-
Compteur de contenus
1 125 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Smam
-
-
-
-
-
-
T@ voalohany nandefa mitsy aho, de ny fichier 7z ihany no voarain'ny lery hono fa latsaka daholo ny replay sy temps, faharoa ndray au lieu de dossier 5 Mo no voarainy de lazainy fa 1 Mo ihany hono de tsy mety. Ny conseil'ny Fifou, zay fanao n'ny Beelabba hono, de atao par leg ny envoi fa tsy rallye complet de maivana kokoa ny fichier
-
-
Salut ry zalahy, Manana Pb aho suiten'io rallye io satria zaho controlé de nandefa ny fichiers, de nolazain'i Fifou fa ny 7z ihany no tonga de nasainy namerina nandefa, de lasa daholo ny fichiers (nahazo confirmation d'envoi aho). Sady nifanao echange par MP sy tao @ forum t@ Fifou aho t@io. Zao anefa i lery tsy namaly ntsony na MP na ao @ Forum nefa zaho nataon'i lery DNF de very ny point, de any @ statut pilote-ko de nahazo avertissement koa aho hoe RALLY ARGENTINA : Missing all replays & HTML files : DNF. Zany hoe tsy niova zany io statut-ko io taorian'le envoie réussi replays+html+7z Inona no tokony hataoko? Sao de mba afaka mihetsika kely M. le Manager RPR
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Ty ny reglement lesy: Dans le cas d’un abandon de spéciale, la règle du super rallye sera appliquée. Elle vous permettra de reprendre le rallye sur la journée suivante sur des rallyes en plusieurs journées (legs), en vous attribuant des temps forfaitaires sur chaque spéciale abandonnée ou sautée (Skipped), ou faisant suite à une spéciale abandonnée d’une même journée. Zany hoe skiped daholo ny tempsn'ialahy rehetra taorian'ny abandon mandritran'iny journée nanaovana abandon iny. Fa tsy hoe comptabilisé après service park. Zay no danger @le abandon
-
-
-
-
-
-
Zaho naita ny temps an'ny lisany @ wrc tena itako mifampitana @ favoris mitsy refa mandeha, raha tsy midoboka. Mety hahazo podium ihany isika @ manaraka a Fa nahafinaritra ahy koa ny rythme tao kah, milay le rallye sady ny météo ao tsara. Attaque foana raha mety, miandry temps Henjana koa le nahazo an'i tweet t@ rallygasy, DNF i lery fa hoe tsy nandefa replay, nefa hono izy nandefa. Mila mireclam. Manager, inona no fika @zany?
-