Soafikov 0 Posté(e) le 4 mai 2008 Ny rallye voalohany dia ny JOVENNA izany dia ity no efa tapaka : Roadbook Rallye Jovenna 2008 Rallye en mode gravel avec météo en good conditions ES1: Anosizato - Canyon ES2: Vontovorona - Tanner ES3: Morarano - Tanner II ES4: Andriambilany - East West ES5: Ihazolava - Mineshaft ES6: Ankadivory - Joux verte ES7: Antanifotsy - Noiker ES8: Manarintsoa - Noiker II ES9: Antanifotsy - Joux verte II ES10: Andohafarihy - Mineshaft II ES11: Ambatolampy - East West II ES12: Anosizato - Canyon [b] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 4 mai 2008 Io zany o lany ny be sy ny maro. Bon, OK pour moi. Mbola misy fotoana anaovana réclmation ra ohatra ka. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 4 mai 2008 Toony mba asiana daty ny roadbook ambony. Ty voalohany ty tsy koa na tsy misy aza, fa ny ambony asio ny daty reel sy ny daty virtuel ra azo atao. ex: Rallye Saosisy reel: 21/6 au 23/06 et virtuel: 25/6 au 2/07 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Rallye saosisy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Marina io fa aleo asiana pluie lé vontovorona (tanner) sy ilay ray nisy crachin iny. Ps : novaiko ny tena anarako lé pseudo fa tady ho voatazona lé "ramatoa" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 5 mai 2008 ka raovina aza no reketina io Jovenna io Ny ambony ve tsy afaka ho dinihana milamina eny sa... Mila tadidina tsara fotsinyhoe telle spéciale amin'ny réel = telle spéciale @ RBR fa au cas hoe miverimberina lotra ilay spéciale dia afaka hovaina iany ngamba ilay anaovantsika Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 za ndray nefa lesy mieritreritra hoe aleo tazomina foana reo ss reo na dia mitovy isakin'ny rally aza, satria manandrana manakaiky ny reel isika donc mitovy am'zay ihany ny an'ireo pilote réél reo hoe ss efa fanao foana no atao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Raha mba tena hanao reco an'ireo lalana ireo ry zalah d aôna no atao? sa ve tsy maintsy miditra @ le network?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Bon nangoniko daholo aloha izany ny spegany rehetra!! Dia mba samy mijery tsara ilay izy. Juste andinihina ilay correspondance ES réel sy RBR ity! Ny Roadbook mbola à voir avy eo! Jovenna08: - SS Anosizato: = Canyon (gravel) - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Andriambilany - Ambatolampy: (15km) = Mineshaft (gravel) - Ihazolava - Andofarihy: (19km) = East-West (gravel) - Ankadivory - Antanifotsy: (32km) = Joux Verte (gravel) - Antanifotsy - Manarintsoa: (34km) = Noiker (gravel) Dzama08: - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ampahimanga - Anjeva: (9.8km) = - Antaramanana - Anjeva: (15km) = - Ambatomanga - Sambaina (13.5km) = - CEG Carion - Antsahamaina (9.5km) = SRK07: - Mangatany - Ampahimanga: 9km) = - Andoharina - Amparihy: (14km) = - SS Imerintsiatosika: = - Amparihy - Andoharano: (37.3km) = - Antavinomby - Antsirambany: (16.3km) = 6ème Boeny: - SS RHM: = - Xt Must: (11.05km) = - Xt Ampitolova: (14.3km) = - Xt Belinta: (4.2km) = Total07: - SS By-Pass: = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = - Sambaina - Ambatomanga: (13.5km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = Tour de Tana 07: - SS Anosizato: = - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ambohinime - Isahafa: (14.2km) = - Antanjona - Ambohitompo: (14.7km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = Ireo no izy ka samia maneho ny heviny!! Dia fenoina izay banga arakin'ny fijerin'ny tsirairay!! Diniho tsara satria ireo no hanaovana mandritrin'ny taona!! Fa hatao anatin'ny fotoana fohy Aza sondriana fotsiny @ ilay mode gravel fa azo atao mode normal koa ilay izy an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 omena exception vé i Papalé fa ny azy mode tarmac daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Henintsoa a écrit:omena exception vé i Papalé fa ny azy mode tarmac daholo Tarmac special !!!!...ac sensation gravier !