Hevitra tsara zay sady tsy de mbola hita n maharatsy an lay mifampindrana , raha azo atao toko alou , satria zvtr efa fanaon' ny maro ian io ; fa na izany mila resy lahatra ihany ko ny mpandray anjara ny @ ilay investissement hatao.Raha miaraka tonga ny recepteur an'ny Fédé sy ny transpondeur ho an'ny mpanadray anjara (raha io hevitr'elah io ) de mety le izy @ zay mba tsy misy oe ny iray ihany no manana de avy eo leizy tsy mbola ho azo ampiasazina akory ; nefa mifameno ny asany de manjary tonga ndray le Fa araky ny tenin Hirvo oe mila halalinina tsara le izy alohan 'ny hanaovana azy !!