Bigbang 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Reto mba misy sary ny vam-nay e (mandrevy lé ) aza masika fa mbola tsy vita an mbola misy fanitsiana ho atao kely: atao matavy² kely kokoa ilay soratra QUARTZ, ny anarana eny am vitre mbola tsy ao, bandeau Total eo am parebrise koa, ilay numero eo aloa koa mbola tsy mety izy zany, dia ilay combi ko ovaina gris sy rouge fa io mbola manga io ny stickers an'ny rally oatrehina moa dia apetaka miandalana eny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 avril 2008 joli joli mintsy kah!! ny ahy lesy mbola tsy ampy sary za klé! sady aty ampiasana ihany no afaka manao skin fa mbola tsy vô instalé ny photoshop any an-trano dia lasa manahirana bé manao azy fa tsy misy fotoana milay bé ny an'la io an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 29 avril 2008 ho Gaga i Sisi ra mahita an'io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Ireto zalah ny mba sarin'ny vam-nay a! mandra-pahay anay anle championnat gasy aloh d mba maka kely eto e! (io no mba saika hanaovanay Championnat eto raha hay fa hatreto aloh d mbola EU no hilalaovana). mba tina ho hay koa ilay manova loko fa lazainy fa type incorrect ilay fichier dds rehefa sokafana @ CS2 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Citation :mba tina ho hay koa ilay manova loko fa lazainy fa type incorrect ilay fichier dds rehefa sokafana @ CS2 Ilay CS2 V efa misy any ilay pluging mi-reconnaitre ny format DDS fa raha tsia dia manaova recherche "telecharger plugins dds" sur google dia installer-na @ photoshop Ra big>> tena milay be ilay skin na hi sissi aza angamba raha mahita any io dia mety haverina lokona indray ilay sub Hi BOUM angamba dia faly sa ahoana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 avril 2008 iza moa ilay itondra Celica naita skin a de andramako ho lokoina mavo sy mena d anjarany ny mametaka soratra shell helix Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 avril 2008 somary sarotratrotra kokoa ny fandidiana ilay toyota shell helix, reto misy sombin'nkely fa ezahina ho atsaraina ra ho tafavoka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 30 avril 2008 ty ndray ary ny ahy ééé ny ao aorina no mbola tsy ahihtako sary dia tsy misy ninoninona fa katreo aloha ny vitako intégration amin'RBR sisa [imgimg] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 avril 2008 tsétsééé Milay be iz zany omeo an le stickers rally jovenna io alo za e taiza ela no naka an io (sa t@ foto tena izy v?) alefaso mailaka fotsn na mba omeo lien Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 30 avril 2008 lé sticker JOVENNA nanako fichier tato ampiasana, lé miaraka am'lé hoe "RALLY JOVENNA" rectangle io noforonina tamin'ny illustrator, dé lé sticker rally jovenna eo amin'ny capot nalaikotamin'ny site rallygasy alefa ko mail aminao zao daholo reo aloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 avril 2008 tsy tonga le mail ram's a amty alefa: tahina_nirina@yahoo.fr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 30 avril 2008 ito ndrayary ny ahy éééé mbola tsy mety lé anarana tsy novaiko dé lé pare-soleil iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 30 avril 2008 milay trop e misy ho gaga eto refa ijery ity forum ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 30 avril 2008 Trop henjana lisany Milay be Le hankook ve tsy efa bf-goodrich Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 30 avril 2008 novaina ny anarana fa tsy nety kely ndray nefa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 30 avril 2008 dadah a écrit:Trop henjana lisany Milay be Le hankook ve tsy efa bf-goodrich lé hankook tsy hitako tsara fa sary vue de loin no nanaovako azy!! donc tsy dé hitako tsara lé soratra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 30 avril 2008 Tena za no ve kaika Ireo ny sary e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 1 mai 2008 ramatoa a écrit:novaina ny anarana fa tsy nety kely ndray nefa hihihihii! ENJANA! eo @ aileron misy soratra "Mitsubishi" (en noir). Efa tsy mila sary tsony izy ao an...! ary ny cockpit ahaona? tsy maintsy eo ihany zany noho anaovana? bigbang a écrit:milay trop e misy ho gaga eto refa ijery ity forum ty Tena za aloha gaga total! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 1 mai 2008 apetaho ato koa ilay Toyota SHell Helix soafahana a!!! milay ko iny sady mangirana ery!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 1 mai 2008 zay vao vita tanteraka ny evo6 sicam galana point pacom ho proposeko ao amin'ny rallyesim ao aloha io fa izay mila afaka mandefa mp fa zaraina maimaimpoana zany hoe efa groupe A izy io aloha amin'ny RBR dia ny feony efa novaiko an'ilay mafy mafy koa fa maivana loatra lé foany teo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 1 mai 2008 chapeau bas! ENJANA!