KGB MAX 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Aleo 14/05 zao fa manjary sodé taraiky be. Sad za mino fa ts dé maharitra ela io, i Beels ary efa mba mikarakara be mits, Msôtsa lesy Beels a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 13 mai 2008 raikitra aza lé radem éé!!!! ataovy vonona daholo ny ss rehetra dia raim dia vita ( ra tsy hoe tsanaina amin'ny ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Dernière nouvelle: mba niangavy i Nirina58 oe atao Jeudi le izy fa mbola taraiky any Tamatave lery e ka aona: atao 15/05/08 à 20h30 eto ambatomitsangana zany an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ô ry zalah tena tsy poins mihitsy ngah raha ohatra ka zoma alina kle? D inona avy no zavatra ho entina raha ohatra ka ilay saxo kelinay ato no tinay hilalaovana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ka amin'io ange ra-Tsi2 tsy hilalao e!! Fa hanapaka hoe: iza avy no SS atao @ MRC mandritr'ity saison ity!! Nareo zao tokony hiady mafy mba SS mampadeha be ny saxo no maro amin'io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Tsi2 a écrit:Ô ry zalah tena tsy poins mihitsy ngah raha ohatra ka zoma alina kle? D inona avy no zavatra ho entina raha ohatra ka ilay saxo kelinay ato no tinay hilalaovana? Mampimé mintsy ra-tsi² tia marina !!! ....refa tsy hilalao ndray vao afaka ve elah? ....mimémé rery za mamaky ny zvt soratan'lah lesy !!!! Tohizo ra tsi² fa enao mintsy no mitondra fimehezana kely ato @ forum ato a !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 mai 2008 Dodanen a écrit:Tsi2 a écrit:Ô ry zalah tena tsy poins mihitsy ngah raha ohatra ka zoma alina kle? D inona avy no zavatra ho entina raha ohatra ka ilay saxo kelinay ato no tinay hilalaovana? Mampimé mintsy ra-tsi² tia marina !!! ....refa tsy hilalao ndray vao afaka ve elah? ....mimémé rery za mamaky ny zvt soratan'lah lesy !!!! Tohizo ra tsi² fa enao mintsy no mitondra fimehezana kely ato @ forum ato a !!!! Ty hita lesy fa raha vô tsy mahararaka an'ilay resaka hatramin'ny voalohany dia tsy maintsy tratran'ny ôtran'izao fôna a!!! fa zany hoe aleo koh aloh manontany² foana aty am-boalohany toy izay hanao² fôna e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Vita soamatsara ny fihonana omaly ary mba nahavita zavatra azo tsapain'tanana isika fa dia arabaina daholo!!!! lol ...fa zany hoe misy zvt otrany tonga tato an-tsaiko tampoka : ny meteo @ reny SS nataon'tsika reny moa zany ahona??? tonga dia atao sy alefa mialoha miaraka @ ilay R.B koa ve?? ....sa rehefa manakaiky ny session dia zay vao omena?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Raha ny tokony ho izy dia rehefa akaiky vao omena ireny ka!! Nahafinaritra ilay fihaonana omaly ka!! Ilay road book rehetra moa izany efa azo tenenina mialoha (genre affichage sur site ...) Sinon, misy section jeux efa nosokafana ao @ rallygasy pour les infos Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Lay notenenin'i Beels ngamba le anome lien ao am rallyesim tsy hoa enovana sujet eto am forum eto akory (ny rallyesim efa misy ko) fa le affichage n'ilay classement amina site (resulats général, resultats par spéciale, resultat pres la nième speciale) Ka rehefa vita milamina tsara ve ilay fichier excel d afaka avoka ao am rallygasy live otran'ilay resultats am tena izy??? Asa ra afaka amaly an'zay ra His na i KGB Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 16 mai 2008 His a écrit:Raha ny tokony ho izy dia rehefa akaiky vao omena ireny ka!! Nahafinaritra ilay fihaonana omaly ka!! Ilay road book rehetra moa izany efa azo tenenina mialoha (genre affichage sur site ...) Sinon, misy section jeux efa nosokafana ao @ rallygasy pour les infos Tandremo fa limité ny nombre de reco an efa misy bandy mpanisa zay teto am forum Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Afaka atao koa ilay affichage ka!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 16 mai 2008 ary aiza ao am rallyesim oa le roadbook jovenna fa tsy itako mitsy e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 16 mai 2008 Ao am live, fa tsy ao am forum rallyesim. Comme pour les autres rallyes. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 16 mai 2008 ty ny misy ny roadbook: http://rallyesim.com/rsrbrlive08/mod_select_view.asp?id=206 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 17 mai 2008 tena tsa afaka lesy za tamin'lé fihoanana ry zalah . Inona avy no tapaka tao? inona no atao ny tsirairay? efa misy manao daholo sa ahoana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Mialatsiny t@ lé fihaonana fa tena tonga tao wlm ihany za fa nisy urgence t@ kandra dia t@ 06:000 vo tafaverina fa dia efa vita moa izay iny. Ary nisy bandy hoe andefa lé setup Evo 6 aty amiko fa tsy tadidiko hoe iza tato @ Chat ,fa aza adino ny kofa rehefa manampotoana nareo é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Henintsoa a écrit:tena tsa afaka lesy za tamin'lé fihoanana ry zalah . Inona avy no tapaka tao? inona no atao ny tsirairay? efa misy manao daholo sa ahoana? misy sujet vao² nosokafan i beels atsy ambadika atsy fa mila olona maro ihany kay le izy ilay affichage en ligne am site ngamba tonga de ny Rallygasy team no amin'iny. Ilay resaka miclasser, géneral, si par groupe : ela to vonona d zaho assistant ilay miverifier replay asa hoe iza no afaka anao: za sy soafahana ve ohatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Tsy misy olana fa vonona ny hifanome tanana foana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Faranana ity sujet ity zany fa vita soamantsara ny roadbook Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites