Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

RDV "SOoOOOOOooooOOOOOoooOoo6666666666"

Messages recommandés

+2 amin'ilay stickers e! na dia tsy afaka foana aza isaky ny misy fifanenana. sabotsy atoandro vao tonga any tanà raha aloha indrindra drunkenSleep

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Saliii dawl ny akama a!
Hatreto aloha zany dia départ aty Tsididy ny tenanay vers 15h any dia manala ny lalana 4:30, dia mieritreritra ny tonga dia ho direct any @ ra -Soaf
Raha hiantso an'ah fotsiny dia aleo avant an'io depart io (fa izao aloh mbola low bat zà). fa hatreto aloh dia hiezaka ny ho tonga aho rahariva.
Peno>> Le stick so6 tsy hita hono izay nalehan'ilay ambiny farany teo fa aleo r'efa rahariva miresaka e! sy maka commande ho an'ireo hafa mbola mila.
Izay zany fa miandry ny appel an'lisany ah sisa fa ny connexion aty koh tena tsy afaka mihitsy fa zara aza afaka mandefa an'ity pour confirmation lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAX a écrit:
tongava iany ra emsics fa mety mbola ho ao zay @ zany lol!lol!lol!


HIHIHI........aiza kosa lesy !!manjary tsy mivoha ny cyber an' i soaff ra mi-squatte ao tsika atr@ antoandro !!!! lol!lol!lol! ..zay vao tena kivy eo ny madaman'i rasoafff!!!! tonguetonguetongue

Breff...oké pr rariva zany..ny tenako manokana 20h43 eo no tonga any zany.. et ac les sôsisy !!!!!...

Rariva zany ry akama isany aa cheers

(tandremo sô misy maty kotrana be ndray ao mandrapatonga ny rariva aa!!!) lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
MAX a écrit:
tongava iany ra emsics fa mety mbola ho ao zay @ zany lol!lol!lol!


HIHIHI........aiza kosa lesy !!manjary tsy mivoha ny cyber an' i soaff ra mi-squatte ao tsika atr@ antoandro !!!! lol!lol!lol! ..zay vao tena kivy eo ny madaman'i rasoafff!!!! tonguetonguetongue

Breff...oké pr rariva zany..ny tenako manokana 20h43 eo no tonga any zany.. et ac les sôsisy !!!!!...

Rariva zany ry akama isany aa cheers

(tandremo sô misy maty kotrana be ndray ao mandrapatonga ny rariva aa!!!) lol!


Ny kotrana aloha dia efa manomboka satria sao tsy ao tsara

Hi madama leitsy tsy eo fa aza matahotra aaaaaaaaaa lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nilay lotra le omaly reny sa aona? lol!
Bravo maximumattack pour ta superbe victoire, dommage pour le KKK beu de Latvalaza sinon on aurait assisté à un beau combat!! ny rallygasy ko efa otrany manao tambabe zany fa tafiaraka fona iz-3 mitsam... beau retour de Dodanen et Latvalaza malgré leur KKK lol! zay aza depany ndray Embarassed
i TNT ko tena bomba mandéndé!! ry fonds de 6 ko tena tokony iova eo am bacquet de gauche amzay ko ngamba am tena izy!! en tout cas any am RBR lery mbola ataony tsara ko ny maha copilaka favy an lery e Wink
Nari9 bienvenue dans le Team baina a ataovy tsara ny kotrana ho an'ny rally srk!!
Tsi² ovay groupe A ny vam dia tandremo le naazo fafn tam volant d iverina clavier an!!
sinon le boay kely (12 ans ngamba iny max) nahavita mineshaft en 5'07 pour une première prise en main de la Gvintsss tena affraid
so6 de toutes les couleurs et de toutes les tailles, entre pà otrany mitovy tam lé bandy nitondra azy daolo le izy: manifinify nen ry dodanen,... lol! nensasany aux poivres vert hihi, nen sasany botabota lol!
nilay e cheerscheerscheers
vivement la prochaines rencontres du mois de Juillet
sinon misy i kotrana b zao ao an sa aona soafahana? Latvalaza??
alefaso ny sary oooooo
ampilendalendaina kely i beels o lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
slt daholo!

tena g trop rêvé de vs les gars! lool
merci pr hier, que dire? ct super..
les fois prochaines on tachera de commencer plus tôt c tt..
sinon y a eu de la bagarre ds l'air jusqu'à la derniere ES! digne du MRC! lol Dommage pr Ramatoa qui faisait un rallye tranquil ac sa manette jusqu'à ce que...
Dommage pr Dodanen et Latva pr les KKK sinon ça aurait été une autre histoire..
Vivement la suite! on attend...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci les gars pour hier soir, c'était vraiment sympa de connaître tout le monde du forum! vraiment c'était trop kiffant, et les so6 tena trop bon

Pour la course, j'aurais aimé mieux finir c'est clair mais pas d'excuses et bravo à maximuattack Wink

bravo aussi aux manettes, à "Sitraka" (oui je me souviens de lui lol! il m'a bluffé vraiment lol!) et à tous les autres!

Merci au cyber et son serviable proprio Soaf! on attend la suite c'est clair!

Faudrait monter l'écurie là sur rallyesim non? écurie so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bravo daholo ééé cheerscheers
tena henjana lé attack an'i maximum fa tonga dia very tanteraka mintsy lol!lol!
bonne bourre pour la deuxième place avec fond_de_6 et tnt (tu m'as mis lol!lol! )
tena simba hatram'lé manette mintsy ny farany geekgeek
Tena nahafinaritra ny ambioance omaly iny!!
misaotra an'la ra soaf fa comme d'hab milay foana.
Tongasoa koa ho an'i nari9 ary sitraka (avenir B io bandy kely io lol! ).
I Vatanen tô tsy nanao ééé geek miandry anao zahay amin'io an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay ireny ka!!

21h30: 16 participants au départs, 16 à l'arrivée qui était à... 3h00 du mat!!! Cool
Ambiance extra, combat milay Twisted Evil So6 matsiro Razz
C'est toujours bien de mettre une visage sur les pseudos (nari9, Tsi2, Boum...)
Bravo à Maximumattack cheers Ra-Tnt ko zany ambiance mafana foana ann! Enganie lery mba ho tonga eto Wink
Ry zalahy manette, maka tsy lem Very Happy fa manao be ann (Ramatoa)
Ra-Tsi2, tena babon'ilay Gvintsss Cool

Milay ilay mifanenjika @ Dodanen an!! (Voako izy de mizesta be za Razz ) lol!

Be ny tsindrindaona ny manaraka Twisted Evil (za hanatiny Razz ) Mba ho betsaka ireo vaovao ho tonga hanala azy.

Le grand absent: Dadahmaster pale

Na dia tsy de voan'ny Soafahana loatra ary dia aleo aseho eto ihany ilay temps e!! pirat
Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

voan Latva 15 sec a au général malgré son KKK Embarassed , tsy mba mahafinaritra an la ve ny manenjika otrany zao lesy toy zay le enjehina fona lol!

ratsy fandé ko ny bandy e! alo amidy le escort fa tsss lol! alo miova an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilay reny ka....tandremana fotisny @manaraka ilay miala dien'voalohany fa tena tromààà be !!!! MadMadMad ...alô fa hikotranan-tsika ny rallye manaraka fa otrany tady hasosotra daholo ny lerony an!!!! LaughingLaughingLaughingLaughingTwisted EvilTwisted Evil ...
vivement la prochaine manche! cheerscheers

sinon ilay sary mba sivano iany ry zalah zay vô postena eto fa sô dia ouènn be ny bandy@ilay misy anay somary manao position afa² iny !!!! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mlay leiz zalah a, tena nahafinaritra cheerscheers
Merci Sôsisy Master, D mba alefaso kely ao @ resaka jeux/skins ao koa lesy ny Logo an'ny CYBER anla a (genre NET BOX) lol!
SSSSSSSUUUUUURRRRRRRR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena cheerscheerscheers @nareo rehetra ry zalah fa tena nilay b malgré le classement m....dique mais bon efa hita iny fa misy limite ilay Momo fa tsy maintsy hi commande Gvintssss @ santasantasanta fadia misy Momo iray amidy koa izany aty eeeeeee lol!lol!lol!

Ireto ny sary eeee


un bon So6 pour commencer

de iretono tao hi Vatanen izao no tsy teo intsony (hita fa mbola madio nify daholo na @ 3h maraina aza )

Le vainqueur en action avec les observateurs ao aoriana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

MAFINARITRA E, tena babo a flowerflower . Bravo à Maximumattack pour la première place bien méritée, à fond de 6 avec une entrée en force.
Bel combat avec TNT et KGB fa dommage nisy tonneau tao am Diamond creek 2, après il y avait aussi le combat avec Henintsoa pour la 4ème place avec la dernière spéciale décisive, ct trop lesy. Ny masoandro miposaka no mampalahelo t@iny. Vivement la prochaine rencontre lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara lé fichier excel e Very Happy !

bigbang a écrit:
voan Latva 15 sec a au général malgré son KKK Embarassed , tsy mba mahafinaritra an la ve ny manenjika otrany zao lesy toy zay le enjehina fona lol!


Ka eo classement eo mbola tsy nivoaka t'@ reny dia tsy fantatra fa sinon mba nanenjika an'i dodanen lol!

> Awona lé écurie so6???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1, Za koa pour ilay écurie So6 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
+1, Za koa pour ilay écurie So6 Very Happy



Promotion 2008 I love you

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers
cheers
cheers
MILAY BE
Tsy mbola afaka aloha hatreo fa hita ihany ny manaraka e
Efa zatra specta koa anie
Very Happydrunkendrunkendrunken

kobo daolo lisany zany an
i ari vatanmine koa to teo de otrany nisy sipa koa teo queenqueen

Za rery zao sisa no mbola tsy kobo ooooo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Eh ben, milay ny rencontre ataon'laisany zany. Tsy maintsy ho avy anatevin'daharana za sy ranzokinay am Juillet. ataon'tsika eo zay mety.
Sinon, bravo à tous am lay fandraisana anjara. queenqueenqueen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aleo somary ataoko mazava kely leiz fa tena tsita mits zay ary ariana ary nefa zay mba mzesta afro , sa aoana ra Hents lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
Nari9 bienvenue dans le Team baina a ataovy tsara ny kotrana ho an'ny rally srk!!


Merci daôly zala am fandraisana a Very Happy , nilay tsara iny, misaotra ny tompon'ny terrain koa cheers

ny fikotranana ndray de mety asiana planning mitsy tongue farafaha ratsiny tsy mampijaly an'le KKK reny le temps lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Ary hono hoa, firy zao ny G25 disponible ao am Team SO6 aho é lol!


Ny Gvintssss ao Team izao dia 3 fa Momo b dia b lol!lol!lol!

Fa serieusement ialahy v Beels afaka mitondra dia ohatrinona ny cout fa izaho preneur raha tsy dia lafo loatra lol!lol!lol!

Nary>> vonona foana hi "partager les So6" eeeeee cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Beelabba a écrit:
Ary hono hoa, firy zao ny G25 disponible ao am Team SO6 aho é lol!


Ny Gvintssss ao Team izao dia 3 fa Momo b dia b lol!lol!lol!

Fa serieusement ialahy v Beels afaka mitondra dia ohatrinona ny cout fa izaho preneur raha tsy dia lafo loatra lol!lol!lol!

Nary>> vonona foana hi "partager les So6" eeeeee cheerscheerscheers


Hande mintsy ny bizna an'i beels ato² raha izao no mitohy annn!!!! LaughingLaughingLaughing ....

Sinon za efa manina sahady!!!... RazzRazz ...tia anao revanche @ra-his mafy !!!hihihiii LaughingLaughingLaughing .... Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon mila mikotrana be zany za Twisted Evil Mba tsy hianteherana @ ilay KKK ho ataon'i Dodanen loatra Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nilay iny ka!
Zà nanofy Gvints mihitsy ny maraina lety a! lol! fa indrisy fa nony taitra le clavier kely no hitako teto sisa Crying or Very sadlol!lol!
Ny daba ndray ra-big efa eo am-piketrehana mafy mihitsy hoe iza no ho entina fa le sub kely tô mitady ho reraka a!

Sinon, belle prestation pour tout le monde,
le note-ny fond_de_6 tena milay fa hita tsara mihitsy koa hoe efa hain'lery tsianjery ny lalana rehetra.

Sitraka ngamba zay efa lasa nitady volant aloh mandra-pahitany an'ilay Gvints (sady papa etait tout content) lol!lol!

i Tnt efa tsy tafatombina tsony nijery résultat
Ra-Dodanen efa nanomboka nitranga molotra,
Ra-Boum aloh mbola nikotra par silence

Nenay d tena séance d'apprentissage tanteraka mihitsy tamin'iny e!
am manaraka hiezaka ny tsy hi-abandonne tsony, démotivé ihany ny farany no sady namely mafy ny havizanana klé lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Page 5 lesy a Arrowstudy

fa i ra Tsiorts io koa oa tokony hiditra membre eto koa fa lery koa né tena KOFA GASY 100% mitsy é, apitao any zany ra Big a lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nilay iny tam zoma iny zalahy na dia tam 12h aza aho dia nody e!
NON PARTANT be i VATANEN TAM ZOMA INY. Mbola Vôtanen lery dia tsy niakatra sur terrain fa Hoavy masiaka izy ao aoriana kely fa Miomana ilahy ry maximum lol!lol!lol!lol!lol!
Fisaorana lehibe dia lehibe tokoa ho antsika rehetra tonga tao indindra indrindra fa i SOAF nampiantrano!
mila manao Drift Control kely klou.
misy sarin vatanen ihany kosa tao an!
MERCI EEEEEEEEE

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut ela é, sady tongasoa
dé aoana ny atongavanla aty nefa ela any Sweden ?? lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! ...sa atao any@lah any sweeden ny recontre manarak??? RazzRazzRazz ...mandalova matetika eto lesy fa eto iany ny fi-fixena rdv a! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Sali daholo

Lazao @ rdv manaraka fa ho avy ny tenanay na mbola novice aza @ RBR e !


Ary amateur de Sooooooooooooooooooooo.........6 v raha tsy izay .......
Ny any sweden v mba mihinana Sooooooooooo6 ? scratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
dé aoana ny atongavanla aty nefa ela any Sweden ??


Aterin-dra Daniel Carlsson @ Lancer WRC aho fa tsy taitra lisany !

Very Happy

Citation :
Ny any sweden v mba mihinana Sooooooooooo6 ?


Any mihitsy no tena tananany ! sady endasina eny @ bord de spéciale ! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

six ary raradts fa de lany membre du club Soooooooooooooo6 ianao fa tongava @ session manaraka cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

eh
Za zao efa aty dago fa mba omeo ana ny num fone laisany mba ifankahitana fa tokony mba manao rencontre kely tsika é ! ! ! ! Very HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery Happy
Ty ny numeroako: 0320291429

Mba antsoy é ! ! ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Niantso any RaBeels izaho dia hoa avy aty @ko lery rahariva ka raovina ny fotoana mety mba hihaona @ lery

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...