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 1 mai 2008 Kirana a Fanina mihitsy Ahoan io nirina58; aleo io no entina amin'ny manche sisa , io ve hety ho simba lolllllll; Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 1 mai 2008 T....be lesy lisany lé tsy maintsy mba anao koa zany zay ra izany koooo, na dé tsy mbola fantatra tsara aza oé in ny fiara entina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 mai 2008 zay ko vao vita ny version final an'ny ahy (sauf les vitres otrany tokony ho teinténa kely) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Tena vita milay B ilay Skin any ialahy RAMATOA io aloha ny ho entiko @ MRC fa tiako B ilay setup t@ Alarobia iny fa ilay celica "mikapa hazo" loatra angamba mamono maso ilay loko andraso fa ataoko eto ilay skin toyota Helix fa aty Ivandry tsy misy azy fa @ manaraka eeee Vita koa ny any ialahy ra Big ny ahy Sissy ilay fitaratra tsy azo atao mainty loatra fa sao lazain'olona hoe "fitaratrin'ny mpangalanbadin'olona" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 mai 2008 milay bé eh ny fiara efa vita skin MRC zany zao : - Subaru Total Quartz Sissi by bigbang - Toyota celica Shell Helix Mickael by soafahana - Mitsu evo6 sicam galana point pacom Laza by ramatoa - Peugeot 306 by soafahana misy hafa vé mandédé any?? Ataovy ato lé skin Célica soafahana fa milay bé iny En-cours ny ahy zao : Delta K-Mick-aZ (lé mavomavo bé iny ) na ilay delta Joda-Freddy ilay mainty mainty taloha bé iny (raha mahita sary fa manahy ihany za hoe tsy misy manana sarin'izay ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Mba alefaso mail aty lesy ilay skin fa tsy tonga tao anaty clé akory ilay Sub sissi sy Mitsu Laza (milay an!!) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 mai 2008 ary afaka manao skin imaginaire koa anie e za zao anao celica orange mada (mitovy couleur am le an roi lion) fa sur une celica , zé bandy mila d omeko azy fotsn le izy his> ndraso rariva tonga d alefako mail groupé ho an retraretra le an Sisi ramatoa> za tsy mbola manana le evo6 ko fa mbo alefaso mail hoan' bandy ko nirina58> so manana sarin'ilay mitsu tamin'ilay izy mbola jaune ho adaptéko amina evo8 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Tena aza adino za Big fa efa nahazo ihany fa le tsy mbola vita tsara a. penotoky@yahoo.fr ny mail. (le mitsu sy le sub) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Na koa mba omeo an'le plugin am photoshop oe lesy ze manana fa tena zay koa otrany mba te anandrana fa tsy mety itan'le photoshop le izy kle. Dia mba atoroy kely ny mode d'emploi fa tsita fa ny aty somary badraoudra zay e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Ity ny mba vitako ry zalah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 tsay tsaisss milay lé MRC bé io otran'voaloko mavo koa ny echappement anao zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Doré lesty ny afera a!! Raha tsy zay tsy hoe: "Mivoaka d'or" l'ty a!! Milay ilay skin e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 7 mai 2008 His a écrit:Doré lesty ny afera a!! Raha tsy zay tsy hoe: "Mivoaka d'or" l'ty a!! Milay ilay skin e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Mlay é fa ra io nomiampy logo rallygasy kely..........tondé aoka fotsiny Io ve ratsi2 saxo T4 sa le kit Car? nitady saxo T4 za tao @ lé rbr8 fa tsy naita, ao @ rbr4 no efa naita za Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Milay B ilay skin saxo leitsy aaaaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 joli e!!! raikitra amzay ny skin perso azy an , an'iza ny manaraka e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Henintsoa a écrit:tsay tsaisss milay lé MRC bé io otran'voaloko mavo koa ny echappement anao zany Mba sady rally no tuning zany e!!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 [quote=Dodanen] Mba sady rally no tuning zany e!!!!!!!!!! lol! lol![/quote] tsy hoe sady rallye no tuning fa tsy hita mazava hoe taiza le echappement no nipetraka e! [quote= KGB MAX] Io ve ratsi2 saxo T4 sa le kit Car? nitady saxo T4 za tao @ lé rbr8 fa tsy naita, ao @ rbr4 no efa naita za[/quote] le ao aloh lazainy hoe Saxo kit car fa r'efa manao selection daba d SAXO T4 no lazainy ka d tsy haiko lôtra e!! sô d misy manana logo sodirex aloh lisany na sarin'ilay saxo T4 louvel iny e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 mai 2008 T@ izy mbola mavo no ananako: Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 ireto misy sasan-tsasany nalaina t@ site rallygasy.tk fa vue de loin. Mety ananan'ra his na peno ngamba nyoriginalan'io ?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Merci KGB @ le sary a! io mihitsy ilay tadiaviko hangalana an'ilay spons lery!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 tsy tadidiko ra efa nomeko teto ilay lien fa ato misy logo karazany izay tianao ao amin'ny section logothèque dia classer par ordre alphabétique ao daholo. http://www.webchantier.com/index_fr.html Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 18 mai 2008 ity ndray ary ny lancia delta entina amin'ny championnat MRC au couleur de Madagascar . Mbola en-cours de finition aloha io am'zao fa mbola tsy vita tsara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Joli joli an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 18 mai 2008 ty ndray ary izy vita tanteraka éé vao nianarana lé effet peinture métallisé otran'celica an'i soafahana iny va otran'mivoka ihany an (fa lasa métallisé ambakan'ny chassis ambany ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bogins 0 Posté(e) le 23 mai 2008 Mahay daoly lisany,tohizo zala fa mlay sady manana esprit gasy daoly. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mai 2008 bogins a écrit:Mahay daoly lisany,tohizo zala fa mlay sady manana esprit gasy daoly. Mba manaova @zay bogins fa aza famy mandokandoka eo fotsiny aa!!! ...ataovy "begin" @zay ity rbr ty e !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 26 mai 2008 begin amzay Bogin Bogany a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bogins 0 Posté(e) le 27 mai 2008 Aleo alou mandoka refa mbola tsy manao fa hoavy eo ihany @ manaraka e;sady mbola tsy mahay no mbola tsy mlamina tsara le matos.Mazto daoly e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites