clavier an! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zany hono ra tsi2 aa cheerscheers tsika mitsam ihany zany no mahazo drunkendrunkendrunken
----> io kosa ary vé dia tsy ho jerena ny avatar ry ari!! variana kely any foana ny maso rehefa mamaky zavatra eto za hihihihihii

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
lol! je me souviens de tous les pilotes qui étaient vachement remontés à cause de cette histoire! Pourtant Dethier c'est qqn de très courtois.

Concours téquila frappé + 1 spéciale ary e ... et le 1er qui finit le rallye lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsi2 a

+1 sticker nouveau modele ! bounce

de ataon'là reprise le ancien ! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...