Piraty 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Subaru WRX Sitraka Mitsubishi Laza Clio Dani Subaru wrx Dahery Toyota celica Mickaêl ----- ----- --- Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 27 mai 2008 1-Laza 2-Ice man 3-Toavina 4-Mathieu 5-Dany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Sahy kosa elah KGB mametraka an'i Twavn en 3e position ann !!!!!! ...ny ahy: 1-Laza 2-Dany 3-Iceman na i mickael 4- izay tsy 3e eo.. 5- Matio Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 27 mai 2008 1/Sitraka 2/Ice Man 3/Matio 4/Dany 5/Toavina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Ary misy² iany zany mahita an'i sisi aux avant postes zany ann!!! ...ho hita eo ary!!fa za alony mino fa ho plus disputé ity rallye iray ity par rapport @sasany e!!... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Laza (hitandrina B amin'zay zao lery sady soif de victoire B ---> efa hendry tsra ) Matio (efa hitany amin'zay hoa ny possibilité an'lé fiara) Mickael Sissi Cri (si bonne préparation) Dany Mô huss (attack attack B am'zay dia abandon ndray ) Twavn zany mbola outsider fa tsy fantatra zay ataony ao zay aloha fa ho hita eo ndray ny ambiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Dodanen a écrit:Ary misy² iany zany mahita an'i sisi aux avant postes zany ann!!! ...ho hita eo ary!!fa za alony mino fa ho plus disputé ity rallye iray ity par rapport @sasany e!!... hiady tokoa lesy ty ray ity an!! ra ny fiara aloha no jerena kanefany fahaizana samihafa eo amin'ny 2ème à 10ème place misy combat bé mintsy ny voalohany moa miandry zé hilatsahany fotsiny fa mbola tsy misy adva io OVNI ray io!! sa ahoana ry nirina58 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Team Total v moa tsy mahita Sissi 1er foana eeeeeeeee Fany pronostic team dia : - 1.Laza (bien sûr avec ce qu'il a fait en Sardaigne) - 2.Matio (satria mitovy @ mineshaft ny ss ny ankabehazany) - 3. Dany/Sissi Ilay Twavn mbola atahorako hanao "Toto la glisse" B satria mbola maka ny fon'ny specta sady mety b @ ilay hanao rallye voalohany eto @ tanana (ohatranay nanao RBR on line voalohany ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 27 mai 2008 1-Laza 2-Cri(ra ts'miabany) 3-Matio ou Dani .... Milay io rallye io kah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 27 mai 2008 1 Laza 2 Matio 3 Dani 4 Michael 5 Sissi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Fa ny itako tena tsara ndrindra loh dé ny combat ao @ M11 é, Misy 16 be zao ry zalah no miady an'io, sady ny ankabeazany efa enjana bé daôly.Tena hafana ity ririnin'ty rallye'ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mai 2008 KGB MAX a écrit:Tena hafana ity ririnin'ty rallye'ty mangatsika loatra ny andro kouhh. mila nos kely any anaty ss any mba manafana moteur fa frizzzzzz Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Henintsoa a écrit:KGB MAX a écrit:Tena hafana ity ririnin'ty rallye'ty mangatsika loatra ny andro kouhh. mila nos kely any anaty ss any mba manafana moteur fa frizzzzzz frizzz marina fa Nos dia indissociable avec grillées Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 mai 2008 bon mazava fa 1er zany i Laza (tonga soamatsara amzay izy satria toanan"ny team so6) 2ème i Iceman (romotra lery apres an le zavatra nitranga kanefa tsy ahazo an le evo6 alo lay Nissan) 3ème soit i Dani soit i Matio 4ème i Sisi ( efa somary kopy amzay ny akama aminy filakoana ny fiara) i Nashemy tsy tiko ny lokon'lay vam ka tsy aiko ny anao pronostic an 'iny tsy misy ifandraisany e i Michael otrany tsy dia mi-attack zany lery e, nefa tokony anao iany lasa miandry ny sasany iala na tafiala entre SS1 et SS2 tokony iona kely ny team so6 sa aona ??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité RABIBS Posté(e) le 27 mai 2008 1.MATHIEU 2.TOAVINA 3.LAZA 4.MICHAEL 5.DANI 6.ICEMAN 7.SISSI zay ny mba eritreritro satria ny lalana techinque be dia mety tsara hoan'ny 2roues motrices,tsy milà relance loatra; ny fijeriko aza ny fiabilité fiarany Laza sy Michael koa no maha tonga ny safidiko hoe tsy eo anoloana zareo! ny fahitako hoe Mathieu mandresy ,mety tsara aminy ny lalana,ny reco vita tsara,ny fiara ao tsara koa,leiry koa mahasahy,Toavina dray fiara mbola revisé tsara,ny equipage koa vonona tsara,David anisany copilote faranizay mahay eto amintsika!hevitro io,donc mahavita resultats tsara zalahy![img] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mai 2008 hafa kely zany an rabibs zany an i toavina aloha aleko miandry mahita azy vao miteny fa tsy fantatro mintsy ny momban'lery I Nashemy ndray lesy iny lokon'ny fiara tioun'inn (tuning ) iny no mahafanina ny adva dia resy daholo avy eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Henintsoa a écrit: I Nashemy ndray lesy iny lokon'ny fiara tioun'inn (tuning ) iny no mahafanina ny adva dia resy daholo avy eo manao gri-gris izany hi lery Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Piraty 0 Posté(e) le 28 mai 2008 Le lokon'ny vam Nashemy marina tsy de mamely fa mba tokony hovaina look rallye eh! look midorehitra lotra le couleur en'or kleh! ho sarotra ihany ny fandidiana @ ty ! enjana