Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

3eme manche SRK / ...!

Messages recommandés

ny ahy traction fa entiko marche arrière lol!lol! azo atao hoe propuls V io??? lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ny ahy traction fa entiko marche arrière lol!lol! azo atao hoe propuls V io??? lol!lol!lol!

pousse pousse dia efa mety ange leity e lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kalesa lty e!! sady iny tena propul's mihitsy!! Miara miasa ny pilote sy ny copilote lol! Ny iray mitondra dia ny iray manosika ko lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay ilay gag e! fa tsy aiko raha mitovy hevitra amiko leisany fa ny rallye taloha anie ry zalahy ka rehefa vita ny rallye dia entina mikandra ny vam lundi fa amin'izao ahoana no fomba hitondrana Gr A na N mikandra amin'izao, sady ny moyen mbola piesy gasy tamin'izany dia efa ok. ka izay angamba no mahatonga ny concurrent tsy mitovy amin'ny taloha ny isany (nisy fotoana ny RIM 60 participants)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

recherche de la performance foana letsy io aaa!! taloha koa ny sportif 40 ans mbola mety champion, zao raha vao dila ny 26-28 ns dia efa tsy ao tsony ela Rolling Eyes

Fait gaffe Nirina tu es à la limite dixit dadaramatoa lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sport physique io resahako io an : tennis, marathon, basket, foot, sns .......

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Henintsoa a écrit:
recherche de la performance foana letsy io aaa!! taloha koa ny sportif 40 ans mbola mety champion, zao raha vao dila ny 26-28 ns dia efa tsy ao tsony ela Rolling Eyes

Fait gaffe Nirina tu es à la limite dixit dadaramatoa lol!lol!lol!

lol! blague à part, dans d'autres sports comme l'athlétisme, c'est maxi déja 26 ans! SInon le rallye, 65 ans mbola trenkil tsara, en + efa père noel tsara @ zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
sao dia ny pére noel ra-yves no tonga alina mba confirmer-o hoe ry zalahy fa ohatran'ny hoe nahazo sub i leiry

mba grave koa anie ny ataon i santa zany fa tonga tao am lery dia tsy itany ny vavahady makao aminay a! rendeer
CONFIRME IO HIRVO A!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

Manao zara vilana oa ny mahavoa any ilay santa fa aleo hi père fête nat indray no andrasana. Fa ny sur aloha dia ny Bang no hentiny b dia b fa ny fiara miaraka @ tsy haiko lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
De @ 25 alina, mandritrin'ny harendrina, ateriny betsaka koa ny NOS lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena vao avy namaky ny ITW Kmickaze t@ Rallygasy fa tsara b izany nahazaohan'i lery any ilay sub fa toa mbola oe mety hanao @ toy hi lery raha tsy mahafapo hi Suba.

His>> Ilay Nos @ 25 alina aloha dia tsy maintsy atao fa Brrrrrrr loatra ny andro fa ny olana dia hi père fête nat tsy mba manatitra anaty cheminé any io loatra lol!lol!lol!

ny blem anie i pere fete nat Lasa nifindra any Toamasina niaraka tam décentralisation an Datou koa e.
Mety ao @ Club TAC'S zany no mahazo milay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa nilatsaka tany amin'ny Kmickaz zany ny pére santa fa yves ex - 106 no heveriko nitondra ilay fiara avy any ambatoroka tany kay diso aho, zay ilay ratsy, aleo tokoa i leiry ahazo fiara mantanjaka dia ho hita eo amin'izay ny combat, satria na ry ice man aza zany nivadika sub, dia tena combat izany, arbitré-ny mitsu io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay Nissan ko nge zalah mieritreritrin'ny ho tsara toaerana ihany koa e!! Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mety tsy nissan tsony koa ange zany fa efa sub ko ee scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy andriko ndray izany ny manche manaraka. ( Ahazo congé ndray sa tsia, faty antoka iray lavaka raha tsy mahazo Question endaso amin ny anarako ny sosisy zalahy raha tsy mahazo aho a! lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mbola tsy misy ohatra @ ty é!! Tsy maintsy mitady fika congé ndrau @ io é!!!! cheerscheerscheers
bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za lesy amin'io ôtran'ny misy kil jerena any am côté imertss any lol!lol!lol! .....raha tsy manavy bee ... lol!lol!

sao misy radoko ao lou hakana repos ee lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
za lesy amin'io ôtran'ny misy kil jerena any am côté imertss any lol!lol!lol! .....raha tsy manavy bee ... lol!lol!

sao misy radoko ao lou hakana repos ee lol!lol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!

hijery santa hoe lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
za lesy amin'io ôtran'ny misy kil jerena any am côté imertss any lol!lol!lol! .....raha tsy manavy bee ... lol!lol!

sao misy radoko ao lou hakana repos ee lol!lol!lol!

Fa maninona moa raha tsorina hoe ande hijery Rallye de @ izay mety ho lasa santa izy na tonga de hoe Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Madlol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
za lesy amin'io ôtran'ny misy kil jerena any am côté imertss any lol!lol!lol! .....raha tsy manavy bee ... lol!lol!

sao misy radoko ao lou hakana repos ee lol!lol!lol!

Amby aty amiko esorina nify de omeko repos lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Amby aty amiko esorina nify de omeko repos lol!lol!lol!

mmmmmmmmmmmmmmmmmmméchant et vvvvvvvvvilain docteur PENO Twisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted Evillol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAX a écrit:

enjana zany hanala nify izany kle Mad

tsy le izy marary fa le tsy mahazo miari-tory manao RBR avy eo lol!

Fa 'paraît que Yrdan a eu la sub de Patou (ex Joda)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsaratsara koa angamba ny prix ko Wink

fa passer d'une type 3 à une sub, tsy evident a scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
tsaratsara koa angamba ny prix ko Wink

fa passer d'une type 3 à une sub, tsy evident a scratch

Ary hivadika resaka bizna ity resaka ity raha izao no mitohy a!
sa aôna ry Narinen?? Smile

ça sonne mieux que narineuf e? lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary nareo ry zalah ty b ny reninareo daholo

koa Vatan'neny, Dodan'neny, Narin'neny.......ny ahy tsy mety hoe Soafan'neny ... NoNoNo tsy mety ka lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa heno tokoa fa lasan'i Yrdan ny Subaru tany @ Patou. Latsa-bava mihitsy Joda hoe t@ lery nivarotra an'iny tena ela vao lasa lay izy! Vao azon'ny bandy dia vetika dia mahita mpandray foana ilay vam Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
ary nareo ry zalah ty b ny reninareo daholo

koa Vatan'neny, Dodan'neny, Narin'neny.......ny ahy tsy mety hoe Soafan'neny ... NoNoNo tsy mety ka lol!lol!lol!

Tsy mety marina ny an'là ra Soafahana fa manjary lasa oe "sao afa-nenina" eo lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Présentation Rallye SRK => flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola tsisy fa ny fantatra momba io fotsiny dia hoe: misy echangeur, 8m de large sur certain portion, vovoka be lol! , dia feno vody hazo koa drunken
Ary ny farany dia ...mbola eo ampanamboarana lol!

Sinon, somary rapide aloha ilay izy @ akapobeny raha ilay hitako tany zay e! Cool
Aleo fa ho ezahina ho azo dia avoaka eto
Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hevitra tonga tonga IdeaIdea
izay manao reco anaty ss any dia mba maka sary ny point tsara hijerena spectacle sy mba zaraina eto cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ialahy ihany ve ry ari @ srk no hiaraka @ rado an? afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Ialahy ihany ve ry ari @ srk no hiaraka @ rado an? afro

tsy nahazo congé e! mety mba mitsoika mijery vontovorona fotsiny ny vendredi dia miverina miasa aingana refaveo lol

Hosoloiko ve ialahy e?!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Saody mbol mis jiro av paire type 1 any @ ialahy ry ari na dia efa occas ary tsy koa. tsy crystal fa ireo hella na bosh? Fanontaniana ihany ny anay. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAJ et Grille finale du rallye => flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
irina a écrit:
Ialahy ihany ve ry ari @ srk no hiaraka @ rado an? afro

tsy nahazo congé e! mety mba mitsoika mijery vontovorona fotsiny ny vendredi dia miverina miasa aingana refaveo lol

Hosoloiko ve ialahy e?!

ie soloiy mihitsy aho aty ampiasana dia mba afaka manao rallye e! lol lol!

an! an! an! any amin'ny rallye fa tsy any am-piasanan'là ka lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
emsics>> +1 lesy le lol!lol!

ka raha 2 lahy nareo de hi Rado ve no hajanona sa ny iray manao singe ao hafara lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Mbola tsisy fa ny fantatra momba io fotsiny dia hoe: misy echangeur, 8m de large sur certain portion, vovoka be lol! , dia feno vody hazo koa drunken
Ary ny farany dia ...mbola eo ampanamboarana lol!

Sinon, somary rapide aloha ilay izy @ akapobeny raha ilay hitako tany zay e! Cool
Aleo fa ho ezahina ho azo dia avoaka eto
Wink

Tokony milay ihany zany an! Mbola @ herinandro vao hijery an'izany.
Raha misy vonona dia mba asieo sary ato e Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Tsi2 a écrit:
emsics>> +1 lesy le lol!lol!

ka raha 2 lahy nareo de hi Rado ve no hajanona sa ny iray manao singe ao hafara lol!lol!lol!

f'angah side carno ho entin-dry zalahy amin'ity?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ho henjana ny rallye fa kay be dia be ny pilote nandalovan'ny santasanta sady motive be daholo ry zalahy fa nahazo fiara vaovao, Yrdan , kopela, ice man, Yves, dia anankiray tsy mbola confirmer fa ohatran'ny efa nisy nikitika koa ny nissan i Lalah QuestionQuestion ho hita eo daholo amin'ny herinandro, ahoana ny rallye live mety efa ok ve amin'io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...