Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Rencontre 30 Avril 2008

Messages recommandés

Handao @ izay ary hanao session hiaraka ka @ Alarobia 30/04 no hatao ary ny eto @ tanana rehetra mikasa hanao di mba milaza eto aloha fa aty amiko no hatao ka miandry ny valiny ny tenanay ArrowArrowArrow

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

partant geek aiza no misy any soafahana? Ary aona ry his, kgb, peno, dadah (équipe rallygasy é) ary ry doda, bigbang, lé herjo vé lesy ry bigbang mbola aty sa aona??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena tsy mbola nahare vao² an herjo mitsy
ok le 30 aiza no misy an soahafana, mila mandinika ny reglement an ilay championnat ko isika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, sady mba eritrereto ry zala lay momban'ny lay écurie gasy.
Za am ty herin'andro iresaka am Jim ao am Rallyesim, fa aleo hebergena ao ny championnat gasy. Am zay moramora kokoa ny igereko azy fa tsy vita ra atao isakin'ny rallye. Efa no-telechargeko ny règlement FSAM 2008 sy ny calendrier 2008. Fa ra voa raikitra ny aho am Rallyesim, dia anomboka any ny roadbook ny rallye rehetra za dia am zay tonga dia efa vonona dia mandé automatiquement ny championnat.
Za mbola eto foana aloha hatram'zao ka dia omeo vaovao fotsiny za, na zay propositions hitan'laisany mety ho tsara amin'io championnat gasy io.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saika adinoko. Samy mitondra ny anjara briquiny daholo amin'io championnat io. Fa za ilancer an'io, fa avy eo suivant disponibilités, dia mety mila tanana iany aho anaraka an'io fa tsy ho vita irery. Jereo daholo ny momba ny règlement, ny catégories na fiara, ny mode de jeu (difficulté, etc..), ny temps de pénalités, et j'en passe...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny Toerana dia AMPASAMADINIKA akaik'i ny Orange fa pour confirmation dia ny phonako 0331218790

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok misy asina vam v any sa eny am sisiny ampasamadinika iny??
miandry ny equipe an rallygasy zany sisa ko
tokony mba anao afaka daolo amin'io fa important

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
à 21h30 ny fotoana eo analakely eo am DUO d avy eo miara mikisaka eo Ampasamadinika any am soahafana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

okay fa mety zany é.oavy zay.Ra Emsics koa zao mba tokony andé @ zay fa efa nkotrana bé nandritry ny alin'ny rallye jovenna Very Happy fa mcomprendre an'lery iany za ra ts afak izy flower merci t@ zé nataon'la reetra lesy ra emsics a cheers mlay é

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza dia masiaka loatra ra BOUM fa sao dia rava ilay sub TOTAL lol!lol!lol!

Rahapitso manao recap ny ho avy aty fa sao tsy ampy ila saosisy

Efa Ok fa hitondra matos v Dodanen ary ilay G 25 fa mba te hanandrana fa ilay Momo foana no tolomina studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
okay fa mety zany é.oavy zay.Ra Emsics koa zao mba tokony andé @ zay fa efa nkotrana bé nandritry ny alin'ny rallye jovenna Very Happy


ka Mitsubishi EVo 8 N4 sur greenhills fotsiny ange no tena nokotranana tao e! miampy 4 L Tana antsirabe!!!

Ialana tsiny indray ry zalahy fa tsy afaka fa tsy maintsy hanaingo ho any antsirabe amin'ny efatra maraina ny 1er Mai.

KGB MAX a écrit:
o:D fa mcomprendre an'lery iany za ra ts afak izy flower merci t@ zé nataon'la reetra lesy ra emsics a cheers mlay é


Tsy misy isaorana lesy fa natao tamin'ny fitiavana daholo izay mbo kely sy bitika natao, sadyaraka ny voalazan'ilay olona izay hoe fianarana daholo ireny e! amin'ny manaraka indray e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Rahapitso manao recap ny ho avy aty fa sao tsy ampy ila saosisy

sosisy beuhhhhhh pigpigpigpig




lol!lol!lol!lol! toundé sain'kanina beuhhhh lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary kay samy tendakanina be daôly fa sam tsis nteniteny fotsny tany @ ra Doda t@ iny Razz sa Aoana ra Big? RazzRazzRazzRazzRazzRazzRazzRazzRazzlol! ela koa tena mrevy sosisy an? rabbit

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:


Efa Ok fa hitondra matos v Dodanen ary ilay G 25 fa mba te hanandrana fa ilay Momo foana no tolomina studystudystudy


Tng koa za ry zalah...fa zany hoe ordi portable no entiko fa ilay G25 mbola ho hitako eo fa mandreraka be lé mibatabata an'nedala lééé MadMad ....sa mavesatra no tsy omby azy raha tsy valizy!!!! Evil or Very Mad ....ms bon...ho hitako eo iany.... sinon efa omano iany ny latabatra asiana azy au cas ou.... Surprised
Zay fa dia rariva eo @ Duo zany ee!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Doda>> Vazivazy ny @ ilay G25 fa raha manahirana efa misy Momo 2 ihany ny aty ... Crying or Very sad de toute façon homanina ihany ny latabatra bouncebouncebounce

Ary tena tsy ho ampy ilay saosisy 10 Kg izany le lol!lol!lol!