daholo aloha reo vam reo eh! i laza ngeh! mamely fa lery otran'ny ratsy vintana zany foana eh! fa tena manao lery!!! zay no mahatonga ahy hoe tena mety ho poince koa i sissi @ ity! nefa mety ho Mamy kely koa aza no hiakatra @io ! somary manao koa aza le Nissan an'lery! sur aloha za fa Subaru no ahazo @ ity fa eo fotsiny hoe subaru an'iza aza! (tsy hoe manao pub subaru an ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 28 mai 2008 salut daholo ity ary ny pronostic dazama sport 2008; asio commentaires e! 1- LAZA, 2- MATHIEU, 3 - SISSY, 4- DANI, 5- MAMIKELY na koa ity 1- LAZA, 2- MICKAEL, 3- MATHIEU, 4- DANI, 5- SISSY aleo mahita an'i toavina sur terain vao miteny fa tsy mbola fantatra tsara i leiry Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 28 mai 2008 Ty ny pronos-n`ny bandy e : 1- Laza 2- Matio, na Dani, na Iceman 3 & 4 - Iray @ reo 5- Cri Reo no hitako oe au dessus du lot . Somary sarotra ho ana ny hahita an`i Sissi ao @ 3 premiers ra à la régulière . Toavina ndray tsy mbola sahy miteny koa za fa wait and see Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 28 mai 2008 1- LAZA 2-CRI 3-DANI 4-MATIO 5-ICEMAN Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 28 mai 2008 Iza ré? Lol! Combat an'i daniel sy mathieu aloha hitako hoe intéressant dia ny groupe n rehetra. Sinon toavina 2eme. Cri et Iceman4eme toavina 1passage reco hono, efa zatra hono izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 28 mai 2008 tovina 2ème mbola tsy hitako ka tsy haiko mintsy eh; d'autant plus raha 1 seul passage en reco On verra dès la première ES. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 28 mai 2008 Laza (mifaninana amin'ny mitsu loll) Dani/mamikely/sitraka/toavina/Cri/mickael/mathieu/nashemy/rila : (hifanisa segondra mifamadibadika eo) raha tsy misy sampona daholo mdrr (tsy simba mihitsy tsy manao sortie) Cri toavina/mickael/mamikely Dani/mathieu/rila Sitraka nashemy hoan'ny Asa tana3 reto ny mahery fo Laza M12 Dani M11 Rila N4 +++Izy mirahalahy mbola maka lesona tsara tsy haiko ny hafa lolll Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 29 mai 2008 Henintsoa a écrit:tovina 2ème mbola tsy hitako ka tsy haiko mintsy eh; d'autant plus raha 1 seul passage en reco On verra dès la première ES. maka riska za @eo fa tokony ho fiable b lé saxo. C'est pour ça que je le vois a cette position. Pendant les essais, il paraît qu'il pilotait plus vite que Gerard Louvel. Je ss d'accord, à voir.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 29 mai 2008 C'est pas pour rien qu'on l'appelle: Toto la glisse hono zalah Ny milay @ ireny zalah zatra manao any France reny hono dia: - any zany in-1 ihany ny reco. Donc, ry zalahy zatra tonga dia mamono tena foana avy eo Prono-ko (saika mitovy @ nirina58 fa ny ahy misy hoe Laza eny @ 1er ): 1- Laza 2- Toavina (raha tsy any anaty tatatra ao @ny 2ème étape ) 3- Cri (Manantena mba ho bien préparé lery ) 4- Mathieu (Maximum attack foana io ) 5- Iceman (par rapport à la voiture izay mbola tsy tena @ hilavany azy hono ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 29 mai 2008 ao amin'ny http://forums.rally-live.com/fr/ ry zalahy misy pornostic amin'ny rallye Dzama ny an'ahy aloha Laza Mathieu Mickael Toavina Ice Man fa misy bandy vizongo izay ao mba manao pronostic koa fa ny an'lery Laza Mickael Dani Mathieu Sitraka raha misy mazoto lesany dia midira ao, fa mila login aloha ilay izy dia mba tsy izahay mitsam irery no manao madagascar ato izany => http://forums.rally-live.com/viewtopic.php?f=4&t=223 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 30 mai 2008 emsics a écrit:ao amin'ny http://forums.rally-live.com/fr/ ry zalahy misy pornostic amin'ny rallye Dzama Hafa kely ndray io an Sa aona ra-emsics Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 30 mai 2008 Tany vontovoron teo sady somary efa taratara de gaga oe hay niova ny ordre d départ fa tsy arakaraky ny championnat 07 tsony fa arakaraky ny dernière manche, efa tara fa mbola nahatratra mitsu, sub, sns, tsara ka fa ra sissi oa ôtran'ny manala !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 mai 2008 Nahafinaritra ny rallye e !!!! any am soafahana ny sary ny team so6 dommage le Toto otrany nanitsaka amboalohany lotra d nanao sortie matavy ko mtandrema iany am manaraka ra Toto fa zay alo impressioné nijery anao e Sinon ALEFA TEAM SO6 aaaaa POWAAAAAAA vam 2 no efa misy ny stickers Team so6 ao an hehe Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 mai 2008 apparament otrany efa fanaon'lery io manitsaka b io : ca passe ou ca casse v zany jereo ato http://www.dezin-it.com moramora ihany fa les spéciales malgaches ne pardonnent pas Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Piraty 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Nisy poince kely ihany ny pronostic-kako , fa hoe subaru no lohalaharana ao @ ity, fa i Matio kosa tena enjana an! nefa 205!!milay eh! merçi lesy! @ le 205 nefa tafiditra 2eme!!! fa i Sissi sy dani ary Dahery mifanarakaraka foana ireo @ rallye tato ho ato !!! de rahoviana indray ny rallye manaraka ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites