TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Maninona ry zalah raha mba hifampizaraina eto koa ny reglagen'ny tsirairay @ ireo daba izay ho entiny? mba hisy hianaranay tsy mahay sy hifanitsian'ireo efa henjana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Za alony d'accord ee!!..fa zany hoe tiako ho marihana fotsiny fa ny reglage dia miankina @pilote tsiray²!!...ka mety hoe reglage mety amiko ohatra mety tsy mety @ tsi² !!!!!!za koa t@ voalohany tsy nahay nanao reglage zany !!!!! fa nisy an'ilay lien nomen'i Mc crash iny dia iny no no-imprimeko dia nampiasa surligneur mintsy za hanamarihako ny point goavana @ lé fanaovana reglage dia iny no narahako point par point dia nahita iany za!!... farany dia hay tsianjery iany ny dikan'ireo parametre rehetra!!.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Ty misy lien : http://rallyesim.com/rsrbrlive08/adjustments_RBR.asp Mety mitovy am lay lien ny Dodanen, fa jereo ao fa misy zavatra intéressant momba ny setup. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Averiko eto ilay lien au cas ou tsy hitan'i Tsi². http://www.xbox-mag.net/les-mains-dans-le-cambouis__5775.html http://www.xbox-mag.net/article5776.html Dia andramo @ireo alony dia raha tena tsy lasa dia omena reglage iany tsi² fa zany hoe je ne garantie rien!!!..afa iany manko ny reglage perso..surtt que tsi² manette??...dia alefako mail ilay izy fa lava loatra raha ho posteko eto ko !!!!! . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Dodanen a écrit: fa nisy an'ilay lien nomen'i Mc crash iny dia iny no no-imprimeko dia nampiasa surligneur mintsy za hanamarihako ny point goavana @ lé fanaovana reglage dia iny no narahako point par point dia nahita iany za!!... farany dia hay tsianjery iany ny dikan'ireo parametre rehetra!!.... Efa natao an'iny mihitsy fa hatreto aloh mbola tsy mety mitovy mihitsy ny eritreritro sy ilay chiffre e!! sady en plus n'izay lasa zatra mampiasa clavier indray izao dia adino ilay manette. fa merci aloh @ ilay lien rehetra fa hitohy hatrany ny fianarana e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 "Clavier" Tsy laitra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 His a écrit:"Clavier" Tsy laitra henjana be aloh fa izay aloh zao no misy d zay no hianarana e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ) Hanombohako azy : Au fait Nirina58 ta trouvé ou est-ce qu'on règle l'angle mort ve @ lé volant??otrany nitady iany za manko fa tsy hitako mintsy!!..si ta trouvé mba azavao eto lesy zfd fa tena otrany ilaiko iany ilay izy a!!...mci papyyy aaa!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Dodanen a écrit:Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ) Ka ny clavier ngah moa lesy misy reglage atao firy fa dia mametraka fotsiny a! fleche haut= accelerateur fleche bas=frein fleche gauche=gauche fleche droite=droite vitesse supérieure=Q vitesse inférieure=S frein pied gauche=D frein à main=ESPACE Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Tsy laitra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 latsaka vao maraina ndray lesy za léééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 mandeana ela ra Tsi² am rencontre manaraka fa tena bandy komika ela a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Tsi2 a écrit:Dodanen a écrit:Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ) Ka ny clavier ngah moa lesy misy reglage atao firy fa dia mametraka fotsiny a! fleche haut= accelerateur fleche bas=frein fleche gauche=gauche fleche droite=droite vitesse supérieure=Q vitesse inférieure=S frein pied gauche=D frein à main=ESPACE Mdrrrrrrrrrrr......tapa-tsinay za léé!! ..tsr iany alony no nametraha an'io au cas ou misy tsy mahay mi-parametrer clavier !!! sinon miverina @ilay fanotaniako za au cas ou levona tato anaty HS tato ilay izy : iangaviana izay mahay mi-regler ny angle mort @ g25 mba hanazava azy eto ee!!!!! ....i beels na i nirina moa zany no tena kendreko @io satria zay no fantako fa manana G vintsssss Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 bigbang a écrit:mandeana ela ra Tsi² am rencontre manaraka fa tena bandy komika ela a Ao fa ho avy zà sy ny clavier-ko e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 ty ary ahy manette éé direction ---> nataoko ambony bé ny temps d'évolution vers braquage max à partir 50/heure dé stable tsara izy refa mandé mafy bé reny fa tsy mikipilapila ny frein ndray pareil dia am'zay tsy mi-bloque avy atrany ny roues fa afaka doser tsara. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 8 mai 2008 Tokony hanaovana capture d'ecran koa anie ny clavier an'i tsi² e!!!!!! ...na ilay clavier mintsy no alaina sary dia alefa eto !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
heninkaja 0 Posté(e) le 30 juin 2008 Sao dia misy afaka manome ny reglage @ profiler sy @ RBR mba "au top" tsara le volant fa tsy mety mahita aho. Nandramako le tao @ Rallyesim fa tena tsy voa-nay lol. Misaotra o Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 heninkaja a écrit:Sao dia misy afaka manome ny reglage @ profiler sy @ RBR mba "au top" tsara le volant fa tsy mety mahita aho. Nandramako le tao @ Rallyesim fa tena tsy voa-nay lol. Misaotra o Fa ina ny volant an'ngiah?miankina @ voant koa manko io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
heninkaja 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 Gvintsss raDodanen a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 tsétsééééé!!...nahazo mihintsy zany surcouf tao strasbg zany ann!! efa bobaka be ny bandy koboko nividy tao!!!mdrrrr.... ..andraso omeko an'sé daholo ny parametre rehetra rariva fa mbola somary maika kely koa za io !!!!mdrrr ..ampiarahako @ valin'ny question an'i Nary9... A tte... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 Miala tsiny alony raha zao vao namaly ry akama fa somary sahirana kely teo: Bref... 1)Voalohany indrindra alony ny ahy dia no-decocheko ny pedale combiné. Raha activé io manko dia tsy afaka sady mi-accelere no mi-freine.( dc mila décochena io) 2)Ny angle de rotation io samy manana ny azy!!..za zao niainga t@ 349° dia rehefa nilalao niaraka t@ bandy dia hitako fa otrany efficase kokoa ry zalah milalao @ angle ambany² dia nampidiniko 220° ny ahy. ( @zay koa tsy dia manao sôsisy tsony lé fiara rehefa reception saut na mandalo terrain ratsy² fa mba mora controlena kokoa. 3)Manaraka izay dia ny reglage ny effet combiné: io dia mi-regler ny puissance general du retour de force. Ka raha té ho bokona be elah à la fin d'une speciale dia omeo valeur ambony² io..( otrany ny an''ry maximumatak tena valaka za vao nanodina ny volant an'ry zalah!!!!) sinon ampidino raha tia hitondra tslèèmmmm elah!!! ...perso ny ahy 110% ny ahy 4)puissance effet de rebond ny ahy najanoko 100% iany 5)puissance effet amorti 105% ny ahy fa mbola afaka ampitombon'lah be raha tena té hi-tolona elah refa mandalo fotaka na gué na canivô. 6) ny centrage du rebond moa dia desactivé ( tsy coché zany) 7) ary ao @ RBR dia desactiveo daholo ny aide rehetra raha azo atao dia atao au max ny puissance du retour de force. Bref...zay ny ahy alony fa tsy aiko ireo manana G25 afa raha misy hanintsy na hanampy. Fa io koa lesy arakaraky ny feeling an'lah iany aa!!!..rehefa mikotrana ela² eo elah dia mahita hoazy ny reglage mety @lah. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
heninkaja 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 OK MERCI E! ka dia hohandramana zany izy ty ka dia ho hita eo ihany zany vokany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 2 juillet 2008 Dodanen a écrit: 2)Ny angle de rotation io samy manana ny azy!!..za zao niainga t@ 349° dia rehefa nilalao niaraka t@ bandy dia hitako fa otrany efficase kokoa ry zalah milalao @ angle ambany² dia nampidiniko 220° ny ahy. Gaga ihany manko ao t'@ iny 349° iny! Soa fianatra e > tsy cochéna ny pédales combinées @ zay afaka manao freinage "pied gauche". Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 juillet 2008 Iny ary le style clavier kely e! https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU [youtube]<object width="425" height="350"> <param name="movie" value="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU"> </param> <embed src="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU" type="application/x-shockwave-flash" width="425" height="350"> </embed> </object>[/youtube] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 juillet 2008 Tsi2 a écrit:Iny ary le style clavier kely e! https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU [youtube]<object width="425" height="350"> <param name="movie" value="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU"> </param> <embed src="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU" type="application/x-shockwave-flash" width="425" height="350"> </embed> </object>[/youtube] Merci annnnnnnnnnnnnn Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 juillet 2008 Hatreto ngamba ry zalah d tsy maintsy Clavier ihany no hilalaovana ka! na de sarotra aza lery ôtrany mba mety ihany rehefa sendra hita ny reglagen'ilay fiara. jere ngeh https://www.youtube.com/v/RhOcfEGSz2o Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Vao nahazo momo zà ato ry zalahy fa mba omeo fomba fi-régler-na ilay profiler izay ampiasainareo ! Ahoana no réglages mba mora entina (vao mianatra volant e ) Merci e ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 16 septembre 2008 Kay léaza teo ary ra Tomasy efa nanomboka tsy azo tsony mitsy maika nahazo an'zany matos zany Mazotoa ra Tomasy an, ataovy mamay reo vozongo reo é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 3 avril 2009 Salut daholo é! 'zà indray amin'izao dé manette no ampiasaiko, fa ny olana indray dia tsy mety sauvegarder mehitsy ilay réglages raha vao quitter-na ny jeu; Inona no vahaolana ry zalahy. Sao mba misy patch vers. française fa ny ahy ny soratra teny anglisy beuuuh! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 4 avril 2009 Mila miditra ao @ Rallyesim kely klou elà ra Kosmis d any @ partie Add-ons no maka an'ireo rehetra ilain'là ireo a!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 4 avril 2009 Tsi2 a écrit:Mila miditra ao @ Rallyesim kely klou elà ra Kosmis d any @ partie Add-ons no maka an'ireo rehetra ilain'là ireo a!!! Efa hitako indray ny enregistrer-na paramétrage Manette farany é! Tsito> dé inona no télécharger-ko ao leisy? misy lé resaka version Française vé ao? nijery ihany fa tsy hitako mihitsy mantsy! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 25 mai 2011 tsy hitako izay asiana azy dai ataoko ato. aiza kay no afaka mi download lé Hshifter??? dia ahoana no atao mba hiovan notes, atao an ilay 1.2.3.4.5 iny fa lé ao lé droite facile sns reny. nandefa ilay pacenote manager tam 2010 za fa tsy misy inin tsony ao anatiny ao manko! merci e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 25 mai 2011 [url=ici]http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=68&t=578[/url] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Hex 0 Posté(e) le 12 avril 2012 Salut lisany!! aiza ry zalah ny config frein a main @ G27 a? zatra volant MOMO de novaina G27 de fann eh! merci Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 13 avril 2012 Vitesse 4ème no atao frein à main, dia asiana élastique ! Na mi-confectionner frein à main ivelany mihitsy dia associer-na @ bouton 1 @ ilay G27Ny ahy joystick ireny no ampiasaiko dia miaraka configurer-na @ ilay G27 ao anaty RBR Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Hex 0 Posté(e) le 13 avril 2012 Merci t@ zalah ah! fa tsy ratsy kosa le fika Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites