Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ChrisJones

Membres
  • Compteur de contenus

    102
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ChrisJones

  1. ChrisJones

    V-MRC SAISON 2011

    Misy bug na nisy bandy nikitika ty post ty an!!! d nampian lery an ty ambany ty lé iz!!!! hangatahana ny tompon'andraikitra mba hanome fanazavana fanampiny @ zao fisian'ny bandy manovanova zavatra zao nefa ny tenanay tsy niteny ratsy na hoe nanaratsy olona!!! realistic addict !!!! ouverture grand public = milalao ka !!!
  2. Efa ao dôl ireo bandy ireo fa miandry an twa ny firenena malagasy C'est gratuit en plus
  3. ChrisJones

    EVO X

    wez wez it's very true fa ra mbola mis daba 1RM ary de zay no tena tsara pour debuter mwahahahaha Daba 1 RM = Bisikleta!!! E@Hoza-pe
  4. ChrisJones

    ~~Trombinoscope~~

    RAKOTONIRINA Arnaud alias ShawnCarter a.k.a ChrisJones dit CJ (CeeJay)!!!!
  5. ChrisJones

    V-MRC SAISON 2011

    >>> voilà!!! Justement!!!+1 @ lé proposition!!!
  6. ChrisJones

    V-MRC SAISON 2011

    Lé dégât réduit lou hatreto no lanin'ny maro!!! Fa lé différence entre lé maro sy lé minorité raha lé vote eo ambony io d 3 fotsiny!!! Mety tsy mpanao live sy session en ligne daholo, mety misy hilaza aza hoe manque d'expérience na koa hoe mety hisy fiantraikany @ mpandray anjara au niveau international!!! Na izany aza atsipy ny teny ho an'ny mpandrindra ny fifaninana hoe misy tendance ato, izay tsy azo hodian-tsy hita, partisan an lé réaliste!!!Ary samy isika mianakavy ihany io!!!! Azoko tsara lé souci @lé dégat réalistic hoe ho maro ny DNF, ny temps hihena, ny tena hiala @ lé zone de confort mahazatra!!!! Za nefa mahita hoe rehefa mahay migérer marina d tsy d mahita blem !!!! Hafahafa b lé hoe simu simu simu nefa ny tiantsika ao @ lé izy kay d lé daba sy lé physics ary lé lalana ihany!!!! Samy tsy réel na lé réduit na lé réalistic: Fa kosa iza no manakaiky ny tena izy??? Midona @ hazo à 80kph d lasa foana : cas tsy hisy mitsy ngamba @ réalité!!!! manao saut d manondrana lé daba: cas possible na d tsy miseho matetika @réalité!!! Atsipy ny teny hoe mba jereo ihany ny possibilité hoe refa live d mba atao réalistic!!!
  7. ChrisJones

    V-MRC SAISON 2011

    Mbola betsaka lou hatreto zan ny partant @ lé dégât réduit!!! Fa kosa vu ny différence (et la tendance mm) entre le Pour et Contre an lé realistic d sô d tokony ho jerena ny faisabilité an lé realistic au niveau contest ihany ohatra araky ny an'i Hajax sy Soaf!!!! Fanontaniana: Iza no manakaiky ny réalité kokoa: Midona @ hazo b fa zara raha simba=>Tonga arrivée soa aman-tsara sa Midona @ zavatra kely d DNF!!!!
  8. Merci @lé VTV an!!! Lalan-tsarety Party!!!!Tohizo fa milay e!!!
  9. ChrisJones

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Tellement mitady ravinahitra ka mitrotrongy @tany hatr@ fisainana!!! bandy eto @ mrallye eto ihany io eeeeeeeeee! Za manokana lou mila VVF,TRKBL,SSDRSK foana e!!! D manakuraz an-draHents e!
  10. Tsy aleo lé afaka ovaovaina ny habeany @ zay mety ho an'ny rehetra!!!lol
  11. Ny plan mazava, ny économie bdb noho ny mividy tout-fait, ny tena mahazo fahafinaretana!!!! que demande le peuple!!!lol
  12. Vous avez l'âme d'un bricoleur!!! Partagez ici vos créations et astuces!!!!!!!!! Voici quelques plans de playSeat Home-Made à faire par soi-même un peu de théorie: http://vincentmaury.free.fr/simulateur.php Support de volant
  13. Lé Sibiu SuperSpecial koa masaka ry zalah an!!! Tsy haiko na efa any anaty addon BTB any !!! Reveko kosa io klé!!!! # SS: Sibiu Superspecial # Lugar: Rumania # Distancia: 2.1 Km # Autor: Spiridush (rum) # Superficie: Grava # Colaboradores: RaulWRC http://fuentina-racing.mforos.com/1825312/9313351-nuevas-especiales-btb-stages/
  14. Mafinaritra e!!!! Indrindra lé misy teny anglisy e!!! Aza adino koa nefa ny teny Malagasy e!!!
  15. ChrisJones

    peugeot 504

    J'AIME (la remarque et ... la voiture)... misy kozy izay teto tamin'ny challenge bebesa hoe : mitondra am-bavaka lesy ry shawncarter a!! :lol! . tounde efa porpul's zah amin'ny VMRC 20111 Merci e!!! tena efa mikaraka e!!!
  16. ChrisJones

    peugeot 504

    Mbola tsy ao mitsy moa zan lé physics e==>Sarotra entina tsara mitsy lery @izao !!! mila tsy ho vita lé rally school sady en plus mbola milona be lé daba!!! Ketrika et katroka d alefa eto indray ny tohiny e!!!!
  17. ChrisJones

    peugeot 504

    Mise à jour kely e!!! Efa elaela tsy nikitika fa tena valaky ny kandra e!!!! Mbola tena version alpha ty berline ty (eh oui nataoko berline indray e)!!!! Mbola tsy ao ny jiro sy fitaratra, jante mbola ana sub. Miainga b ny lohany (resaka répartition de masse ao @lé physics iny raha tsy diso za)!!!! Kuraz za!!!lol
  18. ChrisJones

    SSDRSK prochaine saison WRC

    C'est confirmé!!!! Mini entre en WRC ! La voiture sera développée par Prodrive!!!! http://www.lefigaro.fr/flash-sport/2010/07/27/97003-20100727FILSPO00345-mini-entre-en-wrc.php
  19. Mini pourrait faire son apparition au Championnat du monde des rallyes la saison prochaine. Avec qui à son bord ? Un certains Grönholm peut-être ..... Le retour de Toyota et rallye raid+WRC pour VolksWagen et la bombinette DS3 Gooooooooooooooooooooooo!!!!! ..... http://www.lefigaro.fr/auto-moto/2010/07/25/02019-20100725ARTSPO00082-mini-et-gronholm-en-renfort.php
  20. ChrisJones

    Ben

    zǎo shàng hǎo Ben!!!!
  21. ChrisJones

    Safe mode sur Rbr

    Ato misy bandy efa nanao reverse engineering an RBR: http://www.geocities.jp/v317mt/reveng.html Vita tsara io safe mode io raha mis bandy mahay midev tsara sy mahay mi-exploiter an reo info ireo...
  22. ChrisJones

    3ème Manche RBR live

    Tokony ho tafement za @ zany d mba handeha hijery any e
  23. Ary raoviana ny résultat an lé concour no mivaoka ?
  24. Afaka mandefa maromaro ve ? Misy Prix ve ilay izy? Aona ny resaka droit d'auteur avy eo?
×
×
  • Créer...