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Bon, ireto misy rajouts nataoko kely ao am Boeny ao, fa samy manao propositions Jovenna08: - SS Anosizato: = Canyon (gravel) - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Andriambilany - Ambatolampy: (15km) = Mineshaft (gravel) - Ihazolava - Andofarihy: (19km) = East-West (gravel) - Ankadivory - Antanifotsy: (32km) = Joux Verte (gravel) - Antanifotsy - Manarintsoa: (34km) = Noiker (gravel) Dzama08: - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ampahimanga - Anjeva: (9.8km) = - Antaramanana - Anjeva: (15km) = - Ambatomanga - Sambaina (13.5km) = - CEG Carion - Antsahamaina (9.5km) = SRK07: - Mangatany - Ampahimanga: 9km) = - Andoharina - Amparihy: (14km) = - SS Imerintsiatosika: = - Amparihy - Andoharano: (37.3km) = - Antavinomby - Antsirambany: (16.3km) = 6ème Boeny: - SS RHM: = Rallyschool - Xt Must: (11.05km) = NewBobs (Gravel) - Xt Ampitolova: (14.3km) = GreenHills - Xt Belinta: (4.2km) = Harwood Forest Total07: - SS By-Pass: = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = - Sambaina - Ambatomanga: (13.5km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = Tour de Tana 07: - SS Anosizato: = - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ambohinime - Isahafa: (14.2km) = - Antanjona - Ambohitompo: (14.7km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 za alo rzala tsy mahalala le anaran'ilay spéciale gasy sy ny alavany mitsy fa désolé an alo rzala efa specialiste no iteny hoe ito mitovy amin'ito Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Mila manao safidy tsara @ ireny ES malaza ireny hoe iza no tsara atao eo!! Ny milay dia ilay tsy standard be ireny!! genre any finland na france mode gravel Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 mai 2008 bigbang a écrit:za alo rzala tsy mahalala le anaran'ilay spéciale gasy sy ny alavany mitsy fa désolé an alo rzala efa specialiste no iteny hoe ito mitovy amin'ito za kounkou Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Maninona raha mba atao normal mode e, à l'ancienne Mba mora kokoa ny matadidy spéciale fa zay ange efa vétéran zao e T'@ andronay hhihiihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 mai 2008 aleo zay mba omena chance kely kosa ra nirina58 fa tonga tsy miady tsony kouh raha gravel mode moa dé mba mifandanja ihany fa samy vao mianatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Mety amiko daôly loh é, ankoatran'ny TARMAC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 6 mai 2008 ! ary aiza ny manette ary e ! manadala leisy a fa mety daholo fa mikotrana tsika e . Tsy blem ilay longueur des spéciales. Raha ilay rallye teo, spéciale fohy 2 3 dia avieo 15 19 32 34 kms... ka aotr'any japon daholo zany nefa zay tany @ Soafahana "tout droit"party Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 nenay aza lesy zao mbola clavier no hiadina koh tsy olana tokoa moa izany raha saxo no entina a?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 mety ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Fa raha betsaka koa aloha ny miady @ classe ambany, mety hijanona @ ilay sub ihany zay an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Zay tapakay ny B sy ny maro fa za koa tsy mahay ireny SS ireny intsony,ny vam ho entina aza zao mbola resaka hafa koa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Ary sô mba misy manana ny sarin'ilay saxo T4 louvel iny aloh lisany hanaovanay skin e??