Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Rencontre 03 Mai

Messages recommandés

Après le succés de la session commune du 30 avril.

Ahoana ra asiana session miaraka ny 03 mai aprem aty amiko ihany fa aty Ivandry no atao @ izay afaka manao connexion koa iza no mazoto

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

toujours partant!!! cheerscheerscheers asiana conduite taxi-brousse dray ty revy ty zany lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
HORAIRE ANY ILAY RENCONTRE 15 H DIA ANTSOY NY 0331218790

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Crying or Very sadCrying or Very sad
Tsy afaka a SadSad
fa pensez a finir le roadbook alo vao milalao lol! fa ilain'i beells maika , d tsara vitaina amizay ko ny calendrier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tsara samy manao proposition rapide eto fa rehefa tonga any zalah efa maika ny hialalao daholo lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ny tsara samy manao proposition rapide eto fa rehefa tonga any zalah efa maika ny hialalao daholo lol!


....sy ny hinana sôsisy !!!! hany ka tsy misy fivoriana vita akory !!!!!!mdrrr....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za tokony ho tafa koa alony e!!! fa miantso za au cas ou.... @14h32 eo za dia tonga any koa.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
@14h32 eo za dia tonga any koa.

précision tsisy otr'zany lol!lol! efa zatra manome temps amin'RBR vé éééé? lol!lol!lol! secondes sisa lol!lol!

Enga anié amin'ty tsy hisy KK zany tsony lol! (KK=abondon)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
toujours partant!!! cheerscheerscheers asiana conduite taxi-brousse dray ty revy ty zany lol!lol!lol!


Ina ndray zany resaka taxo brousse zany fa tsy arakay léé!! EmbarassedEmbarassed ..sa t@ za lé natory no niresaka an'zany laisany??? lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le ny tanana ray eo amin'ny volant d ny ray mipetraka eo am seza eo akaiky!! ra KGB mo no nanao an iny sa ra His??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba tsy za kosa aloha zany e!! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba asio resaka eo iany ny championnat surtout am zay point hitanareo mbola litigieux.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny fiarahana dia nahafinaritra fa eo @ resaka champ gasy dia voaresaka kely ihany fa mbola samy variana nikotrana fa eto @ forum no aleo samy manao proposition. ireto indray ny sary :



Merçi Nirina58 pour toutes les belles glissades ary tonga soa eto @ RBR ilay mpanakanto iray io

fa ireto indray ilay saosisy lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nlay less lé sosisi lé I love youI love youI love youI love you
sady nisy tsaramaso koa lty ra BIG a RazzRazzRazz
Misaotra betska anla sy ny vadin'la loh ra Soafahana a, MLAY E

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB>> Tsy misy tokony hi-saorana fa io leitsy ilay hoe partager la passion du Saosisy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hita hoa, za ko aty tena mitelin(drora) am lay zala ireto. En attendant tena milay lay rencontre nareo. Mety ho asiako sary kely ao am rallyesim.com ao mba ho hitany zareo hoe tena mietsika tsika gasy. En attendant, tena milay letsy ra manana local aotran'io tsika afahana manao ny championnat. Ra misy connexion internet dia voa may milay. Aleo lancena tsara ty projet ty dia hita eo ra misy solution azo ketrehana.
Bon, alefa ry zala, ny roadbook dimy sisa no andrasako. Aza mivaky loha manao zavatra sarotra fa tsotsotra fotsiny atao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonguetonguetongue
tena tsy nahatratra an'lé sosisy bé io za klééé pigpigpig
dommage fa tena tsy maintsy nadeha ndray ny bandy dé tsy nahatratra an'lé sôsisy pigpig
tena napôkan'ny Papalé daholo mintsy zany ny tao? bravo éé cheerscheerscheerscheers

bravo manokana koa ho an'i soafahana mianakavy fa tena mampandroso an'ty taranja ty mintsy éé cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena tsy mbola afaka na sabotsy après m aza e, sao dia mba misy any amin'ny 17 Mai any ohatra? sabotsy après m io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Alefaso ndray le sortie d any mifankaita e,@io manaraka io ngamba zay vô afaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

en tout cas aloha BRAVO SOAFAHANA cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
Tena mampandroso an'ty taranja ty tokoa nareo amin'ny fandraisana atolotrareo sy ny ambiance tsara foana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena kaly lesy zany tany zany léé!!!..Tsss...domage tsy maintsy niala aloha ny bandy fa mbola be adidy ny ampitson'iny ko SadSad ....
Vivement la prochaine fois.. Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bravo à Papalé de Merci be an'i Soaf mianakavy fa tena soa-fahana mintsy zay tao na ny ambiance na ny refueling e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...