Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Smam

Membres
  • Compteur de contenus

    1 125
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Smam

  1. Smam

    Rallye Chill Out

    Nafotaka ny fifanazavana t@ Fifou fa nanaiky ihany i lery ny farany. Hoeken'ny lery hono ny temps-ko le nisy pb t@ leg2 de mba somary miakatra ny classement. Hoita eo rampitso e Maiba> soa ihany fa nanao reclamation lesy, zaho efa saika kamo de tsy haka depart leg3 akory
  2. Smam

    Rallye Chill Out

    Deception totale koa ny Chill out e. Nanao le pb ndray ny ordi-ko. T@ leg2 ss6 de haka depart de lazainy fa nanao abandon e. Ny temps-ko ary tsy voaray akory. Leo be e, nefa mba tsara place ihany. Ohatran'izao no nitranga de tsisy fika e
  3. Smam

    Rallye Chill Out

    A la limite aloha desactiver-o le redemarrage automatique: Clique droit poste de travail\Propriétés\avancé\Parametres dans demarrage et récupération dia decocher-o ny Redemarrer automatiquement
  4. ny anay tsy asehonay kleu. Ny anay misy sezabory
  5. Smam

    NATIONS CUP

    Lìsany 3 mitsamy mila manoratra @ Beels ny pseudo sy fiara sy mail fa hampian'ny lery @ reglage. De aza adino iany ry zalahy ny mizara setup avy eo a. Bonne chance daholo e
  6. Smam

    Rallye Chill Out

    Merci lesy Rimorimo. Tsy sahy naka depart leg2 mitsy aho fa tsy en confiance mitsy. Sady ny mrc teo aloha tsy namely d miezaka hanao tsaratsara @ty
  7. Smam

    CONTEST RALLYE RTA

    Adinoko marna aloha fa niala tsiny t@le remise talata fa tena niasa h@ alina de tsy afaka Tsara zany hevitra zany kah, 1-Ny momba le signalétique ry zalahy, proposition-ko ty, tena tokony ampiana loko brillant (mavo ohatra) ny logos antsika de visible tsara (i rimorimo sy ze bandy hafa havanana photoshop sao de afaka miasa kely momba an'io raha d'accord isika?), de manao banderole 1 sy autocollant de atao @ matos sy ze hafa koa. 2-@ mois de juin zany efa ririnina mety frizy be ny polo antsika. Sao de eritreretina ny manao pull avec logo. Ireo aloha ny contribution-ko @le hevitra
  8. Smam

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Matoky an'ny lisany ry zalahy a A fond a fond sans KKK de ao tsara e
  9. Smam

    NATIONS CUP

    Nomenabryan ihany moa no Maiba a!! Zay le izy e. Ao ialahy kah
  10. Smam

    CONTEST RALLYE RTA

    Tsy aleo atao eto @ forum aloha ny echange raha mety, de raha tsy mety vao manomana fivoriana
  11. Smam

    Rallye Chill Out

    ataovy milay lesy Rimorimo a Fa kestion kely momba ny pneus @ leg2 boucle 1 Cote Thick Fog, ny eritreritro hoe Pneus Gravel dry no hampiasaina nefa ohatran'ny malama be. Ataon'ny lisany firy ny gonflage pneus lty @ io speciale io?
  12. Smam

    CONTEST RALLYE RTA

    Mba hazavao kely ny momba an'io hoe ry zalahy fa tsy au courant an'io mitsy aho
  13. Smam

    Rallye Chill Out

    Io ary e Chill Out Leg 2 Listing # Country Stage Surface Weather Light 1 France Cote d'Arbroz (4,5 km) Gravel Thick Fog Daylight 2 Australia NewBobs (10,1 km) Gravel Cloudy 'dry' Daylight 3 Japan Pirka Menoko (6,7 km) Gravel Good Daylight »»» SERVICE PARK ««« 4 Japan Noiker (13,8 km) Gravel Good Daylight 5 Australia NewBobs II (10,0 km) Gravel Good Daylight 6 USA Prospect Ridge II (7,9 km) Normal Good Daylight Chill Out Leg 3 Listing # Country Stage Surface Weather Light 1 USA Prospect Ridge (7,8 km) Normal Good Daylight 2 Japan Tanner (3,9 km) Gravel Good Daylight 3 Australia NewBobs (10,1 km) Gravel Good Daylight »»» SERVICE PARK ««« 4 Japan Tanner II (4,0 km) Gravel Good Daylight 5 Japan Pirka Menoko II (6,5 km) Gravel Good Daylight 6 France Cote d'Arbroz II (4,3 km) Gravel Good Daylight
  14. Smam

    WRC - RALLYE OF TURKEY

    Tokony hasiana comité des profs mihitsy de nareo favoris rehetra ireo no mpampianatra a
  15. Smam

    WRC TURQUIE

    Namely kosa Irina sy ny Polo tao a.
  16. Smam

    Rallye Chill Out

    Zay mitsy no tsy azoko tsara ry Irina, le kozy t@ sabotsy zao hoe ahena be ny gonflage raha bad condition kanefa ny pneus dry hoy Noriza. De nataoko 170 kPA ny ahy, kinanjo tena lakana be mitsy tao Prospect V1, tena saika sortie foana. Ratsy koa zany nahazo an'ialahy zany. Mandreraka mitsy le pb matos sy connection e
  17. Smam

    WRC - RALLYE OF TURKEY

    aleo ary zao ndray e, Felicitation ho an'ze manao abandon rehetra e. Ny tenanay anisany o De tsy mamerina ntsony @ manaraka
  18. Smam

    NATIONS CUP

    Efa navoakan'i Beelabba moa ny RB nefa notsoahiny tao @ forum fa manjary hitan'ny adversaire. Tsy voaraiko le iey fa mba ataovy ato le izy ze manana ry zalahy a. De isika RPR koa tsara raha samy mikotrana le izy de mifanakalo temps ato aloha. Sa ahoana?
  19. Smam

    Rallye Chill Out

    Nahavita leg1 aloha, aleo niassure fotsiny fa mbola maka rythme. Mbola vitsy kely ny bandy ao (32 partants) fa zao aloha ny classement après leg1 1 fablide Mitsubishi Lancer evo9 A 11:16.34 2 zazamaditra Mitsubishi Lancer evo9 A 11:31.81 3 Toad Subaru Impreza 95 A 11:43.06 4 hajax Mitsubishi Lancer evo9 A 11:54.98 5 smam Mitsubishi Lancer evo9 A 12:05.04 6 dnafria Subaru Impreza N12 N 12:27.96 7 andrinoa Mitsubishi Lancer evo9 N 12:33.26 8 Cromax Alfa 33 N 12:40.75 9 QrpRacing Citroen C2 R2 Max R 12:43.62 10 chepilevski Peugeot 206 XS A 12:53.77 11 Quentin07 Porsche 911 Turbo GT 12:55.42 12 Rimorimo Mitsubishi Lancer evo9 A 13:05.01 13 Rick4222 Mitsubishi Lancer evo9 A 13:05.90
  20. Smam

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Ataoko teny gasy sao kobon-dry zalahy. ze vozongo mankato @ty site ty ange de efa maita le roadbook nalefan'ialahy io Beelabba e.
  21. Smam

    /////2ème manche/// RBR live///

    Nafinaritra e, première participation moa de tody arrivée na de teo aza ny sortie betsabetsaka ihany. Mitady ho leo an'le evo9 koa ny tena fa tsy mety voafehy mihitsy le izy e. @ manaraka ndray e.
  22. Smam

    SESSION LIVE DE CE 17/04/10

    Misaotra antsika rehetra e. @ manaraka manao misimisy. Misy resaka natao t@ Beels hoa tsara eritreretina ihany e, i lery zany niteny hoe possible maka an'i cemes Betongolo 100 000 ar ny location zay mahazaka matos betsaka kokoa. Sao de mba tokony jerena miaraka @ organisateur ihany. Itako manko hoe betsaka tamitsika ihany no sahirana t@le nizatra matos'ny bandy hafa
  23. Smam

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Raha tsy diso aho de sy maintsy WRC ny vam a. Beels> Tsy azoko tsara le 2 listes ireo, iza zany no liste pilote prioritaire?
  24. Smam

    Yellow Card Board

    Le carte jaune aloha tsy manatrika le fivoriana Ravalo sy Andry ialahy e. Io aloha raha ny fahazoako azy de 1er avertissement ao @ Rallysim, fa raha manao faute manaraka de mety hahazo suspension provisoire à durée determinée ialahy, de avy eo mety tena suppression compte mihitsy. Zaho koa aza moa zao carton jaune aloha, saria hoe tsy nandefa replay Azo resahina ange ry zalahy hoe alefan'ialahy ny 7z ohara manamarina fa tsy nandray départ ialahy e
  25. Smam

    PROBLEME POINT STABLE

    Jereo lesy ao @ liste pilote ny an'ialahy d asehony ao daolo ny rally natao d fantatra ao hoe taiza ny rally very point
×
×
  • Créer...