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Lay mena sa lay mavo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Mc Crash a écrit:Zay tapakay ny B sy ny maro fa za koa tsy mahay ireny SS ireny intsony,ny vam ho entina aza zao mbola resaka hafa koa tairo ra Mc crash fa am'zay koa tsika mba spegany hafa mintsy no hikotranana dé refa mivoka ireny amin'ny WRC dé avy dé tafa daholo ny gasy ééé sa ahoana?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Ampiako kely indray ty mba hampandroso azy Jovenna08: - SS Anosizato: = Canyon (gravel) - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Andriambilany - Ambatolampy: (15km) = Mineshaft (gravel) - Ihazolava - Andofarihy: (19km) = East-West (gravel) - Ankadivory - Antanifotsy: (32km) = Joux Verte (gravel) - Antanifotsy - Manarintsoa: (34km) = Noiker (gravel) Dzama08: - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ampahimanga - Anjeva: (9.8km) = - Antaramanana - Anjeva: (15km) = - Ambatomanga - Sambaina (13.5km) = - CEG Carion - Antsahamaina (9.5km) = SRK07: - Mangatany - Ampahimanga: 9km) = - Andoharina - Amparihy: (14km) = - SS Imerintsiatosika: = - Amparihy - Andoharano: (37.3km) = Joux Plane (Gravel) - Antavinomby - Antsirambany: (16.3km) = 6ème Boeny: - SS RHM: = Rallyschool - Xt Must: (11.05km) = NewBobs (Gravel) - Xt Ampitolova: (14.3km) = GreenHills - Xt Belinta: (4.2km) = Harwood Forest Total07: - SS By-Pass: = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = - Sambaina - Ambatomanga: (13.5km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = Tour de Tana 07: - SS Anosizato: = Rallye School II - Vontovorona - Morarano: (7.1km) = Tanner (gravel) - Ambohinime - Isahafa: (14.2km) = - Antanjona - Ambohitompo: (14.7km) = - Antaramanana - Barrage Tsarahonenana: (12.6km) = - Antsahamaina - CEG Carion: (9.5km) = Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 ary misy fohy ihany le rallye an , jereo le Boeny 4spégany fotsiny zany no iverimberenana eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Henintsoa a écrit:Mc Crash a écrit:Zay tapakay ny B sy ny maro fa za koa tsy mahay ireny SS ireny intsony,ny vam ho entina aza zao mbola resaka hafa koa tairo ra Mc crash fa am'zay koa tsika mba spegany hafa mintsy no hikotranana dé refa mivoka ireny amin'ny WRC dé avy dé tafa daholo ny gasy ééé sa ahoana?? Tandremo indray tsika mitsamy sao di apokan'i Sassou am lé Clio 16 am Sardaigne Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Mc Crash a écrit:Henintsoa a écrit:Mc Crash a écrit:Zay tapakay ny B sy ny maro fa za koa tsy mahay ireny SS ireny intsony,ny vam ho entina aza zao mbola resaka hafa koa tairo ra Mc crash fa am'zay koa tsika mba spegany hafa mintsy no hikotranana dé refa mivoka ireny amin'ny WRC dé avy dé tafa daholo ny gasy ééé sa ahoana?? Tandremo indray tsika mitsamy sao di apokan'i Sassou am lé Clio 16 am Sardaigne apokan'i Tsasiou am rally du sardine mba miala am le sosisy e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 7 mai 2008 bigbang a écrit: Tandremo indray tsika mitsamy sao di apokan'i Sassou am lé Clio 16 am Sardaigne Citation :apokan'i Tsasiou am rally du sardine mba miala am le sosisy e Mdrrr... Tsy laitra mintsy. Hita oe efa innée le zavatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Je n'ai pas pu m'empêcher lesy zafad nanao HS kely o, fa ramaka b a tam'nanoratra an'io ange e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 9 mai 2008 ataovy serieux am zay hoa le roadbook voalohany v tsy efa tokony alefa amzay sa...? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 9 mai 2008 Alefaso lesy fa raha ny amiko manokana tsy de misy blem lotra a. Amzay raiketina amzay izy ty. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Tsy mety fa tsy maintsy ny roadbook 6 no ndray alefa daholo. Am zay tonga dia ampidirina ao anaty serveur daholo ny rallye dia avy eo mandé ho azy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Mila mihetsika tsika ry zalah !!!!!!tokony manao fihonana en terrain neutre ngamba tsika no mety !!! ( cad toerana tsy misy ordi azo hilalaovana ) dia dinihy miaraka eo!!...au pire des cas1h30 dia vita daholo une bonne fois pr toute io !!!!!!!!....reste à fixer le rdv et la date ra mety laisany. Za mi-propose hoe ao @ cyber an'i big bang no atao leiz ap 20h io no centre sady azo hiresahana tsr...saaa???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Dodanen a écrit:Mila mihetsika tsika ry zalah !!!!!!tokony manao fihonana en terrain neutre ngamba tsika no mety !!! ( cad toerana tsy misy ordi azo hilalaovana ) dia dinihy miaraka eo!!...au pire des cas1h30 dia vita daholo une bonne fois pr toute io !!!!!!!!....reste à fixer le rdv et la date ra mety laisany. Za mi-propose hoe ao @ cyber an'i big bang no atao leiz ap 20h io no centre sady azo hiresahana tsr...saaa???? +1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Marina mintsy zany. Za afaka mamorona ilay roadbook rapidement, fa tiako ra mba samy mandray anjara daholo dia nareo no manao ny roadbook. Avy eo alefako daholo ny roadbook rehetra. Fa ra tiana anomboka aingana ty tantara ty dia tokony atao malaky ny roadbook, fa mandé ny fotoana a ! ! ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 mai 2008 ok pour la rencontre ato am cyber, misy pc ato fa tsy misy RBR afaka mi-assister atsika via WLM ko anie beels e fa aza manatena fa tsy misy sosisy ato an.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Beepeo fotsiny za am WLM fa za connecter foana. Ndraindray za hors ligne fa ra vao manomboka laisany dia beepeo za. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 mai 2008 omeo ana ny date sy ny heure exacte. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 10 mai 2008 Za mety tsy afaka @iny sem iny fa efa omeko an'i His sy KGB any ny hevitro de ho entiny any. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 11 mai 2008 Bon, nalefako ny roadbook voalohany Jovenna 2008 fa maimaika iany ry zareo ao am rallyesim. Miandry mafy ny roadbook ambony izaho. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 11 mai 2008 Le Jovenna sera affiché ce soir et commencera la semaine prochaine. Avis aux amateurs. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 12 mai 2008 Sali daholo izay indray vao afaka fa tena nandroso B mihintsy izany ny RBR Beels>>hitako ilay session jovenna fa 19/05 @ 13h45 tsy maintsy hanao @ io ka fa jerena indray aloha ny hanamboarana ny fotoana Roadbook>> raikitra fa ho avy ny tenanay fa rahoviana ny fotoana tsy maninona raha tsy misy aza ny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 12 mai 2008 Aza mikropaka fa toute la semaine du 19 au 25 ny Jovenna. Fa ny tena andrasako maika dia ny roadbokk ambony Ra tsy zany dia voatery amorona roadbook vinany eo za dia lasa tsy serieux lay izy. Donc teneno hoe raovina lay fotoana dia miresaka eo tsika. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Fixons la date zany e!!! : Izaho mi-propose demain soir(mercredi) à 20H15 ao @QG ao ambatomitsangana ...na vendredi soir 20H15 iany !!!!...@zay mba rava aloha² manko dia afaka mamonjy ny programme-ny daholo ny rehetra vendredi soir ( afaka mamonjy pointe ndray elah ramatoa @zay a!!. Sa??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 13 mai 2008 mety amiko daolo fa asa le radem sao atomotra lotra oan'ny sasany ka sao atao zoma? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Za aloha mety amiko e!! Plutôt sera mieux!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Tsy misy olana na rahapitso 14/05 ary fa aleo samy mba manomana ny proposition-ny daholo dia @ izay haingana ny fihaonana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites