Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ChrisJones

Membres
  • Compteur de contenus

    102
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ChrisJones

  1. ChrisJones

    peugeot 504

    Length overall: 4.36 m* Width overall: 1.70 m* Front track: 1.49 m* Rear track: 1.43 m* Kerb weight:1300 kg* Fuel tank: 60 liters Engine: 2664 cc V6 Puissance Maxi (ch DIN) : 136 à 5750 t/min * Couple Maxi (m.kg DIN) : 21.1 à 3000 t/min* Tyres:175 H R 14 "High Speed" Power assisted rack and pinion steering* 0 à 100 en 8s* 0 à 140 en 14 s* * Je suis parti à partir de ces caractéristiques pour dresser les physics sur RBR de cette 504 !!! C'est la version coupée, je n'ai pas trouvé sur le net le blueprint complet de la version berline... Des corrections???
  2. ChrisJones

    peugeot 504

    Merci e!!!! Hezahana mitsy mba ho performance & comportement akaiky indrindra an lé 504 lé iz na dia efa presk azoko antoka aza fa tsy ho à 100 % satria RBR tsy manao gestion native -na propulsion
  3. ChrisJones

    peugeot 504

    Mandroso ihany ny fikarakarana an lé fiziksa e!!!! Efa mba 0-100 km/h zao efa mba entre 8 et 9s eo ho eo ny 0 - 140 efa mba +- 14s Ny direction efa mba henjankejana Vô 2 % ny zavatra tokony atao ngamba zay Sarotra lé physics, tsy misy zava-pantatra ny ao anatiny fa d mianatra sur le tas d manova tsikelikely eny e!!! Ho asiana comparaison kely @tena iz atsy ho atsy ngamba raha tsy zany tsy ho hay mitsy lé sensation.... zaraina eto ihany zé mba traikefa kely azo any aoriana any!!!
  4. ChrisJones

    peugeot 504

    Mandeha miadana ka!!!! Alefa tsikelikely
  5. ChrisJones

    peugeot 504

    refa manao an lé export to RBR ao @zmodeler d cocher-na lé rewrite ini files
  6. ChrisJones

    peugeot 504

    Kely sisa d goooooooooooooooo!!!
  7. ChrisJones

    peugeot 504

    ! Reveko kosa 'lay ketrika an! toundé hitako sahady lé Cinqsss coupééé! Hoatrany efa hitovy amin'lé iray izany izy io ééé! loool Marina zan!!!! Tsara twa no handefasana an io daba io voalohany rehefa vita zany fa hita eo e!!!!
  8. ChrisJones

    peugeot 504

    Efa vita ilay manintsy ny diso sasany @ ilay 3D. To Do list @ manaraka: - skins - physics manakaiky ny tena izy (sarotra lé physics propuls satria RBR tsy mahay migérer afa-tsy 4x4 sy traction avant donc tsy maintsy miketrika lalina an lé physics=>inversion pneu avant > arrière=>pas de frein à main raha ny logique / Lé physics an lé volvo hoantrany mandainga : 0 à 100 en 3s ) - Intégration-ana son ana 504 =>Mivaoka ny version beta 1 après an'io Efa miainga any koa lé golf Type 2 e d miampy daba malaza iray zay
  9. ChrisJones

    peugeot 504

    Tena mbola miketrika an lé hanintsiana an lé pneu avant io za zao fa koziko eto ihany!!!!
  10. ChrisJones

    peugeot 504

    Miandry isika mianakavy fa gasy e!!!!lol Mbola b défaut b io daba io fa ketrehina milam eny e!!!
  11. ChrisJones

    peugeot 504

    efa nandalo tao an-tsaina mitsy fa mbola nampiasa an 'ilay physics creator iny alou pour voir hoe ahoana no avoakany (mbola manondrana lou lé iz hatr@ zao) Tsara lé iz raha mba proche du réel nefa ny blem zao d zahay tsy mahafantatra an lé sensation an ilay conduite sy comportement an lé 504 mitsy fa d manolana tableau excel eto fotsiny d miandry zé avôkany ao!!!lol
  12. ChrisJones

    peugeot 504

    Efa miketrika an lé physics zao ka !!! Efa afaka lou lé turbo sady efa 2RM !!!! Eo ampikarakarana mamadika an lé FWD->RWD zao!!!
  13. ChrisJones

    peugeot 504

    Kely sisa d tonga lé vola avy any @ CNAPS e!!! Ty lou misy preview kely e: Mbola version alpha io an!!! Mbola mianatra sur le tas koa mantsy !!!! Mbola physics an lé Impreza 03 io=>Mbola misy diso ny empattement, mbola WRC io zao!!! ( 504 WRC) , Skin mbola tsisy tokontaniny, mbola feno mivilambilana b lé bibin, Tsy mety potika io daba io na dia midona @ hazo aza (Pour Tricher tafa b) fa refa mivadika kosa d tsy maintsy RESTART mitsy vô mety!!! To Do @ manaraka: - Manitsy ny diso rehetra @ lé model, - Création physics 504 Kely sisa d tafa e!!! @ manaraka ô!!!!
  14. ChrisJones

    peugeot 504

    Andramo: Midonlod fichier sous 3dsmax Importer dans zmodeler Exporter sous format RBR .sgc >>>zay no fika hitako Tsika zao mbola any am fianarana modelisation fiara sous Sketchup an! misy exportation fichier 3ds ihany le izy fa tena tsy avôkan'lery mihitsy ao am zmodeler dia ngamba tsy maintsy hijanona Zmodeler fotsiny ihany. inona avy ny plug-ins alain'là lety? Tonga Zmodeler ketrehina e!!!!
  15. ChrisJones

    peugeot 504

    Andramo: Midonlod fichier sous 3dsmax Importer dans zmodeler Exporter sous format RBR .sgc >>>zay no fika hitako
  16. ChrisJones

    peugeot 504

    raha mba misy avancé dia mba hataovy eto ny screenshot .... questions: - inona ny logiciel ampiasana (Zmodelers) ? - ahoana ny problema ny physics (misy caractéristique tech cinqs ve efa harahina) ? Misy resaka post miresaka ny creation de voitures atsy @ Rallyesim dia tsara raha mifandray @ ry ROYSTEF sy ny tariny surtout @ ilay resaka intégration an'ilay fiara Bon courage fa milay zany eee !!! vu sur rallyesim ty misy lien pour un tuto Zmodeler Ye zay mitsy no avantagen-lé Zmodeler/3DsMax Fa 3DSmax no ampésaina Tena efa manaraka ny caractéristique na cinqs zé hita tena @net alou fa refa vita vô bichonner-na tsara.... D lé RBR physics creator no hicréerna an lé physics + bidouillage mba ho lasa RWD tsara (efa nijery sopapa an lé M3 fa houohouhouho) Alefako atsy ho atsy ny screenshot an lé izy sady misy ketrika makarary enin-doha b momba @ ty RBR d samy miandry ny vokatra isika e!!!!
  17. Merci!!!Tandremo twa sô d misuicide loatra fa miandry fotsiny mantsy ny Amerikana!!!!
  18. ShawnCarter Des Amériques Merci ben!!! Ho avy ny vokatra ka!!! zaraina ho antsika rehetra refa poins tsara!!!!
  19. Beels aza letsy efa impiry 1er au général fa mbola foana kou Tonga soa aloha ShawnCarter e (mba hafa indray izany pseudo zany an) D faly miarahaba an Thomas koa za e!
  20. Efa Goooooooooo to Gorisa Gorisa party ka!!!!
  21. ChrisJones

    meilleur temps?????

    Nenà 1.17:86 , gravel, Impreza 06, reglage WRCSetup2 tao @ bhmotorsports.com sur Momo Racing (nahena koa ny FFB)!!! manivaka+G25+daba bien réglé= temps < 1.13 https://www.youtube.com/user/Jippe77#p/a/u/2/pKsoQKfw9Os Mbola tsy favori za lé aza!!! mbola 1.17 foana
  22. Miam Miam zany zany an!!!Juste pour rire
  23. ChrisJones

    Records

    Norma b lé temps ireo koa!!! Jereo itony koa: Mazavazava @ zay ngamba lé temps blindé sasany ireny
×
×
  • Créer...