Dude1111 0 Posté(e) le 13 avril 2008 Nanahona iany ilay an'i tsi² finalement?efa nilamina??sa nadaboka???hihii..mila perseverance io dadatoa aaa!!!na @ fianarana azy na @ instalation!!!!hhiihihii ..ka dia mahareta atr@farany!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Saliii daholo indray ry zalah!! nanao aôna ny fihaonana t@ zoma?? efa avy nodiovina tokoa ny registre t@ zoma fa androany indray no hamerina ny install rehetra! ilay hoe mitokona @ farany anie tsy maninona raha mety fa ny problema lazaina fa le fichier mihitsy no simba e!! XP SP2 ny sytème ampiasaiko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Nanao ohatr'io koa ny ahy t@ voalohany!! Ny fika: - copier-na ao anaty dur ilay install RSRBR08 sy ny MAJ rehetra. - installer-na tsara ny pilote CG sao dia... - asiana Ccleaner na regcleaner kely aloha - installer-na @ zay ny RBR original - avy eo ilay RSRBR08 sy ny patch rehetra. Raha sanatria mivaha dia copier-o any @ dur hafa indray alo ilay RSRBR08 Courage e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Ôtrany nety ihany le izy na dia no-ignorer-ko daholo zay lazaina fa fichier simba tao fa eo @ ilay lanceurAddons fotsiny no ampidiriko ilay fiara fa ny tsy azoko fotsiny dia inona no dikan'ity? F2000_12_1 Skoda Fabia 1.4 Ford Fiesta 1.3 MG ZR 105 VW Polo ------------- Yugo Toyota Corolla 1300 Peugeot 106 Rallye fa tsy mety hitako le 106 rallye manko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Reo ny vam misy ao amin'io categorie io, exemple koa zao ao amin'ny catégorie WRC07 zao dia ny C4 irery no ao, fa ra tsy ampiasain'iala anie reo vam reo dia tsy tokony hisy blem ngamba e, satria mety tamin'ireo ilay ni-ignoren la sinon afaka atao copie manuelle ko ny rajout an reo vam reo ngamba ra oatra ka tsy ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 avril 2008 ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato. d misy vam koa tsy misoratra eo ny anarany fa chiffre fotsiny d raha vô ireny no alaina d tonga le izy d mi-plante. fa bon, au moins aloh zany efa nisy fiovana, d raha azoko tsara koh dia manao unloading aloh rehefa te hiova catégorie hafa fa tsy mipetraka définitivement ao le vam!! ary misy fomba hi-regler-na anle vam ve fa le chiffre bobaka be tena mbola ho ela vô ho vôfehy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Tsi2 a écrit: ary misy fomba hi-regler-na anle vam ve fa le chiffre bobaka be tena mbola ho ela vô ho vôfehy? eo ndrindra tsika zao!!! io daholo no mampiketrika an'zala reo ao amin'ny première page ao misy lien manazava tsara ny fomba hi-regler an'azy!! Ny amiko aloha tsy mety amiko sady tsy haiko lé manao réglages D tolomiko am'zao izy no nahazatra ahy Tongasoa eto amin'ty taranja ty aloha zany ianao tsi2 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 avril 2008 ka efa no-imprimer-na mihitsy aza le izy fa d tsy misy azoko ny fandehany e! mila mecano avo lenta vô mahay an'io ngamba!! fa mijery an'ilay resaka setup manager lazain'i beelaba zà tsy misy an'io ao anatin'ilay RSRBR08 ao @ programs files fa fichiers zippés bobaka no hitako ao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Tsi2 a écrit:ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato. Ra za alony i tsi² dia ny daba gpeN4 no hanombohako azy ee!! reno no tena sady maniable no tsy dia kely aina loatra fa manao iany ..avieo miakatra echelon. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 14 avril 2008 Dodanen a écrit:Tsi2 a écrit:ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato. Ra za alony i tsi² dia ny daba gpeN4 no hanombohako azy ee!! reno no tena sady maniable no tsy dia kely aina loatra fa manao iany ..avieo miakatra echelon. Ka ato tena vô manomboka mihitsy koh! le Zastava zao no nanomboako azy d le corolla 1300 dia mba efa eo @ le saxo aloh zao! fa eo @ reglage no mbola henarana ihany koa! ny terrain d le US prospect bridge (mampatsiahy ny ES vontovorona sy masindray zany le izy ). fa hatreto aloh d mbola bobaka ny zavatra tsy azoko mihitsy ny fandehany e! eo @ Lanceur Addons iny, cocher-ko fôna le new stages, camhack, RBR wrong + Tyres fa tsy azoko (na tsy hitako) mihitsy le fiovany; isaky ny manao Loading koa dia mivoaka fona ilay RBR Camera Hack fa tsy azoko mihitsy hoe inona no hifandraisan'iny @ conduite fa d manao Save & close fotsiny aloh ao @ le control settings fa na izany aza aloh efa manomboka mahazo fihany fa tsy migebona firy tsony e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 15 avril 2008 raha hanao réglage tsotsotra dia : 1°- Ny couple diff central eo @ 500 Nm 2°- Couple diff AV eo @ 200 Nm 3°- Ny "freins pied gauche" 95 % 4°- ny pression freins AV 4900 AR 3750 5° ny ressort AV et AR atao latsaka ny 50 Nm 6° Ny boite atao court Ireo dia réglage hoan'i fiara hentina @ volant ary gravel Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 15 avril 2008 Ilay CamHack izany dia reglage caméra. Mila réglage kely aloha ilay izy. Fa en bref dia azo apetraka @ izay ilana azy ny cam avy eo Ilay RBR wrong + tyre indray dia lasa sens inverse daholo ny lalana. Ilay new stage any @ ilay network no tena fampiasa azy (izany moa ) Io indrtay dia ireo lalana vaovao rehetra Sinon mbola velona ihany hatramin'izao ilay focus-ko ato Taraiky be ilay injeniera Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 15 avril 2008 N2_1 Citroen Saxo VTS Ford Fiesta VW Polo 1.6 VW Polo GTI ------------- Renault Clio 1.6 16V Toyota Corolla 1.6 Peugeot 106 S16 ireo zany no mba nosafidiko fa ny mahagaga dia tsy miseho hafa tsy ilay polo 1.6 , clio 1.6 sy corolla 1.6 rehefa hanao selection zà! manginy fotsiny le raha vô chiffre no lasa anaran'ilay vam fa tonga d mi-plante le izy. inn zalah no mety mahatonga an'izany? rehefa manao sauvegarde reglage koa ve d arakarak'ilay vam ihany le izy? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 15 avril 2008 Ilay chiffre indray, tsy misy vam izany eo!! Ny sauvegarde reglage indray dia isaky ny vam sy ny mode izy izay raha tsy diso za!! Fa ny tena mety aloha dia ny miketrika ilay gestion reglagen'i Beelaba iny e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 16 avril 2008 His a écrit: Ilay RBR wrong + tyre indray dia lasa sens inverse daholo ny lalana. Au fait fanamariana kely : ny rbr wrong+tyre dia manova ny pneumtique rehefa mi-lancer ny rsrbr08 ( fa tsy ny rsnetwork)..Au cas ho mi-selection gavel mode enao nefa ny pneu-nao Asphalt !!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 16 avril 2008 Tsi2 a écrit:N2_1 Citroen Saxo VTS Ford Fiesta VW Polo 1.6 VW Polo GTI ------------- Renault Clio 1.6 16V Toyota Corolla 1.6 Peugeot 106 S16 ireo zany no mba nosafidiko fa ny mahagaga dia tsy miseho hafa tsy ilay polo 1.6 , clio 1.6 sy corolla 1.6 rehefa hanao selection zà! manginy fotsiny le raha vô chiffre no lasa anaran'ilay vam fa tonga d mi-plante le izy. inn zalah no mety mahatonga an'izany? rehefa manao sauvegarde reglage koa ve d arakarak'ilay vam ihany le izy? tsy natao o sélectionnena mitsy le misy chiffre reny tsi² a, dikany iny hoe slot vide io, tsy misy vam Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 16 avril 2008 mampimé koa ra-tsi² ty anie!! ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Saliii dawl ndray ry zalah! zay ndray vô tonga eto @ fa tena mbola namita asa kely aloh e! na izany aza nisy fotoana mba nianarana an'ilay jeu ihany. efa azo lazaina aloh fa mba nisy evolution kely ihany raha oharina @ t@ vôlohany fa mbola tsy vofehy manontolo le izy. mbola prise en main fôna hatreto e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Tongava @ larobia ra tsi2 a.mba miara mianatra ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 29 avril 2008 Efa miketrika mafy mihitsy ah io fa ny bleme kely fotsiny ny 01 tsy maintsy mandeh meeting madacox, ny 04 tsy maintsy hijery run, d mbola mandinika mafy hoe hivôka indray koa ve radem nefa vô androany no tonga avy nanao mission nandritry ny 15 jours mety ho lagy ihany Madama ny farany kle, fa mbola ho hita eo aloh e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 1 mai 2008 Tsi2 a écrit:Efa miketrika mafy mihitsy ah io fa ny bleme kely fotsiny ny 01 tsy maintsy mandeh meeting madacox, ny 04 tsy maintsy hijery run, d mbola mandinika mafy hoe hivôka indray koa ve radem nefa vô androany no tonga avy nanao mission nandritry ny 15 jours mety ho lagy ihany Madama ny farany kle, fa mbola ho hita eo aloh e! tsitoherinjo ! manao rbr an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Hain'là ihany fa tsy maintsy ao anatin'ny tontolon'ny sport-auto fôna e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 efa obligatoire ndray ny mise à jour 1.0.8 misy ny ss pribam 2 sy super spéciale pribam ten mazefatra loatra amin'lé téléchargement fa aleo miandry ny any amin'ny bigbang ndray aloha amin'io ny ahy sa aona ra big?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 5 mai 2008 OK rectif kely fotsiny: mise a jour 2.0.0 le izy fa tsy 1.0.8 zay rangà malaelo an ramatoa a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 5 mai 2008 hihihiii Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 efa dispo aty amiko ny mise a jour 2.0.0 sady tsy ilaina itsony reo mise a jour talo ra nouvelle installation no atao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Efa afaka mankao amin'ny QG amzay zany maka azy!! !firy ny taille an'ilay izy? Ary inona zalah no mahatonga an'ilay izy mi-plante foana rehefa atao gravel mode? tena eny antenatenany tsara iny lery tonga d mitokona Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 mai 2008 105 Mo no taille an'lé izy. Merci big bang am'lé izy an mandalova daholo ry zalh maka an'io fa am'herinandro anié dia rally sahady éé!! manjary tsy afaka manao an'lé session publique dray anié raha tsy misy anio hikotranana éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Ao v bigbang raha @10:30 no alaina any le izy? sa inona le kozina am le bandy ao iny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 7 mai 2008 ra sendra tsy ao a dia miteny am lery fotsiny hoe aka ilay mise a jour 2.0.0. ana 105 Mo d efa kopy izy; lery ko aza mba naka le rbr taty amko kanjony tsy nazaka ny graphik an lery, tady ho voan' aretina Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Enjana annie lé virus e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 7 mai 2008 Merci Bigbang fa azoko le izy e!! fa d tena kotsan'ny orana tanteraka zà zao e! mafy zany te hanao RBR zany kle Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 8 mai 2008 Iza? no efa nahavita MAJ 2.0 rsbr08 Fa to tsy mandeha intsony ny special ao anatiny New stage Tsy mahita canyon intsony za, fa lasa west est 2 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 9 mai 2008 zany ve, za tsy mbola ni-install an le izy ndraso installeko raàln d koziko dadah rampitso na asa rzala efa naka ke izy ra nahatsikaritra anizany. Henintsoa?? Tsi²?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 9 mai 2008 siks Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 9 mai 2008 ny ahy aloha katramin'zao mbola tsy misy olana fa efa nandramako daholo reo ss vaovao reo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 mai 2008 dadah a écrit:Iza? no efa nahavita MAJ 2.0 rsbr08 Fa to tsy mandeha intsony ny special ao anatiny New stage Tsy mahita canyon intsony za, fa lasa west est 2 ny ahy mety tsara dadah a ao anaty new stage a partir an RSNetwork n loadena d ok refa micharege le izy east west no soratany eo fa refa tafiditra d canyon no eo an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 10 mai 2008 après installation de "particles 1.73" lasa tsy milamina ny RBR-ako fa lasa mi-plante na micharge ss tsy izy mintsy voatery namerina installation rehetra ndray klééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 mai 2008 ao anaty ny update 2.0.0 vé zany particules 1.73 zany? Tandremo fa ny mi-installer mod hafa ao anaty RSRBR dia mety mahatonga conflit. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 mai 2008 tandremo rzala io mi-install "mod" avy any am sisiny fa tsy avy ao am rallyesim fa tsy tian'ny RSRBR io an!! efa nampitandrina a zay zé avy aty am bigy ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ny an'ah ngamba aloh dia mila fitsaboana manokana mihitsy fa misy tsy milamina bobaka e! ny France sy ny Australie sasatry ny mi-plante raha vao manao gravel mode na ao @ Network na tsotra, ary efa hatramin'izay nazaona an'azy na nasiana MAJ aza ka tsy haiko mihitsy hoe maninona. Sa ve mila ho entina any an-dra Big ny matos? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Tsi2 a écrit:Ny an'ah ngamba aloh dia mila fitsaboana manokana mihitsy fa misy tsy milamina bobaka e! ny France sy ny Australie sasatry ny mi-plante raha vao manao gravel mode na ao @ Network na tsotra, ary efa hatramin'izay nazaona an'azy na nasiana MAJ aza ka tsy haiko mihitsy hoe maninona. Sa ve mila ho entina any an-dra Big ny matos? Ento any @big ao jeudi ariva iny dia jerevantsika eo aveo e!! tte façon vao hita hoe ina ny blm dia raim no mi-resoudre azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 13 mai 2008 Ao fa ho ezahina ho entina aza e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Nanandran ilay hampidinina ny pression na pneu rehefa manao ss lava fa mety b...fa mila mizatra fa miova ny reaction any ilay vam, tao anaty Greece no nanandrana dia lasa stable b ilay fiara dia naka risque b de kkk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 juin 2008 atao firy zany lasa mety be zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 juin 2008 180 AV de 185 AR Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Soafahana a Misy mp kely ao stp ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Soafahana a écrit:180 AV de 185 AR SIX anjamana injay aloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Soafahana motorsports Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 2 juin 2008 Mc Crash a écrit:Soafahana motorsports Partager les So6 leitsy aaaaaaaaaaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites