Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tito111

Membres
  • Compteur de contenus

    616
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par Tito111


  1. Kaiza kaiza ry zalahy a

    Voalohan-teny dia ny fialan-tsiny raha izao vao mipoitra indray... sady miala tsiny fa tsy nahafantatra ny fisian'ilay fivoriana raha tsy asabotsy maraina niresaka t@ Damix.

    (@manaraka refa misy zavatra important be ka tsy namaly a tato @forum, sms-eo kely iany zalahy a, azfd e)

    Ilay demande de sponsoring ve samy mitady any @zay ahitany sa iarahana mandrafitra ny dossier tsirairay?

    Raha ny hevitro manokana; tsara raha asiana date butoire ihany ny etape tsirairay, en fonction de la date du contest.
    ex: date butoire salle, date butoire pour dispatch des tâches, date butoire pour verification matériel etc...

    hevitra fotsiny io an...

    dia mamerina ny fialan-tsiny noho ny tsy fahatongavana nivory ooo

  2. En général,
    tiako tenenina ary efa noteneniko foana, tsara hiavaka ny rubrique contest sy ny VMRC online ato @ forum.
    Raha hijery calendrier contest dia any @rubrik contest fa tsy atambatra be fahatanyao @vmrc, na any anaty rubrik ana club (mifangaro voraka ny poulet sy ny vorona). Zay no momba ny organisation tsotsotra.

    Momba ny trophées:
    miombon-kevtr @big hoe tsy voatery ny valeur financière no mitondra azy.
    Nefa kosa aleo 2011 mbola atao coupe (na atao anle coupe style so6 taloha reny) fa so d mba hisy coupe iany ao @ salon-ko @ty lol!

    Momba ny inscriptions+license: aleo toundé annuelle amzay tsisy romoromo fa mlalao sisa no ao an-tsaina

    Momba ny contest:
    Je propose hoe 1 manche par team, 1 manche à tirer au sort et une manche itambarana.
    MAnahirana lé ho any tamaga satria samy hibata Gvints sy matos ho any ve, etsy am route du Mausolée ary efa sahirana zay sy Prez lol!lol!

    MDR @lé anaran'ny rallyes online!!! hahahah

  3. De retour après un long moment d'absence sur le forum. :p
    SSDRSK: lé N2010 avec camion mitsy an. sady TMR an... et il paraît que Tommi viendra en personne.

    lé civic manalasala be satria toa préparée pure asphalte iny?

    Sinon za tena miaiky ny évolution an'ny parc teto @tanàna en quelques années... Et dire qu'il y a 3 ans une Gc8 M12 c'était mahafinaritra teto, zao toundé grosses pointures grN... evo IX misy 2, evo X misy 2, N12 misy 3 sa 4, N10 misy 1, evoVII mou asa izay niafarany... affraid mlay zany eee


  4. I Tito vonona @ty 2011 ty, saingy mbola tsy nahavita inscription rallyesim 2011, et pour cause, mbola tsy manana rsrbr11... Nefa za ho any Bira anio dieny anio, alors voici ma quetion: rahoviana no délai farany ahafahana miditra @io écurie io? sa his hanao ny inscription-ko?

    zay lou fa sur fa ande hinana voankazo bdb a d itaingina pousse pousse

  5. Jojox> tsy ny animation lesy a. Fa hoe ahoana no fomba hi-mobiliser-na sy hampiverina ny bandy ao anaty revy (na revy tsotra io na sortie io na adidy io na fivoriana io na hiaraka hilalao rbr io na hiara hilalao cross car io na hiara hi petardlol!
    Rehefa ireo no adinodino dia estompe ho azy eo le so6 mamintsika fa hanjary ho polo sy chemise sisa.
    Ny zavatra mahafinaritra t@farany izao dia ny fahatongavana so6 maromaro nandray anjara tam rbr contest (sady nanala azy no nilalao no niaraka etc...dia toy izay leiz


  6. A une semaine avant le rallye Asatana, nous ne sommes pas encore fixes sur ce que nous allons faire, ou ce que nous n'allons pas faire (tout depend de comment on voit les choses)

    Il est tout de même a noter que le team so6 ne peut compter que sur ses membres, et les membres ne se limitent pas a moins de 10 personnes que je sache.
    Alors il est demande a chacun de donner son avis (au moins)
    Marihina tsara fa tsy ifanerena ary tsy mbola nifanerena ny fanaovana adidy, fa kosa mba tiana ho fantatra (ary tsara ho fantatra) ny hevitr'isika rehetra.
    Il en va de la vie du team zalahy an, il ne s'agit pas juste de ce rallye.

    Tsikaritra mantsy fa pour ce qui est reunions ou de adidy ou autres, il faut tout de même avouer que ce sont les mêmes tetes que l'on voit.
    (Resaka efa miverina foana moa indrisy)

    Tsy fanakianana ity fa fanairana antsika rehetra zalah6 an,

    Lazao ny hevitrareo, notamment pour ce sujet, animation ou pas au rallye asatana izay efa @herinandro.

    Isaorana moa izay efa nanambara ny heviny teto.

    Mon avis: raha hanao animation ihany, dia aleo anaty speciale, dia on reste ensemble pour barbecuter ensemble (pour garder l'esprit manala azy dans l'histoire)


    Zay no azo nambara, Anosy anareo ny fitenenana.

  7. Merci aux organisateurs de ce rallye, merci a Rallygasy pour la mediatisation, malgre quelques "soucis", zay le hoe rien n'est parfait mais la vie est faite pour se corriger et s'ameliorer...
    Merci Hents pour le (long) recit, mahafinaritra le mamaky anleizy an, surtout zao maraina mbola makafokafoka kely zao drunken mlay lesy le esprit "partager" a. rehefa mitantara otrzao mantsy lisany vao manana apercu kely zay, c'est comment un rallye. Emsics n'a pas tort, un livre comme ca serait un best-seller. Fais 1 chapitre par rallye lol!
    Dommage trop hoan'i Tovonen qui a impressionne plus d'un, talonnant les N4 et la C2... Trooop be an...
    Bon ben sinonfomba ny miarahaba ny mpandresy donc bravo a Joda-Rila


  8. thomas_radstrom a écrit:
    Mc Crash a écrit:

    TB elah annnn!!! tsika sy elah niaraka voadaka tary elah recruté sahady zay tsy misy manao combien lol!lol!lol!


    Ao letsy fa hamorona équipe tsika mitsam dé tsika mitsam rery a, ataotsika mamay reo ! lol!
    team radizn's basse-cour? lol! dia arian'lah zany radizn lé chicken killer? lol! so6 mpamono akoho mdrrrrrrrrrrr
×
×
  • Créer...