Recap :

- Doda, Big, ramatoa, Kgb, Peno, Logins, Boum izao izany efa ok

- His, tsi2 izany mbola ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
otran'bandy gasy norma rehetra ééé lol!lol! sa aona big lol!lol!


lol!lol! ie un bon kofa malagasy hoy za zay
Lasa tantara lava be ty sosisy ty
rectif: lasa sosisy lava be !!! vidio @ metatra fa tsy am kilao ra soahafana a lol!lol!lol!

aiza marina His master e!!!! sa tena mbola vizaky ny jovena fona v geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho avy masiaka ko zay rariva ka Twisted Evil Tsy hoe vizaky ny Jovenna fa sahirana pendant, dia tsisy connection kely après Jovenna Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ho avy masiaka ko zay rariva ka Twisted Evil Tsy hoe vizaky ny Jovenna fa sahirana pendant, dia tsisy connection kely après Jovenna Razz


za lesy his mba tondray an'lé Tshirt rallygasy iny ra mety a (vidiny io an). taille XL. Otran'milay bé lé izy hitako am'sary ao geek

merci d'avance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, iny édition iny aloha tsisy intsony Embarassed Fa misy hafa vao ho atao ka io angamba zay mila dia tonga dia manao commande daholo zay mba te-hanao!! Plus betsaka ny atao, plus mora ny manao azy CoolRazz Asiako sujet an'izay ao @ section rallygasy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vazivazy daoly zany zalah fa Aleo samy mitondra kalikaly kely iany fa sodé @ 5 maraina vô mody ka ny kalin'i ra Soaf reetra ao no lany eo affraid . Tokony tsy za zao no miteny an'zany eto fa sô dé lazain'zalah fa tendakanina eo ndray Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nahafinaritra ny fiarahana tam 4h30 vao nisaraka Shocked
Résumé:
Dodanen a gagné haut la main le rallye avec son Impreza N10 Valvoline (malgré une somnolence insupportable qui a causé son abandon dans la dernière spéciale lol! ontsooo), devant Bigbang (Impreza N12 Total Quartz).
On retrouve KGB (leader de l'armada de Celica Groupe A) à la 3ème place, qui a privé His sur une Impreza N12 (abandon dans la derniere speciale) d'une place sur le podium.
A la 5ème place on retrouve Peno qui n'a pas réedité son exploit d'Ambolokandrina scratch sur une Celica, Puis Ramatoa (6ème) sur une Mitsubishi Evo 6 Galana Pacom Sicam (lava lesy izy zany lol! ) qu'il découvrait avec peine lol! , puis Soafahana sur une superbe Celica Shell Helix (mangirana fona ny vam la na feno vovoka aza e lol! )
Enfin Tojo sur une Ford Escort Groupe A à la 8ème place (atovy milam fona lesy fa tonga fona io a, mba endraso le bandy manome départ lo entre pa e Razz )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mahafinaritra ry zala an. marina e. tsy mahatsiaro lera mintsy am le ambiance. Marina fa zay tao KK (ambandon) foana fa le mifaninana mintsy no matsiro e.
Raha za alou le sasany rehetra tsy mety tonga am rencontre reo mba mande amzay am manaraka fa samy hafa be am le manao rery any antrano mintsy ny ao e. lol!lol!lol!
Nitombo 3 zao ny volant tao, am manaraka zany lasa ho 4...etc

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:

Dodanen a gagné haut la main le rallye avec son Impreza N10 Valvoline (malgré une somnolence insupportable qui a causé son abandon dans la dernière spéciale lol! ontsooo)


lol!lol! ...enjana iny fa valaka ny tenanay nanomboka t@ 4h maraina iny léé!!ka hany fa raha vao misy lalana mahintsy be d toundé tafatory eo@volant!!!! SleepSleepSleep ...hihihi....


Ms bon... nafinaritra ka. Enganie ka hitohy ny otran'ireny. Irina ny hatongavan'ny sasany @manaraka e!! d atomboka alo² izy @zay mahavita ES betsaka² Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nilay B cheerscheerscheers Misaotra any ialaisany leitsy fa nilay B ilay fiarahana ireto ny sary :



Les 3 volants et manettes



La G25 aoka fotsiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saotra e!! Afa-po tanteraka afro Tsy hita akory ny fandehan'ny fotoana Wink Raim kely dia @ 4h sahady Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lafatra mihitsy less izy zany kle!
ao fa hiezaka ny ho tonga @ manaraka e! fa le fodina fotsiny no mety ho bleme raha mandra-maraina zany!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Lafatra mihitsy less izy zany kle!
ao fa hiezaka ny ho tonga @ manaraka e! fa le fodina fotsiny no mety ho bleme raha mandra-maraina zany!


Demain zao d efa izy ko!!! hihi..sady aprm io tsisy bedy !!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...