-
Compteur de contenus
12 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
makaray a commencé à suivre Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces, mrc Old, V-RC 2012 et et 1 autre
-
set up calculateur
makaray a répondu à un(e) sujet de makaray dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
set up calculateur
makaray a répondu à un(e) sujet de makaray dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
set up calculateur
makaray a posté un sujet dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
slt afaka iray volana eo izany dia hilalao vovoka isika, hirefodrefotra indray ny tafondro, sy "basy maro vava"...lé bang io! resaka bang ihany , fa iza izany no mba top 3 am préparation sy set up boitier eto am tanàna. misokatra ny sehatra de posibl v ohatra oe mitovy daholo ny réglage ny vam rehetra nokitihin'i mr préparateur x, styl "copie coller" e! -
-
-
Présentation T-jet060
makaray a répondu à un(e) sujet de T-jet0601 dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
salama daholo isika ato am Mrallye! makaray no anarako, euh, makafia tanteraka raha vao resaka sub gc8. Tadidiko tamin'ny taona 92 tany angamba no nahenoiko, ny feon'ny flat4 subaru voalohany, legacy izy tamin'izany, tour de corse (K7 vhs sendra nojerena tany amin'ny bandy akama), hita tamin'izany koa ny clio williams Diac. Tsy afaka tato amin'ny saiko intsony io feo "sub" (première géneration) io. Dia mitohy ny tantara hatramin'izao... siora!