Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
J.Bee'ber

championnat RBR gasy

Messages recommandés

Manomboka am semaine ambony io za anomboka ikarakara any ilay championnat gasy. Mbola vao essai fotsiny io atako io. Ra ohatra ka positif lay essai dia mety ho zaraina am zay ny tache rehetra dia atomboka ny championnat rehefa en place tsara ny organisation. Kanefa tsy maintsy manao an'io essai io za mba ahitako ra viable tsara lay idée na championnat na tsia. Ka manantena ny fandraisan'anjara tsika mianakavy mba afahantsika manao championnat gasy.
Tsy mbola misy ebauche na règlement na zavatra aotr'zany aloha fa just pour le fun.
Ny principe dia simple:
1- accepetena daholo ny fiara rehetra pour le moment.
2- amorona roadbook za dia apetrako eto am Mrallye eto mba ho hitan'ny be sy ny maro.
3- isan'andro dia icreer session za ao am RSRBRLive fa asiako password. Pour le moment, io password io dia afficheko eto iany.
4- à la fin de la semaine dia jereko ny temps sy ataoko ny calcul rehetra.

Averiko ndray, mbola vao essai io, kanefa aleo atao serieux fa io no itondra ny avenir ny championnat gasy.
Ny rodbook, tsy koa fa ataoko raim. Ny ilaiko fantarina dia hoe raovina ny bandy no afaka miroule ahafahako micreer ny session. Ny lera moa tsy mitovy sady za nefa tsy afaka amorona session aman'zato fa ra ny tiako dia limitena 2 voire 3 sessions par jour. Am zay mora kokoa ny suivi ra vitsivitsy ny session.

Bon, zay zany ry zala fa dia matoky anareo za. Dans quelques minutes dia posteko eto ny roadbook.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
ny champoinnat ndray raha vao vita eo ny rally jovenna io mety malalaka daholo am'zay sady tonga D mety manentana tsara an'ireo pilote rehetra reo toy an'dry maximum attack sy ny tariny
tena milay lé hevitra beels aaaa!!!!!
ny fahitako azy ndray aloha zany dia tsika moa vitsy vitsy dia samly miteny izay hafahany dia izay no atao date sy lera an'session zay affechena ato ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hevitra mety zany ra visty tsika. Ra azo atao koa dia zay afaka mliara miroule dia aoka anao session miaraka. Ny ahy dia tsoriko fa tsy vao gérer ra anao session 1 ho an'olona ray fotsiny. Kanefa dia adaptena iany lay izy ra tena tsy misy fika.
Merci namindra an'lay post. Zaio tena explicit tsara hoe championnat gasy no karakaraina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Roadbook Rallye Jovenna 2008


Rallye en mode gravel avec météo en good conditions


ES1: Anosizato - Pribam

ES2: Vontovorona - Rally School

ES3: Morarano - Joux Plane

ES4: Andriambilany - Joux Verte

ES5: Ihazolava - East West

ES6: Ankadivory - Noiker

ES7: Antanifotsy - Mineshaft

ES8: Manarintsoa - Mineshaft II

ES9: Antanifotsy - Noiker II

ES10: Andohafarihy - East West II

ES11: Ambatolampy - Bisanne II

ES12: Anosizato - Pribam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, petit rallye très simple. Very HappyVery HappyVery HappyVery Happy Avec quelques passages techniques. Tokony samy ahita zay mahafinaritra azy ny bandy amin'io. lol!
En tout cas, za efa tsy andriko zay anaovana an'io. Ra Sylpheed ko hono efa i chauffer any lay 207 S2000.
Efa io zany ny roadbook fa aleo alamina am zay hoe raovina no atao ty tantara ty.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay bé éé milay béé cheerscheers
après an'jovenna ngamba fa eo vao ao daholo
bravo pour l'initiative aloha dé merci beelabba amin'io ééé cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manja ilay revy santa Matokisa anay fa dia ho atao ny pub @ bandy rehetra!! Ho lancer-na ilay principe mandritra ny rallye mba ahasarika bandy bobaka be!! afro Samia mamporisika izay bandy akama mety susceptible intéresser rehetra zalahy any anaty spegany any Exclamation

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ok Ok, tonga dia ataovy ny pub dia ho hita eo raha betsaka ny vonona.
En attendant, za mbola manana soucis kely am lay session avec password satria tsy azo jerena ny résultat avy eo.
Fa efa nahita solution za dia azavaiko eo iany.
En fait ny atao dia zay mahavita session dia tokony i sauvegarder ny temps nataony. Donc manao clic droit sy save times. Avy eo, dia alefa mail aty amiko ny temps mba afahako manao ny classement.
Hita eo ra asiana visionnage ny replay ou non, fa de toute façon tsy maintsy sauvena ny replay isaky ny spéciale.

On verra plus tard pour les autres modalités.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay zany!!! cheers ...très bonne initiative!!!!! Smile ..za ndray dia partant!!..fa zany hoe za manao soso-kevitra iany hoe mba ho realiste kokoa ilay izy tokony limitena iany ny vam manao!!!!! Razz ..tsy hoe du point de vue ny nombre de participant ann...fa du point de vue ny vam ampiasaina!!! ohatra hoe limitena WRC00 ( na 00 midina), gpeN, S2000 ary ireo classe ambany midina ny fiara !!!!.otrany hampimé be manko raha hoe champ gasy hono dia iny fa fééééno focus WRC06 sy C4 bobaka be eny anosizato !!!!!!mdrrr lol!lol! ...ieny ee..ho hita miandalana eo iany moa zay. Fa comme l'a dit beels hoe c un essais dc alô tsika mba samy mihezaka hampandroso an'ity taranja antsika ty ee!!!!! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites


Miala tsiny @ copyright ry team Rallygasy

tena misaotra betsaka hi Beels @ ilay champ gasy fa hanao large diffusion @ ireo akama ary dia mbola hanao sujet vavao eto fa mikasa hanao rencontre ny aty gasikara @ 1 er Mai .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za ko miobon-kevitra am dodanen amin'ilay hoe tsy asina WRC06 ohatra fa atao groupe N sy groupe A le kelikely reny.
De mbo miezaka ny manao skin daolo ny tsirairay (mbola tantara hafa an lol! ) fa asina ny logo an rallygasy fotsiny daolo

Ny ahy zao efa fantatro oe inona ilay vam sady efa miketrika ilay skin a Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana => Ahoana no natao nakana io sary io albino
Zay ko te ampiseho ny deco anay ko

Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Soafahana => Ahoana no natao nakana io sary io albino
Zay ko te ampiseho ny deco anay ko

Twisted Evil


Rehefa tonga eo @ io menu io dia appuyeo ny F11 dia ataony fichier any @ screenshoots dia jerena any ilay fichier.

Fa ny blem dia tsy mbola aiko ny mi importer replays fa tsy mivoaka rehefa tonga eto @ forum Rolling EyesRolling EyesRolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Trop trop

Tena ho voaroka amin'ny asako ihany angamba raha izao no ataon'lisany loll

Ecurie
Championnat gasy (mrc)
Championnat wrc
MRC tena izy

De mety ho voaroakan'ny vadiko koa mdrrr


Milay e,
Atao aloha ze vita
Mangataka mba hahazo fotoana malalaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! tsy laitra lol!lol!
Ny anay efa ela no sahirana @ fi-balancer-na an'izy roa lol! Fa mbola tafavoaka foana aloha hatreto Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
lol!lol!lol!
te i partager passion eo ko zao minan-t....ny
zany ka lol!lol!lol!lol!lol!


lol!lol!lol!lol!lol!
ny ahy moa aty ampiasana misokatra foana ny fenêtre iray misy ny an'ty forum ty lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
O zala, mba andéfaso an'io combi rallygassy io ny tenanay fa tena milay lay izy.
Lay resaka groupe efa noketrehako, fa comme mbola essai ty atao ty dia tsy dia nasiako resaka aloha fa aza taitra fa efa dans un coin d mon cerveau lay izy.
De plus, efa mikarakara ny règlement koa za zao.
Sady misy skin rallygasy ataoko koa pour ma 207 S2000

é, mba andefaso an'io combi io hoa ny bandy ! ! ! ! ! ! ! !
Misaotré ! ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy zany combi tout noire dia misy logo eo @ tratra no efa mba vitako t@ fotoan'androny lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mora atao ilay combi ka :

- 1° soloy ao Rbr mod 2.15 ny combi any MG ny any Rich Burns sy Reid

- 2° sokafo @ Photoshop ny fichier body_rallydriver_01.dds (ao @ RBR>SGS>Textures)

- 3° Dia ataovy izay tiana atao @ ilay combi ( ny ahy nalaiko tany @ site rallygasy ny logo EmbarassedEmbarassed )

- 4° avy eo sauver ao @ RBR>SGS>Textures

- 5° soloy koa ny incar_drv_1_01.dds (ao @ RBR>SGS>Textures ihany) satria ilay fichier voalohany ao @ menu fa ity farany dia ao @ anaty fiara

Ny ahy dia nosoloko ny Casque(helmet) ary ny tarehy fa mbola atao eto ny sary @ manaraka fa soa dia afrolol!lol!lol! ilay akama lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ok, en fait za nahita Mod afahana manova ny combi.
RBR WRC 07 Drivers and Teams Mod
Tsy ratsy lay izy sady feno combi ny saison 2007. Izy aloha tsy misy combi gasy fa aleo fa hamorona iray za.
Tandremo ra mampiasa a'io f aza installena ao anaty racine RBR sao dia mitapy eo i RSRBR08. Aleo installena dans un autre fichier zay vao copiena ao anty RBR ny dossier SGS sy Select Driver 2007.
Am zay tsy misy blem.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha ny fandinihiko azy izany dia izaho zatra manao manipulation manuel t@ mbola tsy nanana Rsrbr fa mbola Rbr orig.

Marina fa tsara ny mikitikitika fa efa nisy fotoana voatery ny re-installer après mauvaise manip scratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Inn daolo ry zala zany vaovao ato zany an!!! Henjana ty tantara ty. Tena hanao rallye ihany zany? Merci Beels alou fa mahafinaritra mintsy le initiative.
Za koa pour am'le asiana groupe. De le fotoana angamba de mazava fa aleo aorian'i Jovenna e. zao ary ato mbola révision be lol!lol!

Le skin: ny aty koa mbola tsy sahy mikasikasika fichier fa efa in-4 ni-reinstal en 3 sem dia leo. Hangataka any am His ihany angamba farany.

Zay ry zala fa ny aty vonona hanao pub sahady a.

Diniho kely ty revy ty KGB MAX a lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:

Le skin: ny aty koa mbola tsy sahy mikasikasika fichier fa efa in-4 ni-reinstal en 3 sem dia leo. Hangataka any am His ihany angamba farany.


Atraty io ee!!..za koa alony dia reveko tsotsotrement iany ilay izy zao fa tsy dia mikasika fichier zany tsony ee!!!!..efa fay an'ilay ni-plante juste avt session live za !!! Evil or Very MadEvil or Very Mad ...aleo revena milamina iany!! refa mande izy d ampy zay!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vitako iany ny combi ho any Campionnat gasy miaraka amin'ny sariko eo am pilote. Maintenant, ny skin 207 S2000 ndray zao no atao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, avy niresaka tamin'ny admin ny Rallyesim za. Zareo miproposer i heberger ny chamlpionnat gasy am site rallyesim. Fa mbola vao projet io fa za tsy mbola nangataka ny creation nilay championnat za. En fait, atao comme le championnat belge zany lay izy. En fait, tsika no migerer ny championnat, fa ny session zany dia hebergena ao am Rallyesim. zareo manome a disposition ny serveur. Ny rodbook sy ny claseement sy ny inscription dia tsika no migerer azy. Tsara aloha lay solution ny zareo sady ny championnat gasy dia 6 manches iany donc tsy dia mavesatra na ho antsika, na ho an'ny zareo. Maintenant, mbola vao proposition io, fa ny mety sur aloha dia am erintaona dia reketina lay izy am rallyesim. Fa ny amiin'ty taona ty dia miankina am tsika mianakavy. Ny question na horaires sy ny sisa tsy olana satria za no ikarakara azy. Sady ra atao iany lay création na écurie dia tsy olana koa satria efa inscrits ao am rallyesim daholo ny pilotes.
Bon, zay zala fa dia eritrereto tsara zany vaovao mahafinaritra zany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aona lty ny anovan'laisany an zao a scratchscratch
zay mbo anovy fa tsy mahay e, na amin'ilay rencontre mba asina cours kely Rolling EyesLaughingLaughing
Mahafinaritra izany vaovao nomen'i Beellabba zany cheerscheers

Raha ny fiara mba eritreretiko amin'ny championnat gasy ka raha Groupe N dia mety ito

mpanao rallye io fa tsy run an!!! d efa miketrika ny skin zany ko scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lozan'laisany miketrike skin sy combi ndray fa tsy manao reco aa!!!mdrrrr...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zandray lesy dia efa hainy laisany fa mitsubushi an'i laza ndray ny ahy. sinon lé subaru N12 an'i sissi iny fa vao jerena ny skin an'nedala lol!lol!lol!

omaly alina vao tena nanao reco fa lé temps nomen'i Beels teo zany mba tratra ihany fa efa tsemboka fa mbola ampiany an'lé hoe "analana 10 sec affraid " maty a mamahhhh NoNoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka raoviana no atao ilay fotoana andinihana ny momba ilay championnat aza e
maninona ra am 1er zao na 30 alina ??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

proposition pour le championnat :
1 tsy atao mitovy amin'ny daty ny rally lé izy fa lasa manjary tsy manao ny sasany fa atao 1 ou 2 semaines après.
2 Ferana ny catégorie an'ny fiara manao eo na fika ray tsy haiko mba tsy hahitana focus 10 manao
3 miezaka manao skin daholo arak'izay hita eto amintsika --> io ndray ngamba anjara amin'ny team rallygasy ndray io dé asiana skinner ny team
4 ahéna lé 2 mn de pénalité raha vao mi-abandonne mba hiady bé ny championnat atsika am'zay fa ohatra hoe atao +20 sec amin'ny temps an'farany ----> io ndray no atao mba hiady kokoa ny rally rehetra fa tsy raha vao mi-abandonne dé mody matory lol!

proposition ihany daholo aloha ireo fa study

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, ireto misy réponses kely aloha:
1 - Ny date azo fidina araka zay tiana donc pas de problèmes. Ny zavatra eritreretiko koa dia étalena sur 10 jours voire 2 semaines lay rallyes, am zay mba mety ho disponible daholo andray anjara.

2 - Ny limitations na catégorie azo atao tsara, en fait tenenina fotsiny inona ny fiara afaka mandray anjara dia ferana automatiquement.

3 - Azo atao koa ny manao skin, fa mila temps sady mila sary betsaka. Ka samy maka sary rehefa afaka. Ny tsara dia manana sary: de face, de dos, de coté et de haut. Zay mahay skin dia en avant, ataovy zay mety. Ho any hafa, dia aza misalasala manonty zay bandy pilote fantatra ny autorisation angalana sary na en privé aza. Ra misy ny sary, dia mora ny manao skin.

4 - Ny temps pénalités dia azo configurena koa. Ny modalité na abandon ko ra tsy diso aho. Attention iany anefa am zay temps ho fidina na 20 sec, na tsy aiko hoe firy. Amiko, 20 sec tsy misy dikany firy loatra entre un pilote rapide et un plus lent.
Azo atao koa ny mahazo manohy ny boucle na dia nanao abandon aza.

Tsara mintsy reo propositions ataon'nareo reo fa tohizo dia classeko aty amiko dia avy eo asiana resaka tsara mintsy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lisany lesy tena mampilendalenda mihitsy kle!!
mba asio fanazavana misy² ry zalah ho anay novice fa tena tsy araka mihitsy a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

amin'ny Mercredi 30 alina zao misy rencontre iresahina be be kokoa an'io Tsi² a!!!! ra afaka la , efa misy sujet momba zay ao ambadika ao
Ilaina ny hevitry ny maro
Naheno vao² nahafinaritra t@ ramatoa koa za teo fa toa anao ilay championnat oono poeticturbo izay efa ela tsy hita
Miena ihany ny chance-nay zany fa bon.... lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité nirina58

Tena milay ity zany, efa ela zay noho tsy nanao. misy tranon kala eo @ volant Crying or Very sad t'@ ilay swedishsimracers.com nanao temps farany fa aotr'any tsy misy tsony.

Aiza zany alarobia zany?

Iza no manana an'ilay logiciel poins tsara (ilay network rbr tsy aiko maninona teo iny ;-) )

ahaoana tsara ilay live eo? replay sa inona eo?

Réglages réalistes noho tsara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bon, tonga soa ndray aloha eto amin'ny rallygasy! cheers
ny championnat gasy io zany mbola en cours de préparation ka izay no anton'ilay fihoanana rampitso any am'soafahana.
Résahana amin'io ny modalité rehetra anaovan'azy.

Sur le principe, le championnat reprendra les mêmes rallyes que le MRC. Il sera en live réparties sur plusieurs sessions hebergés sur le site www.rallyesim.com qui est LA référence des championnats RBR pour le moment. pour cela il faut se procurer auprès de notre fournisseur officiel "bigbang" cheers la version de RSRBR08 mise à jour. Dans cette version on retrouve plusieurs voitures et tous lesmodes de jeu dont le mode en ligne qui nous permet de faire ce championnat!!!

PLus clairement via l'interface de RSRBRNetwork08 lol! on se connecte sur le serveur, on fait les spéciales et le llogiciel s'occupe de l'envoi automatique des temps et du classement. Tu n'as plus qu'a sauvegarder tes replays et le fichier html de tes temps qui te seront demandés pour vérification (si litige il y a) pour plus de détail, on s'inspirera du règlement rallyesim actuelle disponible ici http://rsrbrlive08.rallyesim.com/rule.asp

je laisse les autres expliqué aussi, plus de précision à partir de jeudi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bien expliqué Ramatoa. Rien à dire. Sinon que toute proposition est la bienvenue.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Tena milay ity zany, efa ela zay noho tsy nanao. misy tranon kala eo @ volant Crying or Very sad t'@ ilay swedishsimracers.com nanao temps farany fa aotr'any tsy misy tsony.

Aiza zany alarobia zany?

Iza no manana an'ilay logiciel poins tsara (ilay network rbr tsy aiko maninona teo iny ;-) )

ahaoana tsara ilay live eo? replay sa inona eo?

Réglages réalistes noho tsara.


Tongava nirina58 aa!!!...sady elah efa malaza ho enjana koa @ ity taranja iray ty!!!!!!...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité nirina58

Misaotra daholo Wink ! efa ela tsy nanao fa manao reco kely dia tokony milamina geek

Mba mila phone an'i ramatoa (na big)za @ zay mahazo an'ilay soft rehetra fa ny anay ato mbola rbr normal be reny. Ilay tsotra be. Sady tsy afaka rariva Neutral

Inona zao noho temps anareo?


-Merci Ramatoa pour tes explications! trop sympa. je compte sur toi pour ton tel

COmment changer mon "log" en nirina58 stp, il me dit que mon mail est déja utilisé (surement utilisé par mon ancien pseudo/ help admin!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty ny mailko aza: tahina_nirina@ hotmail.com, andefaso mail a de omeko ny num-ko
Wink
Pour info ny gasy enjana indrindra zao dia i Beelabba sy ny rahalahiny Sylpheed, d'ailleurs Beels a fini 2nd du rallye de Jordanie cheers , devant le champion en titre
Mineshaft II nenazy: 04:40:56
affraidaffraid

Ny ana: 05:08:21, mbola mila ezaka b mihitsy lol!
ben sinon Dodanen et Ramatoa aussi font de tres bons chronos...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Misaotra daholo Wink

COmment changer mon "log" en nirina58 stp, il me dit que mon mail est déja utilisé (surement utilisé par mon ancien pseudo/ help admin!)


Sali sali, sunny
Re tonga soa

Efa nofafako daholo ny login rehetra taloha ; ny avatar efa notehiriziko ;fa avereno amin'izay ny enregistrement

Very Happy



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
ty ny mailko aza: tahina_nirina@ hotmail.com, andefaso mail a de omeko ny num-ko
Wink
Pour info ny gasy enjana indrindra zao dia i Beelabba sy ny rahalahiny Sylpheed, d'ailleurs Beels a fini 2nd du rallye de Jordanie cheers , devant le champion en titre
Mineshaft II nenazy: 04:40:56
affraidaffraid

Ny ana: 05:08:21, mbola mila ezaka b mihitsy lol!
ben sinon Dodanen et Ramatoa aussi font de tres bons chronos...


Mail envoyé.

Ah ok, tena milay be zany. Tena mbola anadio volant kely dia hiverina hikotrana @ zay zany ;-) Ny pc anay koa efa somary taloha ihany..

Mineshaft II c'est le retour?
je me souviens plus de mes temps mais c'est l'aller que je connais.
Rallyschool, chirdonhead, falstone, mineshaft aller. Dès que j'arrive à redémarrer mon PC je vous dis combien j'avais fait (dans 2 jours lol! )

Volant daholo je suppose Wink !

J'ai proposé à His au tel hier soir, de faire un aprem entier ensemble avant le rallye pour s'échauffer.. ambiance conviviale et tout, et le soir, rallye avec copilote, casque, gants et "copilote" cheers hihihihi!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
nirina58 a écrit:
Misaotra daholo Wink

COmment changer mon "log" en nirina58 stp, il me dit que mon mail est déja utilisé (surement utilisé par mon ancien pseudo/ help admin!)


Sali sali, sunny
Re tonga soa

Efa nofafako daholo ny login rehetra taloha ; ny avatar efa notehiriziko ;fa avereno amin'izay ny enregistrement

Very Happy





merci Dadah Very Happy rapide mintsy nareo an Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bon reto misy point du reglement kely voadinika omaly
sinon calqué amin'ny règlement WRC ihany izay tsy napetrako ato
reglement RSRBR08 :http://rsrbrlive.free.fr/rsrbrlive08/pdf/2008-FR-Rev-B.pdf

Ho an'ny championnat gasy zany dia:

7.3 VOITURES AUTORISEES
Seules les voitures de Tourisme (hors WRC) et les voitures de production (hors S2000) pourront prendre part aux épreuves.
1 seul changement de voiture est autorisé par pilote tout au long de la saison dès la première épreuve du championnat


7.4 DEGATS/PENALITES
Les dégâts seront réglés sur « réduits ».
Le temps de référence utilisé pour calculer le temps forfaitaire sera celui du pilote réalisant le plus mauvais chrono auquel on ajoutera 1min de pénalité.
les pénalités seront appliquées seulement sur la spéciale non finie ou abandonnée

Mode dégâts : « Réduit »


7.2 NOMBRE DE SPECIALES PAR EPREUVES
Les roadbooks seront élaborés en tenant compte de la surface réelle du rallye.,
Un rallye aura au moins 12 spéciales
Mais un revêtement d’un type unique (mode gravel) ou mode normal (pour les pays de type terre)sera utilisé les épreuves pour le championnat de Madagascar RSRBR08.

7.8 ECURIES
Possibilité de se regrouper dans des Ecuries. Une Ecurie étant un regroupement de pilotes
quelque soit les voitures choisies.
Vous pouvez vous inscrire parmi 17 écuries prédéfinies. Pas de possibilité d’en créer d’autres.
Une écurie est constituée de 10 pilotes au maximum.
1 seul changement d’écurie est autorisé dans l’année.
1 seul mouvement est autorisé dans l’année. Pareil pour l’intégration, ou
licenciement/démission de pilotes, un seul mouvement possible par saison.
Un responsable est nommé au sein de chaque écurie pour pouvoir prendre les décisions
importantes (licenciement, avertissement…ect). Cette nomination est transmise aux
organisateurs. Seul ce responsable devra communiquer et motiver ses décisions.
Le manager aura tout pouvoir de licenciement dès lors qu’un pilote appartenant à l’écurie ne participera pas aux épreuves programmées durant 4 semaines consécutives et sans avoir
communiqué et argumenté son absence (TSY MAINTSY MANAO LOL). Il pourra ou non consulter les autres pilotes de son écurie pour ses prises de décisions, et les transmettre aux administrateurs qui exécuteront la sanction. Sachant que les pilotes des écuries ne participeront pas forcément à tous les championnats, le dialogue et la concertation seront les règles primordiales.

7.11 CLASSEMENTS MRC RSRBR08
Toutes les voitures autorisées sont classées.
Le classement est établi en prenant en compte tous les pilotes inscrits

7.17 ATTRIBUTION DES POINTS
Les points seront distribués selon les classements et seront
MRBRC (10,8,6,5,4,3,2,1) du 1er au 8ème (sans distinction du groupe auquel appartient la voiture)
7.19 ANNONCE DES RALLYES
Les Rallyes seront annoncés 1 mois à l’avance. (natao 15jrs apres le rallye suivant le calendrier MRC, mbola ho élaborena ny calendrier M-RSRBR08 zany)
7.20 CHAMPIONS
Il sera déclaré autant de champions qu’il y a de classements.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OK OK:

1- Il faudra spécifier les voitures et bien voir les classes pour pas avoir de mauvaises surprises. ex: N4 prod 1, N4 prod 2, F2000-14, etc...

2- C'est ok pour les dégats et les pénalités. Il faudra voir le nombre de spéciales par boucles pour régler l'assistance.

3- Nombre de spéciales et type de terrain OK

4- Attention pour l'écurie. On peut en créer une voire 2 comme a annoncé Rallyesim. Mais les écuries c'est surtout pour vous. Si vous n'avez pas le temps de participer à la vie de l'écurie sur Rallyesim, autant ne pas en créer. Par contre, si le championnat est hébergé sur Rallyesim, il faudra impérativement s'inscrire sur le forum pour pouvoir y participer. On peut faire un championnat sans être dans une écurie.

5- Classement par voitures et par groupe et 1 classement pour les pilotes malgaches. à part.

le reste me semble OK.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Important


Je viens de discuter avec Jim de rallyesim.com. Il m'a demandé si j'étais prêt pour lancer le championnat ou pas. Vous m'excuserez, mais j'ai sauté sur l'occasion. Alors voilà un petit résumé de ce que nous avons décidé. Bien sur, j'ai pris en comte les remarques que vous avez formulé sur le forum.

1-Le championnat sera hébergé sur rallyesim.com. L'inscription sur le forum ne sera pas obligatoire sauf pour eux qui comptent faire partie d'une éventuelle écurie malgache. Par contre, l'inscription sur le Live (RSRBRLive08) sera obligatoire pour ceux qui ne sont pas inscrits. Ceux qui le sont déjà, et qui courent déjà des championnats sur rallyesim.com, y a pas de soucis, ils devront juste modifier leur profil.

2- Pour le choix des voitures, il sera identique à celui de la France Cup qui est déjà organisée sur rallyesim.com. Donc, pas de WRC ni de S2000, ni de Proto, ni de RC, ni de VHC.

3- La voiture définie par défaut sera la Mitsubishi Lancer Evo 6 (groupe A8-2 dans RSRBR08)
Pour cela, 2 changements de voitures seront possibles lors du championnat: la 1ere pour choisir la voiture que vous allez utilisée et la 2nde pour changer durant la saison (au cas où).

4- Pour le nom, ce sera: MRC (MalagasyRally Championship)


Voilà pour le plus gros. Maintenant, la question des pénalités n'a pas encore été étudié par manque de temps. De même, ce qui suit est très important. Chaque rallye sera étalé sur 1 semaine, du lundi au samedi. Cependant, pour permettre à tout le monde de roulr, il y aura 21 sessions durant cette semaine.
Il me faudrait impérativement que vous me donniez au plus tôt, les horaires des sessions afin que je puisse les communiquer à Jim. Je vous le demande car il faudra prendre en compte le décalage horaire. Ainsi, il y aura 3 sessions par jour. Et celles du championnat malgache débuteront à XXh45 (pour un affichage à XXh30).
Exemple:
Lundi: 12h45, 18h45 et 20h45
Mardi: 11h45, 17h45 et 21h45
Mercredi: etc.... jusqu'à dimanche.
Attention, prenez en en compte le décalage horaire car une session à 22h45 se fera à 23h45 à Mada si je ne me trompe pas.

La gestion des résultats sera de notre ressort, donc il y en aura certains parmi vous (volontaires) qui devront donner un coup de main (faites une liste à me transmettre). Ce ne sera pas trop dur, vu ue les résultats seront affichés sur rallyesim.com comme les rallyes normaux, faudra juste mettre le tout en page pour afficher un truc propre (voir Championnat Belge).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Important (suite)


Ensuite, il faudra envoyer tous les roadbooks d'un coup. Comme il n'y a que 6 rallyes, ça devrait être facile. Ceci permettra de préparer tout le championnat, et comme ça il n'y aura plus qu'à attendre les différents rallyes et c'est tout. C'est plus facile à gérer comme ça. Je propose donc que chacun mette la main à la pâte et prépare des idées de roadbook.
Un canevas sera publié bientôt (un truc sous WORD devrait faire l'affaire).
Que ceux qui connaissent les différentes manches du championnat n'hésitent pas à faire des propositions de spéciales, surtout pour dire si telle ou telle spéciale de RBR sont plus réalistes.Une fois tout cela fait, je transmettrai le tout à Jim, et notre championnat sera lancé.

Voilà , je pense que je n'ai rien oublié. Alors, dépechez vous de me répondre s'il vous plait et réfléchissez aux points qu'il faudrait changer ou modifier. Tout est encore faisable maintenant. Une fois que ce sera lancé, ce sera dur de faire des changements.

Dernier point: Ce Championnat sera "notre" championnat, même si d'autres pilotes viendront surement rouler avec nous. Il est hebergé sur rallyesim.com. Mais on peut avoir notre propre forum et ne paspasser par le leur. Donc, le forum de Mrallye peut tout à fait être utilisé comme forum par défaut. Par contre, vu qu'il y aura surement des étrangers, il faudra avoir une traduction, et une équipe en charge de la partie "Championnats étrangers" sur le forum de rallyesim.com, ne serait ce que pour régler tous les petits problèmes annexes.
Bon sanss daholo ! ! ! ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mety amiko tsara daholo reo rehetra reo cheerscheerscheers
ny rally zany fantatra ny anarany fa ny ny piste mbola tsy hay mintsy fa zany hoe ny mety atao dé basena amin'ny rally t@ herintaona ny rally amin'ty saison ty.
NY ahy aloha zany ny fiara he,ntiko dia lancia DELTA A8 (mbôla hiketrika skin rallygasy amin'io lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...