Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tool

Membres
  • Compteur de contenus

    4
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Salut daholo e, Tsy aiko na eto ty annonce ty no tokony apetrako, fa membre vaovao moa ny tena ka d miala tsiny indrindra. Sao mba mety misy olona intéressé ividy ireto zavatra ireto (tsy misaraka fa tonga d mandé mitambatra) : - PC 2,4Ghz, 3Go RAM, 512 Mo Graphik, fanaovana RBR (fluide tsara tsy misy problème) - Ecran plat 17" - G27 mbola vaovao be (azo il y a 6mois sady zara fa niasa) - Playseat complet miaraka @ frein à main Très bon état daholo ireo zavatra voalaza eo ambony ireo 2 400 000 arirary à débattre. Somary en urgence ihany ilay izy fa mila vola maimaika e. Merci e.
  2. Salut daholo e, Tsy aiko na eto ty annonce ty no tokony apetrako, fa membre vaovao moa ny tena ka d miala tsiny indrindra. Sao mba mety misy olona intéressé ividy ireto zavatra ireto (tsy misaraka fa tonga d mandé mitambatra) : - PC 2,4Ghz, 3Go RAM, 512 Mo Graphik, fanaovana RBR (fluide tsara tsy misy problème) - Ecran plat 17" - G27 mbola vaovao be (azo il y a 6mois sady zara fa niasa) - Playseat complet miaraka @ frein à main Très bon état daholo ireo zavatra voalaza eo ambony ireo 2 400 000 arirary à débattre. Somary en urgence ihany ilay izy fa mila vola maimaika e. Merci e.
  3. Salama daholo e, Faly tafiditra ao anatin'i ity site ity ny tenanako. Efa mpanaraka zay miseho rehetra eto efa 3 toana ngamba zay, fa zay vao nanao inscription. Tool
×
×
  • Créer...