Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

3eme manche SRK / ...!

Messages recommandés

ny vaovao reko aloha hatreto tsy haiko ny fahamarinany dia : lasan i Ice Man ny Subaru an i KOPELA dia ilay Nissan Ice Man lasan i Kopela....
Roi lion sur golf ex Guerrier
Wait and see.
" anosy, anareo ny fitenenana"

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia misaotra anao namana Ari Vatanen nanome ny fitenenana aty ndray tongue
Ny azo ambara alou hatreto dia efa ela ihany koa ny nahenoana fa hiazakazaka @ golf ex-Guerrier ny liona, nefa h@ zao tsy mbola hita, ka @ ty 3eme manche ty zany no asa raha ho raikitra na aona Rolling Eyes
Fa raha marina koa ny hoe lasan'i Ice Man ny Sub, de mety ho raharaha ihany fa zay vo tena hisy bousculade ny 1er, 2eme, ary ny 3eme place Twisted Evil
Zay ndray alou no azo ambara hatreto fa dia omena anareo mandende any ndray ny fitenenana rendeer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra anareo rehetra avy any @ faritra misy anareo any mampita vaovao fa aty @ faritra misy anay dia naheno fa toa hiova ny copil any Rasissy fa mety iray efa matianina no hisolo toerana any ilay teo alohaary inona fa mety ho henjana tokoa nhy lalao satria malaza fa conduite 60% à vue no nataony teo aloha fa dia efa mety ho tsara kokoa izany fotoana ho vitany.
Izay indray ary aloha fa dia averina eny anosy indray ny fitenenana fa miditra eto ihany rehefa mahazo vaovao fa dia...

ANOSY ANAREO

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

eny ary, eto Anosy moa zany tsy dia misy ambara firy fa ny sion-dresaka koa no miely oé amidy hono lé toyota an'i Mickael fa itondra Subaru hono izy .izay iany aloha ngamba no azo ambara fa aleo alefa any @ faritra hafa ndray ny fitenenana, His Master......... ra efa vonona ao ianao dia ......tonga dé mitenena........ Very Happy bip bip MadMad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saotra anao namana KGB, ny aty moa dia siosion-dresaka ihany ihany no re fa dia i Cri koa hono tsy dia mazoto intsony ka dia efa maro ireo mijery ny fiarany amin'izao Rolling Eyes Averina eny Anosy ny fitenenana, anareo....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité doudoute

Salut salut tout le monde.. effectivement, KOPELA a pris la nissan de mamy kely c'est confirmé et de source sure.. nouveau combat dans le clan des soubs Twisted Evil ... Sinon moi aussi je ne cesse d'entendre des rumeurs sur SISSI qui a l'intention de changer de copi et opter pour le grand TEDDY RAHAMEFY... info ou intok confused
Quoi qu'il en soit la prochaine manche promet... spectacle garanti..........

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
i cri aotr'any te hisolo daba ny tena izy. Zay ny lazainy!
Misy possibilités hoe Ford Cosworth anao rallye koa... hono!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
doudoute a écrit:

Allo allo anosy tena efa mande mivantana @ RFI ity radio ntsika ity fa marina fa hi Teddy hono no ho raisiny Sissi copilote fa izay indray aloha fa henoy ihany ny BBC sy CNN fa sao misy vavao @ teny anglisy

Anosy anareo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
i cri aotr'any te hisolo daba ny tena izy. Zay ny lazainy!
Misy possibilités hoe Ford Cosworth anao rallye koa... hono!!!

ra za izy atao otran'lay skin efa nataoko ao
sa aona ry team so6??? lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ARY AIZA METY PARCOURS @TY SRK ITY!!
MBOLA ANY ARIVONIMAMY IHANY VE????????????????????? affraidaffraid

bouncebouncebouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité RNM
misaotra anareo avy any anosy nanome ny antenne eto am 99.3Mhz Ny vaovao renay aty moa izany dia toa hanaraka ny dian ry zalahy golf nivadika subaru toa an i Joda/hery be/cri/dahery/rila koa i Yves sy Pops. Izay aloha no azo ambara hatreto fa averiany any anosy ny fitenenana fa miditra mivantana ihany ihany izahay refa misy vao² hafa.
ANOSY ANAREO

