Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

ASACM / DZAMA SPORT

Messages recommandés

Invité OHLINS

nirina58>>> Ary sao d tokony atao VIAROUGE AMZAY NY EVO 6 iny eee... hela moa no miteny oué mathieu mi saute rail tsy maninona ela misaute d tapaka cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers tonga d afaka mi saute koa ela ry baina assurééé Basketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary OHLINS tokony efa miditra membre forum @ zay an!! Cool Tady tsy haharaka film tsara Wink Résumé: Tsy tapaka aloha ilay izy, no tsy ni-saute rail no nahavoa ilay amorto fa: halasafay no nanaovan'ilay preparateur tany an-dafy azy satria be asa hono zalahy. Evil or Very Mad

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratchgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OHLINS a écrit:

Manino ary ra Ohlins no tsy manao tena psudo fa invité foana eeee sa v.... scratchscratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

Olhins tsara kokoa noho ny viarouge angamba e lol!

Manaova leisy log fa manao resambehivavy ao ambadika "invité" eo fotsiny e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratchgeek [/color]

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.

Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
His a écrit:
Ary OHLINS tokony efa miditra membre forum @ zay an!! Cool Tady tsy haharaka film tsara Wink Résumé: Tsy tapaka aloha ilay izy, no tsy ni-saute rail no nahavoa ilay amorto fa: halasafay no nanaovan'ilay preparateur tany an-dafy azy satria be asa hono zalahy. Evil or Very Mad

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratchgeek

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns

Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! cheers ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!! cheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OHLINS a écrit:
HIS >>> KOPY A BAINA fa tsy ni saute ry lery tsy io ny natahapaka any le amorto nlery fa mba manala any lery za satria moa ny taraina lery oué dans le forum che plus ou mathieu il saute les rails il a rien nous on saute pas et on a des pbls d'amorto..ny amorto ny matio moa VIAROUGE ra tsy diso a...zay no matonga ana mi conseiller an'lery VIAROUGE.. mahafy reo eeee lol!

@

il a décidé de faire chier celui là! Sleep

@ study

La meilleur des réponses avec toi Ohlins, je crois c'est de ne plus te répondre car tu ne daigne même pas t'inscrire sur le forum .

Fa ity sujet ity angamba no be pages indrindra efa mananika ny 14 pages scratchstudystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
:
il a décidé de faire chier celui là! Sleep

mdrrrrrrrrrrrr lol!lol!lol!
manaova letsy pseudo ra OHLINS dia mora mora ihany ela aaa. Ny teny mandatsa sy ny remarques mety hi-froisser olona aleo an'la manokana fa raha hevitra hafa dia raisina daholo. Aza atao resaka otran'zany fa manjary SleepSleepSleepSleep bé lé izy.
hiezahan'tsika ny mba ambiance convivial ato, afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miandry kely za sisa de tsy ho tafiditra eto intsony ny Ip ampiasan'i OHLINS io

mbola miezaka manadio za hatreto cyclopscyclopscyclops

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:

Ny tena marina dia mi "faire avancer le smilblick" foana hi Raohlins nefa nge ilay smils efa hita de tsy ilaina avancer-na tsony eeee:scratch: scratchscratch

efa carton jaune ianao Raohlins fa aleo tsy tonga @ rouge fa lasa ohatran'hoe manao censure ny ato @ forum nefa le but du forum dia echange d'idée leitsy fa aleo atao☀sunny☀foana eee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratchgeek [/color]

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns[/quote]

Dodanen a écrit:
Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! cheers ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!! cheerscheers

Comment concrétiser?
Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mihetsika ianao Dadahmaster Wink Modérateur: Nirina58 Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Dodanen a écrit:

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratchgeek [/color]

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns

Dodanen a écrit:
Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! cheers ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!! cheerscheers

Comment concrétiser?
Very Happy[/quote]

Wink
Andraso ary e

Ny manampy rubrique aloha azo atao foana iny omeo ahy fotsiny le titre tokony hanaovana azy hoan'izay rehetra manampanirina mdrrr, diniho tsara tokoa aloha hoe atao rubrique sa sujet any anatina rubrique fotsiny

Le rubrique voiture/préparation/téchnique iny zao azo ampiana

Ny coté RUN tena hialako tsiny hi hi hi fa efa misy forum gasy milay be izay ao runmada miresaka momban'ny run de tsy de hilay loatra raha ho zarazarana ny hevitra any, tsy hoe tsy tiko asina run ato fa fitiavana tsotra izao ny ezaka ataon'zalahy ao amin'ny runmada e

Section RDV : iny azo atao ao amin'ny rubrique jeux fa atao annonce na post-it fotsiny angamba

Spéciale/point spéctateur/sns : iny ampiarahana amin'ny sujet rallye mrc isakin'ny mivoaka ny parcours

malalaka be le forum ka izay tianareo efa habitué mihitsy na le titre ireny aza misy mahita inspiraka hafa de aza misalasala fa teneno e sode omeko fahafam-po ihany; ze te hanao modérateur koa afaka miteny; misy acces vitsivitsy azon'ny modérateur atao manko, ohatra ny misupprimer/mi editer sy mamorona post-it/annonce

hatreo aloha fa sao sepotra eo za

flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Spéciale/point spéctateur/sns : iny ampiarahana amin'ny sujet rallye mrc isakin'ny mivoaka ny parcours

Efa miresaka parcours iany !!

