Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Mc Crash

SETUP RBR

Messages recommandés

Nanahona iany ilay an'i tsi² finalement?efa nilamina??sa nadaboka???hihii..mila perseverance io dadatoa aaa!!!na @ fianarana azy na @ instalation!!!!hhiihihii RazzRazz ..ka dia mahareta atr@farany!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Saliii daholo indray ry zalah!!
nanao aôna ny fihaonana t@ zoma??

efa avy nodiovina tokoa ny registre t@ zoma fa androany indray no hamerina ny install rehetra!

ilay hoe mitokona @ farany anie tsy maninona raha mety fa ny problema lazaina fa le fichier mihitsy no simba e!! Crying or Very sad

XP SP2 ny sytème ampiasaiko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nanao ohatr'io koa ny ahy t@ voalohany!!
Ny fika:
- copier-na ao anaty dur ilay install RSRBR08 sy ny MAJ rehetra.
- installer-na tsara ny pilote CG sao dia... Laughing
- asiana Ccleaner na regcleaner kely aloha
- installer-na @ zay ny RBR original
- avy eo ilay RSRBR08 sy ny patch rehetra.

Raha sanatria mivaha dia copier-o any @ dur hafa indray alo ilay RSRBR08
Very Happy

Courage e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ôtrany nety ihany le izy na dia no-ignorer-ko daholo zay lazaina fa fichier simba tao Very Happy
fa eo @ ilay lanceurAddons fotsiny no ampidiriko ilay fiara

fa ny tsy azoko fotsiny dia inona no dikan'ity?

F2000_12_1

Skoda Fabia 1.4
Ford Fiesta 1.3
MG ZR 105
VW Polo
-------------
Yugo
Toyota Corolla 1300
Peugeot 106 Rallye


fa tsy mety hitako le 106 rallye manko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Reo ny vam misy ao amin'io categorie io, exemple koa zao ao amin'ny catégorie WRC07 zao dia ny C4 irery no ao, fa ra tsy ampiasain'iala anie reo vam reo dia tsy tokony hisy blem ngamba e, satria mety tamin'ireo ilay ni-ignoren la sinon afaka atao copie manuelle ko ny rajout an reo vam reo ngamba ra oatra ka tsy ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato.

d misy vam koa tsy misoratra eo ny anarany fa chiffre fotsiny d raha vô ireny no alaina d tonga le izy d mi-plante.

fa bon, au moins aloh zany efa nisy fiovana,
d raha azoko tsara koh dia manao unloading aloh rehefa te hiova catégorie hafa fa tsy mipetraka définitivement ao le vam!!

ary misy fomba hi-regler-na anle vam ve fa le chiffre bobaka be tena mbola ho ela vô ho vôfehy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

ary misy fomba hi-regler-na anle vam ve fa le chiffre bobaka be tena mbola ho ela vô ho vôfehy?


studystudy eo ndrindra tsika zao!!! io daholo no mampiketrika an'zala reo lol!
ao amin'ny première page ao misy lien manazava tsara ny fomba hi-regler an'azy!!
Ny amiko aloha tsy mety amiko sady tsy haiko lé manao réglages D tolomiko am'zao izy no nahazatra ahy geek
Tongasoa eto amin'ty taranja ty aloha zany ianao tsi2 Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka efa no-imprimer-na mihitsy aza le izy fa d tsy misy azoko ny fandehany e! mila mecano avo lenta vô mahay an'io ngamba!!

fa mijery an'ilay resaka setup manager lazain'i beelaba zà tsy misy an'io ao anatin'ilay RSRBR08 ao @ programs files fa fichiers zippés bobaka no hitako ao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato.


Ra za alony i tsi² dia ny daba gpeN4 no hanombohako azy ee!! reno no tena sady maniable no tsy dia kely aina loatra fa manao iany Wink ..avieo miakatra echelon.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Tsi2 a écrit:
ngamba less le ampidirina copie/coller no ketrehana fa tsy mety mivôka mihitsy le 106 rallye nefa iny no mba saika ho tolomina ato.


Ra za alony i tsi² dia ny daba gpeN4 no hanombohako azy ee!! reno no tena sady maniable no tsy dia kely aina loatra fa manao iany Wink ..avieo miakatra echelon.


Ka ato tena vô manomboka mihitsy koh!
le Zastava zao no nanomboako azy d le corolla 1300 dia mba efa eo @ le saxo aloh zao! fa eo @ reglage no mbola henarana ihany koa!
ny terrain d le US prospect bridge (mampatsiahy ny ES vontovorona sy masindray zany le izy Very Happy ).

fa hatreto aloh d mbola bobaka ny zavatra tsy azoko mihitsy ny fandehany e!
eo @ Lanceur Addons iny, cocher-ko fôna le new stages, camhack, RBR wrong + Tyres fa tsy azoko (na tsy hitako) mihitsy le fiovany;
isaky ny manao Loading koa dia mivoaka fona ilay RBR Camera Hack fa tsy azoko mihitsy hoe inona no hifandraisan'iny @ conduite fa d manao Save & close fotsiny aloh ao @ le control settings lol!

fa na izany aza aloh efa manomboka mahazo fihany fa tsy migebona firy tsony e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha hanao réglage tsotsotra dia :

1°- Ny couple diff central eo @ 500 Nm
2°- Couple diff AV eo @ 200 Nm
3°- Ny "freins pied gauche" 95 %
4°- ny pression freins AV 4900
AR 3750
5° ny ressort AV et AR atao latsaka ny 50 Nm
6° Ny boite atao court

Ireo dia réglage hoan'i fiara hentina @ volant ary gravel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay CamHack izany dia reglage caméra. Mila réglage kely aloha ilay izy. Fa en bref dia azo apetraka @ izay ilana azy ny cam avy eo Razz
Ilay RBR wrong + tyre indray dia lasa sens inverse daholo ny lalana. geek
Ilay new stage any @ ilay network no tena fampiasa azy (izany moa Questiongeek ) Io indrtay dia ireo lalana vaovao rehetra rabbit

Sinon mbola velona ihany hatramin'izao ilay focus-ko ato Twisted Evil Taraiky be ilay injeniera geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
N2_1

Citroen Saxo VTS
Ford Fiesta
VW Polo 1.6
VW Polo GTI
-------------
Renault Clio 1.6 16V
Toyota Corolla 1.6
Peugeot 106 S16


ireo zany no mba nosafidiko fa ny mahagaga dia tsy miseho hafa tsy ilay polo 1.6 , clio 1.6 sy corolla 1.6 rehefa hanao selection zà!

manginy fotsiny le raha vô chiffre no lasa anaran'ilay vam fa tonga d mi-plante le izy.

inn zalah no mety mahatonga an'izany?

rehefa manao sauvegarde reglage koa ve d arakarak'ilay vam ihany le izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay chiffre indray, tsy misy vam izany eo!! Very Happy
Ny sauvegarde reglage indray dia isaky ny vam sy ny mode izy izay raha tsy diso za!!
Fa ny tena mety aloha dia ny miketrika ilay gestion reglagen'i Beelaba iny e!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Ilay RBR wrong + tyre indray dia lasa sens inverse daholo ny lalana. geek


Au fait fanamariana kely : ny rbr wrong+tyre dia manova ny pneumtique rehefa mi-lancer ny rsrbr08 ( fa tsy ny rsnetwork)..Au cas ho mi-selection gavel mode enao nefa ny pneu-nao Asphalt !!!! Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
N2_1

Citroen Saxo VTS
Ford Fiesta
VW Polo 1.6
VW Polo GTI
-------------
Renault Clio 1.6 16V
Toyota Corolla 1.6
Peugeot 106 S16


ireo zany no mba nosafidiko fa ny mahagaga dia tsy miseho hafa tsy ilay polo 1.6 , clio 1.6 sy corolla 1.6 rehefa hanao selection zà!

manginy fotsiny le raha vô chiffre no lasa anaran'ilay vam fa tonga d mi-plante le izy.

inn zalah no mety mahatonga an'izany?

rehefa manao sauvegarde reglage koa ve d arakarak'ilay vam ihany le izy?


tsy natao o sélectionnena mitsy le misy chiffre reny tsi² a, dikany iny hoe slot vide io, tsy misy vam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saliii dawl ndray ry zalah!
zay ndray vô tonga eto @ fa tena mbola namita asa kely aloh e!
na izany aza nisy fotoana mba nianarana an'ilay jeu ihany.

efa azo lazaina aloh fa mba nisy evolution kely ihany raha oharina @ t@ vôlohany fa mbola tsy vofehy manontolo le izy.

mbola prise en main fôna hatreto e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa miketrika mafy mihitsy ah io fa ny bleme kely fotsiny ny 01 tsy maintsy mandeh meeting madacox, ny 04 tsy maintsy hijery run, d mbola mandinika mafy hoe hivôka indray koa ve radem nefa vô androany no tonga avy nanao mission nandritry ny 15 jours Razz

mety ho lagy ihany Madama ny farany kle, fa mbola ho hita eo aloh e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Efa miketrika mafy mihitsy ah io fa ny bleme kely fotsiny ny 01 tsy maintsy mandeh meeting madacox, ny 04 tsy maintsy hijery run, d mbola mandinika mafy hoe hivôka indray koa ve radem nefa vô androany no tonga avy nanao mission nandritry ny 15 jours Razz

mety ho lagy ihany Madama ny farany kle, fa mbola ho hita eo aloh e!


tsitoherinjo Very Happy ! manao rbr an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa obligatoire ndray ny mise à jour 1.0.8 misy ny ss pribam 2 sy super spéciale pribam affraidcheerscheers
ten mazefatra loatra amin'lé téléchargement fa aleo miandry ny any amin'ny bigbang ndray aloha amin'io ny ahy sa aona ra big?? santasanta

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK Razz
rectif kely fotsiny: mise a jour 2.0.0 le izy fa tsy 1.0.8
zay rangà malaelo an ramatoa a lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa dispo aty amiko ny mise a jour 2.0.0 sady tsy ilaina itsony reo mise a jour talo ra nouvelle installation no atao Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa afaka mankao amin'ny QG amzay zany maka azy!! !firy ny taille an'ilay izy?

Ary inona zalah no mahatonga an'ilay izy mi-plante foana rehefa atao gravel mode? tena eny antenatenany tsara iny lery tonga d mitokona

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

105 Mo no taille an'lé izy.
Merci big bang am'lé izy an cheerscheerscheers
mandalova daholo ry zalh maka an'io fa am'herinandro anié dia rally sahady éé!! manjary tsy afaka manao an'lé session publique dray anié raha tsy misy anio hikotranana éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao v bigbang raha @10:30 no alaina any le izy? sa inona le kozina am le bandy ao iny?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ra sendra tsy ao a dia miteny am lery fotsiny hoe aka ilay mise a jour 2.0.0. ana 105 Mo d efa kopy izy;
lery ko aza mba naka le rbr taty amko kanjony tsy nazaka ny graphik an lery, tady ho voan' aretina lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Enjana annie lé virus e!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Bigbang fa azoko le izy e!!
fa d tena kotsan'ny orana tanteraka zà zao e!
mafy zany te hanao RBR zany kle lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
What a FaceWhat a FaceWhat a Face

Iza? no efa nahavita MAJ 2.0 rsbr08

Fa to tsy mandeha intsony ny special ao anatiny New stage
Tsy mahita canyon intsony za, fa lasa west est 2
geek
geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zany ve, za tsy mbola ni-install an le izy
ndraso installeko raàln d koziko dadah rampitso na asa rzala efa naka ke izy ra nahatsikaritra anizany. Henintsoa?? Tsi²??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy aloha katramin'zao mbola tsy misy olana fa efa nandramako daholo reo ss vaovao reo Shocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
What a FaceWhat a FaceWhat a Face

Iza? no efa nahavita MAJ 2.0 rsbr08

Fa to tsy mandeha intsony ny special ao anatiny New stage
Tsy mahita canyon intsony za, fa lasa west est 2
geek
geek


ny ahy mety tsara dadah a lol!
ao anaty new stage a partir an RSNetwork n loadena d ok
refa micharege le izy east west no soratany eo fa refa tafiditra d canyon no eo an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

après installation de "particles 1.73" lasa tsy milamina ny RBR-ako fa lasa mi-plante na micharge ss tsy izy mintsy Suspect
voatery namerina installation rehetra ndray klééé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ao anaty ny update 2.0.0 vé zany particules 1.73 zany?
Tandremo fa ny mi-installer mod hafa ao anaty RSRBR dia mety mahatonga conflit. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tandremo rzala io mi-install "mod" avy any am sisiny fa tsy avy ao am rallyesim fa tsy tian'ny RSRBR io an!!
efa nampitandrina a zay tongue
zé avy aty am bigy ihany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny an'ah ngamba aloh dia mila fitsaboana manokana mihitsy fa misy tsy milamina bobaka e!
ny France sy ny Australie sasatry ny mi-plante raha vao manao gravel mode na ao @ Network na tsotra, ary efa hatramin'izay nazaona an'azy na nasiana MAJ aza ka tsy haiko mihitsy hoe maninona.

Sa ve mila ho entina any an-dra Big ny matos? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ny an'ah ngamba aloh dia mila fitsaboana manokana mihitsy fa misy tsy milamina bobaka e!
ny France sy ny Australie sasatry ny mi-plante raha vao manao gravel mode na ao @ Network na tsotra, ary efa hatramin'izay nazaona an'azy na nasiana MAJ aza ka tsy haiko mihitsy hoe maninona.

Sa ve mila ho entina any an-dra Big ny matos? lol!


Ento any @big ao jeudi ariva iny dia jerevantsika eo aveo e!! Surprised tte façon vao hita hoe ina ny blm dia raim no mi-resoudre azy Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nanandran ilay hampidinina ny pression na pneu rehefa manao ss lava fa mety b...fa mila mizatra fa miova ny reaction any ilay vam, tao anaty Greece no nanandrana dia lasa stable b ilay fiara dia naka risque b de kkk scratchscratchscratchlol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Soafahana motorsports bouncebounce


Partager les So6 leitsy aaaaaaaaaaa lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...