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ono Ono Rallye SRK!!!
otrany to id t@rallye asacm iany ny parcours donc tsisy cote arivonimamo tsony... fa ny PC tian'zareo atao any Imer'ts d ts mbol sur lou atram'zao satri misy maromaro no ts dacor!!!
... Manjakandriana - Ambatomanga - pk29.5 - anjeva ... d mety isy e.s vao2 fa ts ay oe mbol aiza...
Akotr'zay, e.s pk29.5 misy by night!!!

Ny mpanamory rehetra ko ono zany mba maniry oe ts mbo coupe brik lol!lol!lol! intsony ono ny @ti, satri ts motiver ny mpanamory sasany....

zay sy zay alou ny VAOVAO NY MARAINA

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAX a écrit:
ny sion-dresaka koa no miely oé amidy hono lé toyota an'i Mickael fa itondra Subaru hono izy .MadMad

Tokony mba miketrika fiara afa @zay koa ny gasy fa tsy dia lasa sub daholo e!! Sad ...lasa chalenge subaru ity raha izao no mitohy!!...milay iery zao raha mb a misy evo7 na evo8 et pk pas evo9????lol LaughingLaughingking

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy milay kosa aloha izany coupe briky zany, rehefa tsy misy sôsy zaraina ihany tsy aleo kosa ve ny coupe mba atao milay. danz be aloha ilay radio fa ahitana vaovao mihintsy, iza izany no nividy ireo sub conduite à droite QuestionQuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:

mbola any amin dry zalahy any ny sub conduite a droite fa ny iray toa efa voavadika conduite a gauche.
ny blem aty amintsyka anie ilay pieces détachées e! ny sub zao no manomboka be pieces. sao manko hanao otran ilay vam iray zay, Bombe be ilay izy nefa simba ilay izy roa taona mbola tsy nahazoana pièces ihany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny fahitako azy indray ry zalah d ôtrany resaka fiabilité aloh no tena tadiavin'ny pilo eto @ tsika vô manao investissement a!!

ôtran'ny rallye rehetra hatramin'izay ihany, 504, Golf, 205, Toyota, Sub.
izany hoe izay hita fa nahazaona championnat tonga d ôtran'ny lasa automatique hoe fiable le vam.
fa ny tena mety hilay koa zao raha asiana trophée toy ny trophée Cinq's taloh d ho hita eo hoe iza no tena mahatolona raha daba mitovy, tsy hay mety ho motivés kokoa ny pilou am zay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
sao manko hanao otran ilay vam iray zay, Bombe be ilay izy nefa simba ilay izy roa taona mbola tsy nahazoana pièces ihany

inn ary zany vam zany scratchscratchgeekgeeklol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ny fahitako azy indray ry zalah d ôtrany resaka fiabilité aloh no tena tadiavin'ny pilo eto @ tsika vô manao investissement a!!

ôtran'ny rallye rehetra hatramin'izay ihany, 504, Golf, 205, Toyota, Sub.
izany hoe izay hita fa nahazaona championnat tonga d ôtran'ny lasa automatique hoe fiable le vam.
fa ny tena mety hilay koa zao raha asiana trophée toy ny trophée Cinq's taloh d ho hita eo hoe iza no tena mahatolona raha daba mitovy, tsy hay mety ho motivés kokoa ny pilou am zay.

,y blem amin'io dia misy niveau de prépa samihafa bé entre an'reo sub reo!! ny an'i guiguibone tsy hifandanja am'nen hery B sy patou ohatra. Tamin'ny andron' cinq's mbola prépa mandinika samy ça va teny fotsiny dia miady tsara

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny fiara hitako tsara izao dia ny focus 2000 na 2001 fa efa mora ( relatif ihany ilay mora ) ary raha ny pièces Materauto angamba afaka hanome tanana satria mety hande ny varotra focus ny ry zareo studystudystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha ny pouvoir d'achat antsika aloha dia marina fa efa manomboka mividy 4 roues ny olona izay manana moyen, SurprisedSurprisedSurprised fa ny tsy tokony adino koa anie dia miady koa ny rallye amin'ny classe 2 roues kely cylindrée, tokony asiana coupe hafa mihintsy ireo fa tsy atao victoire de classe fotsiny (ex 205, golf, 106....) sady mba motivation ho an'ny concurrent sy tokony mba asiana kozy amin'ny rallye live IdeaIdeaIdea

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena ao ny combat: budget. Faire rouler la Mitsubishi me revient BCP trop cher et c'est ce qui va faire que je ne pourrais pas faire du rallye tout le temps car: il y a un temps à tout et il faut aussi penser à travailler, parce que le Rallye ne nourrira pas ma famille! Même Joda attend le père noël... Peut être bientôt pour moi aussi.

Une Mitsubishi EVO 9 Top Groupe N coûte dans les 80 000 Euros Départ Europe + Transport + droits et taxes... C'est déja 1 Milliard... Rolling Eyes Le rallye coûte cher, qu'on se le dise!

C'est l'éternel dilemne entre passion, obligation et devoir (heureusement que RBR est là pour ça lol! mais même avec ça on devient de plus en accros et ça commence aussi à prendre notre temps mais c'est plus fort que nous )

nirina58 a écrit:
Une Mitsubishi EVO 9 Top Groupe N coûte dans les 80 000 Euros Départ Europe + Transport + droits et taxes... C'est déja 1 Milliard... Rolling Eyes Le rallye coûte cher, qu'on se le dise!

Toutes choses a un coût et on obtiendra rien sans rien, et bien que tout le monde a ses propres moyens l'essentiel c'est de vivre sa passion et dans l'ère du temps

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Toutes choses a un coût et on obtiendra rien sans rien, et bien que tout le monde a ses propres moyens l'essentiel c'est de vivre sa passion et dans l'ère du temps

Tsy oe lasa filôzof le kôzy de tonga ndray za an Winklol!

+1 le kôzy amin'ny 2RM ee, faut pas oublier que des petites voitures bien conduites suffisent à faire le spectacle......et de bon chronos cyclops

Mila maka tahaka an'le passion groupe F any andafy ren ngamba

sunny betsaka ny vam any anaty garazy any ee, efa nisy rallye 64 partants nge teto ee !! scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary ahoana ra nirina58 ilay projet hanao trophée propulse indray? Cool
Izany koa manko no tena hakaiky ny bandy rehetra. Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
doudoute a écrit:
Sinon moi aussi je ne cesse d'entendre des rumeurs sur SISSI qui a l'intention de changer de copi et opter pour le grand TEDDY RAHAMEFY... .

ShockedShocked ...on ne verra plus le beegees en action zany !!!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

Any am Moto ndray la no mande ra te hieno stayin'alive e lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dans le monde de la preparation auto ( sports mecanique en general) il y a 3 variables:

- budget
- performance
- fiabilite

Il faut savoir que tu dois choisir 2 de ces 3 variables ca tout est question de compromis.

Exemple tsotra:
- avoir la performance et la fiabilite , ca va couter cher ( ex: team WRC en championnat du monde ou bien team Emontspool )

- tu veux primer la fiabilite mais tu n'as pas bp de budget , tu laisses tomber les performances ( ex: Peugeot 504 ou Golf)

- pas bp de budget pour preparer ou faire rouler la voiture + voiture super performante, tu laisses tomber la fiabilite car ca casse tout le temps car les pieces coutent cher ( ex: 206 roi Lion? )

A toi de choisir comment tu veux aborder ta saison ou ton rallye. Evidemment les resultats ne sont jamais guarantis.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:

En intégrant bien que le budget est le paramètre le plus important... on comprend aisément que l'on attende tous le père noël!

Tiens..tiens, SuspectSuspect

en parlant de per noel, j'ai vu que le pere noel est passé pour certains hier soir taaard, très taaard dans la soiréee affraidaffraidaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ary ahoana ra nirina58 ilay projet hanao trophée propulse indray? Cool
Izany koa manko no tena hakaiky ny bandy rehetra. Wink

Eo mintsy zao noho ketrehena ary manao zavatra ho an'i rehetra foana ange tsika fa ny olona be vava laotra foana dia kamo ao ny farany Sleep
Misy concept hitako tsara koa fa mbola mandinika kely ao. Miaraka @ driftcontrol édition 3

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
nirina58 a écrit:
En intégrant bien que le budget est le paramètre le plus important... on comprend aisément que l'on attende tous le père noël!

Tiens..tiens, SuspectSuspect

en parlant de per noel, j'ai vu que le pere noel est passé pour certains hier soir taaard, très taaard dans la soiréee affraidaffraidaffraid

je pige pas scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sao dia ny pére noel ra-yves no tonga alina mba confirmer-o hoe ry zalahy fa ohatran'ny hoe nahazo sub i leiry

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
santasanta

la toy deviendra une sub à la prochaine manche Shocked

j'ai vu les nouveau proprio de la sub de cri du côté d'ambatoroka hier soir !! apparement heureux de leur nouveau bébé drunkendrunken

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le gt4 io lasa sub io zany

coup de baguette magique ??

Shocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa somary ela kely zalah no niketrika anio ka!!
Miandry ndray zany zao hoe inona no ho entin'i Cri? Iza no hitondra an'i toyota? Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena henjana indray izany père fête nat izany fa tsara fa efa ny plafonne hi lery t@ ilay Toy fa ho hita eo indray hoe ahoana no vitany @ sub ary hitako ery ilay copi iray izay zao raha vao mifanena fa tsy azo rangitina intsony affraidaffraidaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Misy concept hitako tsara koa fa mbola mandinika kely ao. Miaraka @ driftcontrol édition 3

Hoe mifandimby milako an lay evo6 eo Lazaina v ny membre an ny team so6 Very Happy
lol! hevitra mety za no voalohany afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa entre pa otran'mi a tanora daolo kosa ny pilou eto am tanana e!!!
iza zao no zokiny indrindra rao : ry Legah reny e? lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
nirina58 a écrit:

Misy concept hitako tsara koa fa mbola mandinika kely ao. Miaraka @ driftcontrol édition 3

Hoe mifandimby milako an lay evo6 eo Lazaina v ny membre an ny team so6 Very Happy
lol! hevitra mety za no voalohany afro

lol! miandry père noël koa anga ela? lol!
Fa za mino fa reo mahay vue cockpit tsara mahavita mitondra an'eo daba eo .. sait-on jamais si des fois que santa Je reste ouvert à ça santa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hianatra vue cockpit haingna letsy za ra izany klé study ; Asio concours RBR avec vue cockpit lesy lé drift control dia zé voalohany mahazo pass mitsu a lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aza atao budgetivore fotsiny ilay concept dia milay, manao daholo ny bandy Very HappyVery HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
aza atao budgetivore fotsiny ilay concept dia milay, manao daholo ny bandy Very HappyVery HappyVery HappyVery Happy

trophée propuls c'était à 25 000 Fmg je crois... ça sera ds les parages je pense si ça se concrétise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

asio niveau samihafa lé trophée fa lé otrany zao vao débutant kely vé dia hiady am'la sy ny 505 BasketballBasketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 lé mazoto trophée propulss fa teneno aloha dia mba hiomana cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
asio niveau samihafa lé trophée fa lé otrany zao vao débutant kely vé dia hiady am'la sy ny 505 BasketballBasketball

tsy 1er akory zay t'@ eo ange! Marina ihany eo fa tokony hoe: non liecncié sy licencié ny catégorie angamba (edit) avec classement général confondu

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...