Laza 0 Posté(e) le 1 mai 2008 Quand vous parlez de sessions, est-ce que l'on a plusieurs sessions pour améliorer ses temps ou c'est quoi exactement? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 mai 2008 nirina58 a écrit:Quand vous parlez de sessions, est-ce que l'on a plusieurs sessions pour améliorer ses temps ou c'est quoi exactement? Non pas vraiment . Au fait un rallye ( ex rallye jovenna) sera étalé sur 2smn pr que les pilotes aient le choix de choisir son heure de depart suivant sa disponibilité comme ça il y aura plus de participants. Il y aura dc plusieurs sessions desponible et c'est à toi de choisir celle qui arrange le mieux ton emplois du tps. Dc tu ne rouleras qu'une seule fois. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Tsara daholo izany Vaovao izany. Mila mi-ketrika Roadbook daholo izany ary samy afaka manao proposition daholo (hoan'ireo rallye 6). Ny SS izany dia : - 100 % gravel - Good conditions ( satria ny aty dia saison seche ny rallye) ary jerena à peu près ny SS t@ taona 2007. Raha ilaina dia mbola afaka mampian-trano ny aty dia asiana connexion en ligne hoany ireo izay mbola tsy nanao any izany fa atao aprem mba hahafahana miresaka sy mba tsy hisy hatory ao naty ligne droite intsony Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 mai 2008 mba asio misy avy orana kely kosa e, d le misy brouillard ko le vao maraina , fa vitsy no asina an reo a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 mai 2008 aza adino lé kozintsika hoe ny ss miverimberina ireny dia tazomina foana --> ohatra vontovorona zany lasa tanner foana dé ny Pk29,5 sy ny sisa.... à voir dia rehefa sendra an'i rally mahazo lalan vaovao dia mitady vaovao ndray ohatra ny rally srk t@ herintoana, ty rally jovenna ity izay lalana tsy faleha fa ss vaovao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Milay zany evolution rehetra izany!! Rehefa tena mba défini tsara ilay règle de jeu dia mba atao sujet madio tsara (mba misy ho adika ao @ rallygasy @ zay lol) Sinon, tsara tokoa raha ohatra ka samy mitazona ny équivalance-ny ny spegany rehetra (ilay hoe rehefa Vontovorona dia tanner zay, sns ...) Ilay resaka team @ zay no tsy mazava amiko kely!! Misy team roa azo créer-na any @ rallyesim: pour championnat du monde sa pour championnat MRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Beelabba a écrit:Important Il me faudrait impérativement que vous me donniez au plus tôt, les horaires des sessions afin que je puisse les communiquer à Jim. Je vous le demande car il faudra prendre en compte le décalage horaire. Ainsi, il y aura 3 sessions par jour. Et celles du championnat malgache débuteront à XXh45 (pour un affichage à XXh30). Exemple: Lundi: 12h45, 18h45 et 20h45 Mardi: 11h45, 17h45 et 21h45 Mercredi: etc.... jusqu'à dimanche. Attention, prenez en en compte le décalage horaire car une session à 22h45 se fera à 23h45 à Mada si je ne me trompe pas. Ny ahy alony dia ity ny proposition-ko : Lundi: 12h45, 18h45 et 20h45 Mardi: 11h45, 17h45 et 21h45 Merc: 06h45 , 14H45, 20H45 Jeudi: 12H45, 18H45, 20h45 Vend:07H45, 15H45, 19H45 Sam: 09H45, 16H45, 20H45 Dim: 9H45, 14H45, 19H45 Fa asa laisany raha mahita propositions afa. De toute façon anie 12SS fotsiny eee!! tsy lava be io!! dc aucun risque de s'endormir !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 mai 2008 D ataovy speed iany ry zalah fa efa miandry top Mr Beels sisa!!!..shoo d taraiky eto tsika !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Fa maninona no tsy mitovy aloha ny fotoana isan'andro ry Doda? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Otran zao ny am rallyesim ko Amzay misy plage horaire tsara amin'izay ahafahan'ny tsirairay arakarak'izay mampalalaka ny tsirairay exemple : mety misy zao Samedi à 20h45 no anao fa ny sasany Jeudi 14h45 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Za aloha zany mitetika ny hanao samedi 15h45 eo eo sinon session andavan'andro à 20h45 aty. Le spegany ve raHis tsy possible efa angalana sopapa any @ Fede? na à peu près fotsiny aza e. Sinon imaginer-tsika ny t@ 2007 e. Za alou otrany nahita spegany mitovy be am terrain aty fa tsy tadidiko tsony , andraso alou confirmena tsara. rapitso manome valiny. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 3 mai 2008 Tena otran'ny degany be zalahy le hianatra conduite vam anakiroa samihafa Tady ho kivy sahady ny tenanay Le focus amin'ny wrc manahirana ny setup sy ny maitrise Ny mrc mbola karohana zay vam mba milay sy mandeha mafy, mirepondre amin'ny accélération/frein; sy tsy maizina ny fitaratra na tsy misy contre-soleil mainty be antsasakin'ny parabrise ; mbola jerena setup koa Mampiasa coco be le habitacle koa miova , miova daholo ny repère Aza hitako ka hanao choix ihany hoe MRC sa WRC Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 3 mai 2008 Sali daholy Ny plage horaire aloha raha izaho de @ alina 23:00 no tena poinss Nisy proposition nataoko ao @Topic rallye Jovena hoe mety ve raha ampitoviana aloha ny roadbook ny Sardaigne sy Jovena aloha exceptionelement, mba tsy hianarana SS b dia b ( ny fotoana tsy dia hananana firy hikotranana) fa mba vam sy repère aloha sisa no miova. Evidement,zay tapaky ny b sy ny maro ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 3 mai 2008 Pour les roadbooks, dia ataovy milamina. Ensuite, ny resaka spéciales dia milay lay principe hoe, speciale iray any dago dia egale speciale iray RBR. Tandremo nefa mba hitovy hoe ra 26 kms lay speciale tena izy, dia tokony mba ho lava koa lay speciale ao am RBR. Bon ho proportionnel zany lay izy. Jereo koa sao dia mitovy foana lay speciale isakin'ny rallye fa sao dia lasa "routine " be loatra lay izy ka mitovy foana lay izy. Manjary anana sensation hoe rallye iray foana no miverina. Tokony mba asiana meteo kely iany fa ra good foana mety ankaleo. Kanefa bon, hita eo iany ary zay lany ny be sy ny maro no atao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 4 mai 2008 Ty ny mail ra mila mitady ana maika: beelabba@hotmail.com Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Beelabba a écrit:Pour les roadbooks, dia ataovy milamina. Ensuite, ny resaka spéciales dia milay lay principe hoe, speciale iray any dago dia egale speciale iray RBR. Tandremo nefa mba hitovy hoe ra 26 kms lay speciale tena izy, dia tokony mba ho lava koa lay speciale ao am RBR. Bon ho proportionnel zany lay izy. Jereo koa sao dia mitovy foana lay speciale isakin'ny rallye fa sao dia lasa "routine " be loatra lay izy ka mitovy foana lay izy. Manjary anana sensation hoe rallye iray foana no miverina. Tokony mba asiana meteo kely iany fa ra good foana mety ankaleo. Kanefa bon, hita eo iany ary zay lany ny be sy ny maro no atao. Marina mintsy eo resaka météo eo. Taminy eo rallye eo nisy crachin kely, dia nisy fotaka tao Andriambilany, Vontovorona.. Tsy fantatro raha possible ve mi-parametré an'eo. Sinon, j'ai bien essayé le rsrbr chez "saucisse master" lol (soafahana) et c'est vraiment top! Par contre vaut mieux les voitures en A8 la. C plus fun Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Saosisy master Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Soafahana a écrit:Saosisy master Humour mode on:Tu as ton pseudo maintenant mode off. Merci pour tout "master" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Tena henjana marina zany hianatra hitolona an'ireo daba A8 zany kle!!! nenay tena mbola le F2000_13_1 aza mbola sahirana mitondra an'azy!! d aôna zany zalah? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 io ndray A8 no fiara matanjaka indrindra azo entina (ferana ny WRC) fa ny fiara rehetra ambany dia azo entina avokoa. Hisy classement généralm ary misy "autant de classement qu'il y a de catégorie de voiture" zay moa zany hoe misy classement groupe A / n ary M ary mbola misy koa ny A8/A7 sns... confirmeo kely hoe zay ry zalah ra marina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 5 mai 2008 Tena mbola betsaka zalah zany zavatra tsy hainay zany fa tena mbola zazavao tanteraka a!!! na le manaraka an'ilay Roadbook aza mbola tsy misy hainay kle!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 nisy nanipy resaka sahady ny championnat malgache ao amin'ny forum rallysim ao http://www.rallyesim.com/forum/index1.html rubrique championnat 2008 section forum général apparement efa afaka misafidy fiara entina amin'ny championnat gasy ao amin'ny profil rallyesim ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 5 mai 2008 En effet, bonne initiative ry zala. Efa manomboka manontany questions ny vozongo. Bon, petite info, efa vitan'i Jim ny page de profil avec choix ny voiture ampiasaina am MRC. Etaovy edition fotsiny ny profil nareo. Kanefa, tandremo tsara rehefa mifidy fa 2 changement fotsiny am ty taona ty. Par défaut, dia lay Mitsubishi lancer evo 6 no nasaiko nataon'i Jim ao. Sinon, tsy maintsy iketrika tsara any lay reglement za am ty semaine ty dia posteko eto mba ho validenareo. Sady miandry ny roadbook avy any am nareo, satria une fois tout en main, dia alefako any am Jim daholo ny rehetra dia raikitra am zay ny championnat. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 6 mai 2008 fa aiza ho aiza ao @ rallysim zany resaka zany e?? otrany tsy arako mintsy!!!! ..nitady iany za fa tsy nahita an'zany!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Rahovina ihany zany eo championnat tsika eo zany? > Raha misy cam embarquée an'ilay lalana, misy mahay manao an'ilay modélisation ho an'i RSRBR ve? ohatra hoe: vontovorona: 7kms ampahimanga etc @zay tena misy spégany 100%gasy mintsy. Zay vonona hanampy @ détails an'i piste. na tsy matory ary tsy koi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 6 mai 2008 nirina58 a écrit:Rahovina ihany zany eo championnat tsika eo zany? > Raha misy cam embarquée an'ilay lalana, misy mahay manao an'ilay modélisation ho an'i RSRBR ve? ohatra hoe: vontovorona: 7kms ampahimanga etc @zay tena misy spégany 100%gasy mintsy. Zay vonona hanampy @ détails an'i piste. na tsy matory ary tsy koi Wouwww!!!..mbola tantara be zany lé!! ....faut d'abord se procurer le logiciel de modelisation , et de deux faut encore apprendre à le manipuler!!!!! ...et de trois qui va se devouer à passer ses journées la dessus !!!!??!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 6 mai 2008 nirina58 a écrit:Rahovina ihany zany eo championnat tsika eo zany? > Raha misy cam embarquée an'ilay lalana, misy mahay manao an'ilay modélisation ho an'i RSRBR ve? ohatra hoe: vontovorona: 7kms ampahimanga etc @zay tena misy spégany 100%gasy mintsy. Zay vonona hanampy @ détails an'i piste. na tsy matory ary tsy koi Mbola tena henjana marina aloha io fa raha mahita logicile "Trace route" logiciel BTP izy io dia manao passage iray ao anaty SS dia azo daholo ny configuration sy ny tracé an'ilay SS ary mila filmer-na dans les 4 direction hanaovana ny skin (fa tsy hatao asphlte toa ny any Papale )dia ireo no hentina manao ilay lalana. Nirina58>> @ ilay hoe hiaraka hanao session champ gasy miaraka dia hazo atao fa misy kandra tsy maintsy vitaiko koa dia raikitra kely atohato fa vonona foana "partager la passion du saosisy" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 6 mai 2008 je peux avoir le logiciel btp 4 directions? C'est vrai qu'en mode asphalte ! Bravo à Papalé tout de même! Sao dia Pilote ny mety @ ela @ zay e ou dis à Tovo de prendre le cahier MDR Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Dia mba inverser ny role: lery indray no mikôzy @ lah hoe: "Mila rano bain!!" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Dodanen a écrit:fa aiza ho aiza ao @ rallysim zany resaka zany e?? otrany tsy arako mintsy!!!! ..nitady iany za fa tsy nahita an'zany!! ao am' championnat 2008> forum general> championnat malagasi????? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Dodanen a écrit:fa aiza ho aiza ao @ rallysim zany resaka zany e?? otrany tsy arako mintsy!!!! ..nitady iany za fa tsy nahita an'zany!! Kay tsy zà rery no tsy nahita!! merci bigbang Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 mai 2008 His a écrit:Dia mba inverser ny role: lery indray no mikôzy @ lah hoe: "Mila rano bain!!" mila rano bain Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Beels a ela mba miresaka tsara am ry rallyesim fa mba anotanio oe ra misy projet ana subaru A8 (n'importe quelle version) hoe letsy fa vitsy lotra le gr A le ty e Tsy ny physics fotsn ve no miova sisa fa ny vatany mitovy am groupe N iany e ???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Ny skin mahay manao daholo ry zalah hoe!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 zao ny vavany ry #&ù¤# ao am rallyesim ao Fabynou a écrit: Dites les malagouchis ???!!! Z'avez trop peur de nous, les pilotes Rallyesim, que vous avez besoin de vous créer votre propre bac à sable pour vous amusez tous seuls avec vos seaux et vos pelles ? Very Happy Very Happy Very Happy Very Happy Jim a ecrit: il ne seront pas seuls, on va les manger tout cru ! enfin, si on a les temps de faire un championnat supplémentaire. bingbang: subaru impreza, c'est la voiture de rallye 4x4 du pauvre mais nous en France, on est tellement pauvre qu'on achète des clio 2x4 Ataotsika minan-#¤§#-ny reo (enfin enga anie): mahatoky an'la zay beels, ry nirina588, ry maximumattack, ry ramatoa, sy ry dodanen an zay mbola sao dia wain b eo an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Samia miezaka manao résultat tsara fotsiny @ Sardaigne dia mba tsy sahy mivazivazy be tsony izy @ zay Genre 20 premiers misy gasy 8 ohatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 6 mai 2008 bigbang a écrit:zao ny vavany ry #&ù¤# ao am rallyesim ao Fabynou a écrit: Dites les malagouchis ???!!! Z'avez trop peur de nous, les pilotes Rallyesim, que vous avez besoin de vous créer votre propre bac à sable pour vous amusez tous seuls avec vos seaux et vos pelles ? Very Happy Very Happy Very Happy Very Happy Jim a ecrit: il ne seront pas seuls, on va les manger tout cru ! enfin, si on a les temps de faire un championnat supplémentaire. bingbang: subaru impreza, c'est la voiture de rallye 4x4 du pauvre mais nous en France, on est tellement pauvre qu'on achète des clio 2x4 Ataotsika minan-#¤§#-ny reo (enfin enga anie): mahatoky an'la zay beels, ry nirina588, ry maximumattack, ry ramatoa, sy ry dodanen an zay mbola sao dia wain b eo an oay lety ééé fa ahoana kosa ry zalah no manao vava otran'zany klééé, tsy milamina kosa zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 fa misy mba mahafinaritra ahy ndray ka ho ketrehin'i Françoisd42 ono sy subaru A8 amty week end lava b ty e Mety amitsika zany ra his e!!!! enga anie mba tsy oataon fopl b ra i dodanen ko zao no naita an io eo ambony io tonga d b calme fotsiny fa eny am speciale no mifanazava an alo kalo vo-créer lay championnat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Ary le gasy be fo kely daholo an Jereo tsara ihany aloha zay voasoratra sao mba fifanalana efa mahazatra fanao any anaty forum ihany e sao de hisy ho tonga fofona hamali-botana any eo raha tsy izay moa de samy mihezaka mitsara azy ireo amin'ny Karatra e (mbola gidraa koa anefa zany / ) ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Tena mba tsy fair-play kosa lesy zany le. Zao lasa voatery ikotrana ndray. Fa tena mety matahotra antsika koa ry lerony de manao systeme d'élimination an, possible koa zany. Ataovy mamay lesy ry zala a, zay manaraka ato aoriana ato ihany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Marina zany ry dadah sy Peno. Jereo tsara ihany zay zavatra voasoratra aloha. Tsy manana intention ratsy mintsy i fabynou fa ny ao am rallyesim dia tia manao vazivay lava. Olona fantako tsara daholo ireo ary vao teo za no niresaka tamin'ny admin tao fa namela message vaovao izy fa jereo eo. De toute façon, faly daholo ry zareo am fahatongavan'ny championnat gasy. Mety ho betsaka iany ny participation ra ny rumeur henoko. Donc, va falloir assurer le spectacle. En attendant, ra efa misy vonona ny roadbook ny sasany dia tonga dia alefaso mail aty amiko dia alefako ho installena am zay tsika miandry date anaovana ny 1ère manche. Par contre, mila volontaire za anao ny classement ato am Mrallye. Ka dia zay vonona dia iangaviko mba hamaly eto dia azvaiko hoe ahoana ny atao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Peno a écrit:Ataovy mamay lesy ry zala a, zay manaraka ato aoriana ato ihany. ...dia tonga ve elah dia hoe any aoriana???? ... Laisany kosa ee!!. mba mananihany fotsiny anie ry lerony fa tsy dia hoe inona e!!... ny sasany zany otrany toundé tonga fofona bee !!!!!!mdrrr.....ramatoa efa nikapa tao kay !!!!!mdrrrrrrrr......... ..tant mieux alony raha manao ry zalah e!!..mba mety hampiakatra ny niveau antsika koa ee!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 miala tsiny raha niakatra kely tao fa otran'toundé toundé bé amin'lé gasy kely eh Bellabba > za mazoto ary anao an'lé classement é (ataoko za foana ny voalohany ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Aiza noho afaka manao spéciale zay aloha e! i soafahana tsy afaka kely @ zao hono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 any am la lesy sao dia mety sa...??? d installétsika miaraka any lay RSRBR sy lay mise a jour, le sosisy oa tsy obligatoire an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Tsy misy tokony i hialana tsiny ny réaction aotreny ry zala. Normal iany zany. Fa za mafantatra ny bandy ao am rallyesim fa ry zareo aloha dia tia mananihany foana. Ny bande oatran'ny Fabinou koa sady izy mbola voalohany ao am rallyesim ao donc somary mibontsina ny lohany fa ataon'tsika mamay ireo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Zay makan-là Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Za maka any zay vohalohany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 BONNE NOUVELLE hivoaka tsy ho ela ny 205 GTI ry zalah!!! efa vita ao ny 3D fa kely sisa efa ao amin'ny rallyesim ao fa miandry kely sisa (mahita skin bobaka bé atao ndray za ----> 205 VIVA, 205 Mathieu, sns) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 tsara kosa zany , asina challenge 205 kely refa misy fionana, samy manao ny skin'ny laza aiza le bean dessin animé e! in'ary ty miova b ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites