Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Thomas Radstrom

Messages recommandés

Sali sali daholo

Araka ny anarana (jerevo @ Google) dia pilote suédois nanao t@ championnat du monde t@ années 90 tany ny tenanay Very Happy

Ary mbola tsy afaka @ rallye fa mankafy foana (na réel na virtuel Very Happy - bon ny virtuel moa zany no tena atao be Very Happy )

Rallye no tena discipline favori fa ankafizina daholo rehefa resaka fiara (Gran Turismo 4, GTR - rehefa "mamofompofona" simulation - fa tsy need for speed kosa aloha a Twisted Evil )

Dia faly be mahita ity communauté ity dia impatient be @ fihaonana manaraka na dia mbola novice be aza @ RBR (WRC 5 sy Gran Turismo 4 sur PS2 foana no nolalaovina hatr@ zay)

Inty ny n°-ko : 033 08 953 90 - lazao rehefa misy fihaonana fa rembourser-ko ny crédit Very Happy .

Siks daholo,

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers
Tongasoa ela ra Thomas a Very HappyVery Happy
dia ny andriamanitry ny rallye anié itahy anla lol!lol!lol! dia mahareta atram'farany flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAX a écrit:

dia ny andriamanitry ny rallye anié itahy anla lol!lol!lol! dia mahareta atram'farany flower


Aza manao tso-drano vinany eo elah ry MAX fa bedy eo aaa!!!!!!! Twisted EvilTwisted Evil ...hihihihi.... lol!lol!lol!

Sinon tongasoa Tomasy dia enga anie ka hanatevina ny Team sô6 e!!!.. Fa zao: Droit d'adhesion: Sôsisy iray!!!! lol!Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa Thomas sunny Dia manantena ny fandraisana anjara mavitrika eto @ forum Wink

Ary noferan-dry zalà 1 metatra le so6 droit d`adhesion nefa lery saika hitondra 2 na 3 metatra piglol!pig

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tomasy ah> to manao erreur lti lay ao @ rapidshare le Question
Lay duel an lerouny Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Tomasy ah> to manao erreur lti lay ao @ rapidshare le Question
Lay duel an lerouny Question


Tsy azo atao mifanesy les deux telechargements fa asiana écart 15 mn eo ,surtout aza atao en mm temps

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Mikkah a écrit:
Tomasy ah> to manao erreur lti lay ao @ rapidshare le Question
Lay duel an lerouny Question


Tsy azo atao mifanesy les deux telechargements fa asiana écart 15 mn eo ,surtout aza atao en mm temps


Vo manokatra lay part.1 ary def ts miainga ko Question d tak zay ko lay part.2, fa ts natao en mm temps zany k Question sa 'lay conex no fojany Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Malaza mintsy anie zao video an'ry prèz zao e !!!?? Laughing ...izay tsy mahita azy no manenina??!!! lol! ..aleo mba andalo ao @ prèz ao za spécialement hijery an'ilay izy !!!!!! lol!
Sinon tomasy misy video an'ny fivoriam-pianakaviana anay koa lesy ao sao d tia hanao montage elah??? RazzRazzRazzRazzlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...