Nandalo teny am srk za tam sabotsy fa le tracé SS nitarina aty am côté ambanin'ny bungalow mitsy an, lasa somary lava zany amgamba !! scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok dadah @lé run fa suggestion daholo reny Wink
Modérateur za vonona raha tena hoe zay e

Nari9: tsara ve lé parcours?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

épingle, épingle et encore épingle lol!lol!

point positif fotsn la largeur de la piste, ça fait a peu près 8m dans certains endroits cheers

fa tandremo ny "foto-kazo" studystudy , misy hazo tena mila efa ho tafiditra anaty piste mitsy

saika hadino, Exclamation mila manomana strat anti vovoka fa graaaaavvyy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:

eo lé @ alina moa sa ahaoana moa?? eo lé miaka midina bé raha tadidiko tsara

dadah a écrit:
Ny manampy rubrique aloha azo atao foana iny omeo ahy fotsiny le titre

Ny resahan'i Hents koa t'@ zay dia hoe tsy asiana hoe rubriques par pilote tsony. Tsy asiana invité tsony fa manao log daholo (aotr'any forum rehetra d'ailleurs sinon on s'y retrouve plus) Rolling Eyes

> rubrique présentation des membres
>news
> section pour les nouveaux

Allez Dadah lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 @ le resaka momba ny mecanik. Hanaovana rubrik 1 mitokana mintsy iny ohatra.
Ra tsy diso za efa nisy suggestion an`zay ihany teto tany alou tany mantsy.

Ny tsara ho fantatra momba ny forum ndray de zao: Tsy voatery hitovy hevitra daolo izay miditra rehetra ato. Mety misy ny tsy tia, mety misy ny mpanala, saingy amporisihina kosa ny tsirairay mba atao anatin`ny fifanajana tanteraka ny fanehoana hevitra. Ary zay hampandroso le taranja sy ny fitiavana azy no antony hiresahana azy eto, izay le oe "Ny hevitry ny maro mahataka-davitra" sunny , fa tsy ny contraire akory.
Ka raha misy fihoaram-pefy flagrant alou de azo atao tsara ny mandray fanapahan-kevitra momba an`zay e bom
Raha tsy diso za ry dadahmaster toa efa natao log obligatoire ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Questionscratch .

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Questionscratch .

tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato?study Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx)

+1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e!
et puis qui ose s'affirme e!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mety ilay hevitra momba ny partie technique, sady afaka manoro ny bandy vao hanao rallye sy mifanome hevitra amina olana iray, mbola tsy misy resaka ve ny grille srk ry zalahy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
nirina58 a écrit:
bibill a écrit:
ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Questionscratch .

tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato?study Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx)

+1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e!
et puis qui ose s'affirme e!!

Za koa partant 100% @ zay hevitra zay ka Wink . Fa nanazava ny debut tato @ forum Mrallye fotsiny za oe raha tsy diso za dia log daolo vo tafiditra tato talou fa avy eo novaina le izy flower

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Au faites, raha ny fahazoko azy dia noho isika vitsy dia nosokafana ho an'i invité koa ny forum. Amin'izay hoe mba maromaro Rolling Eyes

Raha ny fijeriko azy dia efa mba misy notorité ihany ity forum ity @ zao: rariny kokoa angamba raha misy identification @ zay ny miditra ato!! Sao lasa toy ny tany @ fiarakodia.com indray.

Ilay resaka rubrique indray:
- mila structurer tsara fotsiny ny rubrique rehetra dia milay foana io!! genre izao discussion zao ohatra tokony any @ rubrique mrallye no mipetraka lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
genre izao discussion zao ohatra tokony any @ rubrique mrallye no mipetraka lol!

lol!lol!lol!lol! sady atao ao ihany lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
sary ho an'i Ari ty hitako tao am'tsena gasy tao. milay bé lé sary cheerscheers
mrci hentsssssssss fa mba hafa koa aloha izany plan fangalana sary zany a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Henintsoa a écrit:
sary ho an'i Ari ty hitako tao am'tsena gasy tao. milay bé lé sary cheerscheers
mrci hentsssssssss fa mba hafa koa aloha izany plan fangalana sary zany a!

Mijery ny hatsaran'le pneu Hankook lesy izy a!!! lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...