-
Compteur de contenus
82 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
rila2real a commencé à suivre News & Informations des Clubs, Photos - Videos, mrc Old et et 4 autres
-
-
-
-
Karting SO6 Contest [dimanche 5 décembre]
rila2real a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6
-
VW golf Type 1
rila2real a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
4 Jantes de marque ASA 15p pour peugeot
rila2real a répondu à un(e) sujet de rila2real dans Petites annonces
-
-
-
-
-
-
Merci @ elesany rehetra nanao recits é, miandry ny suite ny an' i M.n.r sy ny recit an' i dzaomalaza à! ôka leitsy bainina le ,tena jusqu' à ce point ve le? Bandy koa no nilaza an'io, fa na tsy officiel aza le izy d tena vô-maika manome courage ny @ manaraka izany an! merci leitsy à, d +1 @ le resaka securité, za nahita fa tena tsy haingitraingitra mihintsy ny arceau @ lalao ôtr' ireny.
-
TsitsiGalli> merci é, fa la prochaine aloha c sur tsy maintsy tonga é! et j' essaierai de mettre tout les atouts de mon côtés. Nari9> merci bainina à! ho avy é! Dzaomalaza> okay leitsy à! écolage ireny ary mi-reconnaitre ny faute-ko za tondé namely mafy vô essai, nefa hay nisy paramètre kely niova de zay. Efa nahatsapa mantsy fa masaka ny recos sy ny "essai" taloha Ny lesona azo tsoahina izany araky ny lazain' le bandy akama izay, d mila maka marge d' erreur ihany rehefa manao recos sy "essai". Za tsy nanao an' izay fa nalaiko limite daholo ny tracée rehetra, ny daba koa tena en forme B sady tena adapté @ boîte-ko tsara le làlana, fa bon iny ny resultat é!
-