Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
fond_de_6

Ho an'ny mpinana so6 rehetra.

Messages recommandés

Fa nareo v nanao kostami t@ lé pronostikanareo e! pigpigpig Même pas un pour sauver tous les autres. pigpigpig
Ary mba teneno zay refa raikitra ny game fa hitondra moutarde za...à l'ancienne amzay masika tsara. Héhéhéhéhé... gaga eo bill!
Felicitations ho an'izay tonga rehetra... cheerscheerscheers
Ary naninona tsara lé soi disant "roi de la glisse" fa tsy haiko ny tantara. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fond_de_6 a écrit:

Ary naninona tsara lé soi disant "roi de la glisse" fa tsy haiko ny tantara. lol!


Diso nisosasosa loatra ngamba lery ee!!!!! RazzRazz ...tokony mba ni-roule intelligament kosa alony lery fa tsy toundé attak du siècle otran'reny dès le debut ee!!! ms bon.... zé tiany iany io e!!!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

attack du siècle vé???
pas sûr! izy aloha spectaculaire raha ny passage an'lery ééé affraid tena henjana bé fa tsy efficace lé izy zany fa azo atao ihany izy "la glisse" tokoa aloha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Embarassed za alou tsy nahita vontovorona ka zay no anontaniako, sinon tena "maniry" be aty amintsika kosa ny subaru an! nefa mbola misy M9 mampijaly ihany an... bounce
Fa nilay kosa alou iny rallye ASACM iny e! Pleins de rebondissements bdb sady nisy combat juska la mort mints...otran mba samy niezaka daolo kosa ny reetra cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sûrrrrrr mits zany ra fond de 6 a. ny azo amitinana azy D oe ny fiabilité sy ny pilôtage no tena rallye fa tsy ampy ny oé conduite sy puissance fotsiny.
Ra za ra Laza amidiko in vam in D mividy Corolla za
lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fond_de_6 a écrit:
Fa nareo v nanao kostami t@ lé pronostikanareo e! pigpigpig Même pas un pour sauver tous les autres. pigpigpig
Ary mba teneno zay refa raikitra ny game fa hitondra moutarde za...à l'ancienne amzay masika tsara. Héhéhéhéhé... gaga eo bill!
Felicitations ho an'izay tonga rehetra... cheerscheerscheers
Ary naninona tsara lé soi disant "roi de la glisse" fa tsy haiko ny tantara. lol!



Tsy aleo asina ndray @ WE io Sady mijery match de foot ndray é (Euro 2008) fa ambenatsika tsara i Bill lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
+1 am le rencontre e!!! fa sengy zay tsy miondana foot lôtra koh!


+1 am lé rencontre sady +1 am'lé tsy miondana foot!!
tsy koa zany fa tsika mitsam mifampianana am'RBR dia ry zalah mijery foot zany kouh lol!geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Tsi2 a écrit:


tsy koa zany fa tsika mitsam mifampianana am'RBR dia ry zalah mijery foot zany kouh lol!geek


itony le tsy azo vakiana diagonal mihitsy fa mety hahadiso

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rehefa misy rencontre zany dia tsr asiana PES08 kely koa en plus ann!!!!hihihi..( en plus des sôsisy)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Tsi2 a écrit:
+1 am le rencontre e!!! fa sengy zay tsy miondana foot lôtra koh!


+1 am lé rencontre sady +1 am'lé tsy miondana foot!!
tsy koa zany fa tsika mitsam mifampianana am'RBR dia ry zalah mijery foot zany kouh lol!geek


Mety tsara mihitsy e! ry lerony miandry bôl maty fa tsika mitsam miezaka ny mamono temps record sô d mba mi-scratch any @ championnat lol!lol!lol!

d jerena izay kendan'ny sôsisy vôlohany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...