Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

WTCC

Messages recommandés

ahoana io jeux iray io ry zalah??? tena finaritra rehefa avy nahavita course iray fa milay lé izy cheerscheers
misaotra an'soafahana tamin'lé izy. Tena mbola vao mitady an'lé réglages am'lé izy zao familay kah cheerscheers
Lé en réseau nanadrana za fa otran 'ny plante lé serveur dé tsy tafiditra za scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tratran'ny virus WTCC an lol!lol!lol! tena milay ilay réalisme son an cheerscheerscheers sady refa mahita trajectoire sy freinage de tena ok indrindra rehefa miady Mini cooper na ilay seat oka fotsiny bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon WTCC zany dia jeux de simulation ihany fa sur circuit io. Il reprend le championnat WTCC (véhicule de tourisme) 2006. Ny fiara hita ao dia ny BMW, ALFA, CHEVROLET, 407, HONDA... misy koa ny cup mini austin ary ny WTCC 87 (BMW m3 sy alfa taloha). Ny circuit dia modelisation ana circuit tena izy ihany kouh.
Efa nivoaka koa anefa ny RACE07 izay evolution anio RACE WTCC io fa lé 07 misy plus 300 véhicules hono (izay lé izy ra nirina 58) . Tsara manao MAJ tsika ra soafahana.
Ny mode en ligne no tena interressant aminy anefa (na dia mbola tsy nandramana aza Basketball ) satria miaraka sur piste daholo ny olona rehetra. Afaka mifanena ao zany tsika rehetra.
Tsara andramantsika io mode en ligne. cheerscheers
Comme toute simulation dia ny volant ihany koa no tena interressant aminy fa ny prise en main volant otran tsotra noho ny RBR ny fahitako azy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ity ny momba an'eo jeux ray eo!
http://www.gamekult.com/tout/jeux/fiches/J000082129_test.html

Misy koa hoe GTR2/ Grand Prix legends/ GT Legends / Rfactor sns...

Fa ny hitako hoe tena MASAKA be dia ilay GRID: misy partie spéciale an'ilay jeu dia :drift masiaka be noho atao ao... Version demo ihany noho ato fa tena efa trop be ! na ny graphisme tena....grave be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
io grid io vé tsy maka ressources bé lé?? efa nametraka an'lé colin dirt teo am Pc-ako za manko fa tsy tafa mintsy raha tsy config tena henjana b trop. (Mon pc = C2D avec graphik Gforce 7300 PCi EXpress 256 + 1 Go RAM nefa mbola lent bé am'lé jeux) ---> Inona lesy ny config am'lé grid.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
io grid io vé tsy maka ressources bé lé?? efa nametraka an'lé colin dirt teo am Pc-ako za manko fa tsy tafa mintsy raha tsy config tena henjana b trop. (Mon pc = C2D avec graphik Gforce 7300 PCi EXpress 256 + 1 Go RAM nefa mbola lent bé am'lé jeux) ---> Inona lesy ny config am'lé grid.

Tena mavesatra ilay izy c'est clair! Ny détails sns tsy maintsy niveau bas zany... http://www.racedrivergrid.com/?territory=EnglishUK#/overview/
Eo dirt eo mbola tsy hitako.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Nirina 58
Misy install an'izany angaha any ; mba "give me" e studyscratch

sao mba hi scratch ihany za ny farany

ie aty amiko! Atsy @ jeux base de données ity post ity e Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Zà koh tena mba mitady an'ilay install ry zalah!! rôvina vô tour-nay ? lol!lol!

Tsy mila an'eo ela! Clavier tsy mandeha @ eo lol!lol!lol! (jrigole)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nanao session kely WTCC sur G25 tany am'prez omaly fa tena cyclopsdancedance milay B lé izy zalah aaa kozy éé!!! style hafa lé izy fa tsara andramana surtout raha volant G25. Eritrereto angé am'06 io hoe en réseau ny PC 10 miaraka Gvints D miaraka mifankahita sur piste eo prierprier

nirina58>> zay mbola lé mode novice vao nanao fa tsy sahy an'lé mode pro vao manombok zany rendeerrendeer hihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
nanao session kely WTCC sur G25 tany am'prez omaly fa tena cyclopsdancedance milay B lé izy zalah aaa kozy éé!!! style hafa lé izy fa tsara andramana surtout raha volant G25. Eritrereto angé am'06 io hoe en réseau ny PC 10 miaraka Gvints D miaraka mifankahita sur piste eo prierprier

nirina58>> zay mbola lé mode novice vao nanao fa tsy sahy an'lé mode pro vao manombok zany rendeerrendeer hihihihi


ilay Tarmac anie dadatoa no olana @tsika malagasy e !!!! EmbarassedEmbarassed ...tena tsy tafa mintsy vao mahitan'lé làlana goudron mainty ngiroka be !!!! Sad
Za perso alony tena tsizy mintsy @ io taranja ray io e !!! Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za aloha de miondana be an io WTCC io e, ny ahy BMW foana no tena fitondrako, tsy de hoe matanjaka be izy akory fa le mitolona azy ao anaty courbe milay a!!!! bom , za panao multi ami io games io. sur Volant logitech izy tena ca va a!!!!!!!!!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...